Ahoana ny fomba hanampiana ny Katolika II

81. marcus11 ( 19/08/2010 10:12)
;)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
82. xxwx ( 19/08/2010 12:59)
Matinareo ny akama klé , misy hevitra mazava ihany kosa indraindray laizainy kà, fa raha vao tsy zakan-dry zalahy dia lazainy fa sekta koa i wiwi
83. andrywui ( 19/08/2010 16:07)
Ika ---) hatramin'izao aloha dia izaho no miezaka mandefa teny avy ao anaty baiboly hamaliana anareo fa nenareo otran'ny tonga dia boraingona be foana ! ho valiana ndray ary zany ity tenin'ika ty !!!!



resaka baiboly notsimpotsimponinao araka ze mampety azy aminao fotsiny no nolazainao ahy ka
nasaiko nanazava ianao ny dikan'ny hoe tso-drano= tsy voazavanao


efa nolazaiko anao fa ny mitso-drano dia ny mametra- tanana sy mivavaka ho an'ilay zaza ! - raha Ika ve zany ho tsofin'i dadabe anareo rano dia maka rano izy de atetehany eo ambony lohan'ika ! - farafaharatsiny aza mba fafazany rano angamba ianao na ataony ambava le rano de afafiny avy ao ambava aminao na fomba hafa koa tehenana soroka ze handeha lavitra (tso-drano) daholo zany , misy kosa ny raisina ny tanany roa dia tehenana ny soroka roa (tso-drano) aby zany r'IKA fa tsy Batisa a !....

-- Ny batisa oa dia tokana : atsoboka anaty rano be (renirano na farihy) ary atsangana avy ao !
84. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:35)
aiza ao anaty baiboly no miteny kay hoe rano be de natsoboka tao anaty rano manontolo ny olona rehefa natao batisa...

de aiza ko no nisy hoe ndeha avadika ho piscine sy baignoire ilay ranobe taty afara?
85. ouioui ( 20/08/2010 22:37)
Misy rohy nomen'ny pikatti pretra mi-viol leisy a hihihihi
86. ikaretsaka ( 20/08/2010 23:06)
rano sy batisa no resaka ato sa pretra mi viol e?
87. ouioui ( 20/08/2010 23:39)
hoy i wiwi
Ika ---) hatramin'izao aloha dia izaho no miezaka mandefa teny avy ao anaty baiboly hamaliana anareo fa nenareo otran'ny tonga dia boraingona be foana ! ho valiana ndray ary zany ity tenin'ika ty !!!!
lasa mamaly boribory sisa le aka ty lé hihihi, vakio ny andini-teny nome'i wiwi leisy a, sa tsisy baiboly any e, asio katé indray ary e hihihihi
88. badluck ( 21/08/2010 07:10)
right:)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059