Ahoana ny fomba hanampiana ny Katolika II

41. andrywui ( 12/08/2010 13:32)
yéééé .... !! misy Tenin'Andriamanitra hoe " Izay MINO sy atao BATISA no honjena fa izay tsy hino no hohelohina ...!!


------ Efa filazana matotra sy mazava be le izy de mbola misy manodina foana ! efa hoe MINO aloha avy eo vao atao BATISA ... anotanio i Aina raha Mino izy fa hihomehezany nareo !! anotani ndray i Rondro hoe MINO ve izy dia hanaiky tsara izy hoe tena Mino ny TRINITE sy ny Filazanatsara ah de afaka atao Batisa zany i Rondro !! otrizay le izy !!!!
42. ikaretsaka ( 12/08/2010 13:45)
Dia misy tenin'Atra kao hoe "AVELAO NY ZAZAHANATONA FA AN'NY TOA AZY NY FANJAKAN'ATRA"

de iza ho'a no hotsimponina?

sa aminao samihafa ny hoe "voavonjy" sy ny "mahazo ny fanjakan'Atra"
43. hery ( 12/08/2010 13:47)
Ho an'ny Katolika ny Batisa dia varavarana hidirana ho ao anatin'ny fanjakan'ny Lanitra (Jn. 3, 5) ka nahoana ny zaza no tsy avela hiditra? Nefa izy ihany no miteny hoe "Avelao ny zaza hanatona ahy"? Sa tafiditra ihany na dia tsofin-drano fotsiny aza? Koa raha tsy tianareo handray anjara amin'izany fiombonambe izany ny zanakareo dia aza atao batisa fa tsy dia mampaninona loatra.

Ary raha anontaniana koa i Aina hoe Noana ve ianao, dia mety hihomehy koa izy. Dia tsy homena sakafo izany izy satria tsy noana akory? Ahoana no hitsaranao dieny mialoha fa tsy mila batisa izay ilain'ny fanahiny izy? Tsy hoe rehefa tsy miteny izy hoe NOANA dia tsy noana mihitsy... anjaran'ny ray amandreny ny manome sakafo azy na dia tsy miteny hoe noana aza izy. Raha hitanao fa mahatsara anao ny sakafo dia omenao ny zanakao koa. Dia toa izany koa ny batisa.
44. andrywui ( 12/08/2010 13:49)
Ikaretsaka Dia misy tenin'Atra kao hoe "AVELAO NY ZAZAHANATONA FA AN'NY TOA AZY NY FANJAKAN'ATRA"

de iza ho'a no hotsimponina?

sa aminao samihafa ny hoe "voavonjy" sy ny "mahazo ny fanjakan'Atra"




---- Tsy midika mihitsy io Teny io hoe ataovy Batisa ny zaza fa aza avadika r'Ika a! ... ny tena teny mazava sy marina tsisy kilema dia ny hoe : DIA NANDRAY AZY IZY KA NITSO-DRANO AZY .... izay ihany !!!!
45. andrywui ( 12/08/2010 13:55)
hoy hery ==Ahoana no hitsaranao dieny mialoha fa tsy mila batisa izay ilain'ny fanahiny izy?


Raha hitanao fa mahatsara anao ny sakafo dia omenao ny zanakao koa. Dia toa izany koa ny batisa.




Efa ohatra tsara sy mazava no nataon'i Jesoa dia ny nitrotro ka nitso-drano ny zaza


fa tsy nampaka rano an'i Maria izy dia natetehany teo ambony lohanjaza akory !!!!!!

------- ny Misy ao anaty baibolin'ny rehetra hoa dia i Filipo sy ilay Tandapa , Jesoa sy Joany Batista sns .... ka tsy azo havadika izany io fa manjary manao blasfemia hoy ny tenin'Andriamanitra hoe : " RAHA MISY MANAMPY NA MANAISOTRA IZAY VOASORATRA ATO ANTIN'ITY BOKIN'NY FAMINANIANA ITY DIA JEHOVAH HANALA NY ANJARA HAZON'AINY "....



.
46. hery ( 12/08/2010 13:58)
Angamba tsy vakian'i anrywui tsara ny soratako.
Jereo ao amin'ny Jaona 3. 5 "Fa hoy Jeso: Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy indray ny olona, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra.". Izy tsy niteny hoe "Rehefa tsofin-drano ny olona dia hiditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra". Koa maninona ny zaza no tsy avela hatao batisa fa tsofin-drano dia ampy?

Ary ilay resaka ohatra sakafo ve novakian'i andrywui?

47. bor2lais ( 12/08/2010 13:59)
Ary nivadika resaka batisan-jaza indray ny adihevitr'izy 3 mi-tsamy a !
Fa ny manitikitika ahy kely fotsiny dia hoe : andrywui izay milaza fa FJKM iringiriny ve rehefa manao batisa zaza ny Fiangonana dia ahoana ny ataonao ? Sa taloha io ?
48. andrywui ( 12/08/2010 14:03)
HOY HERY === ) Koa maninona ny zaza no tsy avela hatao batisa fa tsofin-drano dia ampy?


tsy hoe tsy atao batisa ny zaza fa rehefa lehibe izy ka mahatsapa tena sy mahalala MINO sy mahalala fahotanan dia tsy maintsy alevina ao amin'i Kristy amin'izay atao batisa !!! fa tsy hoe tsy handalo Batisa mihitsy izy akory !!

fa amin'ny fahazazany dia fitsofandrano no nataon'i Jesoa ary tsy azo avadika sy ahodikodina izay voasoratrin'ny Tenin'Andriamanitra !!


.
49. andrywui ( 12/08/2010 14:06)
hoy hery === )Jaona 3. 5 "Fa hoy Jeso: Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy indray ny olona, dia tsy mahazo miditra amin'ny fanjakan'Andriamanitra.".


- Hery ihany kay dia mahavaly azy !!! raha tsy ateraky ateraky ny rano indray ny olona ... -- itanao !! mila ateraky ny rano ny olona ! mila alevina anaty ranobe ,raha tsy zany dia tsy mahazo mahita ny fanjakan'A/tra
50. hery ( 12/08/2010 14:12)
ahoana ary izany manova baiboly izany.

raha tsy ateraky ny rano ve midika hoe alevina anaty ranobe?

Izany hoe Ateraka = alevina
rano = rano be?

:-)

Fa tokony ny pasiteranareo tokoa anie no anontanianareo ra andrywui raha tena FJKM ianareo e. Ny FJKM mantsy tsy manao an'io ranobe io.
51. ikaretsaka ( 12/08/2010 14:16)

Tsy midika mihitsy io Teny io hoe ataovy Batisa ny zaza fa aza avadika r'Ika a! ... ny tena teny mazava sy marina tsisy kilema dia ny hoe : DIA NANDRAY AZY IZY KA NITSO-DRANO AZY .... izay ihany !!!!


Velabelaro ilay hoe : "nitso DRANO" anazy ;)
52. andrywui ( 12/08/2010 14:17)
FJKM aho hery fa tsy midika hoe tsy mahalala ny zavatra marina akory a! ... etude anah manokana ny ahy io ary fantariko zaho manokana , ka raha diso de anah le izy raha marina de mbola anah ihany le mba fandinihako manokana ! fa za dia mijanona FJKM foana !!
53. andrywui ( 12/08/2010 14:20)

Velabelaro ilay hoe : "nitso DRANO" azy


-- hay izay zany no mahatonga anareo mihizingizina amle hoe atet ?? mazava le tenin'Ika io !! le hoe nitso-drano zany raisin'i IKa hoe natete rano ?
54. ikaretsaka ( 12/08/2010 14:27)

FJKM aho hery fa tsy midika hoe tsy mahalala ny zavatra marina akory a! ... etude anah manokana ny ahy io ary fantariko zaho manokana , ka raha diso de anah le izy raha marina de mbola anah ihany le mba fandinihako manokana ! fa za dia mijanona FJKM foana !!


Ok ..supposons ary! ekena mba tsy hifandirana.. nefa ny mahagaga dia ireo namanao FJKM (Naritsimba sy i Bord) aza gaga fa tsy izany hono ny FJKM
55. andrywui ( 12/08/2010 14:29)
Ika === ) efa mazava anie io namaliako azy eo ambony io e!

étude sy fandinihako ny Baiboly manokana izany hoa !!! .... = anah irery !!!
56. andrywui ( 12/08/2010 14:31)
Efa ohatra tsara sy mazava no nataon'i Jesoa dia ny nitrotro ka nitso-drano ny zaza


fa tsy nampaka rano an'i Maria izy dia natetehany teo ambony lohanjaza akory !!!!!!

------- ny Misy ao anaty baibolin'ny rehetra hoa dia i Filipo sy ilay Tandapa , Jesoa sy Joany Batista sns ....
57. andrywui ( 12/08/2010 14:42)
58. andrywui ( 12/08/2010 14:45)
Anio, 12-08-2010 l Laharana : 3740



zava-misy
Relijiozy

Voaroaka ilay masera bevohoka

Efa 5 volana izay no teraka ity masera iray teny amin’ny faritra Mahitsy iny. Raha ny marina dia tany ivelany izy no bevohoka ary voatery nalefa taty an-tanindrazana. Rehefa tonga teto Madagasikara izy, nanatona mpamivelona iray hampiteraka azy. Teraka soa aman-tsara izy tamin’izay, saingy tsy nety nitaiza ilay zanany. Sahiran-tsaina ilay mpamivelona tamin’izany toe-draharaha izany, ka voatery nitady vahaolana, satria tsy afaka hitaiza ilay zaza koa ny tenany. Nisy mpivady tsy niteraka izay, àry nifaraka tamin’ilay mpamivelona fa hitaiza ilay zaza tsy manan-tsiny. Raikitra fa izy ireo no hikarakara sy hamelona ilay zazakely. Ilay masera kosa lasa namonjy ny fikambanana misy azy tany ivelany. Kanjo taty aoriana kely, voaroaka ilay masera ka nody teto an-tanindrazana. Niteraka olana anefa izany amin’izao fotoana izao satria tsy manaiky ilay masera voaroaka fa mila ny zanany.

niry ramanitra


santionan'ilay resaka ry zalah a! mbola betsaka ato .... io tsy nisokatra etsy io ny lien !!! sao hoe naforoniko ndray !!!





59. ikaretsaka ( 12/08/2010 14:49)
dia andraso aloha ny tohiny.. tsy mbola voalazan'ny gazety hoe inona ny fanapahakevitry ny fiangonana sns...
rehefa tonga any isika dia tatero..
60. andrywui ( 12/08/2010 15:07)
- Hay tsy hitan'Ika ny fanombohanle tantara !! - bevoka tany ivelany ikala dia nody taty M/car aloha niteraka ! dia niverina tany ivelany ndray hanohy hanao Masera , kay kobo tany ny fika rehetra dia voaroaka avy tany ndray dia nitady anble zanany naterany tao a Mahitsy amin'izay izy de nanomboka teo le drame be ! ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0087