Ahoana ny fomba hanampiana ny Katolika II
21. andrywui
(
11/08/2010 15:25)
- Ary na mijery ny fivavahan'ireo ataonareo hoe sekta koa aza anie ah ry hery ka sahiko ny milaza fa manonona ny anaran'i Jesosy Kristy sy i Jehovah ary ny Fanahy Masina 100% ry zareo fa tsy manompo -tapa-kazo " sy sampankazo sy rano voahasina sy lavenona sns .... e "
novalian'i andrywui ny 12/08/2010 13:06
22. andrywui
(
11/08/2010 15:27)
ary tsy manompo fati-na masindahy sy masimbavy ary olon-tsambatra ry zareo fa tena mivavaka amin'i Jehovah Andriamanitra mihitsy
(mbola averiko ndray fa tsy sekta ah fa mpanao etude fotsiny )

23. hery
(
11/08/2010 15:40)
Ka tsy misy olana anie izany e.
Ny mety ho olana dia izy tsy mino an'i Jesoa ho Andriamanitra (ny Temoins du Jehovah ohatra), sy tsy mino ny Trinite masina (TJ ihany).
Amiko dia tsy olana mihitsy ny sekta rehefa tsy mandrebireby ny hafa. Samy mamonjy ny fanahiny ka raha izay no hitany hahavonjy azy dia tsy blem. Fa raha vao manomboka mikitika ny finoan'ny hafa izy dia tsy izy intsony.

24. ikaretsaka
(
11/08/2010 15:40)
Mody ny anaran'i Jesoa sy i jehova no entiny mamoritra anao hanao izay tiany atao ara psykolohika ka hahatonga anao karazan'ny vesaran-jacatra izany foana "noho i jesosy" =izay no atao hoe sekta evankelika ...aminy aloha raha ara-keviny, toy ny ataon'ny TJ ohatra izay i Jehova no mody ampiasainy mba hahatonga anao hisintaka @ societe fa tsy te hahalala intsony afa tsy ry zareo!
ny hoe "lavenona sy rano voahasina indray" .. mahatonga anahy mnontany anao indray hoe rehefa soratra ao anaty boky izany ve dia ok fa rehefa zavatra hafa dia tsy ok?...
nefa samy fitaovana aby na ny soratra na ny lavenona ...
dia fanontaniana ihany: maninona rehefa atao batisa ianareo tsy tenenina fotsiny hoe vita batisa ny zaza o...mirava eeee.. fa asiana symbole be hoe mampiasa rano koa?
dia tsory hoe rehefa inona le izy no ok aminareo hoa de rehefa inona ny tsy ok..
satria izany raha izao de rehefa metimety @ nareo le izy
ka ny fanontaniako de hoe Atra tokoa ve ary no inoanareo sy ekenao...sa ny tenanareo?

25. andrywui
(
11/08/2010 15:51)
IKA === ) Ilay batisa mazava be fa "Tsy nanao batisa zazakely Jesoa "fa nitrotro azy Izy dia nitso-drano azy "
--- Fa i filipo kosa raha tadidinao dia hoy izy hoe io misy rano ka inona no manakana ahy tsy hatao batisa ? ary i Jaona Mpanao Batista tsy nanao Batista zazakely fa olon-dehibe no natao batisa , i Jesoa efa lehibe koa vao natao batisa !
--- Ary ny tena zava-dehibe dia hoy ny Tenin'Andriamanitra ; "Izay Mino sy atao Batisa no hovonjena .... " IZANY HOE : "MINO aloha vao atao BATISA " ..... ka ny zazakely ve mino ???
-- Izay no hanekeko an'ilay batisa anaty ranobe fa tsy tete ambony loha !!! iza ao amin'ny baiboly ary no natete tambony loha natao Batisa izy ??
,Aza tezitra miresaka an . ... tsy mahay ah de mba te ahalala !!!!

26. hery
(
11/08/2010 15:56)
Ka tsy ho arak'i andrywui eto mihitsy izany rehetra izany surtout afangaro ilay resaka.
Tsy vao i andrywui no nametraka ireo fanontaniana ireo. Ary efa be dia be ny valiny any rehetra any. Tadiavo amin'ny google fotsiny ohatra dia mety.
Ny fanontaniana spécifique amintsika izay mety tsy hahitan'i andrywui valiny any amin'ny rehetra any apetraka.
Ohatra fotsiny, rohy iray momba ny batemy ho an'ny ankizy kely
http://qe.catholique.org/bapteme-et-confirmation/80-pourquoi-baptiser-les-petits-enfants-ils

27. andrywui
(
11/08/2010 16:01)
NON hery ! .... tsotra ny ahy hoy ilay jamba teo ambavahadin'ny Tsaraendrika : ... jamba ah taloha , mahiratra ah izao ! - tokony ho valiny fohy kely fotsiny no amalianareo an'io hoe misy olondehibe natete ambony loha ve ao anaty baiboly (louis sec na baiboly Catho )
---- Ilay batisa mazava be fa "Tsy nanao batisa zazakely Jesoa "fa nitrotro azy Izy dia nitso-drano azy "
--- Fa i filipo kosa raha tadidinao dia hoy izy hoe io misy rano ka inona no manakana ahy tsy hatao batisa ? ary i Jaona Mpanao Batista tsy nanao Batista zazakely fa olon-dehibe no natao batisa , i Jesoa efa lehibe koa vao natao batisa !
--- Ary ny tena zava-dehibe dia hoy ny Tenin'Andriamanitra ; "Izay Mino sy atao Batisa no hovonjena .... " IZANY HOE : "MINO aloha vao atao BATISA " ..... ka ny zazakely ve mino ???
-- Izay no hanekeko an'ilay batisa anaty ranobe fa tsy tete ambony loha !!! iza ao amin'ny baiboly ary no natete tambony loha natao Batisa izy ??
MILA JIRO IO FA ZAHAY TSY MAHAY O
.

28. ikaretsaka
(
11/08/2010 16:01)
atao hoe batisan'olondehibe aza e...
fa any @ le mampiasa rano no resaka aloha fa tsy hahodina an
Oups> tsy FJKM ianao izany rehefa dinihina fa tsy atao batisa ny kilonga any
Fa mba efa novakianao koa ny tantaran'iLydie, ilay mpiandry gadra tany Filipo ilay, i Stefano koa? ny 1 trano (ny zaza anisany) koa natao aby !
sady to tsary misy mahitsiny ao @ baiboly hoe izay mino sy atao batisa no vonjena, tsy niteny izy hoe ny olondehibe ihany!

29. andrywui
(
11/08/2010 16:07)
IKA == ) tsy niteny Izy hoe ny olondehibe ihany fa kosa hoy izy hoe : IZAY MINO SY ATAO BATISA NO HO VONJENA FA IZAY TSY METY MINO NO HOHELOHINA
dia mbola averiko ihany fa mino aloha hoy Izy vao atao Batisa !!! ka ny zazakely tsy MINO !! .... sa anotanio ary i AINA hoe mino ve hianao ?? de hiomehezany eo fotsiny nareo ! ... fa raha i Lanto no anotaniana dia hoy izy hoe : tena MINO aho ! de azo atao Batisa amzay i Lanto satria efa NINO ......

30. ikaretsaka
(
11/08/2010 16:09)
ny anontaniana an lery dia hoe voavonjy ve ianao sy hoe zanak'Atra ve ianao fa tsy hoe mino ve ianao
31. andrywui
(
11/08/2010 16:13)
IKA == ) mamadika Tenin'Andriamanitra !!!!!!
izay anie no teniny hoe : Izay mino sy atao Batisa no hovonjena e!
aleo aloha ah handeha r'IKARETSAKA sy HERY fa bye alou nareo fa amin'ny manaraka ndray isika 3mirahalahy miresaka e ! bye

33. fijo
(
11/08/2010 20:42)
ny hoe zanaka mopera na frera aloha ,dia misy tsy azo lavina izany.na any mada na aty ivelany,fa l ehoe angonina ao amin aankany???eo no tsy haiko.i frera baudet tao ambositra (taona 1970)tany hoany no nalaza tamin'io,fa avy dia nampodiana aty italia.ka lazao tokoa le akany rawix raha misy an
35. naritsimba
(
12/08/2010 11:25)
Raha mandinika i andrywui dia diniho tsara fa fanoharana no betsaka nataon'i Jesoa.
izaho dia FJKM iringiriny ihany koa, raha mikasika ny Batisa ho an'i zaza, dia rehefa nanao batisa i Jesoa ho an'i ankohonan'ny Mino dia tsy nanavaka na kely na lehibe fa nataony daholo, ary tsy navelany hikambana tamin'ny tsy mino na ny jentilisa izy ireny, dikan'izany na kely na lehibe dia tsy afaka nikambana t@ tsy mino.
Diniho anefa fa fampianaran'i Jesoa izany fa rehefa taty aoriana kosa dia nitory hatrany Jodia sy samaria ary hatrany am-paran'ny tany ny apôstôly satria tian'i Jesoa ho voavonjy daholo ny olona rehetra.
Ny ankohonana iray dia ahitana ny ray aman-dreny, ny zanaka sns, raha ho antsika Malagasy.
Momba ny olo-masina dia misy ny vavaka fanekem-pinoana izay ahitana fa : ...Mino ny fiangonana Masina manerana izao tontolo izao ary ny fiombonan'ny olona masina...
Marina io voalazanao io, ary inona moa no mahadiso ry andrywui raha mitaiza ny zanany izy fa tsy navelany ho mpirenireny izy ireny, mba manaova toa azy ihany koa raha manana zanaka am-pielezana e!

36. andrywui
(
12/08/2010 13:09)
OK naritsimba == ) ilaina ny fitaizana ny zanaka ho amin'ny lalana tsara , fa kosa tsy mamorona izay tsy voalaza ao amin'ny Baiboly akory !!! hoy ny baiboly : " ...Dia nitrotro azy Izy ka nitso-drano azy(zaza) ".. .. fa tsy hoe "...Dia nitrotro azy Izy ka nanao (batisa)Batemy azy..." TSIA dia TSIA ...! tsary mety zany ..
37. andrywui
(
12/08/2010 13:11)
hoy ikaretsaka - 11/08/2010 18:56
ny zanany rehetra no hovonjena na misy 1 nania aza ka
Tsy misy hovonjena fahatany izany r'Ika raha tsy mibebaka a!! ( Izay tsy manampahamasinana dia tsy ahita ny Ray mandrakizay ...)
-Fa tsy hoe rehefa zanany IKA dia ho tafa fona zany na dia be vinany aza !!
-------- hoy Miharena izay hoe : MILA MIAMBINA MANDRAKARIVA

38. hery
(
12/08/2010 13:16)
andrywui> Ary nareo manao ordi izao anie ka tsy manaraka ny lazain'ny Baiboly e. Toa tsy misy ao anaty baiboly mantsy hoe Mampiasà ordi i andrywui..
eritrereto lalina ny tiako holazaina
eritrereto lalina ny tiako holazaina
39. andrywui
(
12/08/2010 13:26)
-- Raha nisy filazan'ny Baiboly Teny hafa momba ny Ordi , ohatra hoe "ny vilany no fijerevana serasera fa tsy ny ordi " dia tena nanaiky an'izay voalazan'ny baiboly izay ny tenanay ka vilany no hijerevana serasera zany !!!
---- fatsy hoe "nitso-drano ny zaza Jesoa !! dia mbola izngizinina hoe nanao Batisa zaza Jesoa "

40. hery
(
12/08/2010 13:27)
mitso-drano ny zaza ihany koa ny mpitondra fivavahana ka.
Tsy hoe rehefa tsy miteny i Jesoa hoe ataovy batisa ny zaza dia hoe tsy azo atao batisa.
Sa misy filazana ao amin'ny baiboly hoe AZA atao batisa ny zaza?