ahoana no hamonjena ireo mpanompo sampy
1. xxxy
(
10/08/2010 12:15)
namaky hevitra tato aho ao ny sekta ao ny katolika sy ny forongony rehetra
ho an ireo mpanompo sampy sy ny tsy mpino raaha ny fitadidiko azy dia izy ireo no ho avotan ny avo aloha vao ny hafa. Toa ny israelita dia voahozona ka farany vao miditra any @ paradisa. izany hoe tsy aleo ve aloha izany hanompo sampy fa mbola betsaka ihany ny hiditra aorianantsika toy izay ireto katolika sy protestanta sy ny sejta sy ny karazany miady be ireto???
avohay ny hevitra ary triky de amby

novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:44
2. hery
(
10/08/2010 12:36)
Fa maninona no ianao no hamonjy ny mpanompo sampy? Mila famonjena avy aminao ve izy ireo?
3. xxxy
(
10/08/2010 14:41)
Hery> Ary ianao ve tsy kristianina ee???? Mba hivavao izy ireny. Angaha moa mila famonjena be fa vavaka dia ampy tssss. Tokony hivavaka kely ianao na dia izany aza
4. ikaretsaka
(
10/08/2010 14:52)
xxxy> vavaka =tolona fa tsy sento ko, sady ny Atra inoana toa tsy genie de la lampe ka hoe misalaka tanana sy mingonongonona eo de mandry ny ary 100 am-pandriana loatra, fa Atra mamela antsika koa hiasa sy handinika kosa .. miangavy antsika mba hanantontosa fahalavorariana miaraka Aminy.
dia ny tokony hatao aloha amiko dia hoe ny mpanompo sampy ve honettement @ saina tsy miangatra sy hoe tsy misy prejuges ... mandray anjara koa@ io fanampiana ny mpiara belona ho any @ fahalavorariana io koa.
sa mainka manorotoro ny maha olona ny olona 1 na ny societe 1
any aloha no mila dinihina izay vao mandeha ny resaka kivonjivonjy

5. xxxy
(
10/08/2010 15:04)
Ka tsy mila vonjena koa izany ilay olona1 sy societe 1 ve hoy ianao ra ikaretsaka fa sao dia adinonao aza 1 no isa voalohany ka hisaoty eo ianao ka hiverina any @ voalohany? Atomboy dieny izao fa aza miandry na misaotisaoty izany
6. hery
(
10/08/2010 15:29)
xxxy:
Hery> Ary ianao ve tsy kristianina ee???? Mba hivavao izy ireny. Angaha moa mila famonjena be fa vavaka dia ampy tssss. Tokony hivavaka kely ianao na dia izany aza
Ka ianao ihany izany dia efa mahavaly ilay fanontanianao eto amin'ity lohahevitra ity hoe "ahoana no hamonjena ireo mpanompo sampy"
Voavaha ny olana? :-)
7. ikaretsaka
(
10/08/2010 15:40)
xxxy:
Ka tsy mila vonjena koa izany ilay olona1 sy societe 1 ve hoy ianao ra ikaretsaka fa sao dia adinonao aza 1 no isa voalohany ka hisaoty eo ianao ka hiverina any @ voalohany? Atomboy dieny izao fa aza miandry na misaotisaoty izany
olona 1 sy societe 1 iza moa izany?
raha ilay TJ no tianao resahina dia iny efa marina sy voazava fa mandoto ny mpiara belona aminy ka.. @ n'ilay hoe TSY MAINTSY toa azy ihany sy hoe MILA atao ohatranazy aby ny olona ... izay vao voavonjy sns...
8. xxxy
(
10/08/2010 16:45)
hery:
xxxy:
Hery> Ary ianao ve tsy kristianina ee???? Mba hivavao izy ireny. Angaha moa mila famonjena be fa vavaka dia ampy tssss. Tokony hivavaka kely ianao na dia izany aza
Ka ianao ihany izany dia efa mahavaly ilay fanontanianao eto amin'ity lohahevitra ity hoe "ahoana no hamonjena ireo mpanompo sampy"
Voavaha ny olana? :-)
Mino aho fa mivavaka ho an ny fianakavianao koa ianao na dia adinonao koa aza ny mivavaka ho an ny mpanompo sampy sy ny mpanota rehetra
9. xxxy
(
10/08/2010 16:48)
ikaretsaka:
xxxy:
Ka tsy mila vonjena koa izany ilay olona1 sy societe 1 ve hoy ianao ra ikaretsaka fa sao dia adinonao aza 1 no isa voalohany ka hisaoty eo ianao ka hiverina any @ voalohany? Atomboy dieny izao fa aza miandry na misaotisaoty izany
olona 1 sy societe 1 iza moa izany?
raha ilay TJ no tianao resahina dia iny efa marina sy voazava fa mandoto ny mpiara belona aminy ka.. @ n'ilay hoe TSY MAINTSY toa azy ihany sy hoe MILA atao ohatranazy aby ny olona ... izay vao voavonjy sns...
Na mandoto ny mpiarabelona na diso teolojia aza izy dia anjarantsika tsirairay no hanampy azy fa aza manary ny ondry ao ambala. Tiavo ny favalonao hoy izy ary aza mitorabato voalohany
tena kozy milay be io
11. fijo
(
10/08/2010 18:47)
fa iza aloh ano milaza amin'i xxxy fa mila famonjena ny mpanompo sampy??????sa efa nitaraina tany izy ireo???
sa izay indray le hevitra kristianina manambony tena hoe izay tsy toa nay dia diso???

12. ndenn
(
10/08/2010 20:15)
F'angaha i Fijo manompo sampy koa no mahalàla fa tsy mila famonjena ny mpanompo sampy ?
13. hery
(
10/08/2010 21:24)
Sakafo ny finoana. Tsy ifanerena. Atoro azy fotsiny izay sakafo mahavoky sy mahavelona anao. Matoa izy tsy mihinana dia na mbola tsy noana, na misy zavatra hafa mahavoky azy kokoa noho izay arosonao. Nahoana izy no TERENAO hihinana izay sakafo mbola tsy zakany? Izay ny filozofiako. Miteny fotsiny aho hoe izao no mahavoky ahy... anjaranao no mihinana rehefa avy eo na tsia.
Fa izaho koa aza terenao hihinana ny sakafonao...

14. Miharena
(
11/08/2010 07:05)
Hanampiana ny an'i Hery dia miantoka ny aina ny sakafo=finoana, ka roa ihany no safidy: mifototra amin'ny azo antoka dia ny tena izy, na mifototra amin'ny tsy azo antoka fa aloka sy hevi-dravina.
Koa na sampy io na Kristiana, rehefa hitanao fa aloka dia aleo aloha tsy mihinana fa mandinika tsara.
Na izany na tsy izany dia isika aloha dia zaza vao teraka daholo dia mahita ny ataon'ny olon-dehibe sy izay fahanany antsika dia aleo manao hoe : fantarina aloha ny zava-drehetra, dia tazonina mafy izay tsara. Dia mahazo antoka isika amin'izay fa velona tsara satria misakafo tsara rehefa avy nanadrana na nanadihady azy rehetra dia mahita hoe iry ratsy kay.

15. hery
(
11/08/2010 07:37)
Raha efa misy miteny anao kosa hoe poizina io fa tsy sakafo dia mbola handramanao ihany ve? Indrindra fa efa henonao hoe nisy maty nihinana ilay poizina? Izay no maharatsy ilay manandrana etsy sy eroa.
16. Miharena
(
11/08/2010 07:51)
Hoy aho hoe: Dia mahazo antoka isika amin'izay fa velona tsara satria misakafo tsara rehefa avy nanadrana na nanadihady azy rehetra dia mahita hoe iry ratsy kay.
Izay ilay hoe manadihady fa tsy mihinana amam-bolony.

17. ikaretsaka
(
11/08/2010 13:38)
miharena> ny fahitako azy indray dia hoe isika no mamaritra io tsara sy ny ratsy io: izay miankina be amin'ny fahitantsika azy!
rehefa mety aminao ny zavatra iray dia izay no hoe tsara aminao, ny tsara aminao anefa tsy voatery ho tsara amin'ny sasany, ny ratsy aminao koa tsy voatery ho ratsy amin'ny sasany
miresaka poizina moa ianareo: amiko tsy any loatra no hjerena azy, satria ny hita sy tsapa dia samy soa any amin'izay misy azy any ireo rehefa tsy manembatsembana ny iray f@ fanerena (na mivantana na ankolaka)
noho izany tsy misy idiran'ny resaka poizina mihitsy eto raha tsy ry nareo sy ry zareo no mifanaratsy sy mifampisompatra.
Ohatra fotsiny hoe misy olona tsy mahazaka siramamy ohatra , dia ianao fantatrao fa tsara sy matsiro aminao ny siramamy.. kanefa raha vao mi interferer any @ ilay olona ianao ka mampiditra any ny siramamy , dia izay no mifanampoizina, eny na tsara be taminao aza ny siramamy!
izay no mahasamihafa ny dinika eto sy arokatra

18. andrywui
(
11/08/2010 13:48)
xxxy === ) tsy ny mpanompo sampy na ny jentilisa rehetra akory no "Voavonjy " fa izay manaiky ny Filazantsara dia Kristy maty noho ny fahotantsika ary maty ka nalevina , nitsangana tam maty ary niakatra eo ankavanan'Andriamanitra " !!!....
-- Fa tsy hoe rehefa jentilisa na ny mpanota dia tafa daholo akory an !!!!!! diso be izany ! fa mila mibebaka ny olona vao afaka mahita ny lanitra ...

19. ikaretsaka
(
11/08/2010 14:05)
andrywui:
xxxy === ) tsy ny mpanompo sampy na ny jentilisa rehetra akory no "Voavonjy " fa izay manaiky ny Filazantsara dia Kristy maty noho ny fahotantsika ary maty ka nalevina , nitsangana tam maty ary niakatra eo ankavanan'Andriamanitra " !!!....
eo sahady aloha dia tsy afaka atao sahady ny mitompo tena fatratra ... satria tsy mbola nisy (indrindra aminareo tsy mino ny "faty" loatra) ny voavonjy niverina ka nilaza hoe zahay voavonjy de zao no nataonay!
andrywui:
-- Fa tsy hoe rehefa jentilisa na ny mpanota dia tafa daholo akory an !!!!!! diso be izany ! fa mila mibebaka ny olona vao afaka mahita ny lanitra ...
sarotra be hoa, satria tsy isika no mametra ny tafa sy ny tsy tafa
20. andrywui
(
11/08/2010 14:09)
Aza mivavaka dia aza mibebaka ary i IKA de ho hita eo raha ho tafakatra na ho tafajanona ! ... rehefa tsy handray ny Filazantsara sy mafy hatoka ny olona iray ka tsy mety hiverina amin'Andriamanitra dia mazava ho azy zany e!! ...sa hanao blasfemia ve nareo ka hilaza hoe tonga dia hiditra ny lanitra ny mpanompo sampy nefa tsy nibebaka e ! ....aiza ary izy zany !!!