ahoana no hamonjena ireo mpanompo sampy
21. ikaretsaka
(
11/08/2010 14:11)
farito aloha ny atao hoe mibebaka..
dia valio le fanontaniako hoe inona tokoa moa ny antony hivavahanao? tahotra ny afobe sa fitia te ho any am-paradisa?
dia valio le fanontaniako hoe inona tokoa moa ny antony hivavahanao? tahotra ny afobe sa fitia te ho any am-paradisa?
novalian'i xxxy ny 14/08/2010 08:31
22. soanja
(
11/08/2010 16:44)
andrywui:
nareo ka hilaza hoe tonga dia hiditra ny lanitra ny mpanompo sampy nefa tsy nibebaka e !
Izay mpanompo sampy aloha inoako fa tsy mahalala sady tsy miraharaha izay Lanitra satria tsy izay no tanjony sy tiany aleha rehefa vita ny fiainany eto an-tany.
23. ikaretsaka
(
11/08/2010 16:57)
ka izay le izy hoe : inona no tena tanjona mahatonga ny tsirairay hivavaka..
anyt aloha no tsara anontaniana voalohany
anyt aloha no tsara anontaniana voalohany
24. fijo
(
11/08/2010 20:46)
ndenn - 10/08/2010 22:15
F'angaha i Fijo manompo sampy koa no mahalàla fa tsy mila famonjena ny mpanompo sampy ?
tsia tsy mpanompo sampy sady tsy mpino kristiania na silamo na jiosy,fa tsy mino koa ,fa mila fanampiana ireo.samy efa manana ny ampy azy ireo dia hajao araka izay finoany azy izay ny azy.

25. ndenn
(
13/08/2010 09:02)
Fijo ;ka izay ilay izy ! raha tsy hiainanao sy mampihatra ny lalàna anaty sy mifehy ny fomba iray ianao tsy hahafantatra velively ny tena fotony .
26. ikaretsaka
(
13/08/2010 13:28)
ndenn> fa mila fantarina koa aloha le antony, tsy vitan'ny femetrahana hoe "rarana ny manao maloto eto fa izay tratra dia iharan'ny lalana mifehy " loatra no hahatonga ny olona tsy hivalana eo intsony;
fa ny fahafantarany hoe inona no antony (misy inona io toerana io) mahatonga ny olona handrara azy hivalana eo!
io tsy misy hafa amin'ilay tantara nataon'i fijo hoe any avaratra amin'ny lalan'i diego iny misy fiangonana .. dia tsy ampy 50 metatran'io fiangonana io akory dia feno fasana,
dia ny mahagaga rehefa misy fivavahana dia ilay rehefa lava iny ny toriteny ka poritra ny olona dia eo amin'ny manodidina ilay fiangonana no mivalana... eo akalamanjana be eo! misy soratra hoe rarana ny manao maloto eo, indraindray misy diakonina na mpanao raharaham-piangonana miandry mihitsy fa e e e ... fa dia eo ny olona no manao e!!!
kanefa ery akaikin'ny fasana ery sady mangingina tsara no takotakona feno lobolobo sy kirihitra azo antoka hoe tsy misy mahita! nefa any madio.. tsy hipipizan'ny olona...
moralite: tsy lalana loatra ... fa ny fahafantarany hoe inona no antony

27. xxxy
(
13/08/2010 17:21)
hery> ny fitiavantena hono tsy mampiditra any andanitra any ka dia manana ihany re ianareo fandavantena hivavaka ho an ny sasany ary tsy an katerena izy io ry hery fa atao ampisainana. Ianao izany raha mahita olona milako zaza efa ho safotra dia lalovanao fotsiny.
tsy terena ianao hanao n inon inona fa anjaranao koa no mandinika na tsara io na ratsy
Ary raha sakafo misy poizina izany efa lazaina ianao fa misy poizina ve dia mbola hihinana sa te hamono tena koa, anisan ny tsy mampiditra any @ avo koa izany
ikaretsaka> mitovy hevitra aminao aho @ iny fa tsy isika no mandidy izay hiditra any sy tsia
farany: be fitiavantena be isika ka manadino ny fihetsika na fomba indray mipika ataontsika indraindray. Tsy voatery mila zavadehibe vao mahavita vavaka fa na any anaty metro aza 30 segondra dia ahafahana mivavaka ho an izay zavatra hitanao fa tsy mety

29. xxxy
(
14/08/2010 08:31)
fijo:
ka le vavaka tsy arahina hetsika tsy mamokatra fa lasa revy
ary ilay vavaka ampiana hetsika sao dia lasa revy be?????
31. fijo
(
17/08/2010 19:47)
aleo manao zavatra toa izay lany andro mivavaka ka,
rah amahita zaza darohana,aza lany andro mivavaka,fa sakano aloh ailay mpidaroka.izay no ilaina
rah amahita zaza darohana,aza lany andro mivavaka,fa sakano aloh ailay mpidaroka.izay no ilaina
32. marcus11
(
17/08/2010 19:54)
yes;)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
33. pikatti
(
17/08/2010 20:28)
fijo:
aleo manao zavatra toa izay lany andro mivavaka ka
Mivavaha ho anay mpanota e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/petit-mdr-168.gif[/IMG]
Isika no tsy mpivavaka rafijo fa avelao ry zalahy mazoto kosa hanao izay reviny e, samia manao izay mahafalifaly ny fony e, samy mandeha samy mitady
34. fijo
(
18/08/2010 20:49)
avelao izy hivavaka ,tsy olana,fa za mamporisika azy ireo koa hanao asa manaraka an'io,fa lasa revy wa
35. ouioui
(
18/08/2010 22:05)
Ka ry zalahy ato anie mivavaka foana angamba fa tsy hita any @ politika any intsony e hihihi, safidiny kosa izay e, izaho ary izao mba efa makato ,hihihi
36. marcus11
(
19/08/2010 10:12)
:)[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
37. xxwx
(
19/08/2010 13:00)
OUIOUI==> izaho ko vao tonga ato e,mba tsy fanatika be loatra any @ politika any leisy a