Lesona azo hianarana ao amin'ny Joba
1. niryna
(
28/05/2010 02:30)
Rehefa mamaky ny baiboly ao amin'ny tantaran'i Joba isika dia tena maro ny zavatra azo alaina ary am-piharina amin'ny fiainana.
Na dia tsy misy angamba raha olombelona nijaly toa an'i Joba kanefa nomen'Atra antsika kosa angamba io tantara io mba ahatonga antsika tsy ho kivy na hiverin-dalana raha misy mahazo amin'ny fiainana.
sa ahoana hoy nareo ?

répondu par niryna le 08/07/2010 19:19
2. rijadolly
(
28/05/2010 21:44)
Marina,
Ny nanao ny marina sy izay nampihaiky an' Andriamanitra aza mbola nahazo test, maika fa isika izay tsy mendrika sy feno ota. Amiko sambatra izay test- na fa rehefa vita izany dia tsy ho tsaroina ohatry ny vehivavy miteraka ihany.

3. LazaDaddy
(
30/05/2010 07:07)
- Misy i Satana
- Mivezivezy mitety tany i Satana
- Mandray anjara ao am-piangonana i Satana (rehafa nivory ny zanak'Andriamanitra dia mba teo koa i Satana)
- Manana fahefana i Satana
- Misoko mangina sy mampiady ny fianakaviana i Satana
- Mamono sy manimba ary manameloka ny zanak'Andriamanitra no tanjon'i Satana
- Mahery Andriamanitra
- Voafetran'Andriamanitra ny fahefan'i Satana
- Tsy mivadika amin'ny fampanantenany Andriamanitra (manaiky ny sonia nataony Izy , LOL)
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
- Mitahy izay tsy mivadika Aminy Adriamanitra
- Mandalo ny "fahefan'i Satana", fa ny an'Andriamanitra mitoetra mandrakizay
...

5. bor2lais
(
02/06/2010 09:32)
rijadolly:
Amiko sambatra izay test- na fa rehefa vita izany dia tsy ho tsaroina ohatry ny vehivavy miteraka ihany
-> Ny mety ho olana eto dia ny fahakiviana : tsy voatery ho tahaka ny an'i Joba daholo ny finoan'ny tsi11, sa arakaraky ny finoan'ilay olona ve ny test homena azy (izany hoe zavatra heverina fa ho zakany) ? Ary sao dia io kosa ilay hoe "aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy"! Eritreritra sendra nandalo ihany ny ahy iny !
LazaDaddy:
- Misoko mangina sy mampiady ny fianakaviana i Satana
-> Isan'ny voamarina amin'ity tantaran'i Joba ity tokoa io ! Saingy mety isan'ny test voalazan'i Rijadolly etsy ambony ve izany ?
Raha jerena indray ny voalaza eto :
Asa 16:31 "Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesoa Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Inona no mety azo hambara sa tsy dia misy ifandraisany ? Miala tsiny raha somary be fanontaniana fa mba nanitikitika ahy ireo !
6. ikaretsaka
(
02/06/2010 19:18)
lasa indray le piozilan-tsimpona be: avy any @ "Joba" lasa "Asa" sns.... (aleo iny ho any aloha fa tsetsatsetra fotsiny)
fa amiko manokana, ny lesona azo tsoahina @ io) dia na Atra io na Satana io na iza io dia hoe rehefa miaiky sy mijoro amin'iny inoanao iny ianao ary tsy laitra hontsonina @ iny : dia izay no mampihaiky sy lafatra !

7. niryna
(
06/06/2010 21:57)
dia inona izany no lesona azonao tsoahana amin'i tantaran'i Joba ?
Marina,
Ny nanao ny marina sy izay nampihaiky an' Andriamanitra aza mbola nahazo test, maika fa isika izay tsy mendrika sy feno ota. Amiko sambatra izay test- na fa rehefa vita izany dia tsy ho tsaroina ohatry ny vehivavy miteraka ihany.
8. niryna
(
06/06/2010 22:01)
- Misy i Satana
- Mivezivezy mitety tany i Satana
- Mandray anjara ao am-piangonana i Satana (rehafa nivory ny zanak'Andriamanitra dia mba teo koa i Satana)
- Manana fahefana i Satana
- Misoko mangina sy mampiady ny fianakaviana i Satana
- Mamono sy manimba ary manameloka ny zanak'Andriamanitra no tanjon'i Satana
- Mahery Andriamanitra
- Voafetran'Andriamanitra ny fahefan'i Satana
- Tsy mivadika amin'ny fampanantenany Andriamanitra (manaiky ny sonia nataony Izy , LOL)
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
- Mitahy izay tsy mivadika Aminy Adriamanitra
- Mandalo ny "fahefan'i Satana", fa ny an'Andriamanitra mitoetra mandrakizay
...
9. niryna
(
06/06/2010 22:42)
rijadolly:
Amiko sambatra izay test- na fa rehefa vita izany dia tsy ho tsaroina ohatry ny vehivavy miteraka ihany
-> Ny mety ho olana eto dia ny fahakiviana : tsy voatery ho tahaka ny an'i Joba daholo ny finoan'ny tsi11, sa arakaraky ny finoan'ilay olona ve ny test homena azy (izany hoe zavatra heverina fa ho zakany) ?
asa tokoa aky fa raha mamaky ny tantaran'i Joba isika dia olona nanankarena tokoa izy ary nanana zanaka maro koa ary dia nendahin'Atra taminy izany rehetra izany,na ny vadiny aza dia nanolontsaina azy hanompa an'Atra noho ny zavatra nahazo azy,harena very,ny zanaka maty ,ny tena boka,ny namana nangoraka fa tsy afaka niteny firy sns
Raha ny tena mahaolona ny tena angamba dia tena tsy ho zaka raha ireo test marobe nahazo azy e
Saingy Atra anefa niteny fa tsy anome zavatra tsy ho zakantsika izy
Ary sao dia io kosa ilay hoe "aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy"! Eritreritra sendra nandalo ihany ny ahy iny !
asa aloha fa miandry izay mahafantatra isika,amiko izany hoe aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy izany dia miangavy amin'Atra isika mba ahatohitra izay zavatra mety ataontsika ka hanamelohana antsika,indraindray isika mahafantatra hoe tsy tokony anao izao sy izao kanefa dia mikiry manao an'iny ka ilay fanahy malemy fa ny vatana na ny nofontsika dia mifanohitra ilay vatana foana ka mila ho resy indraindray ,izay angamba no mahatonga antsika mila vonjy e,ampio aho fa ny fanahy malemy saingy ny vatako te anohitra ilay fanahiko
Ahitsiho aho raha tsy izay
LazaDaddy:
- Misoko mangina sy mampiady ny fianakaviana i Satana
-> Isan'ny voamarina amin'ity tantaran'i Joba ity tokoa io ! Saingy mety isan'ny test voalazan'i Rijadolly etsy ambony ve izany ?
asa lahy fa ny ahy indray dia ny mampieritreritra ahy dia ilay satana tonga niaraka niresaka tamin'Atra teo.Toa manontany hoe maninona aty koa hianao ? tsy dia tena izay aloha ilay voasoratra a
Dia avy eo satana sy Atra niaraka niresaka ary nanome alalana an'i satana izy haka toetra an'i Joba(izany hoe nahafantatra tao anatin'ny fony Atra fa tsy hivadika aminy i Joba na inona mahazo azy e....mahavariana an.Raha io no raisiko dia fantaNy tokoa izany izay tia azy,izay mino Azy ary izay hivadika anaraka Azy.Fantany koa izany izay tsy hiova fo fa hijanona tsy anaraka Azy .
Raha jerena indray ny voalaza eto :
Asa 16:31 "Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesoa Tompo, dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao."
Ny tiana ambara eto dia ireo mpiambina ny tranomaizina izay nahrno ny kotrobaratra nipoaka ka nangovitra satria novoha ny vavahadin'ny fonja ary noheverin-dry zareo fa lasa i Paoly sy Silasy Raikitahotra ireo mpiambina ka saiky namonon-tena noho ny tahotra ireo olona nanome baiko hiambina azy ireo.Nahita fahagagana koa anefa izy ireo ary dia nanontany an'i Paoly hoe "inona no ataonay raha mba te ho voavonjy izahay?" ...dia io ambony io ny valinteny
ny hoe misy hifandraisany aloha raha ny hevitro dia misy antony avokoa ny teny voasoratra ary natao anampiana antsika.Ilay hoe nisy ifandraisany dia misy tokoa fa samy mampianatra antsika lesona maro
Inona no mety azo hambara sa tsy dia misy ifandraisany ? Miala tsiny raha somary be fanontaniana fa mba nanitikitika ahy ireo !
Raha ilay resahinao io izao dia nampianatra azy ireo hino an'ilay Atra velona izy roa ,ilay Atra hinoan'i Paoly sy Silasy ary tsy ny herin'ny tenan'izy ireo no nahatonga ny varavaran'ny fonja hivoha fa nihaino azy Atra rehefa nogadrana izy ireo.Na dia ao anatin'ny fonja aza izy ireo dia tsy nitsahatra nidera sy nankalaza an'Atra ihany koa.Nampiseho ny fifandraisany amin'Atra koa izany ilay zavatra nitranga tao anaty fonja ka nahatonga ireo mpiambina hanaraka sy hino ilay Atra ninoan'izy ireo.
Izay no fahalalako azy fa ahitsiho aho raha diso
10. niryna
(
06/06/2010 22:44)
hi,hi.hi ,toi ity woa tsss hi,hi,hi
lasa indray le piozilan-tsimpona be: avy any @ "Joba" lasa "Asa" sns.... (aleo iny ho any aloha fa tsetsatsetra fotsiny)
hay ve e,misaotra nanome ny hevitrao
fa amiko manokana, ny lesona azo tsoahina @ io) dia na Atra io na Satana io na iza io dia hoe rehefa miaiky sy mijoro amin'iny inoanao iny ianao ary tsy laitra hontsonina @ iny : dia izay no mampihaiky sy lafatra !
11. niryna
(
06/06/2010 22:48)
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
Laza a inona no tianao tenenina amin'io ambony io ? misaotra mialoha
12. niryna
(
06/06/2010 22:51)
inona no tianao tenenina eto azafady e
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
13. ikaretsaka
(
07/06/2010 13:40)
Ny tian'i laza lazaina @ io ngamba dia hoe sady mampiasa saina no mampiasa fivavahana fa tsy @ zao fotsiny
Your prejudice is your own..don't blame it on God

14. bor2lais
(
08/06/2010 09:56)
LazaDaddy:
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
- Mitahy izay tsy mivadika Aminy Adriamanitra
Raha azoko tsara ilay tantaran'i Joba dia ireo naman'i Joba niresaka taminy no antsoina eto hoe "marivo salosana".
Amiko dia samy mino an'Andriamanitra daholo na izy ireo na i Joba saingy ny halaliny angamba no samy hafa. Izany hoe resaka fahamatorana ara-panahy no andraisako azy eto : samy tsy misy mivadika Aminy, noho izany araka io lazain'i LazaDaddy faharoa io izany dia samy tahiaNY avokoa.
Ny tiako lazaina dia mety misy ny heverina ho manana finoana "marivo salosana" nefa mahazo fitahiana ihany koa.
Fomba fijeriko ihany anefa izay !
15. ikaretsaka
(
08/06/2010 14:01)
Izay mihitsy. Amiko le resaka satana sns ohatran'ny laron'ilay literatiora fotsiny ihany , fa ny tena tiana hasongadina sy morality dia hoe mampihaiky volana ny rehetra, eny hatr@ Atra aza, ny olona manana faharetana @ ze inoany.
Fa tsy le hoe ato @ ity fiangonana ity aho oatra dia nandeha teny ny onjam-piainana. Sy ny sedra isankarazany dia nisy vaovao nipoitradia Aaaa... toa ato no milay dia mifindra any indray... izay amiko no hoe marivo salosana

16. bor2lais
(
09/06/2010 11:41)
Amiko, fanafangaroana ny atao hoe "aim-panahy" sy ny "ambiance" koa no mety mahatonga io lazain'i Ika farany io.
17. Ratoa
(
09/06/2010 14:29)
slt,
fa maninona angaha no atao hoe marivo salosana? nahoana raha atao hoe tsy mbola masaka? na mbola marefo toa ny zaza?
Ny mahagaga ahy koa dia ity fitsapana na test lazain'ny maro eto. Andriamanitra amiko dia mahalala ny ao ampo tsy milaoka ka tsy mila manao test fa mampanao zavatra ka raha mino ianao dia tonga dia manao izany. Amiko dia i Satana no mitsofoka eo anelanelany ka mahatonga izay voahiraka hisalasala satria i Satana dia mandrafy an'Andriamanitra sy tia haka ny fahefaNy.

19. Ratoa
(
09/06/2010 14:49)
eny é! ny ankapobeazan'ny voalaza eto no ataoko hoe Amen fa tsy ny fitsarana hoe marivo salosana
Mahery Andriamanitra
- Voafetran'Andriamanitra ny fahefan'i Satana
- Tsy mivadika amin'ny fampanantenany Andriamanitra (manaiky ny sonia nataony Izy , LOL)
- Manavaka ny tena miankin-doha Aminy sy ny marivo salosana Andriamanitra
- Mitahy izay tsy mivadika Aminy Adriamanitra
- Mandalo ny "fahefan'i Satana", fa ny an'Andriamanitra mitoetra mandrakizay
20. niryna
(
11/06/2010 18:56)
ikaretsaka:asa aloha izay tiany ho lazaina e
Ny tian'i laza lazaina @ io ngamba dia hoe sady mampiasa saina no mampiasa fivavahana fa tsy @ zao fotsiny
o ry ika malala o,mba ataovy teny gasy eo anilan'ny teny angilisinao fa tsy ho voatery ahay daholo ny olona rehetra,raha tsy hoe angaha olona iray irery no tianao omena ny hafatra .Na izany aza mba fahalalam-pomba ihany ny manaja ny tenintsika.Avereno aty amiko ny hevitro raha tsy mety ok