Solfa Misaora an'i Zanahary
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
1. hery
(
11/06/2010 10:06)
Mitady ny solfa-n'ny hira faha-2 ao amin'ny fihirana ffpm "Misaora an'i Zanahary" raha mba misy manana.
Na raha tsisy dia feony marina no tena ilaiko. Sarotra atao be mantsy ilay izy, indrindra ho anah katolika
Na raha tsisy dia feony marina no tena ilaiko. Sarotra atao be mantsy ilay izy, indrindra ho anah katolika
novalian'i ni81 ny 11/06/2010 18:19
![](https://avatar.serasera.org/ce40efc98f158a0ebdfea27325a0e36d.jpg)
2. malimalina
(
11/06/2010 11:23)
ity misy hevitra atoroko e,misy fihirana FFPM misy solfa noho izany izay no tsara jerena ilay natokana ho an'ny mpitendry zavamaneno
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
3. hery
(
11/06/2010 11:26)
Ka iny Tiona mihitsy no tadiaviko raha misy afaka mi-scanner ilay hira faharoa dia mba omeo ahy eeee :-)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
5. ni81
(
11/06/2010 14:06)
somary sahirana be aho mantsy @ ity fanoratana dinika eto ity fa tsy tahaka ilay taloha intsony dia izay no antony fa tsy hoe ahoana akory
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
6. hery
(
11/06/2010 14:51)
alefaso tovana ao @ namana na alefaso email ary e hery@serasera.org dia misaotra mialoha