andriamanitra????
1. fijo
(
06/03/2010 22:58)
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io????????mahita mantsy aho etsy ambany fa misy avy dia sahy milaza fa "lahy" andriamanitra,ka nahagaga ahy ilay izy.
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:23
4. xxx
(
07/03/2010 08:06)
ary inona indray moa no maha curieux ny satàna amzay maha lahy na vavy an'Andriamanitra e! tsss! rehefa tsy misy andaniana andro intsony ra fijo dia tsy aleo ve ny fanantonana azy no havaozina amin'izao fahanterana efa mandroso izao? sa ahoana!!!!
5. xxx
(
07/03/2010 09:21)
ary inona indray moa no maha curieux ny satàna amzay maha lahy na vavy an'Andriamanitra e! tsss! rehefa tsy misy andaniana andro intsony ra fijo dia tsy aleo ve ny fanantonana azy no havaozina amin'izao fahanterana efa mandroso izao? sa ahoana!!!!:roll: :lol: :lol:
6. ikaretsaka
(
07/03/2010 14:49)
xxx:
ary inona indray moa no maha curieux ny satàna amzay maha lahy na vavy an'Andriamanitra e! tsss! rehefa tsy misy andaniana andro intsony ra fijo dia tsy aleo ve ny fanantonana azy no havaozina amin'izao fahanterana efa mandroso izao? sa ahoana!!!!
Ny fijeriko manokana dia ilaina ihany ny fahalalana ilay "ho antonina' ary mainka aza hahafataranao ilay inoanao aza izany sy fampiasanao ilay talenta efa voajanahary nomeny (=saina tia karokaroka sy te hahalala bebe kokoa izy eto)...
"@ fomba ahoana no hisikinako lamba tsy fantatro?" Hoy ny ohabolana afrikanina
7. xxx
(
07/03/2010 14:53)
tsy misy tokony hidiran'elà amin'izany koa e! aleo kokoa aza toa ny azy toa izay sarindokotra fotsiny hotran'elà. :�) :�)
9. xxx
(
07/03/2010 15:05)
ary aza mandany takelakan'ny hafa fa efa mankaleo ny mamaky ny langimaotin'ela.avelao mba hoan'ny sasany indray ny toerana fa tsss! :-D :-D
11. xxx
(
07/03/2010 15:44)
fijo! elà efa milaza fa ra lavavolo izy io! koa maninona raha tsikolovin'i tonton ndray ny ao ambaniny ao hahafantarana azy na lahy na vavy ndray :-D :-D
12. soanja
(
07/03/2010 16:27)
fijo:
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io????????mahita mantsy aho etsy ambany fa misy avy dia sahy milaza fa "lahy" andriamanitra,ka nahagaga ahy ilay izy.
Andriamanitra dia sady tsy lahy no tsy vavy. Tsy olombelona na biby tsinona izy fa hery, Fanahy.
Amin'ny fomba fijery jiosy taloha elabe avy amin'ny kolontsaina dia misy tokoa ilay Andriamanitra lahy ary misy ny Andriamanitra vavy ary ny fitambaran'ireo no mamoaka ilay fanahy vaovao hanome olombelona iray hoteraka.
Amintsika Malagasy , amin'ny kolontsaina isan-karazany ao Madagasikara dia misy Zanahary lahy ary misy ny Zanahary vavy. Ireo dia mitoetra any amin'ny vazan-tany efatra tsy ambony tsy ambanin'ny tany fa eny anelanelany.
Isika olombelona dia miezaka lalandava mampitovy ny zavamisy eo amintsika ho izay zavatra heverintsika fa misy sy hinoantsika. Tsy voatery izany anefa no zavamisy fa ny faminavinana an'Andriamanitra fotsiny aza dia tsy ho vita mandrapahatapitr'ity fiainana eto an-tany ity satria mbola midadasika lavitra noho izany ny Universe fisiany. Bitika isika manoloana izany ka tsy ny olombelona no afaka hamantatra izay momba azy tanteraka.
13. ikaretsaka
(
07/03/2010 16:44)
tokony faritana izany aloha hoe le Atra iza araka ny finoana inona sy fijery inona no tiana resahina...
Xtianina ve? Silamo ve, sns sns...
Xtianina ve? Silamo ve, sns sns...
14. soanja
(
07/03/2010 17:49)
ikaretsaka:
tokony faritana izany aloha hoe le Atra iza araka ny finoana inona sy fijery inona no tiana resahina...
Xtianina ve? Silamo ve, sns sns...
Ie tokoa. Ndeha hiandry an'i Fijo indray ary!
15. fijo
(
07/03/2010 22:35)
ny mpino izany andriamanitra izany no lazaiko ka,toa mino azy io daholo mantsy,na ny kristianina,na ny silamo na ny jiosy.
16. ikaretsaka
(
08/03/2010 01:53)
ny an'ny Kristianina dia io efa nolazain'ialahy io ihany ry lefijo a
Ralavavolo (io no fiantson'ialahy anazy) lehilahy ary lery no nilaza fa izy sy ny "dadany" de 1 ihany!
Aminay kato koa:
De nila Renin'Andriamanitra (Masina Maria) i Andriamanitra mba hiteraka an-dralavavolo .. fa tsy rain'Atra no nilainy!
-->voavaly ny fanontaniana
Le sasany hoe niteny Atra (le hoe t@ Mosesy, Mahometa, Mpaminany samihafa tsy haiko... satria ireny tsy niteny hoe feon-dehilahy sa vehivavy no tao fa de hoe feo fotsiny

17. DotMG
(
08/03/2010 05:26)
Raha lahy Andriamanitra dia mainty hoditra, ary mitovy endrika amin'i Morgan Freeman. Raha vavy izy dia mitovy endrika amin'i Alanis Morissette kosa. Nefa tsy maintsy na lahy izy na vavy izy fa tsy afaka ny ho sady lahy no vavy, na koa hoe sady tsy lahy no tsy vavy. Satria tsy hitovy endrika amin'i Tanamasoandro velively Izy.
Amena!
Amena!
18. Mirananirina
(
08/03/2010 09:22)
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io????????mahita mantsy aho etsy ambany fa misy avy dia sahy milaza fa "lahy" andriamanitra,ka nahagaga ahy ilay izyray.amiko aloha dia lhl angamba.Tsy nisy nahita tsinona ko :( ary tsy nisy nandre koa :?
19. xxx
(
08/03/2010 09:35)
voalaza teo Andriamanitra dia sady tsy lahy no tsy vavy. Tsy olombelona na biby tsinona izy fa hery, Fanahy. misy raha minhintsy la terre ity! ngaha tsy loza fa toa mifanena ato daholo ny milaza ho azy fa pino, ny mpanao grigri,ny satàna :-D :-D ka samy milaza ny azy ho marina daolo.mampahonena mihintsy.