andriamanitra????
21. Mirananirina
(
08/03/2010 12:49)
Tsy olombelona na biby tsinona izy fa hery, Fanahy. misy raha minhintsy la terre ity! ngaha tsy loza fa toa mifanena ato daholo ny milaza ho azy fa pino, ny mpanao grigri,ny satànaraha izay indray ,tsy omena tsiny izany ireo tsy mino satria izany
23. soanja
(
09/03/2010 02:23)
xxx:
voalaza teo Andriamanitra dia sady tsy lahy no tsy vavy. Tsy olombelona na biby tsinona izy fa hery, Fanahy. misy raha minhintsy la terre ity! ngaha tsy loza fa toa mifanena ato daholo ny milaza ho azy fa pino, ny mpanao grigri,ny satàna :-D :-D ka samy milaza ny azy ho marina daolo.mampahonena mihintsy.
indry no mampalahelo fa miafin'endrika lava! entin'ny fo feno alahelo. Mivavaka ho anao izahay!
24. rijadolly
(
09/03/2010 03:12)
Manamafy ny hevitry Blaky ao amin' laharana 1 sy ny hevitro ao amin' laharana faha 2 ary ny hevitry Djhamhal ao amin' laharana 19 dia tsy misy olona ra araka ny finoako mahafantatra betsaka noho ilay zanany dia Jesoa Kristy satria Izy irery ihany no nahita sy efa teo anilany no nidina tety amintsika ka aoka izy no henoina, ok!
26. xxx
(
09/03/2010 05:07)
Raha toa ka tia handalina io resaka Andriamanitra io dia tsara aloha ny mijery ny lazain'i Mosesy hoe Afo no hitany dia niteny Izy (Deot 8-9. Ao amin'ny Isaia 6 indray dia tena miendrika olona mamiratra mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana Izy. Ao @ >Apokalypsy koa dia mahita endrika mamiratra sy mazava isika. Raha i Paoly, dia nahita Mazava Lehibe raha nifanena tamin'i Jesoa.
Fehin'ireo rehetra ireo dia Mazava aloha vao manomboka mahita Azy manana endrik'olona ny olona izay mifanena amin"Andriamanitra na ny Zanany.
Raha miresaka fanahy fotsiny dia azo lazaina fa tsy feno satria Andriamanitra dia nanao antsika hitovy endrika Aminy. Raha tsy manana endrika toa antsika Izy dia mety ho sarotra ihany ny ahafahany mitenhy amintsika sy mifandray amintsika. Koa tsy ny maha-lahy na maha-vavy fa ny maha-Mpamorona sy mpandrindra ny Voariny no tsara apetraka tsara dia mandeha ho azy ny finoantsika.

28. ikaretsaka
(
09/03/2010 13:50)
efa be sy bobaka izay ny Ktianina
fa ahoana kosa ary ny fijerin'ny finoana sasany tsy Xtianina ohatra nefa mino fa misy Atra nahary azy ireo?
fa ahoana kosa ary ny fijerin'ny finoana sasany tsy Xtianina ohatra nefa mino fa misy Atra nahary azy ireo?
30. Mirananirina
(
10/03/2010 11:10)
efa be sy bobaka izay ny KtianinaNormal be izany Ika mino an'Andriamanitra izy ireo na tsy Kristianina aza satria izany no nisy taloha an'i Jeso.Tsy Kristianina izy satria tsy mino ny sainy fa olombelona toa azy ve dia ho zanak'Andriamanitra i Jeso.Fa ilay ray ao ambony dia be ny mino.
fa ahoana kosa ary ny fijerin'ny finoana sasany tsy Xtianina ohatra nefa mino fa misy Atra nahary azy ireo?
Mahafantatra olona maro tsy mino koa aho,fa dia mahagaga fa midoika be ry zareo fa tsy misy izany fanahy sy andriamanitra izany.,omeo ny porofo fa misy izy!!!!minomino fahatany ianareo.
31. ikaretsaka
(
10/03/2010 14:11)
De lahy Izy sa vavy ho an-dreo tsy mino an'i Jesoa sy tsy mampiasa baiboly hono? Ohatra fotsiny hoe ny hindou ohatra?
32. fijo
(
10/03/2010 21:17)
ka amin'ny hindou anie isika tsirairay dia samy andriamanitra daholo e.
33. rakapy
(
11/03/2010 08:31)
Hoy i Fijo
Raha ny fijeriko azy indray aloha dia mety ho "hermaphrodite" angamba izy izany.
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io
Raha ny fijeriko azy indray aloha dia mety ho "hermaphrodite" angamba izy izany.
34. Mirananirina
(
11/03/2010 09:51)
De lahy Izy sa vavy ho an-dreo tsy mino an'i Jesoa sy tsy mampiasa baiboly hono? Ohatra fotsiny hoe ny hindou ohatra?
ka amin'ny hindou anie isika tsirairay dia samy andriamanitra daholo e.izay no antony handorana ny faty rehefa maty,dia ao ny mitahiry azy ireny anaty vazy kely (vovoka io)na ao ny manary azy eny aminy rano.
Voalaza teo :inona indray izany
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io
Raha ny fijeriko azy indray aloha dia mety ho "hermaphrodite" angamba izy izany. Miverina
35. rakapy
(
11/03/2010 14:39)
Hoy i Miranananirina
Ny hermaphrodite dia karazana zava-manan'aina sady lahy no vavy ny vatany nefa afaka manome taranaka ihany koa.
inona indray izany
Ny hermaphrodite dia karazana zava-manan'aina sady lahy no vavy ny vatany nefa afaka manome taranaka ihany koa.
36. ikaretsaka
(
11/03/2010 21:11)
izay no ilazako hoe raha mandray ilay hoe "lahy" izy dia le hoe nila vehivavy natao "renin'Atra" no porofo tsotra mba tsy hampandeha azy tahakan'ny kiraron'i beminaha
38. ikaretsaka
(
11/03/2010 22:05)
cutie>You saw God the other day.... she looked like you you look like meee :-D
39. fijo
(
11/03/2010 22:43)
ka izao mantsy e,rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia mitenyhoe "rainay izay ao ambony....."izany hoe ray =lahy izy;
nefa koa dia voalaza fa nanao olombelona izy,ka nataony mitovy aminy,nefa raha tsy diso aho,dia eva no namboariny voalohany raha ilay boky malaza no jerena,ka rah amitovy aminy??????vavy indray izany izy???

40. Ratoa
(
11/03/2010 22:47)
eva no namboariny voalohanyi Adama fa tsy Eva ka. Eva nalaina tamin'ny taolan-tehezan'i Adama. Hitan'Atra fa tsara i Adama dia nihevitra Izy fa tsara raha manana vady ralehilahy (Adama).