andriamanitra????
42. cutie
(
11/03/2010 23:15)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-03-2010 23:05:02
Lohateny : Re : andriamanitra????
cutie>You saw God the other day.... she looked like you you look like meee
indeed :-D :-D :-D :-D
43. ndenn
(
11/03/2010 23:38)
Raha @ Malagasy dia sady lahy no vavy ary tsy manana fiandaniana @ mahalahy na mahavavy Andriananahary ! Izany hoe eternal everythings no mety azo andraisana azy amintsika olona izay ao anatin\' ny tenany sy novokariny , ary miara-misy aminy.
Ny fahalalàn-draolombelona hatr@ izao aloha dia voafetra , tsy ho lafatra mandrakizay satria human destiny efa voapetraka ny fisiantsika mandalo eto @ ity fiainana ity .Nefa na dia izany aza dia mba zaraina amintsika ity exp. kely ity ;ny civilisation des microbiologiques farany kely indrindra izay fantatra fa nisy lafatra ( organisée ) dia voafaritra fa misy ao @ natiora , dia ny cellule souche izay mbola miteraka resabe @ fomba hampiasana azy . Azo alaina antsry antsaina ny fisian\' ireo micro etre vivante ireo mipelipelika sy velona ary manantateraka ny fisiany eto anivon\' ny natiora !
Manana eritreritra ny @ resaka finoana ve izy ireo ? eny no valiny raha manaiky fa chaque element naturel est pourvu de reflexion , à condition d\' avoir un cerveau (element inhibiteur existentiel ) satria ny cerveau dia formé par des cellules souches !
Dia avadika any @ zavatra farany izay goavana tsy hita lanilany indray aza ny fisian\' ny olombelona ,@ maha etre autonome pour une durée limitée eto @ ity fiainana mandalo ity , ao anatin\' ny espace universel fotsiny dia inona no toerana tokony hisian\' ny olombelona ? (décors , cobbayes , etre choisi et élu, ou element nuisible pour la nature ? ....)
Afaka ny hahatakatra ny antom-pisiany ve aloha ny olombelona vao mitsara ny @ i \"....\" nolazaina fa namorona ny lanitra sy izay any ivelan\' ny lanitra any ??

44. soanja
(
12/03/2010 02:17)
Raha vao mieritreritra Andriamanitra isika dia tokony tsy hisaina firy ny hoe Olombelona sy ny tany satria mihoatra lavitra noho izany Andriamanitra raha toa ka mino isika fa Izy no nanamboatra ny Universe sy ny rehetra tsy mbola takan'ny saintsika. Firy tokoa ny isan'ity Universe ity??? sns sns maro izay tsy hisy resaka akory ny olombelona fa ny element namboariny tao anaty Universe no namoaka antsika rehetra sy ny tany momba antsika.
Vao haingana aho nandinika ny sary azo avy any amin'ny planeta Mars sy ny momba azy. Tena toy ny tany navela mihitsy ity planeta ity 60 billions years ago, saingy dia izao izy vato sy fasehana no niafarany na dia hita aza fa nisy rano sns izy taloha. Mba nanao ahoana ary ny zava-mananaina tao? Tahaky ny ahoana tokoa ilay sary olombelona Marsianina? Azoko antsaina ny hakingan-tsain'ireo sy izay fiheverany ny fahitany ny planeta Tany raha tany ka nitsiodika antsika izy ireo, ka raha efa nisy isika. Mahavariana tokoa satria azoko antsaina fa ho toy izany koa ity tany ianantsika ity, ho vovoka sisa tavela ary ny vato sy nyu havoana dia hitoatra ihany hilaza ny nandalovantsika teto.
Mahavariana Andriamanitra ary tsy takan'ny saina. Aoka tsy ho lahy sy tsy ho vavy izy raha ny faniriako satria mety mihoatra ny izany ny momba Azy!

45. Mirananirina
(
12/03/2010 10:17)
fa raha mamaky ny lazain'ny mpanoratra sasany anie dia mahavariana tokoa eh!ohatra fotsiny,tsy nahalala mihitsy aho hatrizay fa i Jeso dia mananjanaka,kay ve ka manana
46. ikaretsaka
(
12/03/2010 22:03)
izay no tsara hanadihadiana .. hanaovana fampitahana ry miranamirina
47. fijo
(
12/03/2010 23:26)
ka le baiboly anie ry miarana,izay tiana hatsaraina fotsiny no natao ao e,ny marina mila jerena any ambadika.
ohatra josefa anie tsy rain'i jesoa fa ray keliny e,ary jesoa tsy nahazo nandevina tamin'ny josefa maty,na dia nifankahazo be aza izy (mianaka.)
ary raha ny fandinihann'y mpandinika momba azy,dia io fanakanana azy tsy handevina an'i josefa io,dia isan'ny tena nanosika azy hiezaka hanova ny lalana jiosy izay niainany.satria izy dia jiosy ary mandrapahafatiny dia ts ykristianina izany fa jiosy foana.
ny mpanaraka azy no kristianina fa tsy izy.

48. soanja
(
13/03/2010 17:48)
Marina io ry Fijo. Jiosy i Jesoa. Tsy nivadika izy fa dia Jiosy hatrany.
" Sambatra izay tia ny azy fa izy no hanome fahafahana ny taranany." Soanja

49. fijo
(
16/03/2010 22:29)
izay no tsy hanarahako ny finoan'ireo mpanaradia azy.satria isik agasy manana ny antsika koa ary nampilamina antsika izany
50. ikaretsaka
(
17/03/2010 13:19)
fa farito kosa aloha ilay hoe jiosy= firazanana sy jiosy=finoana... io koa manko samihafa