Ireo teny voalaza.
1. soanja
(
13/03/2010 18:55)
Araho akaiky anie ny tiany ho lazaina eto.
Lioka toko 1 andininy 47-55
47 Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
48 Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy.Bold text Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia hataon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
49 Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany.
50 Ary ny famindram-pony dia amin'izay matahotra Azy hatramin'ny taranaka fara mandimby.
51 Nanao asa lehibe tamin'ny sandriny Izy; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin'ny fiheveran'ny fony Izy.
52 Nampiala ny lehibe tamin'ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa.
53 Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.
54 Niahy an'isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony
55 (Araka ny voalazany tamin'ny razantsika), tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.

répondu par fijo le 25/03/2010 22:23
2. Mirananirina
(
15/03/2010 10:20)
Ary ny famindram-pony dia amin'izay matahotra Azy hatramin'ny taranaka fara mandimbyloza koa izany,asaina matahotra azy izany ny olona rehetra.raha matahotra azy ve sahy hanantona azy,manaja ,omena voninahitra.
3. rahery08
(
15/03/2010 11:13)
Miarahaba ny rehetra!
Inona no tian'i Soanja asongadina @ io Lioka 1: 47-55 io?

5. rijadolly
(
16/03/2010 17:48)
50 Ary ny famindram-pony dia amin'izay matahotra Azy hatramin'ny taranaka fara mandimby.
Mirananirina:Efa adihevitra mande eto foana io Mirananirina a! Tsy Fahatahorana izay tsy maha te honina tahaka , na ny film mampatahotra reny io fa oh ny fatahoranao ny Ray aman-dReninao ihany.
loza koa izany,asaina matahotra azy izany ny olona rehetra.raha matahotra azy ve sahy hanantona azy,manaja ,omena voninahitra.
Efa lava be teto io toy ny hoe Mitsaoka AZY.
Ny zavatra voarahiko amin'io Kitsipona io dia: Tsy lanilaniana ny FamindrapoNy hatramin' tarana manaraka, raha misy ny Fanetretena (Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin'ny fiheveran'ny fony Izy; Nampiala ny lehibe tamin'ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa; Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.); raha misy ny fanajana AZY ho eo amin' toerana misy AZY ( matahotr' AZY)
6. ikaretsaka
(
16/03/2010 20:40)
Tokony hatomboka any @ Maria io ary tokony ho izy no atao Ohatra raha azoko tsara tsy ankitsimpona, satria izy no tafateny an'io voalohany
7. fijo
(
16/03/2010 21:58)
ny zavatra tsy azoko,dia ilay filazana hoe " hatramin'ny taranaka fara mandimby."
na sazy io ,na fitahiana.
izany hoe rah aio no jerena,dia izao,ny reniko dekonina,dia efa milamina aho izany,satria za taranaka mandimby"efa avotra hoazy.
tsy izay ataon'ny tsirairay izany no hitsarana azy,fa ny vitan'ireo fahiny???loza

8. soanja
(
18/03/2010 15:37)
soanja:
Araho akaiky anie ny tiany ho lazaina eto.
Lioka toko 1 andininy 47-55
47 Ary ny fanahiko efa ravoravo tamin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy;
48 Fa efa nijery ny fahambani-toetry ny ankizivaviny Izy.Bold text Fa, indro, hatramin'ny ankehitriny dia hataon'ny taranaka rehetra ho sambatra aho.
49 Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany.
50 Ary ny famindram-pony dia amin'izay matahotra Azy hatramin'ny taranaka fara mandimby.
51 Nanao asa lehibe tamin'ny sandriny Izy; Nampihahaka ny mpiavonavona tamin'ny fiheveran'ny fony Izy.
52 Nampiala ny lehibe tamin'ny seza fiandrianany Izy, Ary nanandratra ny ambany kosa.
53 Ny noana novokisany soa; Fa ny manan-karena kosa nampialainy maina.
54 Niahy an'isiraely mpanompony Izy, fa nahatsiaro ny famindram-pony
55 (Araka ny voalazany tamin'ny razantsika), tamin'i Abrahama sy ny taranany mandrakizay.
Misaotra anareo nanome ny hevitra.
Ny tsapako eto izany dia I Maria renin'i Jeso dia nilaza ny fahalebiazan'ny voninahitr'Andriamanitra teo aminy. Izy nilaza fa Andriamanitra no Mpamonjy. I Maria nilaza fa niahy ny taranany Andriamanitra. Ary ny razana resahiny dia ny Israely.
Ahoana isika manoloana izany? Taranak'Abrahama koa ve isika? Andriamanitr'Israely ve izany no tompointsika?
Tsy dia azoazoko loatra ilay soratra ao anaty baiboly dia misy ny () ireny. Toa manao fanadihadihana izy fa fa tsy milaza izay heviny na ny faminaniana fa toa hoa manao devoara izany.
Ny mpanoratra izany dia maka ny tsoaka avy amin'ny soratra teo aloha. Zany hoe efa voadinika ny resaka voalaza fa tsy ny faminaniana.
Ahoana ny hevitrareo?
9. fijo
(
18/03/2010 21:44)
efa fantatra aloha,fa i maria renin'i razezo,no tena nivohy ny resaka nanamasina ny zanany.ry maria no namorona ny resaka hoe nitsangana taminn'y maty lery.(ry zareo no voalaza fa tonga voalohany teny aminn'y fasana ary tsy nahita ny fatin'i lery tao)??????,?misy antony ao.izay ny momba an'i maria sy razezo.
tsy taranak'i abrahama ny gasy,saingy mino ny andriamaniny.

10. ikaretsaka
(
19/03/2010 14:00)
misy Maria maro ange letia ra fijo fa tsy Ramaria renin-drazezo ihany akory no Maria ao e