Ahoana tsara ilay 2012?
1. hery
(
16/11/2009 08:39)
Navoaka film mihitsy ily hoe farandro amin'ny 2012. Mafana fo be koa izao ny sekta sasany hoe "Io ary ilay efa nolazaiko". Misy ny mino misy ny tsy mino. Misy petra-kevitra 3 lazain'ny mpiandry farandro mahatonga azy ireo hino ilay daty malaza amin'ny 21 dec 2012.
- Tapitra hono ny Calendrier Maya (Hay misy an'izany koa?)
- Hivadik'ondana hono ny tany (inversion du champ magnétique)
- Hifanitsy hono ny planeta. (Tsy haiko hoe iza sy iza avy) dia mety hisy hifandona?
- Hisy fifidianana prezidà-n'i la frantsa hono (loll farandro ho an'i Sarkouzy) :-p
Ahoana hozy nareo?

novalian'i fijo ny 16/12/2009 21:56
3. fahamarinana
(
16/11/2009 09:57)
:arrow: Hery :ilay fifidianany La frantsa zao no mahaliana ahy ! :-P
Tsy haiko ny hafa aloha fa ny ahy manokana dia aleo ho avy zay ho avy,rehefa tonga dia dila tsotra izao zany ,raha tsy tonga dia miara-miriaria aminareo eto ndray e!Ho salama tsy harofy monja !.. :D (l)

4. LazaDaddy
(
16/11/2009 10:48)
Ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve aloha ilay "farandro resahiny" sa fahataperan'ny lanitra sy ny tany? Na ilay faharoa aza anefa dia "nadika" tao @ Matio 24 ihany na mitono-tena ho tsy "mpino kristianina" aza izay milaza izany. Noho izany dia ny farandro @ famaritan'i Jesoa azy no resahiko eto.
Ny mampalahelo ahy dia efa betsaka izay nisoloky ny momba ny farandro izay ka nahafitaka olona aman'aliny. Izao indray izany dia misy milaza fa @ 2012. Ireto avy ny tranga mety miseho:
1) Any aorianan'ny 2012 ny farandro: voatoraka voatabia indray ireo mpisandoka
2) raha @ 2012 tokoa ny farandro: azon'ny tampoka ireo tsy miambina
3) alohan'ny 2012 ny farandro: ho betsaka tokoa ny tsy manam-po satria niandry izay apoakan'ny taona 2012
=> Ireo olona mandalina sy mankatoa ny tenin'i Jesoa dia tsy tokony ho tampoka aminy izany farandro izany :)

6. rakaroka
(
16/11/2009 19:16)
Cutie< manao propagangy ato injay 'njy an :wink: :-D
Ny azo lazaina aloha dia tsapa hoe mitsingevana eto anaty domainen'ny tsy hita noanoa isika! Ary na miresaka eto aza 'za matetika mamerina fa ny fivavahana na sivilizasiona Hindou, sns anie ka efa nisy EEeeellllaaaa Bbe talohan'ny repèrentsika mahazatra dia JC => Donk misy "Champs de vision" de la vie isan-karazany .
Dia noho izay Champs de vision tsy mitovy izay. Ny domaine tsirairay dia samby manana ny "fametrahany ny "approche-ny aby @ fandinihiny ny fiainana, ny Univers . Heu... Misy Xtiana dia ny hatreo @ testamenta vao2 ihany no "champs" fandinika sy fiaina. Misy mampiditra ny testamenta taloha.
Misy ny tsy mifetra @ baiboly ftsn ihany. Ny fotoana koa izany dia voafarotr'izay ny anjerimanontolo! Fa 'reo niampita nahita raha hafa dia mahatsapa fa mbola misy "fiainana" talohan'i Jesoa akory aza. Ny sivilizasion Maya III millenaire talohan'i JC no nisiany. Ary voalaza fa nahay be t@ Architect, maths et astronomie zareo satria nandalina fatratra izany! Ny fisian'ny planète Nibiru ohatra dia tsy tsikaritry ny "astronote loatra" satria 'ngoza be hono ny "orbiteny izay somary "ovale" rahateo"
araka ny fandinihana ohatra iray ity
http://xfacts.com/x1.htm

7. rakaroka
(
16/11/2009 20:01)
Ialan-tsiny aloha fa sady mikarakara sakafo aho io no miresaka :-D :-D :-D
Dia tapatapaka ny "feeling" . Tohizako...Dia ilay planeta Nibiru io izany no mikasoka @ tany ('ngoza ilay izy an :{ :{ :{ ) tsy haiko tsara aloha na ohatr'izao ny fikasohany :-* na ity :* . Fa tsy mbola voaresaka kosa aloha fa dia ho montsana tanteraka ny "tany" fa hiova "polarité ftsn :?: Ka asa izany lasa hisy laneige any Dago ? Ny Amerikana => Afrikana sns...
'za io nandre deluge isan-karazany fa tsy tapitra tamingana doholo knou
:lol: "heureusement" 'zany hoe misy partie "mijanona" :wink: .
Heu....Izy ity alou tsy tantara :{ :{ :{
Ka misy resaka tsiahiviko INDRINDRA eto
satria na tao @ Baiboly dia nisy ny hoe "tsy handao na hahafoy anao aho! Ary na tsy tao @ baiboly koa dia nilaza ilay étre spirituel "architect de l'Universé
"A chaque instant Je suis avec vous!" :
Hatreo aloha fa 'ndeha hisakafo 'za wink:

8. cutie
(
16/11/2009 23:18)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 16-11-2009 20:16:36
Lohateny : Re : Ahoana tsara ilay 2012?
Cutie< manao propagangy ato injay 'njy an
ie za io zao lasa te hijery an'le film mahita pub ato :-D
9. cutie
(
16/11/2009 23:26)
Ny azo lazaina aloha dia tsapa hoe mitsingevana eto anaty domainen'ny tsy hita noanoa isika! Ary na miresaka eto aza 'za matetika mamerina fa ny fivavahana na sivilizasiona Hindou, sns anie ka efa nisy EEeeellllaaaa Bbe talohan'ny repèrentsika mahazatra dia JC => Donk misy "Champs de vision" de la vie isan-karazany .
Dia noho izay Champs de vision tsy mitovy izay. Ny domaine tsirairay dia samby manana ny "fametrahany ny "approche-ny aby @ fandinihiny ny fiainana, ny Univers . Heu... Misy Xtiana dia ny hatreo @ testamenta vao2 ihany no "champs" fandinika sy fiaina. Misy mampiditra ny testamenta taloha.
Misy ny tsy mifetra @ baiboly ftsn ihany. Ny fotoana koa izany dia voafarotr'izay ny anjerimanontolo! Fa 'reo niampita nahita raha hafa dia mahatsapa fa mbola misy "fiainana" talohan'i Jesoa akory aza
miampy 1 :)
10. jarifa
(
17/11/2009 04:06)
De nanao ahoana ilay film tao? mety mampino ihany sa mapihorohoro fotsiny? aty aminay aty ABU-DHBI mantsy rahampitso Alarobia vao mandefa azy io.
Raha izaho manokana aloha dia tsy mino anio izany fa resabe avokoa io e! ny hoe fara adro tsy fara andro anie ilay izy e! fa hoe hisy zavatra hitranga fotsyny dia mety animba zavatra maro, ex: mety hisy bomba mahery vaika dia misy fiatraikany toy ny Horohoron-tany. Tsy haiko aloha fa eo isika mahita izy e!

11. mmmhh
(
17/11/2009 07:50)
Zah manokana aloha mahatoky fa mety hisy trangan-javatra mampihorohoro, handripaka aina maro ary mety hanimba zavatra maro eto an-tany io 21 Dec 2012 io e,
Fa kosa zah tsy mino hoe ho eo @ io tkou no fara andro, satria araka ny nambaran'i Jesoa dia tsy hisy hahalala ny hiavin'izany na iza na iza afa-tsy Andriamanitra irery ihany,...mety ho alohan'io... mety ao afaran'io...

12. rzakarivola
(
17/11/2009 08:36)
rakaroka:
Ary na miresaka eto aza \'za matetika mamerina fa ny fivavahana na sivilizasiona Hindou, sns anie ka efa nisy EEeeellllaaaa Bbe talohan\'ny repèrentsika mahazatra dia JC => Donk misy \"Champs de vision\" de la vie isan-karazany .
==> Ie, misy champs de vision de la vie isan-karazany, fa il n\'y a qu\'une vie. I Einstein dia nilaza fa Il y a une source d\'énergie qui fait mouvoir toutes choses. Ary i Paoly nilaza hoe \"C\'est en Lui (Dieu) que nous avons le mouvement et l\'étre\". La seule vie qui est visible de différentes manières, c\'est Dieu.
Fa tsy izay afaka mi-visionner ny fiainana no velona, fa izay manana ny fiainana. Il est possible de voir quelquechose sans l\'avoir. Comment posseder cette source d\'énergie ? Ce n\'est pas par nos actes ni nos efforts, ce n\'est pas par notre volonté ... c\'est par la volonté de Lui-méme, par son Amour, que nous pouvons accéder à la source de vie. Et heureusement pour nous, IL a bien voulu que nous ayons accès à Lui-méme qui est source de vie, et voici comment IL a fait : \"En effet, comme le Père possède la vie en lui-méme, il a accordé au Fils d\'avoir la vie en lui-méme.\".
Donc ... il y a une infinité de chams de vision de la vie, et une seule source de vie, c\'est celui qui a dit : \"Je suis le Chemin, la Vérité et la Vie. Nul ne va au Père que par moi.\"
rakaroka:
Dia noho izay Champs de vision tsy mitovy izay. Ny domaine tsirairay dia samby manana ny \"fametrahany ny \"approche-ny aby @ fandinihiny ny fiainana, ny Univers . Heu... Misy Xtiana dia ny hatreo @ testamenta vao2 ihany no \"champs\" fandinika sy fiaina. Misy mampiditra ny testamenta taloha.
Misy ny tsy mifetra @ baiboly ftsn ihany. Ny fotoana koa izany dia voafarotr\'izay ny anjerimanontolo! Fa \'reo niampita nahita raha hafa dia mahatsapa fa mbola misy \"fiainana\" talohan\'i Jesoa akory aza. Ny sivilizasion Maya III millenaire talohan\'i JC no nisiany. Ary voalaza fa nahay be t@ Architect, maths et astronomie zareo satria nandalina fatratra izany! Ny fisian\'ny planète Nibiru ohatra dia tsy tsikaritry ny \"astronote loatra\" satria \'ngoza be hono ny \"orbiteny izay somary \"ovale\" rahateo\" ...
==> Ireto misy fanoharana vitsivitsy :
1- Les chercheurs disent que le corps humain est formé de milliards de milliards de cellules. Le corps humain est donc des billions de fois plus grand qu\'une cellule. La connaissance d\'une cellule ne date que de quelques siècles je pense, tandis que la connaissance du corps tout entier date sûrement de plusieurs milliers d\'années (je parle de connaissance chez l\'homme). Qui a l\'avantage, celui qui connait la cellule ou celui qui connaît le corps humain ? Celui qui connait les cellules a plus de connaissance du corps humain que ceux qui ne connaissent pas n\'est-ce pas ?
2- Encore plus petit que la cellule, on sait maintenant que chaque cellule du corps humain contient ce qu\'on appelle ADN, l\'entité qui contient toutes les informations qui régit la création de toutes les cellules du corps humain. L\' ADN est composé de milliards d\'unités d\'information qu\'on appelle géne, chaque géne régit la création de chaque cellule. Maintenant, qui connait le mieux le corps humain, et qui a plus de pouvoir sur le corps humain, celui qui connait le global, la connaissance qui date de plus de 4000 ans ou celui qui a la connaissance qui date de quelques dizaines d\'années ?
3- L\'ADN lui-méme est une ... macromolécule, littéralement, une molécule géante, et une molécule est un ensemble d\'ions, qui sont des ... atomes. Voici une ébauche d\'article sur wikipédia sur l\'atome :
Un atome (grec ancien ατομος [atomos], « que l\'on ne peut diviser »)[1] est la plus petite partie d\'un corps simple pouvant se combiner chimiquement avec une autre. La théorie atomiste, qui soutient l\'idée d\'une matière composée de « grains » indivisibles (contre l\'idée d\'une matière indéfiniment sécable), est connue depuis l\'Antiquité, et fut en particulier défendue par Démocrite, philosophe de la Grèce antique. Elle fut disputée jusqu\'à la fin du XIXe siècle, mais n\'est plus au XXIe siècle l\'objet de la moindre controverse. C\'est en particulier sur cette notion d\'atome que reposent les sciences de la matière modernes. L\'atome n\'est cependant plus considéré comme un grain de matière insécable, depuis les expériences de physique nucléaire ayant mis à jour sa structure au début du XXe siècle.. Qui a le plus de pouvoir et de connaissance ?
Eh bien, très chère, le rapport entre la connaissance de Jesus et des autres connaissances de la vie est plus grand que le rapport entre connaissance du corps humain et des rayon radioactifs. L\'idée de Dieu est connu sûrement depuis longtemps, et pendant des milliers d\'années (méme jusqu\'à maintenant) est sujet de controverses, mais celui qui possède la connaissance de Jesus Christ possède la plus petite de connaissances. Et j\'en reviens à ce qui est écrit : \"Dieu a créé le monde par sa Parole\", cette Parole de Dieu, Dieu l\'a faite chair en Jesus Christ. C\'est pour celà que je dis que celui qui a la connaissance de Jesus à la plus fine connaissance, et a le plus de pouvoir d\'agir sur toutes choses.
L\' Apôtre Paul a bien dit, très consciemment ceci : \"Je vais méme plus loin : tout ce en quoi je pourrais me confier, je le considère comme une perte à cause de ce bien supréme : la connaissance de Jésus-Christ mon Seigneur. À cause de lui, j\'ai accepté de perdre tout cela, oui, je le considère comme bon à étre mis au rebut, afin de gagner le Christ.\".
13. AndriambyII
(
17/11/2009 08:37)
http://www.prophetie-biblique.com/
Mbola isany koa ireto. Avy tao @ baiboly .
Mbola isany koa ireto. Avy tao @ baiboly .
14. rzakarivola
(
17/11/2009 09:02)
rakaroka:
Ka misy resaka tsiahiviko INDRINDRA eto
satria na tao @ Baiboly dia nisy ny hoe "tsy handao na hahafoy anao aho! Ary na tsy tao @ baiboly koa dia nilaza ilay étre spirituel "architect de l'Universé
"A chaque instant Je suis avec vous!" :
Hatreo aloha fa 'ndeha hisakafo 'za wink:
==> Zah koa hisakafo, fa sady misakafo aho no eto (aty am-piasana d mitondra kaly).
Ny mahasamy hafa an'ilay anakiray amin'ny Baiboly izany eto dia hoe, ny an'ny Baiboly fantatra ilay niteny, ary nanome porofo koa Izy fa marina ny teniNy, ary hotanterahiNy izay nolazaiNy.
Raha ao @ Testamenta Taloha dia YAHVEH no niteny tamin'ny Zanak'Israely (ny vahoaka nofidiaNy, navotany avy t@ fanandevozana) an'io voasoratr'i rakaroka io.
I Jesoa no niteny tamin'ireo mpianatra hoe "Indro izaho momba anareo mandrakariva, ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao".
Ary fantatro Izy fa étre spirituel, puisque Dieu est Esprit. Et je sais que c'est Lui l'architecte de l'univers, de tout ce qui existe. Ce n'est pas un hasard que le Prince de la Paix (signification du nom Salomon), Fils de David, architecte du Temple du Dieu vivant, a été fait fils de charpentier dans sa vie de chair, et Lui-méme était charpentier avant son baptéme dans le Jourdain.
15. rzakarivola
(
17/11/2009 09:24)
Ny hoe hisy zavatra hitranga handringana olona maro (baomba, planeta mifandona, ...sns) ataoko fa endri-pahafatesana izany, misy ny accidenté, misy matin'aretina, misy matin'ny toaka, misy maty ao anaty afo (may ny trano ohatra) ... samy ho faty na dia ireo salama sy ny tsy maninona aza, lazaina hoe maty normal.
Ny mila banjinina dieny izao dia ny ho tohiny avy eo, Andriamanitra izay hitsara ny tsirairay avy araka ny asany no tokony hatahorana.
Ny mila banjinina dieny izao dia ny ho tohiny avy eo, Andriamanitra izay hitsara ny tsirairay avy araka ny asany no tokony hatahorana.
16. AndriambyII
(
17/11/2009 09:25)
Fa ity no tena mahavalalanina . Predictions avec precisions de Michel de notre dame .
http://www.earthharvest.org/fr/apologetics_chretien_de_bible/qui_es_dieu/8-2AstrologiqueNostradamusProphetie.htm
http://www.earthharvest.org/fr/apologetics_chretien_de_bible/qui_es_dieu/8-2AstrologiqueNostradamusProphetie.htm
17. AndriambyII
(
17/11/2009 09:39)
Ao anaty ny atome mbola misy ny electorns sy ny neutrons ary ny protons .
Dia ao anatin' ireo koa no mbola nahitana ny éléménts nucléaires , dia ny quarks misy karazany .Dia mbola mizarazara @ tsy hitan' ny maso foana ny finoana sy fahaizan-draolombelona . :idea: :idea:
Dia ao anatin' ireo koa no mbola nahitana ny éléménts nucléaires , dia ny quarks misy karazany .Dia mbola mizarazara @ tsy hitan' ny maso foana ny finoana sy fahaizan-draolombelona . :idea: :idea:
18. sylvain
(
17/11/2009 17:00)
ireto koa misy ny fanazavana ny 2012:
http://openvideo.dailymotion.com/video/x5dari_apocalypse-2012-part-14_tech?from=rss
http://openvideo.dailymotion.com/video/x5daup_apocalypse-2012-part-24_tech
http://www.dailymotion.com/video/x5db8r_apocalypse-2012-part-44_tech

19. rakaroka
(
17/11/2009 17:43)
Misaotra an'i AndriambyII nitondra :idea: mikasika ny "astrologie" . Ary betsaka ny olona tsy afaka hanana "champs de visions "vaste" hipaka eny @ lanitra fa dia ny ambani-maso , na ny tendron'orony ihany :-D :-D :-D hono no fetra afaka ho hitany sy saininy koa! Anefa "Marina" mihitsy fa na ny 'ntaolo razantsika aza dia mbô nandinika ny fifandraisan'ny fiainana @ volana ohatra=> nisy ny "tsinam-bolana!" dia misy dikany sy fiantraikany @ fiainan'ny "terrestre izany" cf odi-kankana sns...Nisy nahatsikaritra koa ny
zokintsika teo aloha tao fa "ny vero" ohatra mora ongotana arakaraka ny "pozision'ny volana". Ary nisy fandinihina efa tsikaritry ny gasy sasany ihany fa voakoron'ny fidiran'ny fivavahana xtiana moa .=> Pour dire simplement hoe misy fifamatorany @ Univers raha ny marina ny fiainantsika.
Fifamatorana izay fehezin'ny loi de l'univers araka ny namolavolan'ilay "Architect" azy!
Ny "loi" tsy hoe ny "loi d'amour" ihany , fa misy an-tapitrisany maaaaro, mandrafitra sy manenona ny fiainana. Heu...raha mitodika ny andron,'i Noa
sns dia misy "optique sahala @ mametraka "purification de l'étre" izany!

20. rakaroka
(
17/11/2009 18:17)
[quote=cutie]
Dia raha mijery ilay film ve dia hoe "film" efa hitako ity dia tsy mahataitra intsony rehefa miverina fanindroany :?: :roll: :wink: Ohatran'ireny t@ film ireny mihitsy ny évènements sasantsasany eny ho eny an :wink:
'za indray akia toa tsy mahajery ilay film 'tsony fa efa hitako ato doholo knou
:-D :-D :-D
ie za io zao lasa te hijery an'le film mahita pub ato