hery a, efa nilaza ny baiboly fa fony kristy tety an-tany dia niteny izy fa ny rainy any an-danitra ihany no mahalala ny farany.Nasehony kosa anefa ireo fanambarana maro izay mety hitranga rehefa ho tonga izany,ny rapture,ny anti-Christ izay hijoro ho Kristy,ny mpitory ny filazantsara izay mamadika ny Tompo ka milaza koa fa ho avy ny farany,misy iray ao mety ho fantatry ny rehetra angamba ilay izy fa tsy anjarako no milaza izany ary io lehilahy io dia mitoriteny isan'andro ao amin'ny radio ary manambara fa amin'ny 21 mai 2011 no ho tonga ny farandro,itanao amin'izay fa tsy io daty io irery no hisolokin'ny olona fa misy hafa ihany koa,ny tena mampalahelo dia asiany miala tsy miangona intsony ny olona fa tsy misy fanahy masina intsony hono ,dia rehefa atao marriage koa ny olona dia manangana trano hoy izy fa aza mandeha any am-piangonana.Mila miambina isika,mila manaraka tsara ny teny izay nampitondrana ary mila mianatra izany tsara mba tsy ho voarebireby,izay,mahereza
(l) niryna