Ahoana tsara ilay 2012?
21. rakaroka
(
17/11/2009 20:16)
Fa mba nijery ny "impression'ny olona sasany @ ity resaka aho : dia nisy nanao hoe "tsara ho an'ny olona koa hono ny fisian'ny 2012 fa fiainana tsy mandeha @ laoniny sy "injuste" ity koa hono tsssss!!!!!izany mihitsy hono ny vahaolana , fa ny mampalahelo hono dia ny biby sy ny zava-boahary :cry: :cry: :cry: 8)
22. cutie
(
17/11/2009 23:26)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 17-11-2009 19:17:24
Lohateny : Re : Ahoana tsara ilay 2012?
[quote=cutie]
Voalaza teo :
ie za io zao lasa te hijery an'le film mahita pub ato
Dia raha mijery ilay film ve dia hoe "film" efa hitako ity dia tsy mahataitra intsony rehefa miverina fanindroany Ohatran'ireny t@ film ireny mihitsy ny évènements sasantsasany eny ho eny an
'za indray akia toa tsy mahajery ilay film 'tsony fa efa hitako ato
laingako zany fa za tsy hijery ka :-D mety fahasorenana fotsiny no azo avy any tsinona :-D
23. rzakarivola
(
18/11/2009 09:04)
rakaroka:
na ny 'ntaolo razantsika aza dia mbô nandinika ny fifandraisan'ny fiainana @ volana ohatra=> nisy ny "tsinam-bolana!" dia misy dikany sy fiantraikany @ fiainan'ny "terrestre izany" cf odi-kankana sns...Nisy nahatsikaritra koa ny
zokintsika teo aloha tao fa "ny vero" ohatra mora ongotana arakaraka ny "pozision'ny volana". Ary nisy fandinihina efa tsikaritry ny gasy sasany ihany fa voakoron'ny fidiran'ny fivavahana xtiana moa .=> Pour dire simplement hoe misy fifamatorany @ Univers raha ny marina ny fiainantsika.
Fifamatorana izay fehezin'ny loi de l'univers araka ny namolavolan'ilay "Architect" azy!
==>
54 Puis, s'adressant de nouveau à la foule, Jésus reprit :- Quand vous voyez apparaître un nuage du côté de l'ouest, vous dites aussitôt : « Il va pleuvoir », et c'est ce qui arrive.
55 Quand le vent du sud se met à souffler, vous dites : « Il va faire très chaud », et c'est ce qui arrive.
56 Hypocrites ! Vous étes capables d'interpréter correctement les phénomènes de la terre et les aspects du ciel, et vous ne pouvez pas comprendre en quel temps vous vivez ?
(Mt 5.25-26)
57 - Pourquoi aussi ne discernez-vous pas par vous-mémes ce qui est juste ?
58 Ainsi, quand tu vas en justice avec ton adversaire, fais tous tes efforts pour t'arranger à l'amiable avec lui pendant que vous étes encore en chemin. Sinon, il te traînera devant le juge, celui-ci te remettra entre les mains des forces de l'ordre qui te jetteront en prison.
59 Or, je te l'assure, tu n'en sortiras pas avant d'avoir remboursé jusqu'à la dernière petite pièce. [Luc 12].
C'est ce qu'il faut prévoir dès maintenant : chacun sera amené devant la justice de Dieu, que tous ceux qui se sont mis dans le camps adverse de Dieu (ce sont ceux-là qui ont pris Dieu en adversaire) règlent dès maintenant leurs différends avec Dieu.
Certains pourraient se dire : comment savoir si je suis en bon terme avec Dieu ou pas avant le jugement ?
-----> Ny Lalàn' Andriamanitra rehetra : na ny fandraràna (aza ...), na ny fandidiana (manajà ...) dia voasoratra, ny olona rehetra dia manana sombiny amin'izany, farafaharatsiny ny feon'ny fieritreretana, na ny ohabolana sy ny tneim-pahendrena isankarazany. Izay manana ny Baiboly dia manana azy feno.
Ny Sazy ampiharina amin'izay mandika ny lalàna dia samy mahafantatra ihany koa ny rehetra : tsiny, henatra, nenina, ... izay antsoin'ny Baiboly hoe afobe.
Hoy ny fiteny izay hoe : "nul n'est censé ignorer la loi".
D'autres pourraient se dire : oh, moi je suis bien, je me conduis bien, je fais de bonnes actions, je ne vole pas, je ne suis pas un meurtrier, je deteste le mensonge, je fais mes devoirs en tant qu'humain.
---> Voalohany, tsy ny lalàntsika no hitsarana antsika, fa ny lalàn' Andriamanitra. Mila "bien", conformément aux lois de Dieu izany.
Mety ho betsaka amintsika no rikoriko mikasika ny tsolotra eny amin'ny fitsarana, fa moa ve isika koa mba mitetika ny hanome tsolotra ao amin'ny fitsaran' Andriamanitra, amin'ireny endrikendriky ny fitondran-tena lazaina fa tsara sy fanaovana asa soa ireny? Kanefa ny fitsaràn' Andriamanitra tsy azo anaovana an'izany, Mpitsara Marina Izy, ka tsy miantso ny tsara ho ratsy na ny ratsy ho tsara, fa rehefa nandika lalàna amin' Andriamanitra, dia nandika, ary ny sazy ho an'ny fandikàna ny lalàn('Andriamanitra) dia efa voasoratra rahateo, tsy misy secret intsony izany fa samy mahafantatra, na kristiana na tsia.
rakaroka:
Ny "loi" tsy hoe ny "loi d'amour" ihany , fa misy an-tapitrisany maaaaro, mandrafitra sy manenona ny fiainana.
==> Hiteny zavatra tsy manavanana ahy aho eto, kanefa angatahiko ireo mpahay lalàna hanamarina izay lazaiko. Na dia misy betsaka aza ny lalàna, ao amin'ny firenena iray dia misy ny lalàna fototra, dia ny lalàm-panorenana, ka ireo lalàna sy didy an-tapitrisany (izay misy karazany misandrahaka amin'ny toe-javatra maro samihafa) dia miantona amin'io lalàm-panorenana io avokoa. Ary na ny lalàm-panorenana aza dia tsy (mahazo) misy fifanoherana ao anatiny, fa miantona amin'ny tanjona tokana, ity no famaritana ao amin'ny wikipédia :
La Constitution d'un État est à la fois l'acte politique à valeur juridique et la loi fondamentale qui unit et régit de manière organisée et hiérarchisée l’ensemble des rapports entre gouvernants et gouvernés au sein de cet État, en tant qu'unité d'espace géographique et humain.
La Constitution garantit les droits et les libertés de la communauté humaine.
Tsy misy hafa amin'izany ny Lalàn' Andriamanitra, izay miantona amin'ny FITIAVANA, ary avy amin'io ny ifotoran'ny lalàna tsy hita isa.
Fanazavana sy fanoharana ireo nentiko ireo, avy aiza no "source" anomezako izany infos rehetra izany? Avy ao amin'i Jesoa Kristy, izay ambaran'ny Baiboly. Koa ny fahamarinan'ireo teny ireo dia miankina @ fahamarinan'i Jesoa Kristy, araka ny anambaran'ny Baiboly Azy.
Izaho mino fa marina izany, satria izaho no nandre ny feon'i Jesoa Kristy namaly ahy. Tsy manery anao hino aho, fa mitaona anao hampiasa "sincèrement" ny fandinihanao raha misy diso ireo fanoharana voalaza ireo.
rakaroka:
Heu...raha mitodika ny andron,'i Noa
sns dia misy "optique sahala @ mametraka "purification de l'étre" izany!
==> Izay ilay Fitiavana araka ny anambaran'ny Baiboly Azy, izay no sitrapon' Andriamanitra, mba hahazoan'ny olona purification (ka ho afa-tsiny sy nenina ary henatra eo anatrehan' Andriamanitra sy ny rehetra). Ary i Jesoa Kristy, izay ambaran'ny Baiboly kristiana, no lalana amin'izany purification izany. Izay no fanehoan' Andriamanitra faran-tampony ny fitiavaNy ny olona : "NomeNy ny ZanaNy Lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay".
Raha misy tsy mino izany, dia tsy misy moyen de purification hafa azon' Andriamanitra omena azy, il restera impur, et il en soufrira éternellement. Il verra les saints (ceux qui sont purifiés), mais ils ne pourra pas entre en communion avec eux dans la lumière, il sera éternellement engoissé dans les ténèbres jusqu'à ce qu'il croît à cette preuve d'amour de Dieu, si jamais il y arrive.
24. ravonjison
(
18/11/2009 09:34)
cutie:
ka efa we propaganda daholo zany fa nareo koa tsss :D
Iny angamba dia mazava fa propagande tokoa.
Tsy misy mahalala n"iza n"iza izay hahatongavan"ny fara andro. Efa betsaka ihany ireo izay nilaza ny daty hiavian" ny fara andro ( olona , sekte, boky , baiboly, sns...ny vinavina isan-karazany) fa hatramin"izao dia diso daholo ny vinavinan"izy ireo.
Ny bokin" ny Nostradamus, ny astrologie, sns....dia efa nojerena daholo fa e e e e, resaka daholo , tsy misy mahalala ny hiavin"izany fara andro izany.
Amboary fotsiny ny fisainanao, mivavaha @ Andriamanitra mba ahafahana miatrika izany, fa ny ankoatr" izy dia resa-be daholo.
Tsy hitako izay andaniana andro @ io daty 2012 io.
26. sylvain
(
18/11/2009 14:57)
za aloha tsy mino hoe fara andro lé 2012 fa mety hisy zavatra hitranga @ io taona io zay fantatry ny manampahaizana ny mpandinika sy ny mpaminany fa d eto isika hahita azy!
fa maninona no tsy 09092009 (090909) na 11112011 (111111)
fa maninona no tsy 09092009 (090909) na 11112011 (111111)
27. cutie
(
18/11/2009 15:11)
misy zava-mitranga foana nge isan'andro e, tsy voatery hiandry 2012 vo tena hahita an'zany akory :)
29. doudouridou
(
18/11/2009 16:25)
Raha araka ny Baiboly aloha dia hoe : "Ho avy tampoka ilay andron'ny Tompo", fara-andro ny tiany lazaina @io.. Tsy misy mahafantatra na ny andro na ny ora na ny minitra ahatongavany aza hono.. Donc, le resaka 2012, dia calcul nataon'olombelona.
Fa ilay fara-andro aloha dia misy e !.. raha kristiana ianao dia mino an'izay. Fa mety ho alohan'ny 2012 ilay izy, mety ho 2012 tokotrany, mety ho après 2012.. Ho hitantsika eo e !.. Rehefa tonga tokoa ny tokoa ka mbola tsy tapaka ny connexion de mifanome top haingakaingana dia samy mibebaka daholo.
Nefa rehefa tena tonga tokoa ange ny tokoa, tsisy Internet intsony e ! indray mipi-maso dia miara-vita daholo... Samy itan'ny havany eo daholo....
Mampa-tsy te hanota tsony mihitsy ny mieritreritra an'izany !!!

30. sylvain
(
18/11/2009 18:26)
ekeko hoe misy zava-mitranga foana isan'andro fa io fotoana io zany mety ho hisy zavatra hafa hitranga na loza b miara-mitranga fa d ho hita eo, nenay zao ny programa 2013 efa napetrapetraka
31. rakaroka
(
18/11/2009 20:28)
[quote=rzakarivola]
[color=blue]54 Puis, s'adressant de nouveau à la foule, Jésus reprit :- Quand vous voyez apparaître un nuage du côté de l'ouest, vous dites aussitôt : « Il va pleuvoir », et c'est ce qui arrive.
55 Quand le vent du sud se met à souffler, vous dites : « Il va faire très chaud », et c'est ce qui arrive.
56 Hypocrites ! Vous étes capables d'interpréter correctement les phénomènes de la terre et les aspects du ciel, et vous ne pouvez pas comprendre en quel temps vous vivez ?
(Mt 5.25-26)
Azafady kely aloha fa tena tsy azoko mihitsy ny resa-dRazaka . Boky inona kay no hakanao referansy :roll: :?: 8O 8O bokin'i Matio ve ny Mt soratanao eto sa inn?...

32. ikaretsaka
(
18/11/2009 20:45)
ny an-drazaka efa izany foana rakaroka an... raha akondro no resaka ny azy pibady miaraka @ tsimpona lava beee :-D
34. rakaroka
(
18/11/2009 20:54)
Mbô marina fa tsy io soratany io mihitsy ny voasoratra ao @ Matio 5:25-26
35. cutie
(
18/11/2009 21:21)
Mpandefa : sylvain [ Valio ] 18-11-2009 19:26:46
Lohateny : Re : Ahoana tsara ilay 2012?
ekeko hoe misy zava-mitranga foana isan'andro fa io fotoana io zany mety ho hisy zavatra hafa hitranga na loza b miara-mitranga fa d ho hita eo, nenay zao ny programa 2013 efa napetrapetraka
zany an :-D
36. rakaroka
(
18/11/2009 21:39)
Ary nisy sa misy sa hisy ère hafa na sivilizasiona efa tena "avancé" mihitsy an!
Somary lava ihany ity lesona mikasika ny "calendrier" ity ! Fa nahafinaritra ahy ny hoe "LE TEMPS : C'EST DE L'ART" ho an'ireo manaraka ny rindra universe fa tsy "Time is money!"
http://tortuga.usebynet.com/4-C.html

37. sitlo
(
18/11/2009 22:44)
Vao toritenin'i Mopera mihitsy io tamin'ny alahady. Hoy izy hoe: "ny Ray any ambony ihany no mahalala izany", fa "ho avy toy ny mpangalatra Izy". Dia nampiany hoe: ny farandronao dinidinihina fa mety ho rahariva ihany dia tonga.
38. rakaroka
(
19/11/2009 04:17)
Azoko an-tsaina mihitsy hoe "tsy maintsy "alain'ny mpitori-teny indray ity thème" mba hisintonana sy ampandriana adrisa ny mpihaino tahaka ny mahazatra! hi!hi!hi! :-D :-D :-D
39. ravonjison
(
19/11/2009 09:18)
cutie:
misy zava-mitranga foana nge isan'andro e, tsy voatery hiandry 2012 vo tena hahita an'zany akory :)
Ny loza tokoa dia misy foana isan"andro , fa sasakasak" izay tsy manaraka vaovao ka tsy mahalala izany ( ny avion mianjera, ny tondra-drano , ny rivodoza , misy foana ny olona maty betsaka......sns...).
Efa hitako fa efa nisy nahazo vola be indray izao t@ ilay fampielezana io daty io.
40. rzakarivola
(
19/11/2009 10:16)
[quote=rakaroka]
==> Ao @ lioka io, fa misy référence hoe misy teny otran'io etsy ambany io ao @ Matio.
Ny Tenin'i Jesoa tamin'ireo Jiosy teto dia raisiko hoe : eny tokoa, misy ifandraisany ny zava-mitranga amin'ny univers sy ny iainana eto an-tany, ary hainareo tsara ireny, saingy nahoana ianareo no tsy mitsara marina mba hahafantaranareo fa "en route pour le jugement de Dieu" izao fiainanareo izao?
Mitsarà marina dia ho hitanareo fa vous vous étes placés dans le camps adverse de Dieu, vous avez pris Dieu en adversaire ... et IL vous mène en jugement, alors, dès maintenant, régler les problèmes entre vous et Dieu. C'est une chose de ne pas vouloir "pécher", mais celà ne règle pas du tout les péchés déjà commis, tous vos péchés sont toujours retenus contre vous.
Resaka "faraandro ve ny 2012?" no eto, fa zavatra roa loha no ambaran'i Jesoa momba an'izay : misy famantarana azy ny faraandro, tahaka ny famantarana miseho @izay ho toetr'andro hiseho rehetra. Ary nomen'i Jesoa ny famantarana.