Ahoana tsara ilay 2012?

41. rzakarivola ( 19/11/2009 11:06)
rakaroka:

Ary nisy sa misy sa hisy ère hafa na sivilizasiona efa tena \"avancé\" mihitsy an!
Somary lava ihany ity lesona mikasika ny \"calendrier\" ity ! Fa nahafinaritra ahy ny hoe \"LE TEMPS : C\'EST DE L\'ART\" ho an\'ireo manaraka ny rindra universe fa tsy \"Time is money!\"
http://tortuga.usebynet.com/4-C.html

==> Pour un artiste oui, le temps c\'est de l\'art, il prends tout son temps ... mais on peut se rendre compte qu\'on ne vit pas d\'art, l\'art n\'empéche pas la mort.
Mon premier patron nous rappelait de temps en temps qu\'en Europe, du retard (par jour ou par heure) sur la livraison du boulot pouvait coûter cher (€ s\'entend).
Au lycée, beaucoup de retard m\'ont coûté du stress, des inquiétudes ... de l\'enfer limité quoi, mais méme limité, c\'était engoissant.
\"Médecin après la mort\" ... s\'il était arrivé à temps, il aurait pu sauver le malade.

Ao @ Baiboly nisy ny fanoharana nataon\'i Jesoa mikasika ireo virijiny dimy adala sy dimy hendry ... tara fidirana ireo dimy adala. ka voahidy tany ivelany, ary ny tenin\'i Jesoa dia marina, raha mampitandrina izy tsy mampitahotra, fa milaza ny marina.
42. ikaretsaka ( 19/11/2009 11:54)
Rzaka..zava boahary isika .ary noharina (vokatra creation)...
Ny zavatra cree rehetra dia nila inspiraka aby -> "art" isika
43. rakaroka ( 19/11/2009 17:23)
[quote=rzakarivola]

==>
Ao @ lioka io, fa misy référence hoe misy teny otran'io etsy ambany io ao @ Matio.

Mba omeo précis ny versé hijereko ny "contexte" azafady!
Ny Tenin'i Jesoa tamin'ireo Jiosy teto dia raisiko hoe : eny tokoa, misy ifandraisany ny zava-mitranga amin'ny univers sy ny iainana eto an-tany

Anefa dia tsy mba notinafa mihitsy ilay Universe fa Jesoa sy isika mpanota
foana no ambetindresakareo teto????

ary hainareo tsara ireny, saingy nahoana ianareo no tsy mitsara marina mba hahafantaranareo fa "en route pour le jugement de Dieu" izao fiainanareo izao?

Satria tsy mitovy ny "finoantsika". Andriamanitra hanome rariny ny olona
nandala izany, plus que "mpanameloka => FITIAVANA izy ! 'za aloha tsy mino ilay hoe ny heloka no manasaraka @ Atra e! tehirizo ho anareo any izany. Satria teniny fa na "tahaka ny jaky aza ny "fahotanareo" Avia ifandahatra!
Ny "consciencen'ny olona @ fiainana dia mikaonty BBbe @ fifohazam-panahy. Tsy andrandraina fa efa nomeny ao anatin'ny tsi1/1. Comme si la balle est dans nos camps!
44. rakaroka ( 19/11/2009 17:37)
[quote=rzakarivola]
...dia ho hitanareo fa vous vous étes placés dans le camps adverse de Dieu, vous avez pris Dieu en adversaire ...
8O 8O 8O :x :?
Driiiiiy Aoka itsy!!!Aiza no ahafantaranao ny"ahatarafan'ny hafa Dieu @ "angle" isiany any?...Tsy hoe rehefa tsy mitovy fijery aminao dia lazaina fa "adverse de Dieu! NONNNNNNNNNNNNNNNNN!!!!!!!!!!!!! :x :x :evil:
45. rakaroka ( 19/11/2009 17:48)
[quote=rzakarivola]
et IL vous mène en jugement, alors, dès maintenant, régler les problèmes entre vous et Dieu.
8O 8O :roll: :-D :-D :-D
Mba fantatrao moa fa maro @ Bouddhista no "manatanteraka" ny "présent"-ny tsy hisian'ny compte à rendre , na "blem" ,sns fa mba ijoran'ny fiainana araka ny tokony ho izy. Ka tsy misy tahotra "jugement" izany intsony ny fiainana raha niainana tsara! Dia tsy misy nenina koa=> Tsy misy "blem" régler-na avec Dieu. Ny baiboly no milaza fa raha manana ady @nao ny rahalahinao dia "mandàna mihitsy aloha mamitra-pihavanana aminy! na tsy mankany am-piangonana aza tsy maninn!!!=>Donk notakiany mialoha ny règlement de compte olona-olona fa tsy olona Atra akory!Tssss!!!
Ary nomen'i Jesoa ny famantarana.

Ilay efa niseho arivo taona mialoha akory sa ilay izy hoe ho avy eny @ rahon'ny lanitra?...Ka raha tsy avy izy fa ny nibiru no tonga dia hanao ahoana ilay finoana?...:?: :roll: :oops: :oops:


46. rakaroka ( 19/11/2009 18:03)
[quote=rzakarivola]

=> Pour un artiste oui, le temps c\'est de l\'art, il prends tout son temps ... mais on peut se rendre compte qu\'on ne vit pas d\'art
:
On vit pour l'argent tokoa 'zao an!!wink: Tena 'zany mihitsy ka ère de l'Argent 'ngamba izao. Dia qu'est-qui nous reste fa dia mifintina ho vola sy Jesoa jiaby ity fiainana?...Ny "homme de caverne aza mbô nisy ny famaky sns nanamarika ny kirakirany , ny fisiany. Nisy vata, sy hairaha isan-karazany!....

l\'art n\'empéche pas la mort
Oh Razaka a: voalaza fa "asa-tanan'Atra aby ny fisiana rehetra ary mbola voatsindry koa fa "TSSSSAAAARRRRAAAAAA" ary hitany fa TSARA aby : Ary nohariany hitovy endrika aminy isika => ho créateur @ hatsarana => "artiste" koa!
Koa aza abokaina ny "concept"ny fa zary mivaona amboalohany mihitsy faha-concept ny resaka!

47. rakaroka ( 19/11/2009 18:23)
[quote=rzakarivola]
s'il était arrivé à temps, il aurait pu sauver le malade.

Hay tsapanao fa misy "concordance" ny hetsika iray @ tranga iray?...
Ka eo indrindra no nametrahako ilay resaka fa "Architecture" bien méditén'ireo nandrafitra azy anie ny Univers ary mahaliana sy natao ho sainina sy "IAINAN'ny olona INDRINDRA koa izany, ary misy "liens" ifamatorany !
Ianao moa midohika tahaka ny inn nilaza fa Andriamanitra (tokana)no nanao azy. Tsy te hanohintohina ny finoanao aho no tsy nivolanako "anarana hafa intsony satria raha ny marina dia tsy Andriamanitra irery no nanao ny "conception" fa nisy étre hafa koa , rahateo tsy étre mizahozaho tahaka an'i Jesoa Izy , donk tsy ilana volanina akory. fa na ny baiboly aza dia milaza ny hoe "Andao ISIKA" hamorona olona tahaka ny endrintsika!
=> Ianao no borné fijery hoe "ito na izatsy ihany!..." ? Donk aza ferana ny fijery hafa hino araka ny fahitany!





48. sitlo ( 20/11/2009 01:25)
rakaroka:

Azoko an-tsaina mihitsy hoe "tsy maintsy "alain'ny mpitori-teny indray ity thème" mba hisintonana sy ampandriana adrisa ny mpihaino tahaka ny mahazatra! hi!hi!hi! :-D :-D :-D


Tsy hitako mihitsy izay mampandry adrisa amin'izany. Tsy ny milaza fa faranadro ny 2012 aza ve no mampandry adrisa?
Ny olona miteny hoe aza miraharaha an'izany fa ny fiainanao jerena indray no lazaina fa. Sao dia efa tsy fitiavana tsotra izao.
Sady FYI, ny katolika tsy mitady theme izany fa efa voasoratra taona maromaro mialoha ny hitranga isak'alahady. Ny mpanoratra sy ny mpanao filma aza no manenjika manaraka an'ireny drafitra ireny mba hampalaza ny boky sy ny filmany.
49. rakaroka ( 20/11/2009 16:48)
sitlo:

rakaroka:

Azoko an-tsaina mihitsy hoe "tsy maintsy "alain'ny mpitori-teny indray ity thème" mba hisintonana sy ampandriana adrisa ny mpihaino tahaka ny mahazatra! hi!hi!hi! :-D :-D :-D


Tsy hitako mihitsy izay mampandry adrisa amin'izany. Tsy ny milaza fa faranadro ny 2012 aza ve no mampandry adrisa?
Ny olona miteny hoe aza miraharaha an'izany fa ny fiainanao jerena indray no lazaina fa. Sao dia efa tsy fitiavana tsotra izao.
Sady FYI, ny katolika tsy mitady theme izany fa efa voasoratra taona maromaro mialoha ny hitranga isak'alahady. Ny mpanoratra sy ny mpanao filma aza no manenjika manaraka an'ireny drafitra ireny mba hampalaza ny boky sy ny filmany.




Toa resaka "clientelisme" aby izany , ny fahitako azy ! Ohatra izao ve i Hery mba liana hoe "Ahoana tsara ilay izy?" dia ny valinteny dia hoe "Aza miraharaha izany fa ny fiainanao jerena!" no valin-teny mendrika sy sahaza :?: :roll: :wink: 8O :-D :-D :-D :^) :^) :^)
50. sitlo ( 20/11/2009 18:15)
:arrow:
51. xxx ( 21/11/2009 06:24)
Miarahaba antsika rehetra,

Raha narahina ireo adihevitra rehetra teto dia miha-manalavitra ilay resaka 2012 avokoa. Ny azo lazaina aloha dia tsy ny hoe fijerena na ny tsy fijerena ilay film no zava-dehibe, fa ny famantarana ny zava-drehetra ahafahan'ny tenantsika tsy ho lavo amin'ny fotoana tampoka. Raha tena dinihintsika tokoa ny serasera rehetra momba io daty io dia maro ireo manam-pahaizana eran-tany sy izay nahazo fahasoavana hampita ireo hafatra avy any ankoatra no manome toro-lalana isan-karazany ahafahan'ny olon-drehetra tsy haratra loatra amin'io évènement io. Tsy hoe hinoana na tsy hinoana io daty io no resaka, fa ny zava-drehetra dia efa voalaza fa voalahatra arak'izay efa nanomezan'Andriamanitra mpamorona izao rehetra izao azy. Isika olombelona ohatra dia tsy hoe isika ihany no velona fa matoa isika mino ny fisian'Andriamanitra sy Jesoa Kristy, ary ny voalazan'ny Soratra Masina dia miaiky isika izany fa misy ireo Personnes rehetra voambara ao ary miezaka hatrany mampita amintsika izay nohariny ny lalam-piainana tokony arahina.
Amiko manokana ny momba ny 2012 dia misy tokoa ny tokony hataontsika izay mino an'Andriamanitra mba hampita izay tokony hanomanana ny olona tsirairay avy mba tsy ho tampoka aminy ny zavatra hitranga aminy. Efa manomana izany ny olona any an-dafy rehetra any ka isika gasy indray ve no tokony hiavonavon-kevitra hanambara fa propagandy io resaka io? mila mitandrina ihany sao taitra ny olona tsy mba taitra, ka taitra irery vao mamaky takotra.

Ny fifanakalozana sy ny fifampitana Fahazavana izao no tokony himasoana mba hahatanteraka izay Fikasan'Andriamanitra ny amintsika olombelona. Izay fifampizarana izay no mariky ny tena FITIAVANA. Mila manampy izay tsy mahita ny hazavana fa rendriky ny firotorotoana isan'andro isika. Mila mitory ny Fahamarinana ary manitsy izay tsy mety ao anatintsika tsirairay avy hifanaraka amin'Ilay FOTOTRA dia ANDRIAMANITRA RAY izay iraisana izany.

Raha tonga ny 11 septembre sy ny tsunami ohatra dia tokony hanambara amin'ny olona isika fa tampoka ireny zavatra ireny ka izay maty tao anatiny ka tsy niomana hotsenain'ny Mpanjakan'ny Universe dia lasa sarotra aminy ny handova ny Fiainana mandrakizay izay nampilazain'Andriamnitra ireo olon-kendry rehetra teto amin'ny UNIVERS.

Mila mandray avec sincerité ny teny sincères rehetra izay voalaza isika mba tsy ho very amin'ny fisainantsika.

Raha hiverina amin'ny resaka 2012 isika dia tsara raha mamaky ny "les portes de l'Ere Nouvelle" ary mampifanaraka izay voalaza ao amin'ny voambaran'ny Baiboly hahitantsika ny fahamarinana rehetra. Tsara koa ny mijery ny Livres de l'Urantia ary mampifanaraka azy amin'ny Baiboly. FANAHY MASINA IRAY ihany no mapiteny ireo izay miresaka amin'ireo karazana sites ireo. Raha dinihina koa ireo sites ireo dia mbola tsy betsaka be toy ny fahitantsika azy ny emission d'idées ao raha mijery ny score amin'ny Google isika. Izany hoe vao miainga ireo fahalalana ireo izay fanomanana ny isam-batan'olona tsy ho tratran'ny tampoka fa hanampy aza amin'ny famonjena fanahin'olombelona maro.
52. niryna ( 22/11/2009 22:05)
xxx:

Tsy hoe hinoana na tsy hinoana io daty io no resaka, fa ny zava-drehetra dia efa voalaza fa voalahatra arak'izay efa nanomezan'Andriamanitra mpamorona izao rehetra izao azy. Isika olombelona ohatra dia tsy hoe isika ihany no velona fa matoa isika mino ny fisian'Andriamanitra sy Jesoa Kristy, ary ny voalazan'ny Soratra Masina dia miaiky isika izany fa misy ireo Personnes rehetra voambara ao ary miezaka hatrany mampita amintsika izay nohariny ny lalam-piainana tokony arahina.
dia anjarantsika no hino na tsia,efa ela izy no nampiomana mba hibebaka isika,fibebahana no tadiavintsika andro aman'alina satria maro tokoa isika no tsy te hamela ny nanao ratsy tamintsika,maro tokoa isika no tsy mety mangataka famelankeloka,ary mbola misy koa no mahafantatra ny tenin'Atra kanefa mbola manda sy miverina amin'ny lalana tsy tokony aleha intsony

Amiko manokana ny momba ny 2012 dia misy tokoa ny tokony hataontsika izay mino an'Andriamanitra mba hampita izay tokony hanomanana ny olona tsirairay avy mba tsy ho tampoka aminy ny zavatra hitranga aminy.

Raha kristiana ka miaraka amin'Atra tokoa dia tsy tokony atahotra izany andro izany ,ary averiko koa ny tenin'ny namana fa tsy misy mahalala na dia ny avoakan'ny ampitso aza ka dia anjarantsika no mihomana andray an'Atra.,mangataka fifonana aminy sy fifandraisana aminy,izay no tena zava-dehibe,mino azy tokoa ve isika fa amonjy antsika izy,mino Azy tokoa ve isika fa izy no hitsara antsika ary iresaka ny rainy fa efa voavidin'ny rany isika?
Izay rehetra mino ilay kristsy no ho voavonjy hoy ny soratra masina fa ireo izay tsy mino kosa dia efa ho heloina sahady .

Efa manomana izany ny olona any an-dafy rehetra any ka isika gasy indray ve no tokony hiavonavon-kevitra hanambara fa propagandy io resaka io? mila mitandrina ihany sao taitra ny olona tsy mba taitra, ka taitra irery vao mamaky takotra.
tsara ho fantatra fa mbola tsy tonga akory ny propagandy dia efa niteny kristy fa hisy olona hisandoka ka hijoro ho Tompo kanefa izay rehefa manaraka ny didiny ihany no ho vonjena,mety manasitrana izy,mety manao black magie, mamaky tanana , mahalala ny past na nitranga taminao saingy tsy afaka ny hiteny ny ho avinao satria ny zavatra efa nitranga tamin'ny fiainanao dia efa voavakiny avokoa satria niaraka taminao teny izy fa ny ho avinao kosa dia tsy ho fantany satria Atra irery no mahafantatra izany.
olona any an-dafy hoe,vao maika dakan'ny alika izao ny mandositra an'Atra ary mamono ny mpino an'Atra ,voasoratra izany:enjehin'ny olona hianareo noho ny anarako,firifiry anefa ireo tsy mpino no lasa nivadika ho mpino ?
Ny sciences dia mila porofo fa ny finoana kosa dia mila mino ary dia ahita izany porofo izany tokoa ilay olona noho ny finoany.Noho izany tsy miady varotra ireo nilaza ho nahavita fianarana aho satria na ny niavian'ny rivotra aza dia tsy fantany ary tsy ho voazavany ,ny rano lasa gas ,solide, vapeur, kanefa rano ihany ilay izy .
Ny taona 1994 no nolazainy fa ho tonga ny farandro,hatramin'izao ilay olona nilaza fa diso kaonty izy fa ny 2012 indray hono ,io no atao hoe pasitera sandoka.Ary mbola miteny foana hatramin'izao ,mbola tonga avokoa ny olona mifamaly aminy noho ny lainga masina ataony ,ny tsy fantatreo kosa anefa dia tsy avelany miangona intsony ny olona fa efa niala ao am-piangonana hono ny fanahy masina.Olona toa izany ve no hinoantsika?
Tonga indray ny 2000,tanora ankehitriny mpanangana ny ho avy,hatramin'ny fitondrana taty amintsika dia nanangona vola,lova,notakiana avokoa ny mpiasa rehetra andoa ny vola ,aiza anefa ilay vola,sandoka ve mihoatra izany koa
Dia io olona milaza ho pasitera mitoriteny ,mampianatra olona hiofana ho mpitory ny tenin'Atra io ihany no mamitaka sy tsy mamela ny olona hiditra am-piangonana intsony ary dia manao calcul ,mampiasa ny fito taona etsy ,fito taona eroa,+ + dia milaza fa ho tonga ny farandro amin'ny 2012 ,anjarantsika no samy hiambina sy tsy tokony atahotra,raha toa kosa ka mbola tsy nanolotra ny tenantsika ho an'ny Tompo isika dia tsara ny manolotra izany fa tsara ny mino noho ny tsy mino satria tsy misy fatiatoka akory ny hino raha hitranga tokoa ny fitsarana,ho fatiantoka tokoa anefa izay nomena ny teny kanefa anohitra raha tonga tokoa ilay kristy hitsara ny velona sy ny maty
niryna
Raha tena kristiana tokoa isika dia tsy tokony atahotra izay hitranga any fa manomana kosa ny fontsika mba handray ilay kristy velona,mety tsy ho velona sy tsy hinoan'ny hafa izy kanefa anjarantsika no mizara izany ,tsy manery isika fa kosa vita ny adidy izay ,nomena ny tena dia nozaraina

Ny fifanakalozana sy ny fifampitana Fahazavana izao no tokony himasoana mba hahatanteraka izay Fikasan'Andriamanitra ny amintsika olombelona. Izay fifampizarana izay no mariky ny tena FITIAVANA. Mila mitory ny Fahamarinana ary manitsy izay tsy mety ao anatintsika tsirairay avy hifanaraka amin'Ilay FOTOTRA dia ANDRIAMANITRA RAY izay iraisana izany izay tokoa ny hafatry ny tompo,mandehana amin'izao tontolo izao ka torio ny filazantsara ary ataovy mpianatro ny firenena rehetra
[quote]
Raha tonga ny 11 septembre sy ny tsunami ohatra dia tokony hanambara amin'ny olona isika fa tampoka ireny zavatra ireny ka izay maty tao anatiny ka tsy niomana hotsenain'ny Mpanjakan'ny Universe dia lasa sarotra aminy ny handova ny Fiainana mandrakizay izay nampilazain'Andriamnitra ireo olon-kendry rehetra teto amin'ny UNIVERS.
endrika iray anehoan'Atra antsika izany fa mila miambina isan'andro isika .Efa nasehony an-tantara ihany koa Noa sy ny fandringanana ireo olona tsy nanaraka an'Atra koa aoka isika samy hitandrina sy hiambina
53. rzakarivola ( 25/11/2009 08:01)
rakaroka:
Mba omeo précis ny versé hijereko ny \"contexte\" azafady!

==> Luc 12:54-56
rakaroka:
Ny Tenin\'i Jesoa tamin\'ireo Jiosy teto dia raisiko hoe : eny tokoa, misy ifandraisany ny zava-mitranga amin\'ny univers sy ny iainana eto an-tany

Anefa dia tsy mba notinafa mihitsy ilay Universe fa Jesoa sy isika mpanota
foana no ambetindresakareo teto????

==> Ny ahy manokana aloha dia izay. Satria ny tsirairay avy samy nomena fahalalana manokana. Tahaka ny hoe misy ny spécialiste ny automobile, misy ny spécialiste ny sports, ... etc. Ka misy ny milaza fahalalana ara-tsiansa, izaho kosa vavolombelon\'i Jesoa Kristy izay nahariana izao rehetra izao.

[quote=rakaroka]
Satria tsy mitovy ny \"finoantsika\". Andriamanitra hanome rariny ny olona
nandala izany, plus que \"mpanameloka

==> Ilay \"nandala no tsy azoko\", saika nitovy ihany ny finoantsika. Logiquement, ny olona manana ny rariny (satria mpandala ?) dia tsy mila omena rariny, fa ny olona tsy manana ny rariny no omena rariny rehefa mangataka.
Tsy anjarako ny hiteny hoe manameloka ve Andriamanitra sa tsia, fa ny zavatra nambaran\' Andriamanitra t@ alalan\'i Jesoa Kristy dia hoe efa meloka rahateo ny olona, ka tonga Izy hamonjy ireo \"mangataka rariny\" aminy. Araka ilay fanoharana ao @ Lioka 18

rakaroka:
=> FITIAVANA izy ! \'za aloha tsy mino ilay hoe ny heloka no manasaraka @ Atra e! tehirizo ho anareo any izany.

==> Eny ary e, tehiriziko ho ahy izay hevitr\'i Jesoa Kristy izay. (izaho rehefa miteny hoe Jesoa Kristy, na Jesoa, na Kristy, dia ilay anakiray ambaran\'ny Baiboly kristiana no resahiko an!). Fa izao, manaiky ve ianao sa tsia fa efa tafasaraka @ Andriamanitra ny olombelona ?
Ny zava-misy dia izao, nahoana no isaka ny misy resaka momba ny hevitr\' Andriamanitra dia izao no heno matetika, @ olona na dia mpivavaka aza hoe \"Andriamanitra irery no mahalala izany\", \"Izy aza tsy fantatra hatramin\'izao\", \"tsy misy mahalala an\'izany Andriamanitra izany\".
Nahoana koa no misy ireo olona izay tonga mieritreritra fa tsy misy akory izany Andriamanitra ?
Ka eto, tsy ny terme ampiasaina no olana, fa efa \"tafasaraka t@ Andriamanitra\" rahateo ny olona, izay no antsoin\'ny Baiboly hoe fahafatesana voalohany.
Marina tokoa fa FITIAVANA Andriamanitra, ary \"ny hevitro dia hitondra fiadanana fa tsy loza\" hoy izy, fa ndao hiara-mandinika e! Any amin\'iza no mila itondrana fiadanana? Tsy any amin\'izay tsy manana ? Ka io fiadanana omen\' Andriamanitra antsika noho ny fitiavany io, dia tsy afa-misaraka amin\'ny \"rariny\" (justice), izany hoe fitsarana marina tsy misy fiangarana.
Ka ny important eto, tsy ny hoe tafasaraka bebe kokoa, na hoe kely ny elanelana mampisaraka amiNy (ohatra an\'ilay hoe : tsy lavitra ny fanjakan\' Andriamanitra). Fa ny ilaina izao dia ny hiverenana @ Andriamanitra, handravana ny efitra mampisaraka.
Ary izay indrindra ilay FITIAVANA nasehoNy izay, ny fandravana an\'io efitra mampisaraka amiNy io,
mba ho fantatry ny olona amin\'izay ny hevitr\' Andriamanitra,
mba tsy ho zava-miafina amin\'ny olona intsony izay mitranga eo amin\'ny fitsaran\' Andriamanitra, hitsarany ny tenany conformément @ fitsaràn\' Andriamanitra, satria amin\'izay, izay vokatry ny fitsaràna hitany ao, dia azony antoka fa izay no ho vokatra any @ fitsaràn\' Andriamanitra.
Ary ny fahatongavan\'i Jesoa Kristy ho nofo tahaka ny olona no nanatanterahan\' Andriamanitra izany.

rakaroka:
... Satria teniny fa na \"tahaka ny jaky aza ny \"fahotanareo\"

==> Izay ambaranao izay dia manamafy ity nolazaiNy (ao @ Exode 34) ity : \"mais je ne tiens pas le coupable pour innocent\". Ka izay no nahatonga ny hoe \"oeil pour oeil, dent pour dent\". C\'est la justice de Dieu.

rakaroka:
Avia ifandahatra!
Ny \"consciencen\'ny olona @ fiainana dia mikaonty BBbe @ fifohazam-panahy.

==> Eny indrindra, une conscience illuminée par les paroles de Jesus Christ se reconnaît coupable et condamné à l\'enfer (honte, remords, colères, tristesse, ... éternels).
Io \"avia hifandahatra\" io noho izany, dia teny miantefa amin\'izay miaiky ny fahotany tahaka ny jaky. Pour quelqu\'un qui ne se reconaît pas pécheur de cette manière, une telle parole d\'amour n\'a aucune valeur.

rakaroka:
Tsy andrandraina fa efa nomeny ao anatin\'ny tsi1/1. Comme si la balle est dans nos camps!

==> Ny Reny dia mahalala tsara hoe \"tokony hivadika izao no fampatoriana an\'ity zanako ity\", \"tokony hinono\", \"tokony hosoloina\". Na dia misy aza reny tsy mahalala an\'izany, Andriamanitra dia tsy mila ampahatsiahivina hoe \"diovy ny zanakao\", \"omeo hanina izy ireo fa noana\", \"tsaboy fa marary\", ... sns!
Androany aho nampandro ny zanako, ny nampandro vita ihany fa ny nampiakanjo azy no tantara be! Tsy izaho no tsy nahalala fa tokony hampiankajoina izy, fa izy no tsy nety, kanefa na tsy nety aza izy dia nampiakanjoiko foana ... rehefa avy nodiovina aloha.
54. rzakarivola ( 25/11/2009 08:03)
rakaroka:

[quote=rzakarivola]
...dia ho hitanareo fa vous vous étes placés dans le camps adverse de Dieu, vous avez pris Dieu en adversaire ...
8O 8O 8O :x :?
Driiiiiy Aoka itsy!!!Aiza no ahafantaranao ny"ahatarafan'ny hafa Dieu @ "angle" isiany any?...Tsy hoe rehefa tsy mitovy fijery aminao dia lazaina fa "adverse de Dieu! NONNNNNNNNNNNNNNNNN!!!!!!!!!!!!! :x :x :evil:

==>
Marina tokoa fa maika be aho, tsy fijeriko io nolazaiko io fa fijerin'i Jesoa Kristy, izay inoako fa Tenin' Andriamanitra velona. Koa tsy manery anao velively aho hanaiky izay fomba fijery izay, dans ta chambre la plus secrète, devant la lumière de la Parole de Dieu, tu verras clairement tout.
55. rzakarivola ( 25/11/2009 08:34)
rakaroka:

[quote=rzakarivola]
et IL vous mène en jugement, alors, dès maintenant, régler les problèmes entre vous et Dieu.
8O 8O :roll: :-D :-D :-D
Mba fantatrao moa fa maro @ Bouddhista no "manatanteraka" ny "présent"-ny tsy hisian'ny compte à rendre , na "blem" ,sns fa mba ijoran'ny fiainana araka ny tokony ho izy. Ka tsy misy tahotra "jugement" izany intsony ny fiainana raha niainana tsara! Dia tsy misy nenina koa=> Tsy misy "blem" régler-na avec Dieu.

==> Si tout est OK, alors tout est bon. Il faut voir qu'aucune condition comprise dans ce "Si" ne soit oubliée! Sinon, le "alors" n'est plus vérifié!
Izaho koa mahafantatra bouddhistes maro (ary hatr@izao any Tibet mbola misy foana) nampiasa moulin kely ireny, misy taratasy nandraiketana ireo fahotan'ny tenany, ahodinkodina dans l'espoir d'étre pardoné!
Nahafantatra aho sasany nitokana tao anaty lava-bato nanao izany, sans aucun résultat, satria tao anaty conscience-ny tao dia nisoratra foana ireo fahotana.
Mety ho "mauvais bouddhiste" ngamba izy ireo, mais au moins, ils étaient "sincères" dans leurs esprits.
Mahafantatra brahman aho, mitantara @ko ny pureté spirituelle ... sans jamais y arriver. Nanontaniako izy indray mandeha hoe ahoana ny "fahatezerana" @ ny finoany, dia izao no navaliny : "tena fahotana mahafaty mihitsy ny fahatezerana aminay". Fa izy dia olona hila ho isanandro no tezitra ... par moments, elle est énervée de ne pas pouvoir se concentrer pour les méditations.
Ny efa hitako dia izao koa! Amin'ireny karazam-pinoana ireny, ezahina izay hitokanan'ny tena @ toerana mangina sy miafina, mba hahatanterahana ireo heverina fa toetra sy asa mendrika : méditation, fahatoniana, ... sns. Ben, ça n'aide pas autrui, si j'ai un frère qui va dans le mauvais sens et que je ne fais rien pour lui tirer de là et l'amener dans le bon sens ... ne suis-je pas coupable envers mon frère là? Suis-je ok devant Dieu malgré toutes mes bonnes conduites ?
Andriamanitra mpitsara marina! @ ity herinandro ity dia izay no holazaiko, ary ny fahamarinan'ny fitsaràn' Andriamanitra dia eo @ tenin'i Jesoa no mipoitra [Matio 5] ohatra iresahana ny fijangajangana, ny famonoana olona, ny fianianana.

rakaroka:
Donk notakiany mialoha ny règlement de compte olona-olona fa tsy olona Atra akory!Tssss!!!

==> Mihevitra aho fa isika tsy afaka hanimba velively an' Andriamanitra, fa ny tsi-fankatoavantsika ny didin' Andriamanitra dia miteraka voka-dratsy eo @ zava-boaharin' Andriamanitra, en particulier ny mpiray monina amintsika sy isika ihany. Donc, tout péché contre la nature, les hommes et soi-méme est péché contre Dieu qui a créé toutes choses. Noho izany, raha te hihavana @ olona ianao, Andriamanitra no tsy maintsy "ihavananao" voalohany indrindra, fa raha tsy izany tsy ho hainao ny ambiny rehetra.
Ankoatra izay, ny Filazantsara 4 + asan'ny Apostoly, hita ao @ Baiboly dia miaramiasa tahaka ny ratsan-tanana 5 ... Hoy isika Malagasy hoe "tondro tokana tsy mahazo hao".

[quote=rakaroka]
Ary nomen'i Jesoa ny famantarana.

Ilay efa niseho arivo taona mialoha akory sa ilay izy hoe ho avy eny @ rahon'ny lanitra?...Ka raha tsy avy izy fa ny nibiru no tonga dia hanao ahoana ilay finoana?...:?: :roll: :oops: :oops:

==> Famantarana maro no nambarany mialoha ny hihaviaNy eny @ rahon'ny lanitra. Ka na ho rahona matériel izany, na ho lanitra spirituel (dans le cas où je meurs) ... Il viendra dans les nuées, c'est certain, IL n'a jamais manqué ses promesses. IL a promis deux principales choses : le jugement dernier et le salut. Hors ces deux, il n'y a point de garantie.
56. rzakarivola ( 25/11/2009 08:53)
rakaroka:

On vit pour l'argent tokoa 'zao an!!wink: Tena 'zany mihitsy ka ère de l'Argent 'ngamba izao. Dia qu'est-qui nous reste fa dia mifintina ho vola sy Jesoa jiaby ity fiainana?...Ny "homme de caverne aza mbô nisy ny famaky sns nanamarika ny kirakirany , ny fisiany. Nisy vata, sy hairaha isan-karazany!....

==> Je ne vis pas d'argent, je vis de Jesus. Izaho d'accord @ tenin'ny Malagasy ankehitriny hoe : "ny vola no hozatry ny fiainana", kanefa mi-préciser fa tsy ny hozatra no mibaiko ny tena, fa ny hozatra dia baikoin'ny saina mba ho fitaovana hihetsehana sy hitazonana ireo membres tsirairay avy ao @ tena. Ny saina mibaiko, fa ny fo no milina mpamokatra sy mpanadio ny rà, izay misy ny aina sy hery mamelona ny tena rehetra. Ka ho ahy i Jesoa Kristy, izay Tenin' Andriamanitra velona, dia ilay aina, ny Fanahy Masina no saina mibaiko izay atao rehetra, koa na dia ny hozatra (vola) aza dia baikoina araka ny sitrapon' Andriamanitra.
Marina tokoa fa nanao hairaha izy ireo ... mais ils sont morts! Et ils devaient passer devant le jugement de Dieu, et leurs arts ne les sauveraient pas de leurs péchés.

rakaroka:
Oh Razaka a: voalaza fa "asa-tanan'Atra aby ny fisiana rehetra ary mbola voatsindry koa fa "TSSSSAAAARRRRAAAAAA" ary hitany fa TSARA aby : Ary nohariany hitovy endrika aminy isika => ho créateur @ hatsarana => "artiste" koa!
Koa aza abokaina ny "concept"ny fa zary mivaona amboalohany mihitsy faha-concept ny resaka!

==> Un artiste qui commence à peindre un beau portrait peux dire pour chaque partie finie : "waw, c'est beau". Mais celà n'impique pas que tout est fini. de la méme manière, Dieu a créé le monde, et continue de créer les hommes à son image ... mais pour créer l'homme à son image, IL faut un moule à l'image de Dieu, et ce moule, c'est Jesus Christ, qui est l'image parfaite de Dieu ... pour que l'homme devienne l'image de Dieu, il faut, qu'il soit placé dans ce moule.
Illustration izany rehetra izany fa pratiquement, il faut que l'homme écoute Jesus s'il veut étre à l'image de Dieu. Izany hoe, tout n'est pas terminé!
Ny zavatra rehetra noforonina dia nataony hoe : "ary hitan' Andriamanitra fa TSAAARA izany", afa-tsy ny olombelona (vereno vakiana anie e).
Fa maninona rehefa nanao ny olombelona no tsy niteny hoe "tsara" ? Satria mbola tsy vita araka ilay tiaNy nanamboarana azy, dia ilay hoe "tahaka ny endriNy".
Donc, il ne faut pas brûler les étapes de la création ... on est à la phase où l'homme est en train d'éte façonné à l'image de Dieu ... à condition qu'il accepte, s'il n'accepte pas, il reste informe et le jugement de Dieu c'est un peu comme révelation de ce que nous sommes, comme devant un miroir juste. Quelle est la personne qui ne mourra pas de honte si devant tout le monde dans une belle réception, elle voit son visage défiguré ou sale devant un miroir ? Et c'est ce que nous sommes actuellement. Nos péchés nous ont tellement défiguré et salis, faut pas réver, ça c'est la pure réalité.
Alors, dès maintenant, veuillez regarder le miroir que Dieu nous envoit avant la grande réception "judiciaire", ce miroir c'est sa parole en Jesus Christ.
57. rzakarivola ( 25/11/2009 09:12)
rakaroka:

Hay tsapanao fa misy "concordance" ny hetsika iray @ tranga iray?...

==> Ieny indrindra, nahatsapa aho fa tahaka ny isian'ny lois physiques (gravitation, magnétisme, ...) no isian'ny lois spirituelles. Ity ohatra iray notenenin'i Jesoa : "raha misy fanjakàna miady an-trano dia ho rava ny hiafarany". A coup sûr ho an'izay mino an'i Jesoa fa rehefa olona anakiroa samy ao anaty fitondrana iray no miady (ohatra hoe maire sy Président) ... dia tsy maintsy ho rava ny fanjakàna.
Fa ny lalàna dia tsy mba zavatra misy @ tenany, fa nataon'olona ny lalàna, na dia ny lalam-panorenan'ny firenena iray aza, izay lalàna fototra iorenan'ny lalàna rehetra ao @ io firenena io, dia nisy olona nanangana azy. Ka na ny lois physiques, na ny lois spirituelles dia nisy anakiray namorona azy ireny, izay antsoin'ny Baiboly (sady antsoiko) hoe : "Andriamanitra". Ary izingiziniko fa io Andriamanitra io dia tokana, izy no fiandohana sady fiafaran'ny zavatra rehetra. Ndeha isika hijery ny fiainam-pirenena ... ny mythologie grec no mitantara an'izany Cerbère izay nanana loha anakitelo izany, fa tsy possible izany firenena tantanin'olona anakitelo izany! Ny hamaroan'ny conseils tsara, fa ny mpanapa-kevitra dia tsy maintsy tokana ihany.
Andriamanitra izay inoako fa nanamboatra ny lois rehetra dia nilaza an'ity
"Le fruit de la justice sera la paix.
L'effet de la justice, ce sera la tranquillité et la sécurité à tout jamais.
" [Esaïe 32:17]
Koa inoako fa hisy fiadanana sy fandriam-pahalemana eto amintsika rehefa tanteraka ny fitsarana marina (tsy misy fiangarana), izay tsy misy afa-tsy ao amin' Andriamanitra irery. "Ary izao no fitsaràna : tonga teto ny mazava, saingy naleon'ny olona ny maizina satria ratsy ny asany..."

rakaroka:

=> Ianao no borné fijery hoe "ito na izatsy ihany!..." ? Donk aza ferana ny fijery hafa hino araka ny fahitany!

==> Ekeko tanteraka fa borné ny fijeriko, borné amin'i Jesoa Kristy, izay fiandohana sady fiafarana. Hampiasa matematika fantatrao tsara aho eto, misy ny ensembles complémentaires ... ny complémentaire ny ensemble R, noté ]-&,+&[ dia ny ensemble vide, noté {}. Ka ho ahy, amin'ny fisainako dia i Jesoa Kristy no moins l'infini sady plus l'infini. Ahy izay, tsy voatery hino an'izay ny hafa, tahaka ny tsy azo anerena ahy handà Azy efa reko
58. rzakarivola ( 25/11/2009 09:32)
Hadinoko, borné @ Jesoa Kristy ny fijeriko ... ary "fantatro izay inoako", satria izaho no nandre ny feoNy. Kanef ana dia tsy nandre ny feoNy aza, afaka tsaraina marina ireo teny nambaraNy ireo, ary izaho, araka izay nomeNy ahy, dia afaka hizara sombiny ilazana fa tout est en Dieu et à Dieu, et hors Dieu, c'est l'ensemble vide.

Raha misy olona manana fahalalana, mahazo miteny izay fantany izy, ary mahazo milaza ny finoany, ary raha azo atao, aoka hambarany izay "antony" (porofo) ahafahany miantoka fa marina ny inoany. Io farany io mantsy no tahaka ny tombokase miampy sonia manamarina fa taratasy avy any Ambony tokoa ilay izy.
59. rzakarivola ( 25/11/2009 09:49)
Mila mitory ny Fahamarinana ary manitsy izay tsy mety ao anatintsika tsirairay avy hifanaraka amin'Ilay FOTOTRA dia ANDRIAMANITRA RAY izay iraisana izany

==> Ary io fahamarinana io, dia antsoiny hoe "mizàna marina" (balance juste).
Tantara :
Indray andro nisy mpanjakan'i Babylona nanao fety be, nanasa olona 1000.
Rehefa mamomamo iy sy ireo vadiny dia niteny izy mba hangalana ireo coupes volamena sy volafotsy tao @ tempolin'i Jerosalema hampiasaina hihinana sy hisotroana ary hiderana ireo andriamaniny. Tamin'izay no nisy tanana niseho teo amin'ny rindrina nanoratra teny tsy fantatra ...
Ny dikan'ilay teny dia hoe : "Voalanja, voafatra, voazara". Izay nazavain'i Daniela mpaminany hoe : "Nolanjaina ianao ka tsy ampy lanja, nafarana ianao ka tsy ampy fatra, koa ny fanjakanao dia hozaraina".

Koa fantaro fa ny balance juste, dia ny fitsaran' Andriamanitra ... ho ampy lanja eo anatrehan' Andriamanitra ve ianao ?
Ny famindrampon' Andriamanitra dia nanomezany antsika izany "mizana marina" izany, dia ny tenin'i Jesoa Kristy. Ankehitriny, aoka samy hitsara tena sahady araka ny tenin'i Jesoa Kristy ny tsirairay.
60. ikaretsaka ( 25/11/2009 13:51)
ny hoe borne @ Jesoa Kristy akory razaka tsary manakana tsy hijery ny hafa koa... i Jesoa aza no niteny hoe mivelara @ hafa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1526