Mino izany izaho,asa raha hianao?
1. niryna
(
28/11/2009 10:18)
Mety miatrika fahoriana tsy vitan’ny heriko atrehina aho anio, mety koa mandalo sedra mafy mila tsy hozakan’ny aiko, mety aza mita ranom-pijaliana mila hampamoy fo anefa handresy. Mino aho fa handresy satria hotampitra rahariva ny anio, hivadika ho ampitso ihany ny anio, ary dia hivalona izay ho fijaliako, izay ho fahoriako, izay ho alaheloko. Hivalona izany rehetra izany fa ny ampitsoko mamirapiratra sy feno fifaliana tsy hotapitra, tsy hety hivalona. Ny ampitsoko miaraka @ Jesosy dia hahafinaritra, ary hotondraka sy ho henika fahasoavana an-tapitrisany, fifaliana tsy hovoaisa omban’ireo fiderana sy fisaorana ary fifonana an’alitrisa. Mino izany izaho. Asa raha hianao?
Andriamanitra dia manana hevitra iheverana tsara lavitra noho ny zavatra iheverako ny amiko. Manana projet iray na roa izay heveriko fa tena tsara izaho fa ny Tompo kosa manana projets arivo, aman’alina, aman’hetsiny, aman-taptrisany amiko izay tsara lavitra noho ny ahy. Ny tiako tsy nety tanteraka iny tsy mampaninona, ny faniriako tsy tanterka iny tsy mampanahy satria lehibe lavitra noho izany ny zavatra tiany hotanterahana amiko. Misy aza fotoana te-hanao surprise amiko Jesosy mba hahafahako matoky azy tanterka @ lalana izay itondrany ahy. «Calme fotsiny toi», hoy Jesosy amiko. Calme fotsiny hanaovany Azy. Mino izany izaho. Asa raha hianao?
Tia ahy mihoatra noho ny itiavako ny tenako Andriamanitra. TIako loatra ity tenako ity.Andriamanitra izay namorona ahy anefa dia tia lavitra noho izany itiavako ny tenako izany. Ahoana ny fahatanterahan’izany? Izaho matetika dia manambany sy manao tsinotsinona ny tenantsika. Fanambaniana izay tsy midika ho fanetren-tena akory indraindray. Sanatria Aminy anefa ny hanambany sy hanao tsinotsinona ahy satria Izy tia ahy mihoatra noho ny itiavako ny tenako. Misy fotoana izaho manadino ny amiko. Andriamanitra tsy hanadino ny tenako velively satria izy tia ahy lavitra noho ny itiavako ny tenako. Mino izany izaho. Asa raha hianao?
Zaraiko ho anareo ity fa nomen'ilay zandrikeliko ho ahy e
Indraindray isika dia toa mihevitra fa lavitra antsika Atra,misy aza fotoana manontany tena hoe aiza hianao Atra o? Tsia ,tsy lavitra antsika izy fa isika no manalavitra azy indraindray
Eny,mino izany koa aho ,fa asa raha hianao ?
(l) niryna

novalian'i niryna ny 17/12/2009 06:17
5. rzakarivola
(
30/11/2009 11:01)
Ny ahy indray izao no tsapako
Izaho no manana projets aman-jatony ... fa rehefa mitady ny sitrapon' Andriamantra aho dia manana lalana tokana ho ahy Izy, dia izay tsara indrindra.
Dia izay mandrakariva no tadiaviko, satria à chaque fois tsy amin'izay no alehako dia maharary ahy mafy loatra ny vokany avy eo.

6. rakapy
(
30/11/2009 12:26)
Hoy Rzakarivola
Izay ilay finoana nolazaiko anao tatsy ambadika. Rehefa mino ianao fa tsy handeha @ laoininy ny zavatra hataonao satria tsy projet avy @ A/tra dia tsy zavatra ho vanona eo. Eny fa na ny kiraro fanaovanao isan'andro aza dia mety hampibolisatra anao satria dia mino fa tsy handeha @ laoininy ilay zavatra. Tonga dia mivaralina ho azy na dia tokony handeha aza.
Eto dia fahaizana mandanjalanja ny finoana no vahaolana.
Ny ahy indray izao no tsapako
Izaho no manana projets aman-jatony ... fa rehefa mitady ny sitrapon' Andriamantra aho dia manana lalana tokana ho ahy Izy, dia izay tsara indrindra.
Dia izay mandrakariva no tadiaviko, satria à chaque fois tsy amin'izay no alehako dia maharary ahy mafy loatra ny vokany avy eo

8. bobone
(
02/12/2009 08:00)
Niryna! misaotra akia mampita fa tena mifono zava-dalina be ilay izy !
maneho tokoa fa ambony nohon'ny zavatra rehetra ny fitiavan'Atra ! tena aingam-panahy tsy misy fetra ilay izy ary tsapa ato anaty fa resy lahatra tanteraka ny @ Atra sy ny Fitiavany ny zandrinao!!! tena mafonja be ! azo tarafina avy hatrany koa fa na dia kely sy bitika aza , dia tian'Atra foana
misaotra akia Razoky malala nizara an! tena misaotra . bà mamy be njy!!! (l) :-* :D :D

9. niryna
(
04/12/2009 04:12)
rzakarivola:
Ny ahy indray izao no tsapako
Izaho no manana projets aman-jatony ... fa rehefa mitady ny sitrapon' Andriamantra aho dia manana lalana tokana ho ahy Izy, dia izay tsara indrindra.
Dia izay mandrakariva no tadiaviko, satria à chaque fois tsy amin'izay no alehako dia maharary ahy mafy loatra ny vokany avy eo.
marina tokoa izany ary misaotra anao
Mitovy izany ihany koa ny ahy,raha misy zavatra mitranga amin'ny fiainako dia miaky tanteraka aho fa misy antony avokoa izany,ny finoako azy tanteraka amin'ny foko anefa dia vao maika manamafy ilay finoana ato anatiko hiroborobo ametraka ny fiainako aminy.Mety ho mafy izany kanefa maro ny sedra mety hiantra amintsika saingy izay mino azy tsy mba ho avelany ho irery mihitsy.Izany koa no ohabolana nomena antsika fa ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy. sa tsy izany? mino izany aho ,asa raha hianao?
11. niryna
(
04/12/2009 04:15)
rakapy:
Hoy i Cutieamen
Ary maninona no @ enina foana fa tsy mba mety @ fito mihintsy e! :-D :
:D ahoana tokoa ry rakapy?
12. niryna
(
04/12/2009 04:20)
Rzakarivola:
Ny ahy indray izao no tsapako
Izaho no manana projets aman-jatony ... fa rehefa mitady ny sitrapon' Andriamantra aho dia manana lalana tokana ho ahy Izy, dia izay tsara indrindra.
Dia izay mandrakariva no tadiaviko, satria à chaque fois tsy amin'izay no alehako dia maharary ahy mafy loatra ny vokany avy eo
rakapy:ary ho fanamafisana izany dia ny teniNy no efa nanambara amintsika fa ankino amiNy ny fiainanantsika ary aza miantehitra amin'ny herin'ny tenantsika fa raha toa ka mino izany isika dia ataoNy ho tanteraka sy lavorary ny lalantsika
Izay ilay finoana nolazaiko anao tatsy ambadika. Rehefa mino ianao fa tsy handeha @ laoininy ny zavatra hataonao satria tsy projet avy @ A/tra dia tsy zavatra ho vanona eo.
rakapy:raha mety ny atao ny saobakaka aza mampididrano-ketsa an,hi,hi
Eny fa na ny kiraro fanaovanao isan'andro aza dia mety hampibolisatra anao satria dia mino fa tsy handeha @ laoininy ilay zavatra. Tonga dia mivaralina ho azy na dia tokony handeha aza.
rakapy:
Eto dia fahaizana mandanjalanja ny finoana no vahaolana.
ahoana no andalanjanao azy ? mba azavao hoe azafady ?
14. niryna
(
04/12/2009 04:23)
bobone:tsy misy fisaora razandry kely a .Aza mitsahatra mizara ny fahasoavana nomeny anao,afafao foana ny voa fa tsy maintsy misy mamoa foana
Niryna! misaotra akia mampita fa tena mifono zava-dalina be ilay izy !
maneho tokoa fa ambony nohon'ny zavatra rehetra ny fitiavan'Atra ! tena aingam-panahy tsy misy fetra ilay izy ary tsapa ato anaty fa resy lahatra tanteraka ny @ Atra sy ny Fitiavany ny zandrinao!!! tena mafonja be ! azo tarafina avy hatrany koa fa na dia kely sy bitika aza , dia tian'Atra foana
misaotra akia Razoky malala nizara an! tena misaotra . bà mamy be njy!!! (l) :-* :D :D
:D :-* :-*
15. rakapy
(
04/12/2009 06:41)
Hoy i rakapy:
Eto dia fahaizana mandanjalanja ny finoana no vahaolana.
Hoy Niryna
ahoana no andalanjanao azy ? mba azavao hoe azafady ?
:-D :-D :-D Aiza re izany e!!!
16. bobone
(
04/12/2009 07:21)
Niryna : tena marina izany zoky an! eo ilay hoe Mamafaza voa fa aza mba malaina fa tsy antatrao izay ho vanona! na amin\'ny hariva na amin\'ny maraina ! mamafaza voa tsy mijanona! dia mila fahatokiana fa izay maharitra hatramin\'ny farany no hovonjena!!! bizzzzzzzzz :D :D :D :-*
17. ravonjison
(
04/12/2009 08:53)
Ny malagasy kristianina toa efa nanafaza foa izay , hatramin' ny 1896, ka hatramin 'izao , fa toa mbola tsy vanona foana. Toa ny voa ( izay mba ananana ) ho entina mamafy aza no mihalany tsikelikely.
Ny afrikanina koa , toa mamafaza foana, ohatra , Congo, fa e e e e, toa tsy mety vanona foana.
Ka rahoviana ihany ilay izy vao vanona ? .......Hay moa ilay izy tsy mbola fantatra akory na ho vanona na tsia !
18. cutie
(
04/12/2009 13:41)
Mpandefa : ravonjison [ Valio ] 04-12-2009 09:53:04:-D :-D :-D :-D
Lohateny : Re : Mino izany izaho,asa raha hianao?

kely sisa de valiako le izy a :wink:
19. ravonjison
(
05/12/2009 18:03)
cutie:

Tsy taitra ,tsy maika , kanefa tsy tara ! ! !
20. niryna
(
09/12/2009 04:41)
bobone:

=D> =D>