2012 hoavy tokoa ka..;;

1. fijo ( 18/12/2009 20:54)
araka ny resaka efa mandeha sy mahoraka moa,dia hoavy ny 2012 izay lazaina fa hifaranan'izao tontolo izao.
tena hoavy tokoa ny 2012 aorinan'ny 2111,ka izao ry zareo an,ho vita ity fiainana ity,ka raha te ho sura ianareo mpino fa mila hiakatra any an danitra,dia ajanony ny fitiavana harena,fa fahotana io hoy ny boky."izay mahantra ety an tany ,no hanjaka any an danitra",ka ianareo maika hoany io,ity hoalefako ny compte-ko d,dia alefaso any aby ny vola,fa za tsy mbola hiakatra any an danitra ka.aza ela fa sao tara an
novalian'i Nandra1 ny 02/02/2010 09:36
2. cutie ( 18/12/2009 22:26)
:-D :-D :-D :-D
3. Veloo ( 22/12/2009 20:03)
:roll: :roll: :roll:
4. Veloo ( 22/12/2009 20:04)
ity fijo tena manondrana mihitsy :roll: mino an'izao akanga maninnnn moa? ....
5. Veloo ( 22/12/2009 20:04)
cutie sali njy! :-* :-* :-*
6. cutie ( 22/12/2009 20:42)
merry xsmas akia njy a , mbola tsy lany ny cookies :-D :-* :-* :-* :-*
7. fijo ( 22/12/2009 22:21)
veloo,ka izay mino wa no mandefa ny volany aty,fa za ve moa haninona rah amaik ahandeha ry zalahy,za mbola hirevy kely amin'ny vola avy any amindry zalahy aloha
8. niryna ( 23/12/2009 02:59)
fijo:

araka ny resaka efa mandeha sy mahoraka moa,dia hoavy ny 2012 izay lazaina fa hifaranan'izao tontolo izao.
tena hoavy tokoa ny 2012 aorinan'ny 2111,ka izao ry zareo an,ho vita ity fiainana ity,ka raha te ho sura ianareo mpino fa mila hiakatra any an danitra,dia ajanony ny fitiavana harena,fa fahotana io hoy ny boky."izay mahantra ety an tany ,no hanjaka any an danitra",ka ianareo maika hoany io,ity hoalefako ny compte-ko d,dia alefaso any aby ny vola,fa za tsy mbola hiakatra any an danitra ka.aza ela fa sao tara an

:roll: :cry:
ho an'izay mino an'izany io ry fijo fa tsy an'ny kristiana,ny anay miandry an'i kristy rehefa tonga ny fotoanaNy,miambena ,miambena,mibebaha fa tsy fantatra izay fotoana ahatongavaNy
9. dangytsmaty ( 23/12/2009 06:02)
ho an'izay mino an'izany io ry fijo fa tsy an'ny kristiana,ny anay miandry an'i kristy rehefa tonga ny fotoanaNy,miambena ,miambena,mibebaha fa tsy fantatra izay fotoana ahatongavaNy

Ho avy toy ny mpangalatra Izy hoy Izy fa tsy niteny mintsy hoe @zao daty na @zao daty; mila ny fiambenantsika mpanompony fotsiny Izy; tsy toetsaina kristiana mintsy zany hampihorohoroana @ zavatra tsy possible zany! nahoana ary reo firenena lehibe sy matanjaka no ts miraika @io raha ny teknolojia avo lenta @ fahafantarana ny zavatra ho avy no jerena, na 2012 na 2000firy de tsara foana le miambina, zay no maha kristiana antsika.
mirary Krismasy sy Taom-baovao sambatra ho antsika daholo i dangytsmaty
10. fijo ( 25/12/2009 20:15)
ka nareo miambena an'ny kristy,fa ny saosy alefaso aty ka,tsy ataoko inona anie fa kajiko tsara e.nareo ko tsssss
11. dadabe ( 26/12/2009 01:07)
kiiiii :roll:
12. rijadolly ( 26/12/2009 10:24)
Tratry ny Krismasy daholo tsika rehetra ,
Niryna:
ho an\'izay mino an\'izany io ry fijo fa tsy an\'ny kristiana,ny anay miandry an\'i kristy rehefa tonga ny fotoanaNy,miambena ,miambena,mibebaha fa tsy fantatra izay fotoana ahatongavaNy
dangytsmaty:
Ho avy toy ny mpangalatra Izy hoy Izy fa tsy niteny mintsy hoe @zao daty na @zao daty; mila ny fiambenantsika mpanompony fotsiny Izy; tsy toetsaina kristiana mintsy zany hampihorohoroana @ zavatra tsy possible zany! nahoana ary reo firenena lehibe sy matanjaka no ts miraika @io raha ny teknolojia avo lenta @ fahafantarana ny zavatra ho avy no jerena, na 2012 na 2000firy de tsara foana le miambina, zay no maha kristiana antsika.mirary Krismasy sy Taom-baovao sambatra ho antsika daholo i dangytsmaty
Fanampiny:Na rampitso na izao ora izao aza dia tokony efa niambina sy nameno solika avokoa izay te handeha ho ANY; fa enga anie ka tsy amin\'andro ririnina.
Aza mataho tra se ry zoky Fijo fa mijanona ety daholo izay trano be sy auto tsaratarehy sy ny vola be rehetra ho an\'izay tsy te handeha sy izay tsy mahasaraka an\'izany ,tsy azo lolohavina akory ireny na ho fihinina tsy avela.Amin\'izao fotoana izao aloha dia nasaina nitondra kitapom-bola sy vatsy isika satria tsy misy mahalala ny fihaviaNy, aoka aloha ry Fijo mba ampiasainay hampandroso ny FanjakaNY fa avelanay ihany ireo ho an\'izay tsy mino.
13. Mirananirina ( 31/12/2009 12:37)
o ry Fijo a!!!!2012 ve dia vita??? :lol:
ity hoalefako ny compte-ko d,dia alefaso any aby ny vola,fa za tsy mbola hiakatra any an danitra ka.aza ela fa sao tara an
hihihi..alefaso eto ary ny numero ny compte ny Fijo handefasanay azy :-D :-D :-D
,miambena ,miambena,mibebaha fa tsy fantatra izay fotoana ahatongavaNy
tsy azoko ilay miambena???Miambina ny tena sa inona?
14. fijo ( 04/01/2010 20:54)
ka izany hono ko,
15. niryna ( 17/01/2010 04:18)
rijadolly:

Fanampiny:Na rampitso na izao ora izao aza dia tokony efa niambina sy nameno solika avokoa izay te handeha ho ANY; fa enga anie ka tsy amin'andro ririnina.
Aza mataho tra se ry zoky Fijo fa mijanona ety daholo izay trano be sy auto tsaratarehy sy ny vola be rehetra ho an'izay tsy te handeha sy izay tsy mahasaraka an'izany ,tsy azo lolohavina akory ireny na ho fihinina tsy avela.Amin'izao fotoana izao aloha dia nasaina nitondra kitapom-bola sy vatsy isika satria tsy misy mahalala ny fihaviaNy, aoka aloha ry Fijo mba ampiasainay hampandroso ny FanjakaNY fa avelanay ihany ireo ho an'izay tsy mino.

ye ! :D

16. niryna ( 17/01/2010 04:32)
Mirananirina:

] tsy azoko ilay miambena???Miambina ny tena sa inona?

be aware,be ready,fa tsy fantatra ny fahatongavan'ny mpangalatra ,dia toy izany koa ny fihavian'ilay kristy mpamonjy ny mpino azy rehetra.Miambena,tandremo fa maro no mpamitaka,maro ny zavatra mitranga efa fanambarana mivandravandra isan'andro fa moa ve mihiratra ny masontsika,moa ve mino ny teny izay nomena isika ka vonona na izao aza ? Moa ve vonona ny izara ny tenin'Atra isika satria mbola maro no tsy mahalala ny tenin'Atra ,vao maika maro ny olona mihanalavitra an'Atra ny fony.

17. fijo ( 20/01/2010 20:53)
rija an,avelao ho ahy wa fa ndana nareo mivavaka sao tara eo rah amandalo lery e
18. benkakely ( 26/01/2010 15:12)
hay ve i fijo athé eh!izaho tsy nahalala fa mbola nifampiady karajia taminao teo foana;de inona zany no ataonao pendant deux ans raha efa hitanao ny 2012nao zany?
19. fijo ( 01/02/2010 23:33)
ka tsy za no milaza fa 2012 ilay andro fa ny "mpino" namanareo sekta.za anie miandry fotsiny ilay tsy tianareo e.le sosy io an,nareo mantsy maik ahandeha hamonjy an'i lery
20. Nandra1 ( 02/02/2010 09:36)
Koa maninona no tsy tonga dia ilay lebalebany maty tany Haiti ireny aloha vonjena ny volany fa hiandry 2012 mbola ho ela izany ve? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5974