L'indestructibilité de la Bible

1. fidinirina ( 18/12/2009 09:40)
Jésus a dit : « Le ciel et la terre passeront mais mes paroles ne passeront pas » (Marc 13 :31).
La Bible a subi plus d’attaques que n’importe quel autre ouvrage que le monde ait connu.

En persécutant les chrétiens, l’empereur Dioclétien (284-305 après J.-C.) fit tout ce qu’il put pour détruire aussi leur livre saint. Comme par ironie pendant plus d’un millénaire, son immense mausolée servit de chapelle.

Au 18ème siècle, le grand philosophe Voltaire prédisait que dans cent ans, on ne parlerait plus de la Bible. Aujourd’hui, la Société Biblique de Genève est installée à proximité de l’ancienne demeure du philosophe et la Bible est le « best-seller » de tous les temps.

En 1861, l’Académie des Sciences publie une liste des 51 « faits scientifiques » qui réfutent la Bible. Aujourd’hui, aucun de ces « faits » n’est plus considéré comme une vérité scientifique.

D’innombrables tentatives ont été faites au cours des siècles pour détruire la Bible. Les persécutions, les massacres, le feu, les intrigues, les complots, rien n’a été épargné à ses défenseurs. Mais le temps, les nouvelles découvertes de la science et l’archéologie, science relativement récente, finissent par réduire à néant toutes les attaques conjuguées contre la Bible et continuent à la confirmer dans sa position :
« La Parole de Dieu demeure éternellement » (1 Pierre 1 :25).
2. xxx ( 18/12/2009 15:11)
Ohatra ny maha indestructible ny devoly ihany io e! les demons sont nee bien avant la bible. Et les demons appartient a Dieu.
3. fijo ( 18/12/2009 20:48)
et dieu est demon
4. Veloo ( 22/12/2009 20:02)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-12-2009 16:11:36
Lohateny : Re : L'indestructibilité de la Bible
Ohatra ny maha indestructible ny devoly ihany io e! les demons sont nee bien avant la bible. Et les demons appartient a Dieu.


mbola ho avy ny hahafoana ny devoly lety fa tsy indestructible zany izy a....

les demons n'appartiennent JAMAIS a Dieu il n'a jamais fait des demons....

nenin-dry fijo ko dia efa tsss..... :/
5. fijo ( 25/12/2009 20:17)
araka io logika io anie izany ry veloo e
6. niryna ( 27/12/2009 06:27)
fijo:

et dieu est demon
ndry tena mampalahelo anie i fijo ity e ,ndrisy mantsy

Andriamanitra mahery sy tsara indrindra o,isaoranay ny fahasoavana lehibe sy mahagaga asehoanao anay isan'andro.Mangataka ny herin'ny fanahinao masina izahay mba hiditra ao am-pon'i fijo.Asehoy azy ny fitiavanao azy,eny tokoa izahay no mandao anao fa hianao tsy mandao anay.Omeo hery izy mba ahatsiaro ny fitiavanao,diovy ny fony mba ahatsampa fa tsy toy izao ny fiainany raha tsy misy anao izy,mitoera tompo ao am-pony ary enga anie ny fanahinao masina no irotsaka ao am-pony,mamela ny helony ary diovy ny fony mba tsy iteniteny foana satria tsy fantany izay ataony. Mangataka ny fitiavanao aho tompo mba amonjy ny fanahiny,zanakao izy,nahafantatra anao izy,eny mbola kely izy dia efa nahafantatra anao,mino tanteraka aho tompo fa hianao no mahalala izay mahatonga azy anenjika anao isan'andro,ifonako tompo o ny fankahalany anao,ka mamindra fo amin'ny tompo. Enga anie ny fanahinao masina no itsidika ny ao am-pony. Amin'ny anaran'ilay zanakao malalanao, Jesoa kristy, no anaovako izany vavaka izany Amena


:-* :-*
7. ikaretsaka ( 02/01/2010 19:30)
Milaza ny marina njay ra fijo dia tsy tantin'ny freako fanatics
8. xxx ( 03/01/2010 09:06)
Milaza ny marina njay ra fijo dia tsy tantin'ny freako fanatics
8O
9. fijo ( 04/01/2010 20:56)
ka raha io lojika io no arahina dia izay nie e,
10. botretrai ( 05/01/2010 23:50)
amin,ny anaran,i jesosy! mamindra fo amn,ity zanak,adala fa tsy fantany izay ataony.hoatran,ny tonga dia efa hitako hatreto sahady ny lalàna hizorandrangahy rehefa tonga ny farany! hono oa! nareo ary sao dia mba mompera hafaka e! ireny mantsy matetika no midelira be toa an,ingahy zao.jesosy oh!
11. xxx ( 06/01/2010 20:49)

botretrai: moramora ty vava eh! Hery ve de lazainao fa midelira zao?

Adihevitra no atao ka raha diso ny azy, de asehoy ny maha marina ny anao fa aza de manao ohatra an'io.
12. fijo ( 06/01/2010 22:06)
hoyyyyy mafy izany,le faranyaloha ,asa io raha hisy ihany,fa raha ho tonga ny hiafarako,aleo aho aloha hifaly izay misy eto ka,
le minomino foana koa anie no betsaka fa tssssss
13. botretrai ( 07/01/2010 16:48)
xxx:


botretrai: moramora ty vava eh! Hery ve de lazainao fa midelira zao?

Adihevitra no atao ka raha diso ny azy, de asehoy ny maha marina ny anao fa aza de manao ohatra an'io.


fa nga koa moa ny olona rehetra dia natao hahalala an,i hery daolo e, azafady manokana amindra hery ary ny tenanay e! hevitra marina ange no ampidiana eto ka tsy hitako koa zay tokony hampiakampofona ny sasany e, az hadino fa andron,democratie ange tsika zao e!
14. xxx ( 07/01/2010 19:07)
fa nga koa moa ny olona rehetra dia natao hahalala an,i hery daolo e, azafady manokana amindra hery ary ny tenanay e! hevitra marina ange no ampidiana eto ka tsy hitako koa zay tokony hampiakampofona ny sasany e, az hadino fa andron,democratie ange tsika zao e!
any @ dinika hafa atao ny fitsaratsarana olona fa tsy eto @ resaka fivavahana ry botretra a!
15. fijo ( 07/01/2010 22:55)
ary aza mitsara fa hummmm
16. xxx ( 08/01/2010 13:48)
botretrai: raha lazainao fa midelira ny Mopera afaka dia nanaonao foana koa zany ny protestanta rehetra, isan'izany ianao, satria nanaraka ny deliran'i Martin Luther aby!
Ataoko fa fantatrao io olona io.
17. xxx ( 08/01/2010 15:00)
ny democratie tsy midika fitsaratsarana olona
18. fijo ( 08/01/2010 22:44)
izay mihintsy,milay ra xxx ity ka
19. xxx ( 08/01/2010 22:54)
xxx:

botretrai: raha lazainao fa midelira ny Mopera afaka dia nanaonao foana koa zany ny protestanta rehetra, isan'izany ianao, satria nanaraka ny deliran'i Martin Luther aby!
Ataoko fa fantatrao io olona io.



ary toa tadiavinao hitrarina ratsy be ity tantara ity zany! na mompera afaka io na pasteur afaka! raha samy hanaratsy ireo olona 2 ireo isika! dia iza no mety ho votsara kokoa hoy ianao? zà tsy tonga dia maka parti ! fa raha araky ny tantara henon,ny ankabeazn,ny olona aloha! dia mazava oazy fa ilay ray io no no voatsikera voalohany.
20. xxx ( 09/01/2010 10:40)
tsy manitatra aho ry xxx fa mampiseho aminy fa diso fihevevitra tanteraka izy. Toy ny mandrora mitsilany izy (botretrai) ka mahavoa tena. Mopera afaka no haratsiny nefa izy ihany no voa mafy.
Ny adala dia adala fa izay manaraka ny hadalany no tena adala be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0702