L'indestructibilité de la Bible

21. xxx ( 10/01/2010 08:21)
Ary ilay botretrai io dia maizin-tsaina foana na @ lafiny aiza na @ dinika aiza eto @ ity sera² ity an! sao dia ity ary izy io :evil: :-D :-D :-D
22. fijo ( 10/01/2010 09:10)
zanaky ny alina izany izy io???hummmm
23. botretrai ( 10/01/2010 22:00)
xxx:

Ary ilay botretrai io dia maizin-tsaina foana na @ lafiny aiza na @ dinika aiza eto @ ity sera² ity an! sao dia ity ary izy io :evil: :-D :-D :-D

ary maninona moa no olona iray foana no henjehiareo eto ry xxx rehetra? ary inona koa no tsy tokony hahamoahanareo ny PS n,ireo olona ireo hijerena azy kely! fantara angamba fa ny katoalika no tena be pandray anjara ato @ ity serasear ity! resaka fivavahana no resahina eto fa tsy any @ takelaka hafa! ka raha tianareo hatao hotran,ny adin,ny mafia any vatican izy ity!!!!! dia suprimeo un par un daholo zay miderranger,anareo
atovy malalaka oa ilay fisainana fa manjary mahamenatra en tant ke gasy samy gasy.
24. xxx ( 11/01/2010 08:55)
botretrai
ò ry sakaiza, ny fisainanao no tery de tery. Hay ny anao zany rehefa tsy mitovy fijery aminao de suprimenao daholo.
Hery r'ise katolika, fa mbola tsy ni-suprimer hevitr'olona protestanta, na jesosy mamonjy, na temoin de Jehovah, na athée, na silamo, na inona na inona.... Ianao zao no manana an'izany fomba ratsy izany. Soa ianao fa niditra eto amin'ity sehatra ity mba hahafahanay mahatsiaro am-bavaka anao koa.
25. fijo ( 11/01/2010 09:05)
mivavaha hoazy de alefaso aty ny rakitra an,ny ahy mantsy le rakitra ihany ,fa le vavaka aleo nareo no manao an'iny.

kay misy mafia koa vatikano ao???misy raha latera heinnnnn
26. xxx ( 11/01/2010 18:44)
xxx:

Ary ilay botretrai io dia maizin-tsaina foana na @ lafiny aiza na @ dinika aiza eto @ ity sera² ity an! sao dia ity ary izy io :evil: :-D :-D :-D

azafady kely fa raha ianao tsy mampiseho PS io no milaza fa maizintsina i botretrai! dia sao ianao io ndrindra no tsy mahantaty ny vavandry zalahy tany @ resaka oe (gasy mola be raha vao mahita vazaha) hidiro indray mandeha io takelaka io dia mba vakio tsara daolo ny triple,double,vava,vody sns sy ny sisa rehetra mbola pire .ka raha mba ny henaritra sy ny merguez no tena tsy zakan,ny sainao! dia mety manana olana manokana amin,io olona io angamba ianao ka raha tianao!dia azottsika reglena ety ivelan,ny serasera izany. ka izay oa! az mba ambany fisainana ka manafangaro ny ny tsy tokony hafangaro.hevitra no ampiadiana eto,apres rhf mifampiataky dia samia miassumer.
27. botretrai ( 11/01/2010 18:51)
xxx:

botretrai
ò ry sakaiza, ny fisainanao no tery de tery. Hay ny anao zany rehefa tsy mitovy fijery aminao de suprimenao daholo.
Hery r'ise katolika, fa mbola tsy ni-suprimer hevitr'olona protestanta, na jesosy mamonjy, na temoin de Jehovah, na athée, na silamo, na inona na inona.... Ianao zao no manana an'izany fomba ratsy izany. Soa ianao fa niditra eto amin'ity sehatra ity mba hahafahanay mahatsiaro am-bavaka anao koa.

ka izay indrindra! tsy ihery mihintsy angamba no olana @ilay izy fa ny vavan,ny pitanty ràkena rehetra, vakio tsara ary ambony fa i fijo no niadressenilay resaka mompera afaka! tsy tokony io olona io ve no ho sosotra voalohany raha tena nandray serieu an,io resaka io,?? ary ianao no niprovoky voalohany ilay resaka protestanta ka assumeo koa ny valiny é!
28. xxx ( 11/01/2010 18:55)
azafady kely fa raha ianao tsy mampiseho PS io no milaza fa maizintsina i botretrai! dia sao ianao io ndrindra no tsy mahantaty ny vavandry zalahy tany @ resaka oe (gasy mola be raha vao mahita vazaha) hidiro indray mandeha io takelaka io dia mba vakio tsara daolo ny triple,double,vava,vody sns sy ny sisa rehetra mbola pire .ka raha mba ny henaritra sy ny merguez no tena tsy zakan,ny sainao! dia mety manana olana manokana amin,io olona io angamba ianao ka raha tianao!dia azottsika reglena ety ivelan,ny serasera izany. ka izay oa! az mba ambany fisainana ka manafangaro ny ny tsy tokony hafangaro.hevitra no ampiadiana eto,apres rhf mifampiataky dia samia miassumer.
:-D :-D zà vezetarianina ka ataoko inona izay henaritra sy merigezinao any e!
29. xxx ( 12/01/2010 20:07)
ka le hena kosa anie ry ngahy sipa mampahatanjaka tsara e,henaritra sy bek's ao tsara,izany vezta izany wa ratsy fa omby sy saovaly anie no velon'ny ahitra e
30. xxx ( 12/01/2010 20:39)
xxx:

azafady kely fa raha ianao tsy mampiseho PS io no milaza fa maizintsina i botretrai! dia sao ianao io ndrindra no tsy mahantaty ny vavandry zalahy tany @ resaka oe (gasy mola be raha vao mahita vazaha) hidiro indray mandeha io takelaka io dia mba vakio tsara daolo ny triple,double,vava,vody sns sy ny sisa rehetra mbola pire .ka raha mba ny henaritra sy ny merguez no tena tsy zakan,ny sainao! dia mety manana olana manokana amin,io olona io angamba ianao ka raha tianao!dia azottsika reglena ety ivelan,ny serasera izany. ka izay oa! az mba ambany fisainana ka manafangaro ny ny tsy tokony hafangaro.hevitra no ampiadiana eto,apres rhf mifampiataky dia samia miassumer.
:-D :-D zà vezetarianina ka ataoko inona izay henaritra sy merigezinao any e!

tsy mahagaga! mifanakaiky ny loha sy ny vody ka ela2 vao maharay hevitra.ka izay oa asssumeo zay lazaina rehetra.ary azotsika ampidirina takelaka vao2 indray io resaka vezetariana oi raha tianao sy raha tena mba fantatrao hoe inona no tena dikany.
31. xxx ( 12/01/2010 20:56)
xxx:

Ary ilay botretrai io dia maizin-tsaina foana na @ lafiny aiza na @ dinika aiza eto @ ity sera² ity an! sao dia ity ary izy io :evil: :-D :-D :-D

ary hono oa fa iza ianao no tonga dia miacuser olona toa io! paminany marian angaha ianao? mba hasehoy kely eto oe ny tarehanao dia sao dia tokony ianao no tena mendrika omena PS oe maizintsaina .
:arrow: :arrow: :arrow:
32. bor2lais ( 13/01/2010 13:30)
H.S Tena fanina mihitsy aho manaraka ilay resaka fa tsy fantatro intsony hoe iza no iza fa toa milaza azy xxx daholo izy izany ! :D
33. xxx ( 14/01/2010 17:18)
botretrai
ò ry sakaiza, ny fisainanao no tery de tery. Hay ny anao zany rehefa tsy mitovy fijery aminao de suprimenao daholo.
Hery r'ise katolika, fa mbola tsy ni-suprimer hevitr'olona protestanta, na jesosy mamonjy, na temoin de Jehovah, na athée, na silamo, na inona na inona.... Ianao zao no manana an'izany fomba ratsy izany. Soa ianao fa niditra eto amin'ity sehatra ity mba hahafahanay mahatsiaro am-bavaka anao koa.
marina mihitsy e! ^:^ ^:^
tsy mahagaga! mifanakaiky ny loha sy ny vody ka ela2 vao maharay hevitra.ka izay oa asssumeo zay lazaina rehetra.ary azotsika ampidirina takelaka vao2 indray io resaka vezetariana oi raha tianao sy raha tena mba fantatrao hoe inona no tena dikany.
:-@ :-@
34. xxx ( 14/01/2010 17:24)
RaZEZO O ! tsilovy lampy depaosy ny fanah'izy reo fa mitady ho maizina!
Amena.
35. xxx ( 14/01/2010 17:33)
ka aona e! ampidirina sa tsy ampidirina! toa tsy sahy! efa manomboka mazava eto ny momba anao ry xxx32, aza tonga dia ampafantarina anay aloha fa mba asio suspense kely e.domage fotsiny oe ato @ resaka fivavahana no ifamaliana resaka toa izao fa tsy any @ takelaka hafa.o,l,indestructible de quoi déja!!!!
36. xxx ( 14/01/2010 17:50)
RaZEZO O! aza tsilovina ndray fa mbola miseo milay ry lerony, avelao ho maizina any fa tsisy koi
Amena
37. xxx ( 14/01/2010 19:53)
xxx:

RaZEZO O! aza tsilovina ndray fa mbola miseo milay ry lerony, avelao ho maizina any fa tsisy koi
Amena

izany ve ny vavaka fataonareo!!!Andriamanitro o,mamelà azy fa tsy fantany izay ataony.amen.
38. xxx ( 16/01/2010 07:31)
enfin!ary hay katena misy mopera hafaka marina ato @ ity sersera ity!dia io izy mody miteny oe i hery ve zany dia lazaina fa midelira) hay finalement tena io olona io no mopera hafaka midelira etsy sy eroa.fantrao oe iza marina ianao io. :�) :�)
39. xxx ( 16/01/2010 08:21)
enfin!ary hay katena misy mopera hafaka marina ato @ ity sersera ity!dia io izy mody miteny oe i hery ve zany dia lazaina fa midelira) hay finalement tena io olona io no mopera hafaka midelira etsy sy eroa.fantrao oe iza marina ianao io. :�) :�)

Afaka inona sannnna??? Afaka bacc ve sa afaka kankana =)) =)) =))
40. xxx ( 16/01/2010 18:48)

:-D :-D sombitsombiny ny delira nao rainy dia izao a! rehefa nisaraka t@ sipanao ianao! maninona :?: no namanao ato@ sera2 ihany zay fantartrao tsara fa manambady izao! no namporisihanao nikaoty ny sipanao!!!! zany ve oatra tsy delira mamoafady e. ^^ ^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0693