L'indestructibilité de la Bible
41. xxx
(
20/01/2010 08:38)
Andriamanitra mahery sy tsara indrindra o,isaoranay ny fahasoavana lehibe sy mahagaga asehoanao anay isan'andro.Mangataka ny herin'ny fanahinao masina izahay mba hiditra ao am-pon'i fijo.Asehoy azy ny fitiavanao azy,eny tokoa izahay no mandao anao fa hianao tsy mandao anay.Omeo hery izy mba ahatsiaro ny fitiavanao,diovy ny fony mba ahatsampa fa tsy toy izao ny fiainany raha tsy misy anao izy,mitoera tompo ao am-pony ary enga anie ny fanahinao masina no irotsaka ao am-pony,mamela ny helony ary diovy ny fony mba tsy iteniteny foana satria tsy fantany izay ataony. Mangataka ny fitiavanao aho tompo mba amonjy ny fanahiny,zanakao izy,nahafantatra anao izy,eny mbola kely izy dia efa nahafantatra anao,mino tanteraka aho tompo fa hianao no mahalala izay mahatonga azy anenjika anao isan'andro,ifonako tompo o ny fankahalany anao,ka mamindra fo amin'ny tompo. Enga anie ny fanahinao masina no itsidika ny ao am-pony. Amin'ny anaran'ilay zanakao malalanao, Jesoa kristy, no anaovako izany vavaka izany Amena
mahafinaritra be lay vavaka! dia enga anie zany ka mba ho latsahin,ny fanahy masina tokoa i fijo kely. :-D :-D
mahafinaritra be lay vavaka! dia enga anie zany ka mba ho latsahin,ny fanahy masina tokoa i fijo kely. :-D :-D
42. fijo
(
23/01/2010 23:50)
le fijo anie ry xxx ka efa masina hatry ny fahakeliny e,izy sy rackicy vao teraka dia efa masina hatranyamboalohany .....
43. benkakely
(
26/01/2010 16:57)
noheveriko ho athée i fijo tam voalohany kay satanisme ny religion ny sa diso aho azafady raha diso aho fa eto frantsa ko moa io religion io courant be
44. xxx
(
28/01/2010 21:34)
benkakely:
noheveriko ho athée i fijo tam voalohany kay satanisme ny religion ny sa diso aho azafady raha diso aho fa eto frantsa ko moa io religion io courant be
:lol: :lol: zany ve ry benkakely! mba azonao omena adresse momba io religion santanisme io ve zà fa toa hoatry ny mi-intéréssé ahy! hi!hi!
46. ikaretsaka
(
05/03/2010 19:02)
aza asiana affirmation dratiote le izy hoa rehefa mifanakaiky ny lohanareo sy ny fitombenanareo
