Ahoana tsara izany fakam-panahy izany ? Ngaha !
1. niryna
(
17/12/2009 15:49)
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara izany hoe aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy izany ?
Maro ny zavatra izay tokony tsy azontsika atao kanefa dia mifikitra sy tsy resy dohika ihany isika manao ilay izy,matetika aza efa fantatra fa tsy mety ilay izy fa e,e,ny ataoko ihany no ataoko ary dia tsy nahatohitra ilay fakam-panahy aho avy eo
Inona avy ary no mety hitondra antsika amin'izany fakam-panahy izany na ny marina dia hoe ahoana moa izany lazaina lava hoe fakam-panahy izany ary iza no maka ilay fanahy andeha any amin'ny tsy tokony ho izy,satana daholo ve? Neinh! Izaho tenako ihany dia mahafantatra hoe tsy mety ity fa mbola ataoko ihany e.
Inona avy no karazana endrika mety iseho amintsika amin'izany fakam-panahy izany?
Aleo aloha azavaiko mazava tsara fa tsy heloka ilay fakam-panahy ahy :temptation no ilazana azy,mitady anao izao sy izao aho ka aza raha mahatohitra ilay izy na tafaroboka
Raha tafaroboka aho dia lasa manota aho avy eo ary io no lazaina hoe meloka teo anatrehan'Atra aho fa nanao izao sy izao,io no sin no lazaina azy ary dia mila mibebaka avy eo.
Mety ho tsy hita mibaribary ho ratsy ilay izy a fa isika mahalala ny vokatra aterany avy eo :ny hery rehetra izay mifanohitra ny herin'Atra ka am-piasaintsika amin'ny fiainantsika dia mety ho voatarika anaonao zavatra isika mba ahazoana tom-botsoa avy eo ,ny toetra ratsy tsy mety ho voatohitra,ny zavatra tsy tokony atao ka tsy mifanaraka ny asan'Atra kanefa dia atao ihany,ny toetra ratsy tsy mety hovaina na tsy tiana ovaina,ny ambo-po,ny disadisa mankaleo ny hafa,ny fihatsarambelan-tsihy,te ho afaka amin'ny zavatra tsy tokony atao kanefa eo ihany fa mbola mijanona eo .santionany ireo, ankoatry ny teny ao anatin'ny didy folo,fijangajangana,fangalaram-badin'olona,fiarahana ny vadin'ny hafa,izay rehetra manimba ny nofontsika ,na lainga,na famitahana sns, sns e .
Dia ahoana no anoherana an'izany fakam-panahy izany ary afaka mizara ny anao ve hianao?
Ny ahy no lazaiko eto an,izaho dia tia mihantsena ary ny mahaloza azy dia hoe aleo aho hitsidika fivarotana fotsiny,hijery fotsiny ahy amin'io no tena tetikadiko a
e,e, inona no mitranga fa manaraka hatramin'ny taiga-paosy avy eo
Inona koa no mbola kilema kely ananako amin'izany? toa izay jerena dia babany avokoa ary matahotra hoe tsy hisy intsony dia vidiana avy eo
Dia ahoana koa? dia ny mbola mahaloza azy rehefa tiako ilay izy dia alaiko daholo ny couleur rehetra. ny vokatra naterany avy eo ?
Tampina ny domy ,lany ny eo am-pelantanana mody mampiseho ilay izy ny ao an-trano voa kenda,tonga ao an-trano anefa ilay izy toa tsy misy sahondra manaitra akory ha,ha :D dia lasa averina ny sasany avy eo,ny ticket misy ny vidiny moa dia tsy esorina fa rehefa
Inona izany no fanafody nataonao ry niryna ?
Miezaka tsy miditra mpivarotra aho ary dia voatohitro ilay fakam-panahy izy mbola misy foana rehefa miditra mpivarotra ao aoriana kely .
(l) niryna

novalian'i niryna ny 11/01/2010 01:19
2. bobone
(
21/12/2009 07:36)
Niryna:
eo à fiainan'ny olona ry zoky dia mandainga izay tsy tratra ny fankam-panahy!!! io manjohy ny olona eny foana baikon'ny feon'ny fiheritreretana manko ilay izy !!! misy zavatra 2 samihafa foana eo @ fiainana , na ratsy na tsara dia ireo no mazana mifandrirotra samy te hahazo laka fa saingy izao eo no mipetraka tsara ilay feon'ny fieritreretana hoe hataoko ve ity sa avelako ! raha hataoko inona ny vokany , raha avelako iny koa ny vokany ! fa ilay iray na ho any na tsy ho any hataoko foana rangahy an! dia lasa tsy ampisainana izany ilay zavatra hatao dia mitsoboka @ lalina ary mitondra fanenenana izay !!!
ohatra izao no raisiko ! mandeha eny antsena zaho , zavatra hafa mihintsy no ho vidiana izay efa noresahina tany an-trano hoe izao no hovidianao ! fa mahita zava-baovao tampoka ianao dia eo hoe hhaaaaaaa avelao aloha ity no hovidiana fa @ manaraka indray mividy ilay saika ho vidiana !!! be dia be ny endriky ny fankam-panahy @ izao andro izao !!! mahita zavatra tsara dia mitsiriritra dia lasa mividy fankam-panahy tsara izany fa ny fankam-panahy ratsy !
mahita zavatra tsara , nefa tsy manana vola hividianana dia lasa miteraka fangalarana ilay izy!!
hoy Niryna hoe
!
rehefa alatra izany no itondrana azy dia fakam-panahy ratsy izay !!!!

3. niryna
(
23/12/2009 03:08)
bobone:dia ireo foana no mahazo antsika isan'andro ka mila miambina tokoa
Niryna:
eo à fiainan'ny olona ry zoky dia mandainga izay tsy tratra ny fankam-panahy!!! io manjohy ny olona eny foana baikon'ny feon'ny fiheritreretana manko ilay izy !!! misy zavatra 2 samihafa foana eo @ fiainana , na ratsy na tsara dia ireo no mazana mifandrirotra samy te hahazo laka fa saingy izao eo no mipetraka tsara ilay feon'ny fieritreretana hoe hataoko ve ity sa avelako ! raha hataoko inona ny vokany , raha avelako iny koa ny vokany ! fa ilay iray na ho any na tsy ho any hataoko foana rangahy an! dia lasa tsy ampisainana izany ilay zavatra hatao dia mitsoboka @ lalina ary mitondra fanenenana izay !!!
izay ilay ohatra noteneniko io anie e,
ohatra izao no raisiko ! mandeha eny antsena zaho , zavatra hafa mihintsy no ho vidiana izay efa noresahina tany an-trano hoe izao no hovidianao ! fa mahita zava-baovao tampoka ianao dia eo hoe hhaaaaaaa avelao aloha ity no hovidiana fa @ manaraka indray mividy ilay saika ho vidiana !!!
hoy aho hoe aleo aho andeha hijerijery fa tsy hividy akory,dia avy eo anefa mitondra entana mivoaka,mila mamehy tena izany no voalohany,moa ve voafehitsika ny tenantsika? dia aleo tsy miditra ny tsena
be dia be ny endriky ny fankam-panahy @ izao andro izao !!! mahita zavatra tsara dia mitsiriritra dia lasa mividy fankam-panahy tsara izany fa ny fankam-panahy ratsy ! ahoana koa aky izany hoe fakam-panahy tsara izany ry bobone?aza mitsiriritra hoy ny didy folo dia raha voan'ny fakam-panahy kia mangalatra izany isika dia efa manota
voafitaka foana ny tenantsika ka,tsara dia te hividy,dia rehefa manontany tena anefa hoe inona tokoa ny tombotsoako amin'io raha vidiko,raha tsy vidiko koa anefa dia ho maty atoka ve aho? dia eo ilay voasarika hividy na tsia
fifamehezan-tena koa izany no tafiditra eto [quote]
mahita zavatra tsara , nefa tsy manana vola hividianana dia lasa miteraka fangalarana ilay izy!!
hoy Niryna hoe
ankoatry ny teny ao anatin'ny didy folo,fijangajangana,fangalaram-badin'olona,fiarahana ny vadin'ny hafa,izay rehetra manimba ny nofontsika ,na lainga,na famitahana sns, sns e....
rehefa alatra izany no itondrana azy dia fakam-panahy ratsy izay !!!!
na inona na inona ataontsika ka tsy mifanaraka ny tenantsika sy ny feon'ny fieritreretana fa tsy mety kanefa mbola atao dia efa fahotana izany ka ,sa ahoana? mitsiriritra ao anaty aza dia efa manenjika ny feon'ny fieritreretana dia efa izy koa izay
4. xxx
(
27/12/2009 16:47)
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara izany hoe aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy izany ?
Iza izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy e? Toa tsy voavaly ilay fanontaniana koa!
raha tsy diso aho dia ao amin'ny vavaka nampianarin'ny Tompo no misy an'io hoe: "aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy io".... lazainao ery ambony fa tsy ny satana no mitondra any amin'ny fankam-panahy, ka ny Ray ve izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy ? :(

5. Ratoa
(
27/12/2009 23:25)
mess"aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy fa manafa anay amin'ny ratsy"
izay ilay teny fa tsy hoe: "aza mitondra anay ho amin'ny fankam-pnahy" sady tsy hoe:"aza mitondra anay any amin'ny fankam-panahy"; izany hoe ilay "anay amin'ny fankam-panahy" dia milaza fa efa ao anatin'ny fankampanahy izahay ary efa ao "amin'ny ratsy" , efa aminay ny ratsy na izahay efa ao anatin'ny ratsy koa. ka raha niteny ny Tompo hoe "aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy" dia milaza Izy fa "raha anatin'ny fankam-panahy izahay" na "raha azon'ny fankam-panahy izahay" dia aza entina amin'izao fa
manafa anay amin'ny ratsyizany hoe "diovy aloha izahay".
Tsara ihany ny mandinika nyrafitry ny teny
6. xxx
(
28/12/2009 11:30)
Ratoa: tsara tokoa ny mandinika ny rafitry ny teny. saingy izao mba araho tsara àry.
Voalaza fa hoe: "Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy..." Filazana mandidy io. Tsy midika velively io fa efa ao anatin'ny fankam-panahy ilay olona. Ny filazana mandidy dia tsy misy filazam-potoana lasa, ary tsy mila tovonana "HO" mba ho avy, satria mitaky zavatra ho amin'ny ho avy foana izy.
Eto izany dia miangavy ilay olona, na mandidy mba tsy ho entina any amin'ny fankam-panahy. Tsy ilaina akory ny manisy "HO" eto.
Fehezan-kevitra mifampiankina ireo fehezan-kevitra roa ireo: "aza mitondra anay any amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy". Ny fisian'ny mpampiankina "FA" dia midika fa misy zavatra roa azon'ilay olona iangaviana atao, ka ny faharoa (fehezan-kevitra faharoa) no tian'ilay mpiangavy tanterahana aminy, ary voalohany kosa tsy tiany ho tanteraka.
Tsara ihany ny mandinika ny rafitry ny teny. Fa manova zavatra betsaka ny fandikana vilana!
Dia iza ilay iangavina eto?
7. Ratoa
(
01/01/2010 23:35)
ka izay mihitsy ilay izy. Iza moa tokoa no iangaviana eto? Tsy ny "Ray izay any an-danitra"? Iza moa Izy io? Tsy i Jehovah Andriamanitra?
Ka Andriamanitra ve dia hitondra ny ondriny any amin'ny fakam-panahy? Moa va Izy tsy avy hatrany dia nandrara tsy hihinana ilay voankazo teo afovoan'ny saha?
Ka iza no naka fanahy an'i Eva, dia avy eo an'i Adama? Ny "Ray izay any an-danitra ve?
Ilay fandikàna vilana dia tsy teto fa tany aloha tany, fony nadinika tamin'ny teny mpirenena samihafa ny Baiboly: samy naka izay nanavanana azy ny mpandika teny na izay hainy nambara: toute traduction étantune trahison.
Mety ho ny hevitra no tsytafita aty aoriana, mety ho ny rafitry ny teny koa.
Fa raha mino , araky ny hevitro, dia mahatsapa koa faAndriamanitra Izay tena malala-tànana dia tsy hamingana.

8. xxx
(
02/01/2010 09:34)
Ratoa: ka na ny fahazoanao azy anie àry izany dia efa tsy izy koa eh!
Nolazainao tery ambony fa hoe: diovy ny dikan'io nefa raha ny firafitry ny fehezan-kevitra ao no jerena dia tsy mety ho izany mihitsy no dikany.
Raha arahina ny lojikan'ny fehezan-kevitra ao (arak'io dikan-teninao io) dia ny Ray mihitsy no mpitondra ny olona any amin'ny fakam-panahy. Ary raha mbola arahina ihany ny lojikanao, namerina ny tantaran'i Adama sy Eva, dia vao maika manamarina an'izany satria ny Ray no namorona ny voakazo voarara, ary nametraka azy tao amin'ny saha... Raha tsy nisy io voakazo voarara io dia tsy nisy koa ny fankam-panahy.

9. niryna
(
10/01/2010 19:40)
xxx:
Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy.
Iza no nitondra antsika amin'izany ary inona tsara io fakam-panahy mibahana amin'ny fiainantsika isan'andro io? Ahoana tsara izany hoe aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy izany ?
Hoy ny teny voasoratra ao amin'ny soratra masina manao hoe
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe: Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy olona Izy; Jakoba 1:13
Iza izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy e? Toa tsy voavaly ilay fanontaniana koa!
iza tokoa izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy ?
Atra ve ,nop
..... fa Atra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy,sady tsy mba maka fanahy olona Izy
ka raha tsy Atra izany dia iza ?
dia andao ary hiverina any amin'ilay soratra masina indray isika
10. niryna
(
10/01/2010 20:16)
xxx:
Iza izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy e? Toa tsy voavaly ilay fanontaniana koa!
niryna:Gen 31
iza tokoa izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy ?
Atra ve ,nop
Jakoba 1:13 ....... fa Atra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy,sady tsy mba maka fanahy olona Izy
ka raha tsy Atra izany dia iza ?
Andao ary hiverina any amin'ilay soratra masina indray isika
Vakio ny Gen 31 raha manana fotoana isika dia hazava tsara ny tantara na izany aza dia ezahako ho hazavaina amin'izay mba kely fantatro
12 Dia nisambotra azy tamin'ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan'i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.
Naninona i Josefa no nandositra fa tsy nanaiky ilay vehivavy ?
Nandositra ny fakam-panahy izy .Nahatsiaro tena fa tsy mety ny zavatra tadiavin'ilay rahavehivavy izay tadiaviny amin"i Josefa e,nandositra izany izy,sitrapony izany no nandositra,sitrapony koa izany no anaiky raha tiany izany saingy tsy tiany dia nandositra izy,moa va mifankaiza amin'izany koa isika ?
Iza aloha io vehivavy io e ?
vadin'i Potifara, lehilahy Egyptiana, tandapan'i Farao sady mpifehy ny mpiambina,
Io vehivavy io no efa nitsirirtra an'i Josefa hatramin'ny voalohany
hoy mantsy ny tantara manao hoe
Navelan'i Potifara tamin'i Josefa ny fahatokisana rehetra ary tafiditra tamin'izany koa ny vadiny raha izany e?
6 Dia navelany ho andraikitr'i Josefa izay rehetra nananany; ary izy tsy nihevitra intsony izay rehetra nananany na inona na inona afa-tsy ny hanin-kohaniny ihany. Ary Josefa dia bikàna sady tsara tarehy.
teto no nanomboka ny fitsiriritan-dravehivavy eny na dia nanambady aza izy
hmm ! bikana sady tsara tarehy ?
7 Ary taorian'izany ny vadin'ny tompony nanopy ny masony hijery an'i Josefa ka naÂnao hoe: Avia handry amiko.
10 Ary na dia niteny tamin'i Josefa isan-andro aza ravehivavy, dia tsy nety nanaiky azy handry aminy izy na hiara-mitoetra aminy
nahatohitra ny fakam-panahy izany Josefa e,moa mifankaiza amin'izany koa isika,dia ho ATra ve no mitondra antsika amin'ny fakam-panahy,tsia hoy ny teny voasoratra ery ambony ? moa tsy isika no manosika antsika anao ny zavatra fantatra fa tsy tokony atao ? sa ahoana ?
dia mbola hitohy ary ny tantara fa mahandrasa kely :D
11. niryna
(
10/01/2010 20:42)
niryna:
7 Ary taorian'izany ny vadin'ny tompony nanopy ny masony hijery an'i Josefa ka naÂnao hoe: Avia handry amiko.
10 Ary na dia niteny tamin'i Josefa isan-andro aza ravehivavy, dia tsy nety nanaiky azy handry aminy izy na hiara-mitoetra aminy
Dia ahoana ny tohin'ny tantara ? Gen 39
12 Dia nisambotra azy tamin'ny akanjony ravehivavy ka nanao hoe: Avia handry amiko; fa navelan'i Josefa teo an-tànany ny akanjony, dia nandositra izy ka nivoaka teny ala-trano.
Rehefa nilefa nandositra Josefa dia nitady tetika hafa amelezana azy rahavehivavy ka nilaza hoe
14 dia niantso ny mpanompo izy ka nilaza taminy hoe: Indro, efa nampiditra lehilahy Hebreo tato amintsika hisangy antsika izy; nanatona ahy mba handry amiko iny, dia niantso tamin'ny feo mahery aho;
15 ary nony reny fa nanandratra ny feoko aho ka niantso, dia navelany teto anilako ny akanjony, ary nandositra iny ka lasa any ala-trano.
Angaha vitan'izay hendrikendrika izay ihany fa mbola nampitomboany ihany koa
17 Dia nilaza taminy izy araka ireo teny ireo ka nanao hoe: Nanatona ahy ilay andevolahy Hebreo, izay nentinao ho eto amintsika, mba hisangy ahy;
oops lasa nivadika andevolahy Hebreo indray ilay Josefa tsara tarehy sady bikana nitsiriritiny,hi,hi
18 ary rehefa nanandratra ny feoko aho ka niantso, dia navelany eto anilako ny akanjony, ka lasa nandositra any ala-trano izy. maty aho ikaky o,loza inona re ity lainga be nataon-dravehivavy e.
Moa tsy toa izany koa va isika,afafy daholo ny lainga anaronana lainga ary ny eo tsy tototra ,ny eo mipoitra indray ,oops,
19 Ary rehefa ren'ny tompony ny tenin'ny vadiny, izay niteny taminy ka nanao hoe: Araka ireo teny ireo no nataon'ilay andevolahinao tamiko, dia nirehitra ny fahatezerany. nino ny lainga nafafin'ny vadiny tokoa izy ary dia tezitra araka izay vaovao noheveriny fa ho marina
20 Ary ny tompon'i Josefa dia naka azy ka nanao azy tao an-trano-maizina, izay fitoeÂran'ny mpifatotra diso tamin'ny mpanjaka; dia nitoetra tao an-trano maizina izy.
21 Nefa Jehovah nomba an'i Josefa sy namindra fo taminy ka nampahita fitia azy teo imason'ny mpitandrina ny trano-maizina.
22 Dia natolotry ny mpitandrina ny tranoÂmaizina ho andraikitr'i Josefa ny mpifatotra rehetra izay tao an-trano-maizina; ary izay rehetra nataony tao dia izy no antony.
ny marina tsy mba maty na dia fisaka aza ny marina ka sarotra fantarina saingy Atra tsy mamela ny zanany ho irery
Toa izany koa isika,mahery ny fakam-panahy ka mila miambina isan'andro isika,ny kristiana dia efa manome ny fiainany ho tantanan'Atra saingy ny ratsy tsy kely lalana ary satana koa dia mitady amotika antsika
Mila miambina isan'andro isika ,amin'ny ahoana? ny vavaka,ny fihainoana ny tenin'Atra,ny fametrahana ny fiainana iray manontolo ho eo am-pelantanany
ary ny famakiana ny tenin'Atra mba ampiharina izany amin'ny fiainana
12. niryna
(
10/01/2010 20:49)
xxx:Marka 7: 21-22
raha tsy diso aho dia ao amin'ny vavaka nampianarin'ny Tompo no misy an'io hoe: "aza mitondra anay amin'ny fankam-panahy io".... lazainao ery ambony fa tsy ny satana no mitondra any amin'ny fankam-panahy,
ka ny Ray ve izany no mitondra any amin'ny fakam-panahy ? :(
21 Fa avy ao anatin'ny olona, dia avy ao am-pony, no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny fijangajangana, ny halatra, ny vonoan-olona, ny fakam-badin'olona,
22 ny fieremana, ny lolom-po, ny fitaka, ny fijejojejoana, ny maso ratsy, ny fitenenan-dratsy,ny avonavona, ny fahadalana
13. niryna
(
11/01/2010 01:19)
Ratoa:

MARINA IZANY
:D