fakam-panahy

1. cutie ( 04/12/2009 13:43)
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-panahy io??
novalian'i fijo ny 19/12/2009 07:38
2. xxx ( 05/12/2009 19:40)
Ny tahony sy ny raviny no mba misy fantatro kely fa ny fakany mbola tsy hitako
3. xxx ( 06/12/2009 11:57)
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-panahy io??
http://www.topchretien.com/topmessages/?/2207/victoire-sur-la-tentation fa misy hevitra nolazain'io olona io afaka ahazoanao manadihady sy mahafantatra ny atao hoe "fakam-panahy".
4. cutie ( 08/12/2009 22:57)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 05-12-2009 20:40:52
Lohateny : Re : fakam-panahy
Ny tahony sy ny raviny no mba misy fantatro kely fa ny fakany mbola tsy hitako

refa hita le fakany de lazao ihany za e :D
5. cutie ( 08/12/2009 22:57)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-12-2009 12:57:55
Lohateny : Re : fakam-panahy
Voalaza teo :
Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve?? In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io?? Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-panahy io??
Jereo eto fa misy hevitra nolazain'io olona io afaka ahazoanao manadihady sy mahafantatra ny atao hoe "fakam-panahy".

merci fa mazava :D
6. niryna ( 09/12/2009 05:30)
xxx:

Ny tahony sy ny raviny no mba misy fantatro kely fa ny fakany mbola tsy hitako



:D
7. niryna ( 09/12/2009 06:00)
cutie:

Mba misy afaka manazava ny mombamomba ny fakam-panahy ve??

Aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy..
Do not lead us into temptation but deliver us from evil one. Matio 6:13
Vavaka nampianaran'ny Tompo ho an'ny mpianany io ary mbola ampiharintsika amin'ny fiainana ihany koa hatramin'izao.
Ny kristiana dia tarigetran'ny satana amin'ny fampiasana ny heriny mba hiala amin'Atra.Ataony daholo izay rehetra ahapotraka antsika ary asehony amin'ny lafiny maro izany.Fijangajangana,famonoana olona,fangalarana,famitahana,fanaovana zavatra tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra,fandaingana,fiafonanafonana,fitsiriritana ny zavatry ny hafa sns ary maro izay tsy voatanisa .Ny fotoana,no tena ampiasainy amin'izany, ataony ho variana amin'ny zavatra maro dia manadino midera an'Atra,ataony avokoa ny zavatra rehetra andrebirebena antsika dia variana isika ka matetika raha tsy misy zavatra mitranga amin'ny fiainana dia manadino an'Atra.Rehefa mandeha tsara ny fiainantsika dia toa tsy mahatsiaro azy isika ary eo no miditra amin'izay satana mandrebireby amin'ny zavatra maro samihafa.
Ho an'ny tsy mpino moa dia fandrebirebena ilay izy fa ho an'ny mpino kosa dia mila miady andro aman'alina isika satria mamotraka antsika no tanjona iray ataony.
Ny fakam-panahy dia tsy fahotana fa ny manantanteraka izany fakam-panahy izany no atao hoe fahotana.Mety mahafantatra isika ary mety tsy nieritreritra ihany koa dia lasa niroboka ary dia niteraka fahotana izany
ohatra:nisy olona nijery ordi ary dia nahita olona niboridana tampoka tao anatin'ilay ordi any izy,teo no nanomboka ilay fakam-panahy ,tsy andriny foana izay hodiana hijerevana ilay web tonga ho azy,naharitra fotoana ela anefa izany satria nifandray tamin'ilay toerana izy ary dia niseho nivantana ary dia niaraka tamin'ilay olona ary dia potika ilay tokan-tranony noho ilay izy tsy nahatohitra ilay fakam-panahy.
Tsy nihevitra hoe tavela teo izy fa nangalam-pihinana nijery kely fotsiny ary dia niafara ny fahotana.Raha nahatohitra ilay fakam-panahy mantsy izy dia tsy ho potika ny tokan-tranony,tsy nijaly ny zanany saingy indry efa tafiditra vao nahatsiaro tena ho diso.
Ohatra iray io,ary izany no hivavahantsika isan'andro mba ahatohitra ny fakam-panahy izay mitranga amin'ny fiainantsika,raha tsy mahatohitra aza isika dia ilay Atra no manampyu antsika ary ny fanahy masina izay miaraka amintsika no mampahatsiahy antsika izany ary miverin-dalana isika.
Ohatra:miasa na mianatra? manao ny asa amin'ny fo na tsy misy mijery aza,raha voatariky ny fakam-panahy isika dia mety ho kamo satria tsy misy mijery na kamo mianatra dia mangalatahaka na mamita-tena mijery


8. niryna ( 09/12/2009 06:28)
cutie:
In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io??

Jereo ao amin'ny fivavahana na ity no nomeko tao
niryna:

Mba ho fantatry ny firenena rehetra fa mahery ny tànaNy

3- Tandremo ny didiko izay nandidiana'i Mosesy mpanompoko anao, aza miala aminy..mba hambinina hianao amin'izay rehetra alehanao
4- Aoka tsy hiala ao amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity (ny baiboly izany),hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo;ary amin'izay dia hahalavorary ny làlanao hianao sady hambinina
ny fianarana ny soratra masina miaraka ny fandalinana izany dia manampy antsika amin'ny fahalalana ny tokony atao na ny tsy tokony,miampy ny vavaka ka mangataka Amin'ilay Ray mahery mba anampy antsika ny fanahy masina izay miaraka ny mpino an'i kristy rehetra ary io fanahy io hoy aho no mampahatsiahy antsika
efa nazavaiko an'i cutie io cccc e :arrow: the Holy Spirit cleans ,confirms
,convinces,corrects, and equips us.
Izany hoe ny fanahy masina no manadio ny fahotantsika,mampahatsiahy,mandresy lahatra, manitsy ary mampianatra antsika sy miharo antsika amin'izay rehetra ataontsika izy.
Tsy misy fakam-panahy izay natao tsy ho zakan-tsika hoy ny soratra masina fa na misy aza izany dia mandefa ny fanahy masina izy hiaro antsika.
Dia mety anontany i cutie hoe dia tsy misy fanahy masina avokoa ve izany ireny olona nalaim-panahy ireny?
Izay rehetra mitady Azy dia mitoetra ao aminy tokoa izy satria raha mino ny zanaka izy dia hanana fiainana mandrakizay ary dia hitoetra ao aminy 'ilay fanahy satria ny Zanaka no nangataka io fanahy io tamin'ny rainy.
Inona izany no atao mba ahatohitra ny fakam-panahy?
Mivavaka ,mampiantra ny tenin'Atra amin'ny fiainana ary mianatra ny tenin'Atra mba ho ao am-bava mandrakariva izany ary mangataka ilay Ray izay nanome ny Zanaka mba ho ao amintsika ny fanahiNy



9. niryna ( 09/12/2009 06:53)
cutie:

In avy ny azo atao handresena an'io de anisan'ny test nomen'Atra antsika ve io??

isan'andro isika dia mandalo test foana ka rehefa mahatohitra izany isika dia misaora an'Atra
Ohatra test iray nahazo ahy izao: nisy olona nanao ny tsy mety,tezitra taminy aho saingy nangina no nataoko mba tsy hiteniteny zavatra izay tsy tokony ho tenenina aho fandrao anenenako eo ilay teny dia naleoko nangina,naharesy aho satria nahatohitra ilay hatezerana.
Raha ny fanahy maha olona dia mety hiteniteny foana aho saingy fantatro izany fa mety hanenina aho raha ny hatezerako no amaliako ilay olona dia neleoko nangina tsy niloabava.

Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-panahy io??

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=3&andininy=1-10&dika=

Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.

nisy fitsiriritana tao anatiny ary dia tsy naharitra izy ka dia nihinana ary dia nomeny koa ny vadiny ary dia nihinana.......

7 Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy
; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy....toy izany koa isika amin'ny fotoana ahalalantsika fa tsy mety ny ataontsika dia menatra an'Atra isika ary dia mangataka fifonana aingana aminy satria isika mila fihavanana aminy,mitanjaka isika eo anatrehany ary mandositra azy satria mahafantatra fa tsy mety ny ataontsika saingy Atra dia fitiavana ka tia antsika foana izy na manao ny tsy mety aza isika.Ny tadiaviny amintsika dia miverina aminy ary ny mifona aminy

9 Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa hianao?

10 Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin'ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery.
ny zavatra nandraran'Atra an'i Adama sy Eva dia nahatonga azy ireo nandositra ny tavaNy .toy izany koa isika ,ny feon'ny fieritreretana dia mampandositra antsika an'Atra kanefa na izany aza dia nisy lalana iray nanalan'Atra ny helontsika ho afaka amin'izay fatorana mangeja antsika izany dia ny nanomezany ny Zanany anafaka antsika amin'ny fahotana Jaona 14:6
God has provided us a way to cleanse our guilty conscience,free us from sin and restore us to His fellowship-the "Way " called Jesus Christ


10. cutie ( 09/12/2009 20:50)
Ny fakam-panahy dia tsy fahotana fa ny manantanteraka izany fakam-panahy izany no atao hoe fahotana.Mety mahafantatra isika ary mety tsy nieritreritra ihany koa dia lasa niroboka ary dia niteraka fahotana izany

ie ka eo indrindra manko isika zao. Za koa tsy nieritreritra we fahotana le izy ny sofina havia miteny we fakam-panhy io de ny havanana miteny we non :-D
11. cutie ( 09/12/2009 20:53)
Tsy misy fakam-panahy izay natao tsy ho zakan-tsika hoy ny soratra masina fa na misy aza izany dia mandefa ny fanahy masina izy hiaro antsika.
Dia mety anontany i cutie hoe dia tsy misy fanahy masina avokoa ve izany ireny olona nalaim-panahy ireny?
Izay rehetra mitady Azy dia mitoetra ao aminy tokoa izy satria raha mino ny zanaka izy dia hanana fiainana mandrakizay ary dia hitoetra ao aminy 'ilay fanahy satria ny Zanaka no nangataka io fanahy io tamin'ny rainy.
Inona izany no atao mba ahatohitra ny fakam-panahy?
Mivavaka ,mampiantra ny tenin'Atra amin'ny fiainana ary mianatra ny tenin'Atra mba ho ao am-bava mandrakariva izany ary mangataka ilay Ray izay nanome ny Zanaka mba ho ao amintsika ny fanahiNy

Ilaina ihany zany le fakam-panahy raha zany??? :)
12. cutie ( 09/12/2009 20:55)
Voalaza teo :

Zany we le hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ve io fakam-panahy io??


Jereo eto

Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.

nisy fitsiriritana tao anatiny ary dia tsy naharitra izy ka dia nihinana ary dia nomeny koa ny vadiny ary dia nihinana.......

7 Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy....toy izany koa isika amin'ny fotoana ahalalantsika fa tsy mety ny ataontsika dia menatra an'Atra isika ary dia mangataka fifonana aingana aminy satria isika mila fihavanana aminy,mitanjaka isika eo anatrehany ary mandositra azy satria mahafantatra fa tsy mety ny ataontsika saingy Atra dia fitiavana ka tia antsika foana izy na manao ny tsy mety aza isika.Ny tadiaviny amintsika dia miverina aminy ary ny mifona aminy

9 Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa hianao?

10 Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin'ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery. ny zavatra nandraran'Atra an'i Adama sy Eva dia nahatonga azy ireo nandositra ny tavaNy .toy izany koa isika ,ny feon'ny fieritreretana dia mampandositra antsika an'Atra kanefa na izany aza dia nisy lalana iray nanalan'Atra ny helontsika ho afaka amin'izay fatorana mangeja antsika izany dia ny nanomezany ny Zanany anafaka antsika amin'ny fahotana Jaona 14:6
God has provided us a way to cleanse our guilty conscience,free us from sin and restore us to His fellowship-the "Way " called Jesus Christ

jesus is the answer zany an :D
13. ravonjison ( 10/12/2009 08:46)



Taloha ny rahalahiko nisy fotoana nitadiavany asa dia nanao \" concour \" t@ fidirana ao @ polisy.Azo lazaina fa manana situation stable izay niasa t@ polisy t@ izany.

Dia rehefa tany @ ilay examen izy , dia izao no sujet t@ matiere iray :
\" Tentative punisable ! Velabelaro sy lazao ny hevitrao \"

Hatraiza no fetra hilazana fa ratsy na azo saziana ny fankampanahy iray ? Miankina @ moraly , finoanan ara-pivavahana, kolotsaina, fandrosoana ao @ firenena iray ve izany ?

Araka ny ohatra voalazan\' i nyrina etsyy ambony ( notsimponiko tsy ambany etsy ) , ilay rangahy ve raha toa ka tsy nanana vady aman-janaka dia tsy voatery mahatsiaro teny ho diso ?

\".......ohatra:nisy olona nijery ordi ary dia nahita olona niboridana tampoka tao anatin\'ilay ordi any izy,teo no nanomboka ilay fakam-panahy ,tsy andriny foana izay hodiana hijerevana ilay web tonga ho azy,naharitra fotoana ela anefa izany satria nifandray tamin\'ilay toerana izy ary dia niseho nivantana ary dia niaraka tamin\'ilay olona ary dia potika ilay tokan-tranony noho ilay izy tsy nahatohitra ilay fakam-panahy.
Tsy nihevitra hoe tavela teo izy fa nangalam-pihinana nijery kely fotsiny ary dia niafara ny fahotana.Raha nahatohitra ilay fakam-panahy mantsy izy dia tsy ho potika ny tokan-tranony,tsy nijaly ny zanany saingy indry efa tafiditra vao nahatsiaro tena ho diso........\"
14. bor2lais ( 10/12/2009 09:23)
Voalazan'i Ravonjison etsy ambony :

"Hatraiza no fetra hilazana fa ratsy na azo saziana ny fankampanahy iray ? Miankina @ moraly , finoanan ara-pivavahana, kolotsaina, fandrosoana ao @ firenena iray ve izany ?"
-----------
Ny "tentative de corruption d'un fonctionnaire" ohatra dia mahavoasazy ! :D
15. cutie ( 10/12/2009 12:11)
Voalazan'i Ravonjison etsy ambony :

"Hatraiza no fetra hilazana fa ratsy na azo saziana ny fankampanahy iray ? Miankina @ moraly , finoanan ara-pivavahana, kolotsaina, fandrosoana ao @ firenena iray ve izany ?"

ie tena izay mitsy ny tokony entina hijerena azy raha zany :D
16. cutie ( 10/12/2009 12:12)
Marihiko eto alou fa mbola fakam-panahy fotsiny le izy fa tsy mbola ni tenter- an'le izy za fa mbola mandinika ny tokony atao :-D
17. fijo ( 10/12/2009 22:27)
voan'ny fakam panahy indray ngah cutie kely????
18. cutie ( 10/12/2009 22:48)
tena mbola tsy haiko na fakam-panahy le izy na tsia koa :-D
19. fijo ( 10/12/2009 23:26)
hummmm
20. cutie ( 10/12/2009 23:31)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0724