Fivavahana, finoana
niryna
(
26/08/2009 03:33)
Aza kviy ary fa Atra mahalala izay heveriny ho antsika rehetra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
[b] Ny fahaso...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 05:29
mion
(
25/08/2009 06:10)
araka ny Baiboly dia 144 000 ihany no isan'ny oul voavonjy @ fara andro, ataoko fa tsy interprétation io na transformation artistika/poetika ny faminanian'i Jaona fa nombre exact.
Raha dinihina ir...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 31/08/2009 14:20
fidinirina
(
24/08/2009 07:27)
[b][color=blue]Ny baiboly[/color][/b]
Ny baiboly dia boky, fitambarana boky maromaro (66 no isany) voasoratra sy voakambana nandritry ny arivo taona mahery. Boky tantara tokoa izy satria mitantara ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 10/09/2009 11:36
majesty
(
24/08/2009 05:19)
Rehefa jerena ny dinika mifanesisesy tato dia betsaka ny protestant no manohitra ny katolika (toy ny hoe masina Maria e,i Md Piera e ...sns) kanefa ry Môpera sy ry Pasitera ary rehefa fotam-pivavahan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 31/08/2009 22:47
ndotofetsy
(
23/08/2009 12:24)
Azo atao hoe matotoa ve i jesosy raha nitsangana t@ maty (revenant) de avy eo niakatra any @ avo sa inona no azo hilazana azy :^) :^) ...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/08/2009 13:09
ni81
(
23/08/2009 11:22)
Henoy ny hafatra entiny ao!
http://www.dailymotion.com/video/x7uok8_fahazavanao-bodo-et-rojo_music
...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 04:44
ravakamalala
(
21/08/2009 20:34)
Misy fomba maro azo entina midera an Andriamanitra, ohatra hoe ny mihira izao, dia rehefa mihira dia mifangaro ao ilay fitiavanao mihira, sy maheno ny hatsaran ny feo sy ny hakanton ilay mozika, dia t...
tohiny
novalian'i ni81 ny 24/08/2009 19:26
carson
(
21/08/2009 17:57)
Raha ny Baiboly izany no alaina tahaka dia tokony ho 14 taona eo ny olona dia efa manao sipa. Dia eo ho eo amin'ny 18 taona dia mivady.
Tsy hisy hahavita fianarana raha izany....
tohiny
novalian'i rhina ny 25/09/2009 06:07
niryna
(
21/08/2009 15:32)
Ny fahasoavan'ny Tompo anie homba antsika tsirairay avy.Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny fitiavany ,ny fahasoavany ,ny famonjeny ary ny famindrampony ho antsika rehetra.
Hoy ny tanta...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 04:55
fidinirina
(
21/08/2009 12:49)
Tsara sady Marina ny tenin’Andriamanitra
[b]I Timoty 4:4-5[/b] [color=blue]Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa[/color], ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny f...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:23
rzakarivola
(
21/08/2009 07:49)
Voalaza atsy ambadika fa tsy maintsy mamela ny heloky ny hafa rehetra izay vao mahazo famelan-keloka ny tena.
Samy nahatsapa angamba ny rehetra fa nisy ny heloka hay ny nandefitra taminy, nisy ny hay...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/09/2009 18:07
ravakamalala
(
20/08/2009 14:32)
voararan ny fivavahana ve ny fanomezana taova , na mbola velona na rehefa maty?
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2009 15:40
rzakarivola
(
20/08/2009 07:20)
Hevitra voatsipy tao @ ilay hoe "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa" izy ity, kanefa somary adihevitra hafa moa efa lava loatra iny dia naleoko eto no tohizana.
[quote=ari.malala]ny zava tsy hay aza ...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 08/12/2010 07:14
bobone
(
18/08/2009 14:12)
nisy ankizy izay ohah chorale izy ! misy ankizy lahy tiany be ao anaty chorale ao! hiteny izy anefa tsy sahy ! ny hany heriny dia rehefa manao sortie zahay dia mangataka resaka aminy foana ity tovo...
tohiny
novalian'i bobone ny 20/08/2009 06:44
fidinirina
(
18/08/2009 07:54)
[color=blue]Ireo andinin-tsoratra masina manambara fa tsy maintsy mamela heloka [/color]
« Fa raha mamela ny fahadisoan'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-da...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/09/2009 19:01
carson
(
18/08/2009 06:03)
Inona tsara no tena olana amin'ny masturbation sy ny loi morale? Satria olona iray no manao azy koa tsy azoko mihitsy ny hoe mijangajanga....
tohiny
novalian'i mion ny 19/08/2009 11:24
majesty
(
18/08/2009 05:25)
Miarahaba antsika rehetra.Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira hoe " TSY ATORY ELA LOATRA " nosoratain' i Ramboatiana ato. Hira nataon'ny chorale Fiderana tao @ fpma t@ vendredi saint lasa teo i...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 24/08/2009 12:49
niryna
(
14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 16:29
Mandefitra
(
14/08/2009 05:11)
ity misy tori-teny @ teny anglisy, manazava ny tenin'i Jesosy hoe :
Matio16: 18 Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin...
tohiny
novalian'i ni81 ny 22/09/2009 10:19
soanja
(
13/08/2009 19:36)
Variana tokoa aho mandinika ny fahazahoantsika an'Andriamanitra. Ilay Andriamanitra dia averimberintsika eto fa masiaka be, hamono, handringana, tsy maintsy hilavo lefona isika aminy, hotsarainy isika...
tohiny
novalian'i soanja ny 25/08/2009 13:34
