Masina Maria renin' Andriamanitra
1. rzakarivola
(
20/08/2009 07:20)
Hevitra voatsipy tao @ ilay hoe "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa" izy ity, kanefa somary adihevitra hafa moa efa lava loatra iny dia naleoko eto no tohizana.
==> torohevitra fahendrena ity anao ity. Iray no haiko : Jesoa Kristy no tenin' Andriamanitra velona, koa soa ho ahy ny tsy hino teny ho tenin' Andriamanitra, raha tsy mifanaraka @ i Jesoa.
==>Inoako tanteraka fa i Maria virjiny no niteraka ny nofon'i Jesoa. Izay no inoako fa ny maha renin'i Jesoa an'i Maria dia ny nofo. Niasa saina aho hoe "iza ary no renin'i Jesoa ara-panahy", dia misy valiny voasoratra ao @ Baiboly : "Mety manadino ny zanany minono va ny reny? Eny, mety manadino izy, fa YAHVEH kosa tsy mba hanadino na oviana na oviana". YAHVEH ihany no niteraka an'i Jesoa @ fanahy, araka ny voasoratra hoe "Zanako ianao, androany aho niteraka anao".
==> Amiko Andriamanitra mahay ny zava-drehetra, ary mahay maniraka ny tenaNy Izy hamonjy, mahay manetry tena Izy ka tonga tahaka ny olombelona (kanefa tsy mba tahaka ny ogre ao @ le chat botté), ary izany indrindra Izy ao amin'i Jesoa.
ari.malala:
ny zava tsy hay aza ibitabitahana razakarivola a! ...
==> torohevitra fahendrena ity anao ity. Iray no haiko : Jesoa Kristy no tenin' Andriamanitra velona, koa soa ho ahy ny tsy hino teny ho tenin' Andriamanitra, raha tsy mifanaraka @ i Jesoa.
ari.malala:
faha ekenao fa nateraky ny nofo i Jesoa nahoana no tsy inoanao ny reniny? enao iany manohitra ny tenanao, satria eo enao milaza izay ateraky ny nofo d nofo,
==>Inoako tanteraka fa i Maria virjiny no niteraka ny nofon'i Jesoa. Izay no inoako fa ny maha renin'i Jesoa an'i Maria dia ny nofo. Niasa saina aho hoe "iza ary no renin'i Jesoa ara-panahy", dia misy valiny voasoratra ao @ Baiboly : "Mety manadino ny zanany minono va ny reny? Eny, mety manadino izy, fa YAHVEH kosa tsy mba hanadino na oviana na oviana". YAHVEH ihany no niteraka an'i Jesoa @ fanahy, araka ny voasoratra hoe "Zanako ianao, androany aho niteraka anao".
ari.malala:
k aminao Andriamanitra i Jesoa sa olombelona?
==> Amiko Andriamanitra mahay ny zava-drehetra, ary mahay maniraka ny tenaNy Izy hamonjy, mahay manetry tena Izy ka tonga tahaka ny olombelona (kanefa tsy mba tahaka ny ogre ao @ le chat botté), ary izany indrindra Izy ao amin'i Jesoa.
novalian'i rzakarivola ny 08/12/2010 07:14
2. rzakarivola
(
20/08/2009 07:29)
ari.malala:
Raha renin'ny Masina izy tsy Masina iany koa v?
==> Raha Masina i maria noho ny maha renin'ny Masina azy, dia Masina koa izany ny reniben'i Maria, satria renin'ny Masina, ... masina koa i Eva satria renin'ny renin'ny renin'ny .... Masina. Raha Masina i Eva, Masina koa i Adama satria avy tamin'i Adama no nangalana azy. Raha Masina i Adama sy Eva, Masina daholo izany ny taranany rehetra, ianao koa izany masina tahaka azy rehetra.
ari.malala:
izay no maha Masina Maria azy.
==> Somary nanao fandinihina kely ny Baiboly aho hijereko raha Masina i Maria na tsia. Sahirana kely aho, tsy misy ahafahako avy hatrany milaza fa masina izy na tsia, raha ny tenin'i Jesoa (izay hany tokana fantatro, fa ny hafa tsy haiko ka aleoko tsy mibitaka @izany), dia ny fahamarinana no anamasinana ny olona navotan' Andriamanitra t@ alalany, ary ny Tenin' Andriamanitra no Fahamarinana. Ka izay mino ny Tenin' Andriamanitra no masina, ary i Jesoa no Tenin' Andriamanitra, Izy no Fahamarinana. Afaka hiteny kosa aho fa eto dia tena misy olona mino amin'ny fo an'i Jesoa Kristy, ary izay no inoako ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, dia ny fitambaran'ireo mpino an'i Jesoa Kristy eto amin'izao tontolo izao.
3. fahamarinana
(
20/08/2009 08:03)
:arrow: rzaka : mba toro-hevitra monja atsipiko amin'ise,raha te hiditra lalina kokoa amin'ny Finoana Katolika,Masina Maria voalohany indrindra dia miezaha mandalina be be kokoa ny momba io mba tsy hitenitenenana foana !Mora dia mora ny miteny sy milaza ! Ndrao lahy ny Finoana Katolika iray manontolo no ho tsikerainao !
Ity voalazanao ity indrindra no mampiahiahy ahy :
Ity voalazanao ity indrindra no mampiahiahy ahy :
rzaka:8O (l)
Raha Masina i maria noho ny maha renin'ny Masina azy, dia Masina koa izany ny reniben'i Maria, satria renin'ny Masina, ... masina koa i Eva satria renin'ny renin'ny renin'ny .... Masina. Raha Masina i Eva, Masina koa i Adama satria avy tamin'i Adama no nangalana azy. Raha Masina i Adama sy Eva, Masina daholo izany ny taranany rehetra, ianao koa izany masina tahaka azy rehetra
4. tywa68
(
20/08/2009 08:06)
Rzakarivola > Masina i Maria satria virjiny nofidian'Atra hiteraka an'i Jesoa, ilay Mesia mpamonjy antsika, ary matoa izy no nitondra vohoka d izy ihany no mendrika t@izany fotoana zany, fa tsy ny renibeny ...:lol:
5. majesty
(
20/08/2009 08:35)
Ny dikan'ny teny hoe MASINA dia hoe VOATOKANA na VOAFIDY, noho izany ny hoe Masina Maria dia noho izy nofidiana tao anatin'ny maro. Azo ampiasaina amin'ny zavatra rehetra io masina io,ohatra rano voahasina (rano manokana) tany masina (tany manokana), olona masina (olona manokana), fanahy masina (fanahy manokana) ;masina ny fanambadiana izay azo adika hoe manokana ny fanambadiana. Dia hoy koa ny soratra masina avy eo hoe : (...) fa ianareo dia taranaka voafidy,fanjakam-pisorona,firenena masina (...) isika rehetra ireo izany matoa mitoetra ao amin'i Kristy dia efa namaly ny antson'i Kristy ka lasa MASINA noho i Kristy.
Lalina be io hevitra io fa mila fotoana lava ny famakafakana azy.
Lalina be io hevitra io fa mila fotoana lava ny famakafakana azy.
6. ari.malala
(
20/08/2009 10:03)
Hay moa d mbola mitohy iany ny tsingolok'i razakarvola? eny e, important koa aloha matoa isisifana mafy ny hahalala azy e! raha zavatra ts nahaliana ts nanaitra akory na ny hanao comment momba azy aza :-P
Ny tiako tenenina kely ftsn fa leo b anle blabla za :-P d zao, miseho ho mpamaky sy mpandalina baiboly enao razakarivola, ka mba ivereno kely ny momba ny tantaran'i Eva, d jereo @ evanjely raa nanao toa an'i Eva i Maria.

7. ravakamalala
(
20/08/2009 10:20)
raha ny fahitako azy hatreto dia misy olona ato (zakarivola anisany) , dia tsy manaiky mihitsy ny zava misy hoe misy olona voafidin Andriamanitra manokana, ao anatin ny plan -Ny. Zava dehibe, mifono dikany sy hevitra lalina, ny maha voafidy azy ireo anatin ny olona maro fa tsy hoe nanao plouf plouf Andriamanitra , na 27 dia boka dia izay tratra teo no andeha ho atao renin' Andriamnitra, na andeha hatao ho vatolampy fanorenena fiangonana, ...na andeha atao ho mpanafaka, ......
8. fahamarinana
(
20/08/2009 10:47)
:arrow: ravakamalala :hihi !dadany koa ilay 27 dia boka ! :-D :wink: (l)
9. rakapy
(
20/08/2009 11:47)
Hoy Rzakarivola
Ka mazava anie izany raha izany no fihevitrao e! Tsy masina i Maria aminao ary midika koa izany fa tsy masina i jesosy zanany ary tsy zanak'A/tra izy fa resaka tiana hatavy ity resaka xnisme sy jesosy jesosy ity.
==> Raha Masina i maria noho ny maha renin'ny Masina azy, dia Masina koa izany ny reniben'i Maria, satria renin'ny Masina, ... masina koa i Eva satria renin'ny renin'ny renin'ny .... Masina. Raha Masina i Eva, Masina koa i Adama satria avy tamin'i Adama no nangalana azy. Raha Masina i Adama sy Eva, Masina daholo izany ny taranany rehetra, ianao koa izany masina tahaka azy rehetra
Ka mazava anie izany raha izany no fihevitrao e! Tsy masina i Maria aminao ary midika koa izany fa tsy masina i jesosy zanany ary tsy zanak'A/tra izy fa resaka tiana hatavy ity resaka xnisme sy jesosy jesosy ity.
10. ikaretsaka
(
20/08/2009 11:47)
Mba fanontaniana kely ho an rzaka: maninona I Jesoa kay miantso ny tenany hoe zanak'olona sy antsoina hoe zanak'ondry?
De olona sy ondry izany ,raha jerena @ fanatsoahanao hevitra ara tsipona, no niteraka an'i jesoa?
De olona sy ondry izany ,raha jerena @ fanatsoahanao hevitra ara tsipona, no niteraka an'i jesoa?
11. rzakarivola
(
20/08/2009 11:57)
ari.malala sy ny hafa >>> Hevitr'i ari.malala (natao anaty quote) no naveriko (io no antsoiko hoe démonstration par l'absurde). Ka raha hitanao fa diso ilay conclusion, dia fahadisoana ny hypothèse, ivereno jereo tsara @ fo tsy miangatra. Averiko indray, raha diso io na lazaina fa manimbazimba, dia tsy ahy io hevitra io.
tywa68 & ravakamalala >>> Tsy ny maha Masina na tsia an'i Maria no laviko na ekeko. Mieritreritra aho fa matoa izy tsy niabandonne t@ fitaizana an'i Jesoa hatr@ ela na dia "voatsatoky ny sabatra ny fanahiny" aza, dia satria nino izy, ary izay finoany an'i Jesoa izay no maha Masina azy, araka ny tenin' Andriamanitra. voalohany indrindra, tenin'i Jesoa io. Faharoa, ivereno jerena ny tantaran'i Abrahama, Isaka ary Jakoba (ilay nantsoina hoe Israely), na koa i Md. Paoly, na i Petera, ... dia fantatsika fa tsy noho ny fahamendrehan'ny olona no maha masina azy, fa noho ny safidin' Andriamanitra irery araka ny sitrapoNy no nanokanany (araka ny fanazavan'i ravakamalala rahateo) an'iireny.

12. rzakarivola
(
20/08/2009 12:00)
Mirananirina:
Tsy mandà mihitsy ny teninareo anie aho e.Marina tanteraka io,nefa misy koa ny hafa izay masina rehetra tokony hivavahana.Fa amiko i Marie reniny mbola ambony noho i Jesoa zanany,
==> Ny olona rehefa tsy mino, na hifindra aiza izy na ho aiza dia tsy hiova mihitsy ny fiainany.
13. fahamarinana
(
20/08/2009 12:08)
rzaka:
Ny olona rehefa tsy mino, na hifindra aiza izy na ho aiza dia tsy hiova mihitsy ny fiainany.
:arrow: esy e rzaka e,mety tsy miova androany na rahampitso fa aza dia matoky loatra an'izay ! Mety nifanena tamin'olona karazarazan'izay izy dia mahatonga ilay Finona lasa raisina hafa !Nandalo teo aby ny ankamaroany,ianao angamba tsia fa tonga dia lafatra ! :) (l)
14. rzakarivola
(
20/08/2009 12:09)
Ikaretsaka:
io koa izany typen"ilay hoe siksa daholo fa azoko rams fa eo ianao rabofin-drams.... de rehefa hirahin-drams ny bofiny de.......
==> Marina ity fanamarihan'Ika ity, tena io mihitsy aza ilay notenenin'i JK. Hoy koa i Jesoa hoe "Ireto no reniko sy rahalahiko ary anabaviko, dia ireo izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra". Ka izaho manokana dia manaiky sy resy lahatra fa tena trosa mihitsy aza ny mitia ny reny sy rahalahy ary anabavin'ny Tompo.
15. rzakarivola
(
20/08/2009 12:14)
ikaretsaka:
Mba fanontaniana kely ho an rzaka: maninona I Jesoa kay miantso ny tenany hoe zanak'olona sy antsoina hoe zanak'ondry?
==> Mba hinoan'ny jiosy. Satria ny Mpaminany hatrizay no efa nampahafantatra ny Mesia hoe "Zanak'Olona" sy "Zanak'Ondry". Ny tanjon'i Jesoa tsy ni hirehareha fa io eo Andriamanitra, hoy izy "raha izaho dia tsy mila olona hanambara ahy, fa mba hamonjena anareo no itenenako izany", fa "ny sitrapon'ny Raiko, dia mba hanana fiainana mandrakizay izay mijery ny Zanaka ka mino Azy, ary izaho hanangana azy @ andro farany"
ikaretsaka:
De olona sy ondry izany, raha jerena @ fanatsoahanao hevitra ara tsipona, no niteraka an'i jesoa?
==> Fomba fanatsoahanao sy ny namanao hevitra io fa tsy ny ahy. Raha tsy izany ve ho lazainao fa olombelona nofo aman-drà no niteraka Andriamanitra. Ny tenin'i Jesoa dia izao ihany : izay ateraky ny nofo dia nofo, izay ateraky ny fanahy dia fanahy.
16. rzakarivola
(
20/08/2009 12:18)
fahamarinana:
esy e rzaka e,mety tsy miova androany na rahampitso fa aza dia matoky loatra an'izay ! Mety nifanena tamin'olona karazarazan'izay izy dia mahatonga ilay Finona lasa raisina hafa !Nandalo teo aby ny ankamaroany,ianao angamba tsia fa tonga dia lafatra !
==> Ny ambarako dia izao : raha toa aho musulman kanefa izay zavatra ambaran'ny islamisme aza tsy inoako sy tsy fantariko tsara akory! Na hifindra ho kristiana aza aho dia mbola ho toy izany ihany, tsy misy tombony izany. Dia tahaka izany, na aiza aho na aiza fivavahako sy (lazaina fa) finoako, rehefa tsy inoako ao am-po ka fantariko tsara @ fahamarinana akory iny , na dia ny fivavahana faran'izay tonga lafatra aza no tonga eo amiko dia tsy hahasoa ahy izany.
17. rzakarivola
(
20/08/2009 12:24)
rakapy:
Ka mazava anie izany raha izany no fihevitrao e! Tsy masina i Maria aminao ary midika koa izany fa tsy masina i jesosy zanany ary tsy zanak'A/tra izy fa resaka tiana hatavy ity resaka xnisme sy jesosy jesosy ity.
==> Zavatra tsy nolazaiko no lazainao fa noteneniko! Ianao mihevitra araka ny nofo, ny zanaka araka ny nofo, izaho manambara aminao izay tsy heverinao sy tsy fantatrao : dia ny fanahy! Ka raha mbola @ nofo foana no andraisanao ny zava-panahy dia mbola ho maizina aminao foana ny resaka.
Ny resaka ataoko mikasika ny fanahy angamba mety misavoamboana hoy ianao. Fa misy zavatra tsapanao sy iainanao tsy misavoamboana : fifaliana, fitaintainana, fanenenana, fahatoniana, fahatezerana, alahelo, fitiavana, ... sns, ary ireo no zava-panahy.
18. ari.malala
(
20/08/2009 12:28)
Aza mba nandra iany hoa! marina e! manao déduction tsy aminapà fotsiny! nga zay tianrazakarivola hi interperetena anazy no tsy maintsy hevitry ny hafa? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
hevitra atolotra ny ahy razakarivola, refa mis tsy mazava atony le olona, andefaso hafatra izy fa hita miharihary eo ny ps fa aza d tia mitsaratsara foana otrn'io! ze famarana amaranao iany anie ho hamarana hoanao e! raha tia tsaratsara enao nefa ts mahalala izay bi s bà n'ilay zvt akory d lasa miteniteny foana!

19. rzakarivola
(
20/08/2009 13:32)
Izao no teninao noraisiko teo, ka asa na io no noteneninao na tsy io :
"Raha renin'ny Masina izy tsy Masina iany koa v?"
Ny dikan'izany ve tsy hoe "izay renin'ny Masina dia Masina" ? Raha tsy izay dia hazavao ary. Rehefa vita ny fanazavanao, dia angatahiko aminao izay tenin'i Jesoa na tao @ Baiboly na tsy fantatro nanatsoahinao izany.

20. ari.malala
(
20/08/2009 13:57)
jereo ny valintenin 'i rakapy fa io no mahazava azy kokoa. Zà hoa ts maha ady hevitra b @ razakarivola fa zakarivola mbetika jesoa, mbetika paoly :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mazotoa d mitabatabà rery eo fa za ts hamaly anao tsony.