Masina Maria renin' Andriamanitra
21. ikaretsaka
(
20/08/2009 14:34)
Izay mihitsy izy io ry ari ary iombonako hevitra rakapy...soit izy masina avy @ masina de ekena ny fahamasinany rehetra soit izy tsy masina de tsy masina...
Deum de Deo,Lumen de lumine.... hoy ny credo.
Dia averiko foana ilay tenin'i st Augustin manao hoe raha izay metimety sy azokazonao momban'Atra ihany no inoanao fa izay hafahafa aminao dia tsy inoanao sy odianao fanina..dia tsy Atra intsony no inoanao fa ny tenanao

22. ravakamalala
(
20/08/2009 14:55)
Ny ahy ny zavatra tsy azoko amin ny finoana tsy manaiky ny communion des saints, rehefa tena atao terre à terre ihany izy ity dia :
inona no fatiantoka amin ny manaiky an i Masina Maria, amin' ny mangataka aminy, na amin ny olomasina mba anelanelana antsika sy Andriamanitra? Inona?
Nisy fanoharana natao izay tena nanaitra ahy hoe :
Indraindray ianao rehefa te hangataka zavatra any amin ny dadanao, misy fotoana ianao , tsy sahy, na matahotahotra, na te ho sur kokoa hoe hahazo fafaham-po, dia any amin ny neninao ianao no mangataka hoe : "Neny a! mba teneno i dada", satria fantatrao fa rehefa i neny no mangataka dia betsaka kokoa ny chance haha-poinsa an ilay izy, na koa hoe i neny mahay kokoa miresaka amin i dada.

23. ravakamalala
(
20/08/2009 15:01)
http://www.boston-catholic-journal.com/tip-toeing-to-mary-copy.jpg
[size=10px]tiako tonga dia ilay sary mits no napetraka teto fa tsy ilay rohy,.... fa badraodra e!![/size]
[size=10px]tiako tonga dia ilay sary mits no napetraka teto fa tsy ilay rohy,.... fa badraodra e!![/size]
25. sitlo
(
20/08/2009 15:11)
Ataovy ohatra ny an'i Homer Simpson fotsiny marina dia vita e:
Masina Maria o! Raha masina tokoa ianao dia miavavaha ho anay. :twisted:
Masina Maria o! Raha masina tokoa ianao dia miavavaha ho anay. :twisted:
27. ni81
(
20/08/2009 15:25)
Ataovy ohatra ny an'i Homer Simpson fotsiny marina dia vita e:. :D
Masina Maria o! Raha masina tokoa ianao dia miavavaha ho anay
29. tywa68
(
20/08/2009 15:54)
Ravakamalala > ilay dikany @ teny gasy sisa no apetrak'njy d mety b :wink:
30. ikaretsaka
(
20/08/2009 20:14)
ravakamalala:
Ny ahy ny zavatra tsy azoko amin ny finoana tsy manaiky ny communion des saints, rehefa tena atao terre à terre ihany izy ity dia :
inona no fatiantoka amin ny manaiky an i Masina Maria, amin' ny mangataka aminy, na amin ny olomasina mba anelanelana antsika sy Andriamanitra? Inona?
Nisy fanoharana natao izay tena nanaitra ahy hoe :
[B]Indraindray ianao rehefa te hangataka zavatra any amin ny dadanao, misy fotoana ianao , tsy sahy, na matahotahotra, na te ho sur kokoa hoe hahazo fafaham-po, dia any amin ny neninao ianao no mangataka hoe : "Neny a! mba teneno i dada", satria fantatrao fa rehefa i neny no mangataka dia betsaka kokoa ny chance haha-poinsa an ilay izy, na koa hoe i neny mahay kokoa miresaka amin i dada.[/b]
Izay manko
31. soanja
(
21/08/2009 02:07)
rzakarivola:
Hevitra voatsipy tao @ ilay hoe "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa" izy ity, kanefa somary adihevitra hafa moa efa lava loatra iny dia naleoko eto no tohizana.
ari.malala:
ny zava tsy hay aza ibitabitahana razakarivola a! ...
==> torohevitra fahendrena ity anao ity. Iray no haiko : Jesoa Kristy no tenin' Andriamanitra velona, koa soa ho ahy ny tsy hino teny ho tenin' Andriamanitra, raha tsy mifanaraka @ i Jesoa.
ari.malala:
faha ekenao fa nateraky ny nofo i Jesoa nahoana no tsy inoanao ny reniny? enao iany manohitra ny tenanao, satria eo enao milaza izay ateraky ny nofo d nofo,
==>Inoako tanteraka fa i Maria virjiny no niteraka ny nofon'i Jesoa. Izay no inoako fa ny maha renin'i Jesoa an'i Maria dia ny nofo. Niasa saina aho hoe "iza ary no renin'i Jesoa ara-panahy", dia misy valiny voasoratra ao @ Baiboly : "Mety manadino ny zanany minono va ny reny? Eny, mety manadino izy, fa YAHVEH kosa tsy mba hanadino na oviana na oviana". YAHVEH ihany no niteraka an'i Jesoa @ fanahy, araka ny voasoratra hoe "Zanako ianao, androany aho niteraka anao".
ari.malala:
k aminao Andriamanitra i Jesoa sa olombelona?
==> Amiko Andriamanitra mahay ny zava-drehetra, ary mahay maniraka ny tenaNy Izy hamonjy, mahay manetry tena Izy ka tonga tahaka ny olombelona (kanefa tsy mba tahaka ny ogre ao @ le chat botté), ary izany indrindra Izy ao amin'i Jesoa.
Amiko dia samy manana ny Fahamasinany avokoa ny rehetra voajanahary. Ka na Jesoa io na i Maria renina na izaho na ianao dia samy masina avokoa amin'ny Fahamasinany mifandraika amin'ny toerana sy ny maha ianao anao. Ianao ihany dia hahatsapa izany, Masina ve aho??? Iza no hitako fa masina manoloana ahy???
Tsy misy ifampitsarana satria tsy mitovy isika olombelona raha ny fihevintsika. Izy Andriamanitra nilaza fa hanamboatra mitovy endrika aminy aza, izay isika aza niteny fa " ny fihevitro tsy fihevitrareo" araka ny voalaza matetika ato ihany koa.
Masinah Ra-havakooohhh!!!
:-* :-* :-*
32. rzakarivola
(
21/08/2009 07:31)
ravakamalala:
Ny ahy ny zavatra tsy azoko amin ny finoana tsy manaiky ny communion des saints, rehefa tena atao terre à terre ihany izy ity dia
==> Tsy fantatro hoe iza no tsy manaiky an'io, fa izaho tena resy lahatra tanteraka ny @ "fiombonan'ny olona masina". Ny fomba fanatanterahana azy no tsy iombonan'ny mpino sy antokom-pinoana maro. Ho ahy manokana, izay tenenin'i Jesoa mikasika izany no ekeko.
ravakamalala:
inona no fatiantoka amin ny manaiky an i Masina Maria
==> Ny fanekena dia zavatra iray ao anaty. Ekeko ihany fa masina i Maria ilay niteraka an'i Jesosy, fa ny tenin'i Jesoa ihany no ahafahako manaiky izany. Noho izany, tsy ny fahamasinan'i Maria no fototry ny finoako, fa i Jesoa, ilay Tenin' Andriamanitra velona ka manamasina ny mpianaNy sy izay mino Azy rehetra.
ravakamalala:
, amin' ny mangataka aminy, na amin ny olomasina mba anelanelana antsika sy Andriamanitra? Inona?
==> Ary inona ny tombony? Miteny i Jesoa hoe "Tsy misy mankany @ Ray afa-tsy @ alalako", sa inona ilay mpanelanelana?
ravakamalala:
Indraindray ianao rehefa te hangataka zavatra any amin ny dadanao, misy fotoana ianao , tsy sahy, na matahotahotra, na te ho sur kokoa hoe hahazo fafaham-po, dia any amin ny neninao ianao no mangataka hoe : "Neny a! mba teneno i dada", satria fantatrao fa rehefa i neny no mangataka dia betsaka kokoa ny chance haha-poinsa an ilay izy, na koa hoe i neny mahay kokoa miresaka amin i dada.
==> Ny tenin'i Md. Joany indray dia izao : "Mes chers amis, si notre coeur ne nous condamne pas, nous sommes pleins d'assurance devant Dieu. Il nous donne tout ce que nous lui demandons, parce que nous obéissons à ses commandements et que nous faisons ce qui lui plaît. Or, que nous commande-t-il ? De placer notre confiance en son Fils Jésus-Christ et de nous aimer les uns les autres, comme il nous l'a lui-méme prescrit."
Tsy miteny izao rehetra izao aho mba hanoherako anareo, ny tenin'i Jesoa KRISTY no toriako, satria i Jesoa Kristy dia tsy ny ilay nofoNy fa ny TeniNy.
33. majesty
(
21/08/2009 08:45)
Ô ry zareo an ! avelao ho any izay maha masina na tsy an'i Maria fa tsy ale ve JESOSY no jerena e, dia izy no manoro antsika ny marina rehetra amin'ny alalan'ny Fanahy masina izay mitoetra ato amintsika.
Tsy hifarana mihitsy manko io adi-hevitra io na hivadika pejy amam-polony maro aza.
Tsy hifarana mihitsy manko io adi-hevitra io na hivadika pejy amam-polony maro aza.
34. ni81
(
21/08/2009 08:52)
Tsy hifarana mihitsy manko io adi-hevitra io na hivadika pejy amam-polony maro aza.Marina mihitsy satria samy manana ny hevitra mandresy lahatra azy :)
zà klou dia efa mamaky fotsiny e :-P
35. tywa68
(
21/08/2009 10:14)
Arahaba ry Maria, feno hasoavana ny Tompo ao Aminao, nosohavina noho ny vehivavy rehetra Ianao, ary nosohavina i Jeso nateraky ny kibonao, Masina Maria, Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota, ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay.
Amena
Amena
36. fahamarinana
(
21/08/2009 10:25)
:arrow: AMEN !!...
Sa mbola hisy hitsipona tsirairay indray ve ? ... (l)
Sa mbola hisy hitsipona tsirairay indray ve ? ... (l)
37. ari.malala
(
21/08/2009 10:29)
fahamarinana:
:arrow: AMEN !!...
Sa mbola hisy hitsipona tsirairay indray ve ? ... (l)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
38. cutie
(
21/08/2009 12:56)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 20-08-2009 13:47:09
Lohateny : Re : Masina Maria renin' Andriamanitra
Hoy Rzakarivola
Voalaza teo :
==> Raha Masina i maria noho ny maha renin'ny Masina azy, dia Masina koa izany ny reniben'i Maria, satria renin'ny Masina, ... masina koa i Eva satria renin'ny renin'ny renin'ny .... Masina. Raha Masina i Eva, Masina koa i Adama satria avy tamin'i Adama no nangalana azy. Raha Masina i Adama sy Eva, Masina daholo izany ny taranany rehetra, ianao koa izany masina tahaka azy rehetra
Ka mazava anie izany raha izany no fihevitrao e! Tsy masina i Maria aminao ary midika koa izany fa tsy masina i jesosy zanany ary tsy zanak'A/tra izy fa resaka tiana hatavy ity resaka xnisme sy jesosy jesosy ity.
ie zay mitsy :-D :-D :-D :-D
39. ikaretsaka
(
21/08/2009 15:17)
I eva very hasina avy eo fa I maria nohasoavina sy niay ny Tompo tao aminy ka
40. niryna
(
21/08/2009 15:21)
Lasa mitatra be ity resaka ity,ny finoana dia samy manana ny azy,anjaran'ny tsirairay no mikolokolo izany finoana izany avy amin'ny inona ? ny fahafantarana ny marina,diniho ambony adihadio ,vakio ny tenin'Atra ,araho izay teny nomen'ny hafa ary ampitovio amin'ny ao anatin'ny baiboly,ny kristiana no tiako tenenina eto an,afaka manaraka izany koa izay mbola tsy nandray an'ilay kristy.
Tadidio tsara fotsiny fa ny ratsy tsy kely lalana,satana koa dia afaka mampisavorovoro ny sainizay tsy mino azy sy izay tsy mino an'Atra(kristy zanany)
Omena hasina Maria virginy satria izy no nofidian'Atra itondra an'i Kristy ho tonga toa antsika,afaka maka olon-kafa koa izy raha tiany izany fa izy no voafidy amin'izany.
Mivavaha mandrakariva ary mangataha ny fanahy masina mba itoetra ao am-pontsika tsirairay avy fa ny finoana azy ,ny fanantenana an'ilay kristy efa nandresy ny fahavalo(satana) ny fametrahana ny fiainana ho anaiky ho tantanany dia efa zava-dehibe.
Ny point antsika rehetra eto dia ny mitady ny fahamarinana,ny mizara ilay fitiavana nomen'ilay Atra antsika ,ny manoro izay te anaraka ilay Atra velona mpamindra fo,mpahay ny zavatra rehetra ary mpamonjy antsika amin'ny farany rehefa miala eto isika.Tsy ho voatery anaraka izany avokoa anefa ny olona ary mety tsy mitovy ny fomba nampianarina antsika,raha toa kosa ka samy Atra iray no inoana ,Atra iray no hivavahana,Atra iray no miaro sy mamonjy antsika dia tokony izay no imasohana fa na inona lazaina eto rehefa tsy te hino sy anaraka ny teny izay nomena ao amin'ny soratra masina ny olona iray dia tsy anaraka izy.Anjarantsika no mifampivavaka mba ho tonga ato amin'ny serasera ny herin'ny fanahy masina ka ampisokatra ny mason'izay mbola tsy mino an'ilay kristy.Fa raha fijongolohana sy ny hoe hoy ranonona hoe izao hono ,dia afaka manontany tena isika hoe inona no tombotsoa azoko amin'izany ? nizara ny tenin'Atra nomeny ahy ve aho sa ny tato antsaiko foana no teneniko?
Ny fahasoavan'ny Tompo anie hamirapiratra ao amintsika tsirairay avy
Izay rehetra mitady azy dia omeny fanahy masina ary izay rehetra mino azy dia ataony ho tonga zanak'Atra avokoa.Aza mitsahatra ny mitady azy ary tano ny finoanao,diniho ny soratra masina fa izay rehetra voasoratra ao dia natao ho antsika mba hifampianarana ny teny fikasana izay nomeny,omeny ary mbola omeny izay rehetra mitady azy
amena ^:^ ^:^
Omen'Atra fotoana ny tsirairay ka raha mbola tsy tonga ny fotoana hinoany an'i kristy dia mbola miandry azy foana Atra ,anjarantsika izay mahafantatra fa efa nandray an'i kristy no mivavaka ireo izay mbola tsy nandray izany satria ny tenin'Atra manambara fa raha misy roa na telo no mivavaka zavatra iray amin'ny anarako dia hihaino azy aho .Aza mitsahatra ny mifampivavaka ary isika rehetra mba samy ho tonga zanak'Atra avokoa,
() (l) (l) :-* :-* :-*
(l) niryna