Masina Maria renin' Andriamanitra
41. ikaretsaka
(
21/08/2009 15:34)
Aza atao voanjo alika sy tahom boanjo fotsiny le izy hoa azo ny vanjo de bye bye na hoe tonga jesoa de jesoa no ilaina de byebye ny sisa...
Ny vady amanjanakao aza tsy sahinao atao anzany hoe tonga ny zaza 2 de bye enao ravady malala sy rafozana .....
Ny vady amanjanakao aza tsy sahinao atao anzany hoe tonga ny zaza 2 de bye enao ravady malala sy rafozana .....
42. niryna
(
22/08/2009 05:53)
ikaretsaka:
Aza atao voanjo alika sy tahom boanjo fotsiny le izy hoa azo ny vanjo de bye bye na hoe tonga jesoa de jesoa no ilaina de byebye ny sisa...
Ny vady amanjanakao aza tsy sahinao atao anzany hoe tonga ny zaza 2 de bye enao ravady malala sy rafozana .....
asa aloha ry ika no resahinao fa tena hors sujet be ny valinteninao ary tena tsy misy idiran'illay sujet mihitsy ny voanjo alikanao sy tahomboboanjo izany
tema tsy azoko koa aloha ilay hoe vady aman-janaka sy ny ravady malala sy rafozana atao bye,bye,manohana ny sujet ve izany ? mba azavao hoe azafady,raha tsy valianao moa dia tsy maninona ihany koa fa tsy ho voatery hamaly akory hianao
43. ikaretsaka
(
23/08/2009 00:29)
Ka raha raisina sy dinihina @ ohatra tsotsotra anie ry niryna de tsisy hafa @ zany le ataon ireo hoe jesoaa de byebye ny rehetra ireny e...
Ahoana no ohatra no hataonao. Sy ny hijerenao sy ny hafa ny zanakao raha nahita sipa ny zanakao de io sipa io milaza hoe hoe tsy hiraharaha anao intsony izy...tsy miditra ny tranonareo le sipa fa hitany ny zanakao de lasa "raiki pitia "@ zanakao de zanakao ihany... tsy rarahian'ilay sipan'ny zanakao ianao sy nareo mianakavy (izay reniny,ny namany sns) fa hoe ny zanakao ihany no ilainy..... de lazainy fa vendrana ireo. "Zaodahiny sy zaobavy' tia sy manaja anao
Tsy te hanozona aho tsy te hampitaha fa toy izay le ataonao @ razezo izao anefa.. jesoa ihany no ilainao.. sy hamborahanao fitia. Ny reniny odiana fanina...ireo olomasina namany any izany....
Jereo akaiky anie e..dia aza manody ny vava ladian lela

44. fahamarinana
(
23/08/2009 10:01)
:arrow: Ilay izy kosa angamba ry Ika tsy hoe "tsy raharahina" fa ivereno vakiana ny voalazan'ny namana eny rehetra eny ,ny tsy mampitovy ny Kato sy Protestanta na Finoana hafa !Samy manana ny azy ,izay no tsy maha-Kato azy sy tsy maha-Protestant anao ! sa ? :) (l)
45. ni81
(
23/08/2009 10:21)
Tsy te hanozona aho tsy te hampitaha fa toy izay le ataonao @ razezo izao anefa.. jesoa ihany no ilainao.. sy hamborahanao fitia. Ny reniny odiana fanina...ireo olomasina namany any izany....:lol: :lol:
46. tywa68
(
23/08/2009 10:23)
Zay manko ! tsy aleo v ny hiombonana no tandrovana e : i Jesoa Kristy tia antsika ary mandray antsika na d samy be loha aza :lol:
47. ni81
(
23/08/2009 10:35)
Zay manko ! tsy aleo v ny hiombonana no tandrovana e : i Jesoa Kristy tia antsika ary mandray antsika na d samy be loha azamarina tokoa izany e! Aleo ilay tena LEHIBE no tandrovana.
48. fahamarinana
(
23/08/2009 11:31)
:arrow: Ka ilay izy mety ho tafita rahatoa ka tsy tsikafoina tsirairay ny Finoan'ny tsirairay (voakasika io daholo ny Finoana an )...nefa toa sarotra fa samy te ho izy aby..ndraindray adino ilay mampiray fa variana miady sy mampiady eo hoe ny anareo,zatsy ,ny anay iroa ,ny anay no tena tany am-piandohana,ny anay tsy mety gisitra ,sns sns tsy voatanisa !....Any andro any taona angamba !.... :D (l)
50. ni81
(
23/08/2009 11:43)
Ka ilay izy mety ho tafita rahatoa ka tsy tsikafoina tsirairay ny Finoan'ny tsirairay (voakasika io daholo ny Finoana an )...nefa toa sarotra fa samy te ho izy aby..ndraindray adino ilay mampiray fa variana miady sy mampiady eo hoe ny anareo,zatsy ,ny anay iroa ,ny anay no tena tany am-piandohana,ny anay tsy mety gisitra ,sns sns tsy voatanisa !....Any andro any taona angamba !....efa milaza tsy hiteny intsony fa mbola manohy ihany aho ity :lol:
Ka efa samy nanazava ny antony izao ny finoana tsirairary hoe: izao no antony "tsia", ary izao ny antony "eny" e. Araka ilay tenin-dry manao hoe:
ny tsy mampitovy ny Kato sy Protestanta na Finoana hafa !Samy manana ny azy ,izay no tsy maha-Kato azy sy tsy maha-Protestant anao ! sa
51. fahamarinana
(
23/08/2009 11:44)
:arrow: he !bedy eo njy fa mamalan-kira ,lasa mivoana mbakan'ny dinika ! :) (l)
54. ikaretsaka
(
24/08/2009 14:13)
tywa68:
Zay manko ! tsy aleo v ny hiombonana no tandrovana e : i Jesoa Kristy tia antsika ary mandray antsika na d samy be loha aza :lol:
Ka le lojika tsy mety anie ry tywa e... ohatran'ny hoe mi complet tsy mipataloha le izy ary raha tianao e...
Amiko aloha tsy mety le equation e.... kiraron beminah bbbe izany... nena na izy manontolo na tsisy fa tsy hoe ny lacets ihany na ny veste ihany de hoe mi costar sy mikraro.... tsa zanyyyy
55. rzakarivola
(
28/08/2009 08:16)
tywa68:
Arahaba ry Maria, feno hasoavana ny Tompo ao Aminao, nosohavina noho ny vehivavy rehetra Ianao, ary nosohavina i Jeso nateraky ny kibonao, Masina Maria, Renin\'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota, ankehitriny ary amin\'ny andro hahafatesanay.
Amena
==> Izao no voasoratra :
\"Arahaba, ry ilay feno hasoavana, ny Tompo ao aminao; nosoavina noho ny vehivavy hianao. 29 Taitra izy nahare izany, ka nieritreritra izay tokony ho hevitr\'izany fiarahabana izany. 30 Fa hoy ny anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak\'Andriamanitra hianao. 31 Ary indro, hitoe-jaza hianao, ka hiteraka zazalahy, ary Jeso no hataonao anarany. 32 Ho lehibe izy ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; dia homen\'Andriamanitra ny fiketrahan\'i Davida rainy izy, ka hanjaka mandrakizay amin\'ny taranak\'i Jakoba, 33 ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany. \"
56. rzakarivola
(
28/08/2009 08:33)
ikaretsaka, niryna >>> zafady miditra @ resakareo (nefa toa iombonantsika rehetra eto ihany). Izao no fahitako an'ilay resaka :
i Ikaretsaka milaza (@ fanoharana sy fomba fiteny isan-karazany) hoe, tsy mety izany hoe alainao ny zanany dia avy eo tsipahinao (tsisy raisina) ny reniny sy ny rahalahiny (ary anabaviny ?), fa ny fandavanao an'ireo dia midika fa lavinao ilay Jesoa Kristy lazainao fa tianao sy tompoinao. (izay ngamba le izy ry Ikaretsaka o, sa diso ?).
Nosoratan'i St Jean Apostoly rahateo izany ka amiko manokana dia marina mihitsy.
Ny fanontaniana mahatonga ny tsifitovian-kevitra eto ngamba dia ity : "iza no rahalahiny sy anabaviny ary reniny ?". Ho antsika mino ny Baiboly ho mpanambara ny tenin' Andriamanitra dia ity no voasoratra ao : "Ary ny vahoaka nipetraka manodidina Azy ka nanao taminy hoe: Indreo, ato ala-trano ny reninao sy ny rahalahinao mitady Anao.
Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Iza no reniko sy rahalahiko?
Ary nony nijery izay nipetraka manodidina Azy Izy, dia hoy Izy: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko!
Fa na iza na iza no manao ny sitrapon'Andriamanitra dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko." [Mark 3:32-35].
Ny tenin'i niryna eo dia miteny hoe "mba handray ny Fanahy Masina".
Ka tsy Izany rehetra lazain' Ikaretsaka sy niryna (protestant sy katolika) izany mihitsy ve no ambaran'ny fanekem-pinoana apostolika izay samy ataon'ny protestant sy katolika (ataoko fa samy mino an'io e?), eo @ le hoe "mino ny Fanahy Masina, ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan'ny olona masina".

57. tywa68
(
28/08/2009 09:47)
rzakarivola:
tywa68:
Arahaba ry Maria, feno hasoavana ny Tompo ao Aminao, nosohavina noho ny vehivavy rehetra Ianao, ary nosohavina i Jeso nateraky ny kibonao, Masina Maria, Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota, ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay.
Amena
==> Izao no voasoratra :
"Arahaba, ry ilay feno hasoavana, ny Tompo ao aminao; nosoavina noho ny vehivavy hianao. 29 Taitra izy nahare izany, ka nieritreritra izay tokony ho hevitr'izany fiarahabana izany. 30 Fa hoy ny anjely taminy: Aza matahotra, ry Maria, fa sitrak'Andriamanitra hianao. 31 Ary indro, hitoe-jaza hianao, ka hiteraka zazalahy, ary Jeso no hataonao anarany. 32 Ho lehibe izy ka hatao hoe Zanaky ny Avo indrindra; dia homen'Andriamanitra ny fiketrahan'i Davida rainy izy, ka hanjaka mandrakizay amin'ny taranak'i Jakoba, 33 ary tsy hanam-pahataperana ny fanjakany. "
Napetrako eto io satria vavaka katolika fanao fa tsy hoe notsimponiko tao @ Lioka akory e :lol: :wink:
58. ari.malala
(
28/08/2009 11:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D misy d manana fotoana itsingloana mintsy k! miaiky ah! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
59. ikaretsaka
(
28/08/2009 14:35)
rzakarivola sady tsy teny gasy koa aloha le voasoratra (indro kelin"ny mpandrafitra iny) :wink: