Masina Maria renin' Andriamanitra

61. ikaretsaka ( 28/08/2009 20:52)
Rzaka> mba afaka omenao ve ny dikan'io teny nataonao maintsomaintso io ilay tena orizinal @ teny latinina ohatra?
62. ari.malala ( 31/08/2009 05:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hahazo teny gasy enao ra ika fa ty ah eto :-D :-D :-D :-D
63. rzakarivola ( 31/08/2009 14:09)
tywa68:
Napetrako eto io satria vavaka katolika fanao fa tsy hoe notsimponiko tao @ Lioka akory e

==> Raha ny lioka no nosoratanao dia tsy nisy antony nametrahako an'io teto. Fa napetrako io ahafahan'izay mino ny Baiboly hahita tsara ny zavatra inoany.


Ikaretsaka >>> Tsy fantatro ny teny latina orizinal. Fa tsy ny fahalalana ny teny latina no manamasina ahy, fa ny Fahamarinana, ary ny Tenin' Andriamanitra no fahamarinana, ary Jesoa Kristy no Tenin' Andriamanitra velona. Andriamanitra miteny @ olombelona à alalaNy.
64. ni81 ( 31/08/2009 14:12)
65. tywa68 ( 31/08/2009 15:07)
tywa68:
Napetrako eto io satria vavaka katolika fanao fa tsy hoe notsimponiko tao @ Lioka akory e

==> Raha ny lioka no nosoratanao dia tsy nisy antony nametrahako an'io teto. Fa napetrako io ahafahan'izay mino ny Baiboly hahita tsara ny zavatra inoany.


Ikaretsaka >>> Tsy fantatro ny teny latina orizinal. Fa tsy ny fahalalana ny teny latina no manamasina ahy, fa ny Fahamarinana, ary ny Tenin' Andriamanitra no fahamarinana, ary Jesoa Kristy no Tenin' Andriamanitra velona. Andriamanitra miteny @ olombelona à alalaNy.
[/quote]

Ny tianao lazaina zany d ny misoratra anaty baiboly ihany no tena marina.
Ary ny Trinité tsy misoratra mazava ao nefa toa inoanao koa ? :lol: d ahoana ?
Tadidio fa io tenin'Atra arovanao anaty Baiboly io d nadika impiry2...zay no antony hivavahana foana mba hirotsahan'ny fanahy masina fa tsy hoe vakiako d tsimponiko fa manjary mitsara ny olona hafa fandray azy :wink:
66. ni81 ( 31/08/2009 15:21)
...zay no antony hivavahana foana
^:^ marina tokoa
67. ikaretsaka ( 31/08/2009 19:38)
rzakarivola:


Ikaretsaka >>> Tsy fantatro ny teny latina orizinal. Fa tsy ny fahalalana ny teny latina no manamasina ahy, fa ny Fahamarinana, ary ny Tenin' Andriamanitra no fahamarinana, ary Jesoa Kristy no Tenin' Andriamanitra velona. Andriamanitra miteny @ olombelona à alalaNy.

Rehefa tsy hay de aza tatitaterina sy ihamboana sao. Ny hevitrao no lazainao va hevitr'Atra ka njary manompa azy sanatria...k'hony a

68. ari.malala ( 01/09/2009 07:01)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

69. xxx ( 16/09/2009 15:37)
Ka i Jesosy zanany ara-nofo ary r'ireto efa nametraka an'i Maria t@ toerany amin'izay mba tsy hisy hanasohaso azy ka isika indray no mbola te hilaza azy hoe "Masina Maria" .
-nindramina i Maria mba hiteraka an'i Jesosy satria vao maika tsy hisy hino raha toa ka iny nisy zazakely latsaka avy any an-danitra.
-nindramina i Maria mba hampisehoana fa olona toa antsika koa i Jesosy.
Naterany i Jesosy dia vita ny nilana an'i Maria. Tsy i Maria mihitsy no nitaiza ara-panahy an'i Jesosy ka hoe vao 12 taona monja izy dia efa nandeha nitoriteny.

Vakio tsara ny hoe :
=======
46 Ary raha mbola niteny tamin'ny vahoaka Jesosy, indreo, ny RENINY mbamin'ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy.
47 Ary nisy anankiray nanao taminy hoe: Indro, ny reninao mbamin'ny rahalahinao mijanona ato ala-trano mitady hiteny aminao.
48 Fa namaly Izy ka nanao tamin'ilay nilaza taminy hoe: Iza moa no reniko ary iza no rahalahiko?
49 Ary naninjitra ny tànany nanondro ny mpianany Izy ka nanao hoe: Indreo ny reniko sy ny rahalahiko;
50 Fa na iza na iza no hanao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra, dia izy no rahalahiko sy anabaviko ary reniko.Matio 12:46-50
=====

8O 8O
70. rzakarivola ( 08/12/2010 07:14)
Salama e,
Sendra nanao fikarohana tamin'ny Internet aho dia nahita an'ity, dia novakiako.
Tsy fantatro i fahamarinana raha mbola ato, sy hoe raha mbola manana io hevitra io, tiako hazava fotsiny dia izao : marina tokoa fa tsy mandalina ny finoana katolika aho, fa ireo katolika izay miteny eto no heveriko fa mandalina tsara ny finoany, ary izay tenin'izy ireo no raisiko sy entiko eo @ mazava (dia ny an'i Jesoa Kristy), koa raha olana io, dia tsy izaho no mila mandalina ny finoana katolika, fa ireo mpidinika ao @izany antokom-pinoana izany no mila mandinika tsara hoe aiza no miorina ny finoany.

fahamarinana:

:arrow: rzaka : mba toro-hevitra monja atsipiko amin'ise,raha te hiditra lalina kokoa amin'ny Finoana Katolika,Masina Maria voalohany indrindra dia miezaha mandalina be be kokoa ny momba io mba tsy hitenitenenana foana !Mora dia mora ny miteny sy milaza ! Ndrao lahy ny Finoana Katolika iray manontolo no ho tsikerainao !
Ity voalazanao ity indrindra no mampiahiahy ahy :
rzaka:
Raha Masina i maria noho ny maha renin'ny Masina azy, dia Masina koa izany ny reniben'i Maria, satria renin'ny Masina, ... masina koa i Eva satria renin'ny renin'ny renin'ny .... Masina. Raha Masina i Eva, Masina koa i Adama satria avy tamin'i Adama no nangalana azy. Raha Masina i Adama sy Eva, Masina daholo izany ny taranany rehetra, ianao koa izany masina tahaka azy rehetra
8O (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107