Fivavahana, finoana

Ahton ( 23/07/2009 18:33)
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ... tohiny
niryna ( 22/07/2009 18:22)
Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka na... tohiny
novalian'i niryna ny 28/07/2009 17:00
minjac ( 21/07/2009 08:22)
asaina isika hitsidika ny site www.jeunesenactionpourchrist.ning.com ary hiditra membre ao. Site Fikambanana Tanora kristianina izy io ary maimaim-poana ny fidirana ao. Shalom... tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/08/2009 14:48
niryna ( 20/07/2009 23:26)
Nisy namako iray izay tato niaraka nifampizara ny tenin'Atra tamiko foana ,niaraka nifampianatra izahay ary nahafinaritra ahy tokoa ilay tenin'Atra nifampizarainay.Indray andro anefa dia hoy izy hoe t... tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 18:04
simplex ( 16/07/2009 19:05)
Hono wa, misy fondations ao @ baiboly na coran na ze boky foto-pinoana misy eee, ve ny fisian'ny aina extra-terrestre? genre hoe marsien na hoe creatures bizarres otran'ny @ star wars ireny no ti... tohiny
novalian'i rakapy ny 02/08/2009 08:05
ari.malala ( 16/07/2009 13:52)
Voaresaka matetika ny momba ny fiantsoan'Andriamanitra, saingy rehefa miresaka azy io dia ny pretra, ny masera, ny frera, ny pasitera ihany no tonga voalohany ao an-tsaina. Ny fanambadiana koa nefa is... tohiny
Mandefitra ( 15/07/2009 05:07)
Matio 15: 12 Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany? 13 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambo... tohiny
novalian'i bor2lais ny 27/07/2009 14:21
soanja ( 13/07/2009 07:52)
Fintiniko eto ny fomba fijerin'i Ntaolo ny atao hoe Andriamanitra na Zanahary aminy, raha tohizantsika ny dinika tery ambany. Tsy voatery ho io no tena izy fa io no fanadihadihana nataoko momba ir... tohiny
novalian'i soanja ny 28/07/2009 13:11
xxx ( 12/07/2009 21:03)
Manahoana daholo! Ahoana kay ny fomba hamakinareo baiboly? Izaho manokana manko dia mivavaka aloha, mangataka fanazavana etc dia avy eo maka pejy iray \"au hasard\" ka izay iantefan\'ny masoko eo no h... tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/07/2009 18:01
rakapy ( 09/07/2009 14:18)
Mba misy fanotaniana manitikitika ahy ity nefa mbola tsy nahitako valiny tena mazava. Moa ve voararan'ny fiangonana xana ny fampiasana ny rongony(Canabis,Marijuana,Ganja?) ... tohiny
novalian'i soanja ny 15/07/2009 22:48
nathie86 ( 09/07/2009 06:38)
Miarahaba antsika rehetra, ary nanonona ny fiadanan'ny Tompo ho antsika. Tsy aiko na tokony ho ato ity no atao, fa misy site kristianina vao nisokatra http://jeunesenactionpourchrist.ning.com/. Man... tohiny
novalian'i nathie86 ny 09/07/2009 10:36
zaytinao ( 08/07/2009 20:22)
Aleo tonga dia manao missionnaire.... tohiny
novalian'i rijadolly ny 20/07/2009 19:19
rzakarivola ( 08/07/2009 13:55)
Tatsy aloha dia nisy nitondra ny lohahevitra hoe "inona no atao hoe manaja Ray sy Reny, araka izay ambaran'io Didy io". Samy nitondra ny faharesen-dahany ny tsirairay ny amin'izany, nisy ny nilaza hoe... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/07/2009 18:40
soanja ( 07/07/2009 15:17)
Ny NTAOLO sy NY TONTOLO IAINANA REHETRA MISY. (Finoana Malagasy- Soanja) [b]Inona moa no nahatonga ny teny hoe «Ntaolo»? [/b] Ny Ntaolo dia avy amin’ny teny hoe « Ny Tao Aloha», izay olona... tohiny
novalian'i Aminata ny 16/07/2023 19:56
xxx ( 06/07/2009 11:32)
Za manambady izaho kristianina ny vadiko tsy mbola vita batisa sady tsy resy lahatra @fanaovana batisa nefa raha tsy vita batisa na voaray konfirmasiona de tsy mahazo manao mariazy,izy nefa vonona ny ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/07/2009 22:22
xxx ( 05/07/2009 10:00)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx ( 05/07/2009 09:59)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 13:23
xxx ( 05/07/2009 09:58)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
xxx ( 05/07/2009 09:57)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx ( 03/07/2009 05:19)
Io no hafatra tiany hampitaiko!... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 7.9476