Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?

81. ari.malala ( 06/08/2009 09:10)
Artefy, izaho aloha tsy manaraka ilay fandaharan'i maihol, satria amiko dia fandrebirebena saim-bahoaka ireny! Miala tsiny be dia be @ izay mankafy sy manaraka, ary mino izay ambarany ah fa izay no fahitako azy manokana, izay tsy mamatotra afatsy ny tenako.

Misaotra fa izay vao mazava ny tianao ambara :)
82. ikaretsaka ( 06/08/2009 11:09)
Fandaharan'i Maihol.... haha
83. ari.malala ( 06/08/2009 11:40)
ohatra hoe rehefa nandinika elaela ny RAD Pasitera Mailhol (ao am otv) dia lasa mahita indray hoe alarobia no nahafatesan'i kristy fa tsy zoma (tsy haiko raha nanaraka io fandaharana io ianao...)
8O 8O 8O 8O 8O d mino an'izany v enao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D d in ftsn no antony andehanantsika any ampiangonana refa zomà masina, atao in ftsn le fitsaohana Hazo Fijaliana raha izany? :-D :-D :-D :-D
84. tywa68 ( 12/08/2009 08:33)
Ka inn moa no tena important e ? ny andro alarobia na zomà sa ilay hoe namoy ny ainy ho antsika ?
Ari.malala sy Ikaretsaka : mety any no hitany mety aminy @zao fotoana zao d maninn kosa :wink:
85. ni81 ( 12/08/2009 09:23)
Ka inn moa no tena important e ? ny andro alarobia na zomà sa ilay hoe namoy ny ainy ho antsika ?
ny ahy ry tywa dia izy nahafoy ny ainy hanavotany antsika. Ka izay voalaza eo dia tsy asiako olana, satria tsy nisy filazana koa mantsy hoe tsarovy io andro io ao anaty baiboly.
86. ari.malala ( 12/08/2009 10:08)
ts le hoe andro anie no olana na tsy olana e! fa ilay fandrebirebena saim-bahoaka mintsy :-D :-D :-D
87. tywa68 ( 16/08/2009 09:27)
ni81:

Ka inn moa no tena important e ? ny andro alarobia na zomà sa ilay hoe namoy ny ainy ho antsika ?
ny ahy ry tywa dia izy nahafoy ny ainy hanavotany antsika. Ka izay voalaza eo dia tsy asiako olana, satria tsy nisy filazana koa mantsy hoe tsarovy io andro io ao anaty baiboly.

Zay manko :-* :wink:
88. ikaretsaka ( 17/08/2009 22:43)
tywa68:


Ari.malala sy Ikaretsaka : mety any no hitany mety aminy @zao fotoana zao d maninn kosa :wink:


ataovy serieux ..ko raha tsy lamody izy ity ko miala @ ballerine de miditra @ drigy


89. herminomiarivola ( 19/03/2016 08:18)
Ny zavatra mahagaga ahy de izao adiny roa na adiny telo ny fanompoam-pivavahana isan' alahady , litorjia fotsiny io an, tsy misy fanadalinana baiboly nefa mbola misy olona tsy maharitra hatramin' ny farany iany , ny tsy miakatra ampengonana mou manginy fotsiny .
rehefa mba asaina miditra fikambanana masina indray nefa ao misy fandalinana baiboly de tsy mahafoy fotoana ivoriana ny sasany fa aleony mandeh mijery fety na miala voly sns.
Misy ny fampianarana baiboly katolika , mba ampahafirin'ny kristianina no mba tonga namonjy an' ireny ?.
ary ho anao mametraka sujet io : raha ao amin'ny fiangonana katolika no misy anao . efa mba nitarika olona ve enw mba handalina baiboly na nanantona ireny fampianarana baiboly katolika ireny ? satria mantsy zay no tena olanao io.
raha fiangonana hafa no misy anao de tsy manome tsiny anao ahy satria tsy nanao fandalinam-pinoana katolika enw matoa miteny an' io !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3258