Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?

21. Veloo ( 28/07/2009 17:16)
General kosa anie io lazan'i panoratra io e... tsy miteny hoe ny rehetra e...
fa ankehitriny kosa aloha dia efa libre be ny amakaiana by baiboly e
22. ikaretsaka ( 29/07/2009 03:33)
ny baibolin"ny katolika raha tena actif izy dia tsy ilay vakiana eo ambony latabatra loatra intsony fa ny tenany sy ny signe manodidina azy..
"finding God in all things"
http://www.mycatholicvoice.com/media/AXaEEB
23. ari.malala ( 29/07/2009 06:02)
En fait, raha liana tena liana ianareo momba ny fandalinan'ny katolika baiboly d mihainoa RDB (radio Don Bosco) fa misy fandaharana ao isamaraina aorian'ny angelus, fototra sy fiainana ny lohatenin'ny fandaharana, fandalinana baiboly ranofotsiny no ao. Efa any @ Taratasin'i Md Paoly hoan'ny krstianina tany Efezy izao ny fandalinana.
24. niryna ( 29/07/2009 16:01)
Zina:

ideologie no nampiasaina ka, tsy nomena liberte ny olona handalina ny baiboly. soa ihany fa efa mba nivotra ry zareo, raha tsy manao etudes ny baiboly dia ataoko fa tsy ho fantatra mihitsy sy mahafantatra izay ao anatin'ny tenin'Andriamanitra.

manao ahoana aky zina a,mitovy hevitra aminao koa aho ary anampiko izany dia ny forium eto dia efa manampy be ho antsika rehetra fa tsy ny kato irery raha toa ka mandalina ny baiboly isika sy mandray izay mba nomen'Atra ireo mizara azy. Izay manokatra ny fony dia omen'Atra azy tokoa izany teny mamy izany fa izay rehetra manakombona ny fony kosa dia vao maika ho amafisin'Atra aminy izany fony izany ary tsy ho azony sy tsy ho fantany ary ho toheriny foana izay tenin'Atra omena azy
Anjaran'ny tsirairay io fa tsy miandry ny any am-piangonan fotsiny isika fa ilay finoana mihitsy no ampiasaina amin'ny fiainana andavan'andro ary zaraina ho an'ireo izay tsy manana izany

25. ikaretsaka ( 29/07/2009 17:19)
tsy ny teniny ihany ange no ilaina amin'Atra fa izy manontolo mihitsy e...
ny sisa variana teo @ Teniny sy ny fanaovana pli vava an'io sy "mandalina an'io"
fa ny kato efa lasa lavitra... nandray zavatra hafa nomen'Atra azy sy nampiasa ireo ry zareo efa ho 2000 taona lasa izay fa aza matahotra.
Baiboly, eokaristia , fampianaran'i jesoa sy ny apostoly
..
sady ny azy azony direct tany @ apostoly fa tsy nindramindramin'i pasitera

porofo: fory ny theologiens, dokotera en eglises sy ny sisa ao @ katolika?

de tte facon zavatra katolika izany ka sarotra ho an'ny tsy katolika ny hahazo azy fa raha te hahazo azy dia midira aloha katolika :-D
26. fahamarinana ( 29/07/2009 17:37)
niryna:
izay rehetra manakombona ny fony kosa dia vao maika ho amafisin'Atra aminy izany fony izany ary tsy ho azony sy tsy ho fantany ary ho toheriny foana izay tenin'Atra omena azy

:arrow: Mety ho marina ,nefa ....mino aho fa mihoatra lavitra ny famindram-pon'Andriamanitra ka tsy hanamafy ny fon'olona izany !Efa nahita sy nifanena tamin'olona raka io lazain'ny niryna ioa aho nefa dia voakasika tanteraka !Manana ny fotoanany ny rehetra ,ny hevitsika tsy hevitr'Andriamanitra ary nisy tokoa noeritreretina fa isan'ny very tanteraka nefa dia tafaveriny ao am-balany !..tsetsatsetsa tsy aritro iny an !Ohatrany tsy mety amin'ny saiko mihintsy hoe Ilay Andriamanitro no hanidy ny sy hanamafy ny fon'olona iray,eny na dia hoe faran'izay nanohitra aza izy !
Mety ho diso sy tsy ampy fianarana sy fandalinana aho nefa ilay FITIAVANA ve tsy izay e ! :? (l)
27. ikaretsaka ( 29/07/2009 18:11)
za miombon-kevitra @ faha eto... Atra amiko tsy masiaka sy mpanafay sy mpanasazy fa mpamindra fo lalandava
28. ari.malala ( 30/07/2009 06:57)
niryna, milaza indry fa ts mampitahotra ka in ity ambarandry it?
nidyna:
izay rehetra manakombona ny fony kosa dia vao maika ho amafisin'Atra aminy izany fony izany ary tsy ho azony sy tsy ho fantany ary ho toheriny foana izay tenin'Atra omena azy
ts mampitahotra izany fa manin? ary mbola mampandainga an'Andriamanitra iany koa... Tsy indry ihany v no mpiteny lava eto fa izany zanak'Andriamanitra izany nahafoy ny ainy ho fanavotana ny maro, k ahoana ndray no ilazandry fa Atra hanamafy ny fon'ny olona? aza mba miteniteny foana anie e! zao lay manao fampianaran-diso. Ary ity lazaindry fa manohitra ny tenin'Andriamanitra lava ity, haiko anie hoe iza no tiandry tenenina amzany e! zà anisany :-D :-D saingy zao no ataovy antsaina, ndry tsy Andriamanitra ary tsy ho izy na rahoviana na rahoviana, ka refa indry no toherinay d indry no maneke hoe voatohitra satria miteniteny foana, fa aza Andriamanitra no ampidirina @ zavatra tsisy idirany. OK?
29. rakapy ( 30/07/2009 07:04)
Hoy i niryna:
izay rehetra manakombona ny fony kosa dia vao maika ho amafisin'Atra aminy izany fony izany ary tsy ho azony sy tsy ho fantany ary ho toheriny foana izay tenin'Atra omena azy

Io dia vokatry ny fitaizana bedy lava. Ohatra ilay ankizy kely hoe tsy mantsy lanin'ise hono io vary hoy i dada fa raha tsy izany dia ho bediny ise rehefa miverina eo izy ka tsy lany ny varinao.
porofo: fory ny theologiens, dokotera en eglises sy ny sisa ao @ katolika?
Hafa koa letsy iny porofo iny
:-D :-D :-D
30. ari.malala ( 30/07/2009 09:21)
Rakapy koa! aza tia tsimpotsimpona hoa :-D :-D :-D
31. xxx ( 30/07/2009 09:34)
Veloo:

General kosa anie io lazan'i panoratra io e... tsy miteny hoe ny rehetra e...
fa ankehitriny kosa aloha dia efa libre be ny amakaiana by baiboly e


Marina izany, ny fahalalàko azy nisy vanim-potoana dia natokana ho an'ny pretra sy etsetra ihany ny Baiboly, taty aoriana vao nanomboka niova

Izaho mahalala olona efa lehibe katolika, fa dia manaraka izay lazain'i mompera rehetra, fa raha tsy mbola nahita azy nanao reflexion manokana momba ny tenin'Aa aho na ni participer t@ étude biblique

Tsy fanomezana tsiny akory fa filazàna fa tsy tao anatin'ny fitaizana katolika taloha ny fandalinana

32. ari.malala ( 30/07/2009 10:36)

Veloo:

General kosa anie io lazan'i panoratra io e... tsy miteny hoe ny rehetra e...
fa ankehitriny kosa aloha dia efa libre be ny amakaiana by baiboly e

Fa in ny général tsy rehetra ry Veloo? :)

xxx:

Marina izany, ny fahalalàko azy nisy vanim-potoana dia natokana ho an'ny pretra sy etsetra ihany ny Baiboly, taty aoriana vao nanomboka niova

Izaho mahalala olona efa lehibe katolika, fa dia manaraka izay lazain'i mompera rehetra, fa raha tsy mbola nahita azy nanao reflexion manokana momba ny tenin'Aa aho na ni participer t@ étude biblique

Tsy fanomezana tsiny akory fa filazàna fa tsy tao anatin'ny fitaizana katolika taloha ny fandalinana





K io olona fantatrao io zany! d efa mahalala enao zao d entano izy hamonjy an'ireny fandalinana ireny. Saingy io hoa na handalina andro amanalina eo aza le oul nefa ts ampihariny @ fiainany tsy misy dikany izany.
33. pissoa ( 30/07/2009 14:59)
Somary tsianjery efa hatry ny ela ity fanontaniana ity ! Karazan'ny taratra amin'ny atao amin'ilay hoe "mandalina Baiboly" :-D :-D :-D

Efa voalaza ao ambony ao ohatra izao ny mikasika ny APV, ny fandaharana amin'ny Radio Don Bosco, ny atao any amin'ny fampianarana Katesizy any, sns dia toa ny eo ihany no miverina ny hevitry sasany amin'ny ny andaniny.

Izaho koa izao mahafantatra Kristianina tsy Katolika maro tsy mandalina Baiboly izany. Ny olona fantatro, indrindra ny olona hitako eto amin'ny serasera, dia tsianjery sy fitanisana no atao amin'ny ankapobeny fa tsy hoe fandalinana. Dinidiniho ao anie e :-P
34. ikaretsaka ( 30/07/2009 15:05)
Marina mihitsy izany
35. xxx ( 31/07/2009 03:26)
xxx:

Tsy fanomezana tsiny akory fa filazàna fa tsy tao anatin'ny fitaizana katolika taloha ny fandalinana




Satria ny Fanjakana katolika ao Roma ihany no mandika ny baiboly hanorenana fanjakana tsy refesiman-didy, ka sao dia kobon'ny mpino io dia aleo izy tsy avela hamaky sy handalina baiboly mihintsy
36. ari.malala ( 31/07/2009 06:13)
marina v izany ry xxx? enao aza ts sahy miseho masoandro akory manohana ny hevitrao ko :-D :-D
37. rakapy ( 31/07/2009 09:45)
Hoy Ari.malala
Rakapy koa! aza tia tsimpotsimpona hoa

Tsy tsipona kosa iny fa tsindroka e! :-D :-D :-D
38. xxx ( 31/07/2009 12:51)
ari.malala:

marina v izany ry xxx? enao aza ts sahy miseho masoandro akory manohana ny hevitrao ko :-D :-D


Ahahahahhaha, tsy mahita avaly indray dia ilay xxx no mody anodinan-dresaka a. Izany ny ol rehefa mahay mitsimpon-teny
39. Zina ( 31/07/2009 13:45)
32. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 30-07-2009 16:59:25
Lohateny : Re : Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?
Somary tsianjery efa hatry ny ela ity fanontaniana ity ! Karazan'ny taratra amin'ny atao amin'ilay hoe "mandalina Baiboly"

Efa voalaza ao ambony ao ohatra izao ny mikasika ny APV, ny fandaharana amin'ny Radio Don Bosco, ny atao any amin'ny fampianarana Katesizy any, sns dia toa ny eo ihany no miverina ny hevitry sasany amin'ny ny andaniny.

Izaho koa izao mahafantatra Kristianina tsy Katolika maro tsy mandalina Baiboly izany. Ny olona fantatro, indrindra ny olona hitako eto amin'ny serasera, dia tsianjery sy fitanisana no atao amin'ny ankapobeny fa tsy hoe fandalinana. Dinidiniho ao anie e


Zao fotsiny ry reto a, efa mahafantatra fa misy ny tenin'Andrimanitra daholo isika, izy ity dia choix te hiadihady ny Teniny isika dia mila mianatra azy, curieux ny sain-tsika hoe inona marina ny tena fahamarinana dia ataovy, tadiavo mamdra-paha satisfait ilay curiosite ny sain-tsika izany oe manao etude bibliques na recherche.
Afa-po amin'izay hananan-tsika isika dia antsika sy andriamanitra samy irery izany. Nefa kosa raha misy mibitsibitsika ao an-tsainao oe mandana jereo, mandana tadiavo dia henoy fa ndray andro itanao ny valony...
Isika rehetra ato mbola tsy misy ampy etudes biblique daholo ka izay mba mahafantatra sy mba miteny izay itany , manaiky isika tsara, tsy manaiky isika tsisy olana anie...

Ka dinidiho ihany oy i pissoa zay...
40. ikaretsaka ( 31/07/2009 16:30)
Zina> ho antsika no antony hitadiavantsika an'Atra aloha fa tsy ho Azy.
Faharoan'izany dia tsy voatery @ alalan'ny "fitsimponana de hoe mandalina" ny teniny ihany akory. No ahitana Azy fa @ alalan'ny zavatra rehetra nohariany efa nomeny antsika. Sy mbola homeny antsika lalandava...

Tadiavo @ zavatra rehetra Atra. De ho hitanao fa eo anilanao foana izy... hoy ilay olomasina tonga fety androany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091