Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?
61. ikaretsaka
(
03/08/2009 22:51)
olona clochard aza letsy antsoin'ny latino senor ko klitika koa!
mba mijere ny manodidina hoa vao mi klit foana

62. ari.malala
(
04/08/2009 06:05)
Izaho mantsy raha manaraka ny litorjia Katolika an-davanandro dia hitako ihany ilay famerimberenana isan-taona, ka toa lasa tsy tantara feno ny baiboly fa lasa sehatra fakana sombin-tantara fotsiny ihany. Hany ka manila ny finoan'ny olona.Azafady fa tonga d io no ni frapper anà volou... Zany hoe katolika zany enao raha azoko tsara? d mandeha mivavaka isanandro? ( mahavonjy lamesa isamaraina) Efa zavatra tsara alou zay, fa refa misy tsy mazava, tsy napetrapetraka foana teo ireo pretra sy ireo responsables litorjia fa afaka manontany azy ireo hoe fa manin no zao, na manin no zao. Tsy be fanankianana aty ambadika fa manatona d miresaka, manontany. Tsy misy mangataka voantehimaina hoy isika malagasy.
izay no nampianarina antsika, dia izay no haintsika ka akory atao.Nampianarina oviana? d ts hiezaka hitady izay tsara mintsy zany fa hionona eo satria hoe zay no izy? Ary efa naverimberina teto @ ity dinika ity, hoe efa miova izao fa tsy toy ny taloha intsony, d manin no mbola miizingizina manaratsy otran'izany?
Taloha ny katôlika dia voarara tsy hamaky Baiboly.Tena nisy fandraràna ampahibemaso mintsy ve hoe nareo ry kristianina katolika d ts mahazo manana baiboly any antrano ary tsy mahazo mamaky baiboly? Vao kely ah mantsy d'efa tany @ sekoly katolika no nianatra, za rahateo kristianina katolika, fa vao kely ah d'efa nianatra katesizy, ary ny ampianarina @ katesizy d ny zavatra voalaza ao anaty baiboly... Matoa ireo mpampianatra anay t@ zany fotoana izany afaka nampianatra anay zvt voalaza ao anaty baiboly d namaky izy zany ahafahany mampita aminay ny hafatra avy ao; k taiza hoaiza sa oviana no nisy fandraràna hoe ts mahazo mamaky baiboly ny kristianina katolika?
63. ikaretsaka
(
04/08/2009 13:49)
Taloha ny katôlika dia voarara tsy hamaky Baiboly.
io de affirmation gratuite fotsiny..
mainka amporisihina aza ko , na ny tsy nahay namaky teny aza
porofo tsotra:
jereo ireny fiangonana taloha t@ moyen age ireny sns... sy ny sary bedebe ao anatiny, fa misy amin'ireny baiboly manontolo no ambarany sy lasa sary (na sary vongana na hosodoko) , mihoatra ny teny 1000 ny ambaranny sary iray hoy ny fitenenana, ary afaka mamantatra ny ambaran'ny sary avokoa na ny mahay mamaky teny na ny tsy mahay
--> donc tsy mitombina ilay fanamarihana
64. rakaroka
(
04/08/2009 18:15)
:roll: 8O 8O 8O 8O :roll: :roll: :-w :-$
Ny tiako ho marihina dia ity !!!! :-w :-w :-w :-$
Sao dia efa mba tonga aza ny fotoana efa tokony hanakombonana io boky io fa ega tokony hi-pratika izay notovozina tao am-piatrehana izay takian'ny "fiainana" amintsika! 8O 8O 8O

65. ikaretsaka
(
04/08/2009 19:37)
Marina koa izay an drakaroka izay...ka ny ezaka tokony ataon'ny tsy katolika aloha dia. Ny hampitambatra andry zareo ho iray aloha mba hahatontosa ny vavak'ilay rangahy
66. ari.malala
(
05/08/2009 06:26)
ikaretsaka:
Taloha ny katôlika dia voarara tsy hamaky Baiboly.
io de affirmation gratuite fotsiny..
mainka amporisihina aza ko , na ny tsy nahay namaky teny aza
porofo tsotra:
jereo ireny fiangonana taloha t@ moyen age ireny sns... sy ny sary bedebe ao anatiny, fa misy amin'ireny baiboly manontolo no ambarany sy lasa sary (na sary vongana na hosodoko) , mihoatra ny teny 1000 ny ambaranny sary iray hoy ny fitenenana, ary afaka mamantatra ny ambaran'ny sary avokoa na ny mahay mamaky teny na ny tsy mahay
--> donc tsy mitombina ilay fanamarihana
Zà koa mantsy d gaga! Satria hoa ireny mpampianatra katesizy sns ireny ts maintsy mamaky baiboly alou vao afaka mampita izay hafatra ambaran'ny baiboly. Nefa tsy t@ 1980 ihany no efa nisy mpampianatra katesizy fa efa talohan'izany :)
67. artefy
(
05/08/2009 10:14)
ny ahy izanyny hevitro dia tsotra ka avereno raha diso ary saino raha misy fahamarinany.
katolika aho ary tsy mbola nandalina izay ao anatin\'ny baiboly (mpamaky teny aho anefa an ary mpikambana ao anatin\'ny TAFIKA, mpanao litorjia), ny antony dia voatokana ny olona tokony handalina io baiboly io izany hoe izay olona hita fa mety hahatakatra ny tiany hambara ka afaka mampita azy amin\'ny mpiarabelona amin\'ny alalan\'ny ohatra tsara (fampianarana, fomba fiaina,...) fa tsy hoe izay rehetra afaka mamaky teny akory. amantaonany ny fianarana baiboly ho an\'ireo olona voatokana ireo (voaantson\' Andriamanitra) fa tsy herinandro akory! izay no mahalava ny fotoana fiofanana ho tonga pretra sy relijiozy satria dia 10 taona any ho any ny fianarana vao tody pretra ianao...
raha diso fandalina manko dia lasa mampita zavatra diso ho an\'ny hafa dia izay no mahatonga ny fisaraham-bazana dia teraka etsy ny zana-piangonana isanisany... (antokom-pinoana angamba no marimarina kokoa)
diniho tsara anie fa izay milaza ho mahafantatra izo sy izao ao anaty baiboly no mizara ny kristiana ao aminy e!
ho ahy (angamba koa ho an\'ny ktolika rehetra) dia tsy ilaina ny fandalinan\'ny olondrehetra ny baiboly satria efa misy ireo olona voaantso ho amin\'izany ary adidy sy andraikitr\'ireo olona ireo no mampita sary tsara ho an\'ny kristianina, ary ny ataoko dia ny mankato izay ampitainy...
jereo fa ny fiangonana katolika ihany no finoana mbola tsy nisamaka hatramin\'izay (taorian\'ny fialan\'i luther sy calvin)

68. tywa68
(
05/08/2009 10:47)
tapitra eto zany ny resaka f'ilay nametraka aza tsy hita intsony sa i Klitika ihany io xxx io ? :lol:
69. ni81
(
05/08/2009 10:54)
ho ahy (angamba koa ho an'ny ktolika rehetra) dia tsy ilaina ny fandalinan'ny olondrehetra ny baiboly satria efa misy ireo olona voaantso ho amin'izany ary adidy sy andraikitr'ireo olona ireo no mampita sary tsara ho an'ny kristianina, ary ny ataoko dia ny mankato izay ampitainy...ilaina ihany indraindray no mba mahafantatra koa! :)
70. ari.malala
(
05/08/2009 11:31)
artefy:Tsia tsia tsia avy hatrany! Ilàna fandalinana ny baiboly, ary isika tanora indrindra aza no tokony handalina azy! Io teny fanentanana tenenina @ litorjia io anie mifanampy @ izay voalaza ao @ baiboly e! Asa na ef ananatrika ilay fiofanana niaraka t@ Ankalazao sy ry Baign Dezy teny Amboara Ambohidratrimo i Artefy, fa sarotiny mints Baign Dezy momba io fahaizana baiboly io!
katolika aho ary tsy mbola nandalina izay ao anatin'ny baiboly (mpamaky teny aho anefa an ary mpikambana ao anatin'ny TAFIKA, mpanao litorjia), ny antony dia voatokana ny olona tokony handalina io baiboly io
artefy:Isika rehetra dia samy nomena saina afaka hamakafaka sy hanakatra izay tian'ny baiboly ambara, eo ambany fitarihan'ireo nandalina manokana, isan'izany ny pretra, ny relijiozy, ny katekista.
izany hoe izay olona hita fa mety hahatakatra ny tiany hambara ka afaka mampita azy amin'ny mpiarabelona amin'ny alalan'ny ohatra tsara (fampianarana, fomba fiaina,...) fa tsy hoe izay rehetra afaka mamaky teny akory.
artefy:isika rehetra voaantso daolo ka! tsy nanavaka Izy raha niantso :) fa izany hoe misy fotsiny ny antso manokana, fa na izany aza tsy manakana antsika laîka handalina izany akory.
amantaonany ny fianarana baiboly ho an'ireo olona voatokana ireo (voaantson' Andriamanitra) fa tsy herinandro akory! izay no mahalava ny fotoana fiofanana ho tonga pretra sy relijiozy satria dia 10 taona any ho any ny fianarana vao tody pretra ianao...
artefy:marina izany! tsy iadian-kevitra. Izay no teneniko hoe ilàna fitarihan'ireo efa nandalina manokana, amizay afaka mametraka fanontaniana. Ianao koa anie tsy hoe handalina irery akory fa ts maints misy pretra na relijiozy eo e! Nga any @paroasinareo tsy misy fandalinampinoana? :P
raha diso fandalina manko dia lasa mampita zavatra diso ho an'ny hafa dia izay no mahatonga ny fisaraham-bazana dia teraka etsy ny zana-piangonana isanisany... (antokom-pinoana angamba no marimarina kokoa)
artefy:ka izy rehetra samy te hanana ny interprétation ny daolo ko! hihihi samy te handrirotra hoe ny ahy no marina sady samy te ho lohany avokoa.
diniho tsara anie fa izay milaza ho mahafantatra izo sy izao ao anaty baiboly no mizara ny kristiana ao aminy e!
artefy:d mbola averiko ihany hoe tsia, tsia tsia! ilaina ny fandalinana ny baiboly! Raha TAFIKA enao, in no andraikitra entinao ao ampiangonana raha izany? ny fanaovana litorjia tsy fanolorana lohateninkira, fa fanentanana ny olona hifantoka @ vavaka. noho izany, tokony entanina izy ireo @ alalan'ny tenin'ny soratra masina izay tsy aiza no akàna azy fa ao anaty baiboly.
ho ahy (angamba koa ho an'ny ktolika rehetra) dia tsy ilaina ny fandalinan'ny olondrehetra ny baiboly satria efa misy ireo olona voaantso ho amin'izany ary adidy sy andraikitr'ireo olona ireo no mampita sary tsara ho an'ny kristianina, ary ny ataoko dia ny mankato izay ampitainy...
[quote=artefyjereo fa ny fiangonana katolika ihany no finoana mbola tsy nisamaka hatramin'izay (taorian'ny fialan'i luther sy calvin)
[/quote]
zay alou d marina e! :)
71. pissoa
(
05/08/2009 12:40)
Ho an'i Ari.malala : Misy ambaratonga ilay izy. Izay no nolazaiko tery ambony hoe
Hafa ny fandalinana atao amin'ny maha-Kristianina "tsotra". Amin'io lafiny io dia tsy misy fandrarana mihitsy. Mahazo mamaky Baiboly daholo ny Katolika, ary entanina hamaky Baiboly. Mahazo ary entanina mihaino ny toriteny daholo koa. Tahaka izany koa ny APV.
Etsy an-daniny kosa dia misy ireo olona tena mandalina beeeee, izany hoe betsaka lavitra mihoatra ireo Kristianina ankapobeny. An-taonany maro, toy ny olona miomana ho Pretra etsetra. Toa tsy misy fandrarana koa io, mahazo manatrika izay te hanatrika (raha tsy diso aho) fa fotsiny hoe tsy ny olon-drehetra no manana fahafahana manao an'io. Na resaka fotoana na resaka "fahaizana", satria mitovitovy amin'ny fianarana amin'ny ambaratonga ambony ihany amin'ny ankapobeny raha tsy diso aho.
Ho an'i Artefy : Raha ny fahitako azy manokana, dia tsy iny fandalinana an-taonany maro ataon'ny miofana ho Pretra iny no tian'ny mpankoatra lohahevitra resahina eto ... fa ilay basic mamaky baiboly fotsiny mihitsy. Ilay fiheverana raiki-tapisaka hoe "tsy mahazo mamaky Baiboly ny Katolika." Izay angamba no tian'ny Katolika eto ho lavina. Ary inoako fa lavin'i Artefy koa.
:-D :-D :-D
pissoa:
Ny fandalinana ny tenin'Andriamanitra amin'ny maha-Kristianina dia efa maro no voalaza ao ambony ao ny an'ny Katolika (ho an'izay mamaky, izay tsy mamaky moa mbola hanohy ny tsianjery eo ihany.). Ary tsy voafehy amin'ireo fotsiny, fa afaka manao izay araka izay tiany ny Katolika. Ankoatra ireo dia misy ireo mandalina lalina kokoa. Misy pretra, misy tsy pretra. Misy mianatra fiteny hafa mihitsy, mianatra tantara sy kolotsaina hafa, mba hahazoana bebe kokoa izay voasoratra.
Hafa ny fandalinana atao amin'ny maha-Kristianina "tsotra". Amin'io lafiny io dia tsy misy fandrarana mihitsy. Mahazo mamaky Baiboly daholo ny Katolika, ary entanina hamaky Baiboly. Mahazo ary entanina mihaino ny toriteny daholo koa. Tahaka izany koa ny APV.
Etsy an-daniny kosa dia misy ireo olona tena mandalina beeeee, izany hoe betsaka lavitra mihoatra ireo Kristianina ankapobeny. An-taonany maro, toy ny olona miomana ho Pretra etsetra. Toa tsy misy fandrarana koa io, mahazo manatrika izay te hanatrika (raha tsy diso aho) fa fotsiny hoe tsy ny olon-drehetra no manana fahafahana manao an'io. Na resaka fotoana na resaka "fahaizana", satria mitovitovy amin'ny fianarana amin'ny ambaratonga ambony ihany amin'ny ankapobeny raha tsy diso aho.
Ho an'i Artefy : Raha ny fahitako azy manokana, dia tsy iny fandalinana an-taonany maro ataon'ny miofana ho Pretra iny no tian'ny mpankoatra lohahevitra resahina eto ... fa ilay basic mamaky baiboly fotsiny mihitsy. Ilay fiheverana raiki-tapisaka hoe "tsy mahazo mamaky Baiboly ny Katolika." Izay angamba no tian'ny Katolika eto ho lavina. Ary inoako fa lavin'i Artefy koa.
:-D :-D :-D
72. ari.malala
(
05/08/2009 13:00)
Pissoa, ekeko ny tenindry ka, fa ilay tenin'i ARtefy hoe tsy ilaina ny fandalinana no antony mampi insiste anah hoe ilaina ny fandalinana :-P
73. pissoa
(
05/08/2009 13:00)
rakaroka:
:roll: 8O 8O 8O 8O :roll: :roll: :-w :-$
Ny tiako ho marihina dia ity !!!! :-w :-w :-w :-$
Sao dia efa mba tonga aza ny fotoana efa tokony hanakombonana io boky io fa ega tokony hi-pratika izay notovozina tao am-piatrehana izay takian'ny "fiainana" amintsika! 8O 8O 8O
Fa angaha tsy afaka mi-pratika raha "misokatra" ilay Boky ? Sao dia boky mazika hafa any no eritreretin'i Rakaroka klooo e. :roll:
Sao dia fijery voasivana kosa ny mahatonga ny fiheverana fa tsy mi-pratika ny olona e ! Voasivana amin'ny lafiny roa. Ny iray mody tsy mijery ireo tsara vitan'ny olona. Ny lafiny iray indray fijery tahaka ny hoe : rehefa tsisy akony amin'ny vidin-tsira dia tsy ilaina. Tsy nateraka hitovy tarigetra ny olona rehetra. 8O 8O 8O
74. rakaroka
(
05/08/2009 18:35)
[quote=pissoa]
Samby hafa amiko ny miatrika zavatra roa successivement ! sy roa en méme temps!...
Dia hilaza kosa aloha ve i Pissoa fa afaka nihanina t@ baiboly isika h@ izao, lazaivo fa tsy nanovo fahalalàna t@ boky hafa koa ianao io?... dia tsy mahasoa
sy ilaina koa ilay izy?...:?: :?: :?: :roll:
Ny tsy azoko! fa maso pahana ve no ijerena ny fifandirana misy @ voasoratra sy izay iainan'ny mpamaky maro, raha ohatra ka mitanisa "fifandirana i Ika eo ambony ?... MISY hany izany fa tsy hoe foronina!" .
Dia lazaiko marina an'i Pissoa fa tsy fihevitro irery mihitsy io fa ny "Fahitan'ny mpitazana maaaaro ny mpandalina baiboly mihitsy , ary na i Kristy aza anie nanao io fanamarihana io hoe "vakianareo ny teny anefa ianareo tsy mitady ilay tena "andrasana @ olona, ka raha manamafy izay voalaza ao , tsia misy "fahamarinany indrindra koa izany!"
Antsoina ho @ "fahatanterahana isika!" , sy hihanina @ zava-bita angamba no fenitra @ izany fa HIAMBINA indrindra ny lesoka koa!
'za aloha tsy namorina ity nolazain'i Pissoa ity fa tsapako na izany na tsy izany fa ...il est temps manana interet hiatrika ny fiainany an-davan'andro
sy ny fandavorariana izany ny olona, ary il est VRAI fa mbokin-tantaran'ny fiainana efa... ny baiboly, ka ny conseil-ko dia "MAHAIZA miakatra ny tohatra e!"
Je dis pas le contraire a!
Fa angaha tsy afaka mi-pratika raha "misokatra" ilay Boky ?
Samby hafa amiko ny miatrika zavatra roa successivement ! sy roa en méme temps!...
Sao dia boky mazika hafa any no eritreretin'i Rakaroka klooo e. :roll:
Dia hilaza kosa aloha ve i Pissoa fa afaka nihanina t@ baiboly isika h@ izao, lazaivo fa tsy nanovo fahalalàna t@ boky hafa koa ianao io?... dia tsy mahasoa
sy ilaina koa ilay izy?...:?: :?: :?: :roll:
Sao dia fijery voasivana kosa ny mahatonga ny fiheverana fa tsy mi-pratika ny olona e !
Ny tsy azoko! fa maso pahana ve no ijerena ny fifandirana misy @ voasoratra sy izay iainan'ny mpamaky maro, raha ohatra ka mitanisa "fifandirana i Ika eo ambony ?... MISY hany izany fa tsy hoe foronina!" .
Dia lazaiko marina an'i Pissoa fa tsy fihevitro irery mihitsy io fa ny "Fahitan'ny mpitazana maaaaro ny mpandalina baiboly mihitsy , ary na i Kristy aza anie nanao io fanamarihana io hoe "vakianareo ny teny anefa ianareo tsy mitady ilay tena "andrasana @ olona, ka raha manamafy izay voalaza ao , tsia misy "fahamarinany indrindra koa izany!"
Ny iray mody tsy mijery ireo tsara vitan'ny olona,
Antsoina ho @ "fahatanterahana isika!" , sy hihanina @ zava-bita angamba no fenitra @ izany fa HIAMBINA indrindra ny lesoka koa!
Ny lafiny iray indray fijery tahaka ny hoe : rehefa tsisy akony amin'ny vidin-tsira dia tsy ilaina.
'za aloha tsy namorina ity nolazain'i Pissoa ity fa tsapako na izany na tsy izany fa ...il est temps manana interet hiatrika ny fiainany an-davan'andro
sy ny fandavorariana izany ny olona, ary il est VRAI fa mbokin-tantaran'ny fiainana efa... ny baiboly, ka ny conseil-ko dia "MAHAIZA miakatra ny tohatra e!"
Tsy nateraka hitovy tarigetra ny olona rehetra.
Je dis pas le contraire a!
75. Ratoa
(
05/08/2009 21:08)
SaSarotra be ny manohy ny resaka satria betsaka ny mandray an-tendrony. Anefa dia raisina amin’ny fanahy sy fo kristiana ireny. Ny ohatra nomeko (I Kotokely) dia enti-milaza zavatr a roa:
1°) ny olona rehetra dia nomen’Andriamanitra saina, fanahy ary fo mahatakatra ny tiany. Ary ny rehetra no antsoiNy hanaraka azy. Marina fa misy ny olom-boafidy hisahana manokana ny fandalinana sy fanaparitahana ny Teny. Anefa isika rehetra izay mandray Azy dia «Tempoly « avokoa. Ka na izay bitika indrindra amintsika aza dia manana sombina fahamarinana azony ampitaina amin’ny namana sy izay hafa mbola tsy nandray ny antso.
2°) I Kotokely dia nentiko ilazana fa misy mpianatra izay moramora aminy kokoa ny manantona an’I Kotokely zaza tahaka na mitovy sahala aminy, izay hitan’ilay tsy naharaka fa nahazo ilay anatra na lesona, nohon’ny manantona ny mpampianatra na mpampianatra hafa. Misy koa izany mpino te handalina, tsy sahy manantona na manontany ny mpitarika nohon’ny antony maro tsy tambo ho tanisaina, ka aleony ny manantona mpino iray hitany fa nahazo kokoa noho izy aloha. Dia hiaraka handinika sy hifampianatra izy ireo.
Pissoa ah! Tsy niteny mihitsy aho hoe tsy ilay ny mpitarika isan-karazany na ny manam-pahaizana. Tahaka ny mpampianatra ihany io. Saingy ilaina indraindray ny miana-drery, na manantitra ny nianarana. Misy olona (ohatra) efa namaky Baiboly nianaraka tamin’ny mpitarika tany ampiangonana (ny azy novimbininy). Fa rehefa tonga ao an-trano izy dia mbola memerina mamaky sy mamakafaka ilay efa henony ny maraina na ny omaly. Betsaka kokoa ny hazony amin’izay fotoana izay.
Simplex ô!
Mety ho ny vavanao no niteny ratsy fa tsy ny fonao!!!!fa tsara ny mibebaka raha mahatsapa fa nanota.

76. rakaroka
(
05/08/2009 21:30)
pissoa:
Tsy nateraka hitovy tarigetra ny olona rehetra. 8O 8O 8O
Ity tenin'i Pissoa ity dia MARINA LOATRA ka izay indrindra no tsy hanerena ny fijery fa dia 'tokony hifantoka handinika baiboly avokoa ny olona rehetra!" indrindra koa mbola "ampiana indray hoe araka ny fombafomban'ny tel ou tel...hoe ny perikopan'iza moa no tokony ho arahina izany?...
Ary misy boky hafa mihitsy tokoa araka ny voalazan'i Pissoa hajain'ny tompony avy ampitoviany sata @ baiboly resahina eto io ohatra ny "Coran sns" ! fa tsy misy manasa anareo hoe mba vakio ireny boky ireny! Eto heverina ho tsy normaly ny olona tsy mandinika "Baiboly!". Aiza moa no hamantarana avy hatrany izay "tena izy" raha tsy nanao fandalinanana ny heverina fa tsy izy koa?...
Donk => ny mitompo tena ho efa manana ny "Marina" tsy fahendrena loatra tant que na ny baiboly aza nanesika antsika hanovo "fahalalana sy hamantatra ny zavatra rehetra tsy misy fepetra!
77. pissoa
(
05/08/2009 21:52)
Rakaroka:
Samby hafa amiko ny miatrika zavatra roa successivement ! sy roa en méme temps!...
Ndeha ary mody atao hoe tsy haiko ny manavaka an'ireo fa hain'i Rakaroka tsara. :lol: Azon'i Rakaroka hazavaina ve, successive sa en meme temps ny famakiana sy ny pratika tian'i Rakaroka lazaina amin'ity fanamarihana ity ?
rakaroka:
Ny tiako ho marihina dia ity !!!!
Sao dia efa mba tonga aza ny fotoana efa tokony hanakombonana io boky io fa ega tokony hi-pratika izay notovozina tao am-piatrehana izay takian'ny "fiainana" amintsika!
Ary ny zavatra roa ve tsy maintsy na successive na en meme temps ?
;)
------------------------------------------------
Miala tsiny raha tsy valiako izao ny tohiny. Asiako fanontaniana/fanamarihana fotsiny aloha hoe :
1 - Izaho angaha moa efa niteny hoe tsy ilaina ny boky tahaka izao, na hoe tsy mahasoa, na hoe tokony akombona ny boky tahaka izao ?
2 - Izaho moa niteny hoe tsy misy ny fifandirana ? Na tsy misy ny ratsy ? Na hoe mamorona izay milaza izany ? Tena miala tsiny amin'ny fitenenana fa ny maso pahana no mety tsy mahita izay nosoratako rehetra ao ambony ao.
78. marindra
(
06/08/2009 01:41)
lasa mihitatra be lay size nefa efa efa voavaly le fanontaniana :-D
Ny miseho milay sy ny tariny sisa no betsaka :-D :-D :-D :-D

79. rakaroka
(
06/08/2009 06:30)
[quote=pissoa]
Ben oui ny fiatrehana zavatra dia tsy maintsy io,
Lazao hoe inn aza ny ankoatrany raha mahita ianao?...
Ny filazanao fa hisy boky majika hafa , qu'est-ce qu'on sais des autres livres si nous lisons méme pas ?...=> tsy tiako ny ésprit borné. C'est tout!!!!
2
nanakiana aho etsy ambony dia ilay ésprit critique-ko no "nahitsinao" hijery ny zava-bita tsara ! Ka ny fijery tsy hifetra @ côté positive ihany!
Ekeko fa masiaka am-pitenenana aho satria misy ésprit de rigeur tiako hihitsy koa! Heu...En faite maro ny sehatra mitaky "Fahamatoran-tsaina" , ary fihevitro isan'ny tokony ho voalohany ny ara-panahy, tant que "baiko ny hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo!" . Masiaka aho satria misy "Hasina" tandrovina, fiainana arovana ?. Mba jereo anie fa na ny simple discipline "kung- fu" ohatra , hentitra ary mamolavola azy hijoro @ maha-izy azy izany, c'est pas pour le mal ! Ka raha mahita ny fifandiran'ny mpino maro
de la méme base hoe "baiboly!" inn moa ny ho visé voalohany ho an'ny tierce perso ho tsy manjary raha tsy ny base rehefa tsy hay ny nampiasa ilay izy?....Marina ny tenin'i Ika hoe tokony hahay hifandamina aloha ny olona satria Atry ny filaminana koa anie ito ikambanana raha tsy diso aho!
Ny imagen'ireo ety ivelany anie no baiboly vakiana fa tsy inn akory!
Ary ny zavatra roa ve tsy maintsy na successive na en meme temps ?
Ben oui ny fiatrehana zavatra dia tsy maintsy io,
Lazao hoe inn aza ny ankoatrany raha mahita ianao?...
1 - Izaho angaha moa efa niteny hoe tsy ilaina ny boky tahaka izao, na hoe tsy mahasoa, na hoe tokony akombona ny boky tahaka izao ?
Ny filazanao fa hisy boky majika hafa , qu'est-ce qu'on sais des autres livres si nous lisons méme pas ?...=> tsy tiako ny ésprit borné. C'est tout!!!!
2
- Izaho moa niteny hoe tsy misy ny fifandirana ? Na tsy misy ny ratsy ? Na hoe mamorona izay milaza izany ? Tena miala tsiny amin'ny fitenenana fa ny maso pahana no mety tsy mahita izay nosoratako rehetra ao ambony ao.
nanakiana aho etsy ambony dia ilay ésprit critique-ko no "nahitsinao" hijery ny zava-bita tsara ! Ka ny fijery tsy hifetra @ côté positive ihany!
Ekeko fa masiaka am-pitenenana aho satria misy ésprit de rigeur tiako hihitsy koa! Heu...En faite maro ny sehatra mitaky "Fahamatoran-tsaina" , ary fihevitro isan'ny tokony ho voalohany ny ara-panahy, tant que "baiko ny hoe "aoka hazava eo imason'ny olona ianareo!" . Masiaka aho satria misy "Hasina" tandrovina, fiainana arovana ?. Mba jereo anie fa na ny simple discipline "kung- fu" ohatra , hentitra ary mamolavola azy hijoro @ maha-izy azy izany, c'est pas pour le mal ! Ka raha mahita ny fifandiran'ny mpino maro
de la méme base hoe "baiboly!" inn moa ny ho visé voalohany ho an'ny tierce perso ho tsy manjary raha tsy ny base rehefa tsy hay ny nampiasa ilay izy?....Marina ny tenin'i Ika hoe tokony hahay hifandamina aloha ny olona satria Atry ny filaminana koa anie ito ikambanana raha tsy diso aho!
Ny imagen'ireo ety ivelany anie no baiboly vakiana fa tsy inn akory!
80. artefy
(
06/08/2009 08:56)
valiny hoan'i ari.malala hevitra faha-69
- misaotra tamin'ny fanamarihana:
mety tsy mitovy ny fihevitsika ny atao hoe mandalina eo amin'io hevitra nambarako io: satria mety heverinao angamba fa tsy mamaky baiboly mihitsy sy tsy maka hevitra avy ao anatiny aho raha mamoaka io hevitra io, tsy izay no tiako lazaina satria mamaky baiboly tokoa aho ary mianatra (na ny fianarana katesizy aza dia efa fianarana baiboly, ny fivorian'ny TAFIKA in2 isankerinandro koa dia ef fianarana sns...), ilay fandalinana tiako resahina dia hoe tena mamakafaka voanteny isam-boanteny mihitsy ka miezaka mitady ny miafina any anatin'ny teny miafina rehetra any, ohatra hoe rehefa nandinika elaela ny RAD Pasitera Mailhol (ao am otv) dia lasa mahita indray hoe alarobia no nahafatesan'i kristy fa tsy zoma (tsy haiko raha nanaraka io fandaharana io ianao...)
ny tiako lazaina dia mianatra soratra masina aho fa tsy mandalina (be loatra) ...
ie marina tokoa io lazainao io satria mpanentana mihitsy tokoa aho fa tsy mpanampy ny mpihira fotsiny akory ary izay no ilazako fa mianatra SM tokoa aho
angamba tokoa ry pissoa tsy ilay an-taonany maro no tian'ny tompon'ny lohahevitra horesahina, marina izany fa fanamarihana tiako hapetraka iny mba hilazako fa tsy natao ho an'ny rehetra ny tena fandalinana fa ny olona voaantso manokana hoam zany toy ny pretra ohatra...
misaotra ari a! mankasitraka pissoa

ari.malala:
d mbola averiko ihany hoe tsia, tsia tsia! ilaina ny fandalinana ny baiboly! Raha TAFIKA enao, in no andraikitra entinao ao ampiangonana raha izany? ny fanaovana litorjia tsy fanolorana lohateninkira, fa fanentanana ny olona hifantoka @ vavaka. noho izany, tokony entanina izy ireo @ alalan'ny tenin'ny soratra masina izay tsy aiza no akàna azy fa ao anaty baiboly.