Maninona ny Katolika no tsy manao fandalinana ny baiboly?
41. niryna
(
01/08/2009 04:43)
Veloo:
General kosa anie io lazan'i panoratra io e... tsy miteny hoe ny rehetra e...
fa ankehitriny kosa aloha dia efa libre be ny amakaiana by baiboly e
xxx:
Marina izany, ny fahalalàko azy nisy vanim-potoana dia natokana ho an'ny pretra sy etsetra ihany ny Baiboly, taty aoriana vao nanomboka niova
Izaho mahalala olona efa lehibe katolika, fa dia manaraka izay lazain'i mompera rehetra, fa raha tsy mbola nahita azy nanao reflexion manokana momba ny tenin'Aa aho na ni participer t@ étude biblique
Tsy fanomezana tsiny akory fa filazàna fa tsy tao anatin'ny fitaizana katolika taloha ny fandalinana
Efa maro ny fampianarana azo hianarana ka, anjaran'ny tsirairay no mandray na manipaka satria raha tsy mandalina ny tena dia tsy ahafantatra mihitsy hoe fampianarana miviilana ity na tsia,raha tsy mamela ny olona amaky baiboly reo mpitondra dia anjaran'ny tsirairy no mamaky baiboly ka,raha tsy hoe angaha manda sy alllergy izy ka dia avy ny hoe blablabla sy ny tsimpona
Mino aho fa efa maro no miezaka mihaino sy mianatra ny tenin'Atra ary indrindra indrindra tsy manao tsianjery vavaka intsony fa vavaka toram-po amin'izay.
Misy ireo kato efa tsy mamerina ireny arahaba ry Maria ireny intsony fa tonga dia ny fo no mitaraina aminm'ATra izay vavaka atao.
Efa misy fihovana betsaka ry xxx a efa misy tsy mandrehitra labozia ireny intsony dia mivavaka amin'ny sary eo na manisy lacroix be ao antrano ireny intsony ka ,efa marobe no misy fihoavana kosa e na hoe isaky ny mandalo ireny sarivongana ireny dia mitoraka amin'ny anaran'ny ray efa maro no tsy manao ireny intsony ka
dia efa misy koa ny fianarana baiboly toy ny an'ny fiangonana hafa raha vao iditra ny fiangonana ary ny tenin'Atra daholo no ampianarina ao
42. kerena09
(
01/08/2009 06:18)
Salut daholo,
ra arakin'ny fahalalako de nomen' Andtra ho an' ny olona rehetra tsy akanavaka n'iza n'iza na inona toetrany ny baiboly, ka n'iza n' iza te hahalala bebe kokoa an' Andtra Fitiavana, de mila mianatra sy mandalina (oatran' ny fianarana rehetra: mamonjy lakilasy de mianatra any an-trano) ary tsy maintsy arahina finoana sy fankatoavana ny ao anatiny de hahafantatra an' io Andtra Fitiavana io ary hahatsapa fa misy tokoa Andtra eo @ fiainany. Noho izany tsy misy idiran' ny kato, protesta, sns... ny fandalinana ny baiboly, fa na silamo na boudista na mpanompo sampy, ka te hahalala an' io Andtra ao @ baiboly io de mahazo mandalina. Marihiko kely fa ra te hahita an' Andtra ao @ baiboly io eo @ fiainany ny olona iray de tsy ampy ny fandalinana fa tsy maintsy mino sy makato izay lazainy ao. Porofo azoko omena an' io fanamarihana natolotro io, de misy olona tsy mandalo kilasy teolojiana zany nefa tena mahita ny fiasan' Andtra eo @ fiainany foana, oh tsy mandany vola any @ dokotera izy ra marary, fa mangataka ny anjara fanasitranana zay natolotr' i Jesosy @ alalan' dia-kapoka natao t@, de sitrana.

43. ikaretsaka
(
01/08/2009 14:12)
Tsy fanomezana tsiny akory fa filazàna fa tsy tao anatin'ny fitaizana katolika taloha ny fandalinana
ny an"ny katolika io mandeha lalina loatra:
hitanao hoe docteur de l'eglise sy theologiens nianatra be sns mitokana mihitsy ..ny antiny dia mba tsy hahatonga ilay samy manana ny fiheviny smin'ilsy tsimpona 1 ka mainka hampizarazara sy manimba tanteraka ny tiana hambara
44. klitika
(
01/08/2009 19:14)
ikaretsaka:
ny an"ny katolika io mandeha lalina loatra:
hitanao hoe docteur de l'eglise sy theologiens nianatra be sns mitokana mihitsy ..ny antiny dia mba tsy hahatonga ilay samy manana ny fiheviny smin'ilsy tsimpona 1 ka mainka hampizarazara sy manimba tanteraka ny tiana hambara
Ny Katolika razoky no tena mpitsimpona. ary marina dia marina ny filazanao fa quote=ikaretsaka]
ny an"ny katolika io mandeha lalina loatra:
hitanao hoe docteur de l'eglise sy theologiens nianatra be sns mitokana mihitsy ..ny antiny dia mba tsy hahatonga ilay samy manana ny fiheviny
...
[/quote]
Satria izay tiany lazaina amin'olona ihany no ambarany, mba tsy ho very ny sezany sy izay rehetra ao aminy.
Ny baiboly malalaka sahala amin'Atra tantaraina ao anatiny ihany, fa tsy hoe izay tian'ny nanao theolojia lazaina akory no marina, satria tsy anjely na Atra no mampianatra azy fa olona ihany.
Fa dia misy marina koa ny lazain'ny namana ery ambony hoe ny Katolika dia tetika famitahana ny vahoaka hampijoro fanjakana misary andriamanitra velona ety ambonin'ny tany, nefa fahavetavetana eo imason'ny jehovah izany araky ny soratra masina ihany.
Na dia raran'ny soratra masina aza ny fanaovana sary mba iankohofana sy entina manompo an'Atra dia ny katolika no manao izany. tsy hoe itsaohana ihany, fa atao fitadiavam-bola mihintsy ny fivoratana ilay lazaina fa sary masina.
Aleo angamba ireo katolika niala no hitantara ny hoe inona no antony nialany katolika
45. ikaretsaka
(
01/08/2009 20:29)
izay no mampisaratsaraka ny tsy katolika... samy manana ny interpretation araka ny irevesany an'iny 'rehefa mandalina"
ka raha vao mandalina no tsy ampy fahalalana fa hoe nandalina soi disant fotsiny de tsy maintsy mandeha io..
io le resaka objective relativism mahatonga fisaratsarahana
ka raha vao mandalina no tsy ampy fahalalana fa hoe nandalina soi disant fotsiny de tsy maintsy mandeha io..
io le resaka objective relativism mahatonga fisaratsarahana
46. pissoa
(
01/08/2009 22:53)
@Zina : Ahoana indray ity hoe mandray isika tsara --- tsy mandray tsisy olana ity. Ny mpitory any aminay aloha toa tsy manao fitoriana an'avona tahaka izany e. At least they show they really care ... amin'ny Tenin'Andriamanitra sy amin'ny olona itoriana :lol:
@Niryna : Miala any indray koa ny tsianjery manaraka ?
@Kitika : Dia tena donto voafitaka sy azo fitahina daholo ve izany izahay Katolika ireto ? :lol:
Ny Fiangonana dia tsy vondron'olona samy maka ho azy akory. Tsy trano ny fiangonana naorian'i Kristy ... fa olona miara-misalahy araka ny fanomezana nomena azy tsirairay avy. Arakaraka io fahasoavana io no lalana hampandrosoana ny finoana sy hampandrosoana ny mpiara-belona.
Ny fandalinana ny tenin'Andriamanitra amin'ny maha-Kristianina dia efa maro no voalaza ao ambony ao ny an'ny Katolika (ho an'izay mamaky, izay tsy mamaky moa mbola hanohy ny tsianjery eo ihany.). Ary tsy voafehy amin'ireo fotsiny, fa afaka manao izay araka izay tiany ny Katolika. Ankoatra ireo dia misy ireo mandalina lalina kokoa. Misy pretra, misy tsy pretra. Misy mianatra fiteny hafa mihitsy, mianatra tantara sy kolotsaina hafa, mba hahazoana bebe kokoa izay voasoratra. Ny Baiboly dia olona koa no nanoratra azy, sy nandrafitra azy. Hi hi, ho avy izao ny mpiteny hoe notononon'Andriamanitra, nefa Baiboly nalaina avy tamin'ny Katolika ihany tany am-boalohany :lol:
Matetika ny tsy Katolika miteny hoe tsy mila fahaizana be ny famakiana an'io, antsoy ny Fanahy Masina. Tena antsoy mihitsy ny Fanahy Masina, saingy aza lazaina hoe avy Aminy daholo izay hevitra tongatonga ao an-tsaina ao rehefa miantso Azy. Inona ohatra no mahatonga ny fivakisana lava amin'ny Fiangonana tsy Katolika amin'izao ? Samy milaza azy hoe "mpandinika" daholo, samy milaza azy hoe manana ny Fanahy Masina daholo ... nefa dia tsy fitovian-kevitra sy fizarazarana no hita. Izany ve no tena vokatry ny fandalinana io Tenin'Andriamanitra io ? Izany ve no vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ? Tsy haiko ... Sao tokony anontaniana ny Fanahy Masina. :)

47. ikaretsaka
(
01/08/2009 23:20)
Matetika ny tsy Katolika miteny hoe tsy mila fahaizana be ny famakiana an'io, antsoy ny Fanahy Masina. Tena antsoy mihitsy ny Fanahy Masina, saingy aza lazaina hoe avy Aminy daholo izay hevitra tongatonga ao an-tsaina ao rehefa miantso Azy. Inona ohatra no mahatonga ny fivakisana lava amin'ny Fiangonana tsy Katolika amin'izao ? Samy milaza azy hoe "mpandinika" daholo, samy milaza azy hoe manana ny Fanahy Masina daholo ... nefa dia tsy fitovian-kevitra sy fizarazarana no hita. Izany ve no tena vokatry ny fandalinana io Tenin'Andriamanitra io ? Izany ve no vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ? Tsy haiko ... Sao tokony anontaniana ny Fanahy Masina.
tsara hodinihina....
48. simplex
(
02/08/2009 00:25)
* ra jerena ny isan'ny olona manana doctorat en theologie, poinsa ny katolika no betsaka indrindra.
* Ny tenin'A/tra vakiana isak'alahady dia efa nokajiana mihintsy mba ho @ fanamafisana finoana sy ny hoe fanarahana ny dian'i kristy... efa volamina koa ny tenin'A/tra tsara vakiana isan'andro raha mahavatra enao... Mangniny fotsiny ny hoe rehefa toerana misy mopera dia misy lamesa isan'andro ny fiangonana.
* Izay toerana misy mopera na hoe olona nandalina momba ny baiboly matetika dia misy vondrona mandalina na du moins mamaky baiboly daholo... Matoa tsy misy izay dia na tsy afaka ilay olona afaka mitondra fanampiana fanazavana na tsy misy eo an-toerana... aleo tsy misy, ahafahana miazona ny finoana efa hanana, toy izay jamba mifampitantana. Miseho mahay daholo izay babay sy lohovohitra rehetra izao. Aiza no tsy hoe feno secta doly ity vodomotototra rehetra ity...
* Farany, ny tsy fizestiavana mampiseho toko sy andininy a tout bout de champ akory tsy midika hoe tsy mahay/mandalina ilay olona. Misy mahita izay ataon'ny mpianakavy ao antranony ve? mety mba miaraka mivavaka izy. Mety mba mamaky baiboly ihany izy indraindray... mety manantona mopera mihintsy aza izy raha misy ny ilana izany...
:arrow: tsy hoe olomasina doly ny katolika fa na izany aza, tsy mena mitaha @ hafa hoy aho.
Sady le izy koa tokony mba miaraka feno ee. Raha tenin'A/tra fotsiny @ izao ka tsy ampiharina sy mba hoe hita taratra @ fiainana otran'ny hoe rano alefa andamosin'ny gana fotsiny ihany... le diso teorika loatra no tiako tenenina... matetika ny zavatra mitranga andavan'andro, tsy voatery hitadiavana toko sy andininy dia efa voavaly hoe izao no toetra mendrika, masina tsara arahina... Tsy midika koa anefa izany fa tsisy ilana azy tsony ny baiboly fa mifameno ao izy roa. Mety mihoatra an'zay aza...
Samy mbola tsy lavorary daholo fa mila miezaka doly...
any andanitra mifankahita, sa ahoana?
;-)
49. Ratoa
(
02/08/2009 01:21)
Farany, ny tsy fizestiavana mampiseho toko sy andininy a tout bout de champ akory tsy midika
tsy izay ilay hevitra angamba fa hoe: na ao ampiangonana na any an-trano dia mazàna tsy mba mahita katôlika mandray Baiboly.
Samihafa mantsy ny asan'ny sofina sy ny maso, raha ny fianarana no jerena. Ary ilay Baiboly ilay dinihina sy ianarana na dia mino aza aho, na koa satria mino aho.
tsy mena mitaha @ hafa hoy ahoka tsy izay koa ilay votoatin-dresaka ka. Mety mba liana te halala ny antony fotsine, sa ahoana?
Samy mbola tsy lavorary daholo fa mila miezaka dolyizaho aloha mbola tsy mahatsiaro ny tenako ho lavorary ka.
any andanitra mifankahita, sa ahoana?
Rah voavela ny helontsika ka tafatsangan tamin'ny maty isika!
50. ari.malala
(
03/08/2009 07:03)
Fa hoe in mints ny anton'ilay fanakianana hoe ts mba mandray baiboly e! fa tsy maintsy hitanareo sa tsy maintsy tenenina anareo v hoe iny ah rey olona fa milanja baiboly vao hionona ny sainareo fa mamaky baiboly ny katolika? ary raha lazainaroe fa tsmamaky baiboly ny katolika, fa teny avy aiza kay ny vakiana isan'alahady any @ fiangonana katolika e! mba valio kely azafady. Manaraka izany, efa ezaka nataon'ny fiangonana efa ela ny hoe samy mitonda baiboly rehefa mandeha mivavaka (fanahiniako natao gras io satria misy mants mitenyhoe mandeha miangona :P) oh amizany ny ao Mahamasina, Andohalo, tenenina mitns we io vakiteny natolotra androany io d ao @ baiboly pejy zao... toy ny rehefa manolotra ny hira ihany hoe fihirana vavaka sy hira pejy zao...
Manaraka izany, momba ilay hoe miankohoka @ sary e, mivavaka @ sary e! katolika niala mitantara ny antony nialany e, anareo ndray zay, nareo note hiala fa tsy nisy nandroaka teo, d'ailleurs ny fanentanan'ny fiangonana aza anie d hoe 'Fiangonana Fiombonana' e! Antom-pisian'ny APV (efa nazavaiko any ambony any)
niryna, ts manin fa aleo zay itsipaka andry manokana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

51. Ratoa
(
03/08/2009 16:14)
Fa hoe in mints ny anton'ilay fanakianana hoe ts mba mandray baiboly e! fa tsy maintsy hitanareo sa tsy maintsy tenenina anareo v hoe iny ah rey olona fa milanja baiboly vao hionona ny sainareo fa mamaky baiboly ny katolika?
tsy zay mihitsy ilay resaka ka! Taloha ny katôlika dia voarara tsy hamaky Baiboly. ny sarambabe-mbahoaka no tiako holazaina ary tsy teto amintsika ihany fa eran'izao tontolo izao. Ny antony dia nisy zavtra novain'ny fiangonana katôlika tao, izay nabaribarin'i Luther (alema) sy Calvin(suisse) ary olona iray fanintelony fa adinoko ny anarany. Izay no nahatonga ny fiangonana protestanta, loteriana sns.... Ankehitriny dia efa mahazo mamaky Baiboly izy ireo. Iaraha mahalala fa izay mamaky mivantana, na mahita mivantana dia tsy mitovy amin'ireo izay itantarana.
Hatramin'ny niasian'ny fiaraha-mivavaka no nanomboka namaky Baiboly ny kakolika ( ny daholo be) satria nifampizara ny fiangonana na ny mpiangona dia niara namaky. Tany amin'ny taona 1970 - 1980 tany no nanomboka ny fiaraha mivavaka. Betska y mbola azo ambara fa aleo aloha ijanona eo.
52. ikaretsaka
(
03/08/2009 16:32)
Tsy voarara ny katolika fa hoe natokana ho an'ny manampahaizana ny fandalinana ( fandalinana lazaina eto de fandalinana fa tsy fanaovana pli vava sy tsianjery maimbo ary fanasamatsamahana toko sy andininy mba hanafinafenana sy mody hanamarinana interpretations diso)
Antony iray ohatra ny fisian'ny arts bedebe any ampiangonana... tadidio fa baibolin'ny tsy mahay mamaky teny ireny
Antony iray ohatra ny fisian'ny arts bedebe any ampiangonana... tadidio fa baibolin'ny tsy mahay mamaky teny ireny
53. Ratoa
(
03/08/2009 18:27)
ka ny interprétation, na marina na diso, dia tsy maintsy hisy. Ary ny hevitra koa toa izay. Mety manambara sy mampianatra ny manampahaizana fa mety hisidina ambony koa izy ka tsy takatry ny tsotra na izay be imagination. Mety hanao mauvaise interprétation koa ny manam-pahaizana anodinanana ny finoan'ny maro. Izay ohatra antony iray nahatonga ny "réformation".
Tahaka ilay mpampiantra matematika na mampianatra zavatra hafa ao an-dakilasy ihany koa io. Manazava dia manazava izy anefa misy mpianatra tsy mahazo na dia izany aza. Anefa misy fotoana, i Kotokely zaza mitovy aminy no mahay manazava aminy kokoa ilay lesona efa nazavain-dramose na i madama. Dia mahay amin'izay izy.
Misy koa olona tia karokaroka. Raha tsy mahita maso izy hoe (ohatra) ity ny voatabia, ity tokoa no izy fa tena mitovy amin'nilay famelarana nataon'i ramose, tsy resy lahatra na tsy mahazo sary an-tsaina akory ny atao hoe voatabia.
Tokony ampianarina amaky Baiboly izany ny olona. Ohatra omena lohateny izy: Ohatra: Ny fanavotana, ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sns. Dia atoro miaraka amin'io ny Boky, Toko, Andininy mamelabelatra izany
Dia eo ilay liana fahalalana no amakafaka sy anamarina ny eritreriny sy ampitaha ny henoniny sy ny novakiany.
Izay ra-olombelona.

54. rakaroka
(
03/08/2009 18:43)
'za aloha dia taiza pro fa tsy tafa amiko ilay fampianarana nasesika BOLETRA hoe "baiboly" irery ihany! Tsapako hoe "Fahan-dalitra BBBbe ilay izy tant que aty aoriana tsapa fa mitaky zavatra mmmmaaaaaaroooo izay tsy hita ao anaty baiboly mihitsy ny "fiainana!". Ho ahy dia karazana "crime" mihitsy ny ataon'ireo mitari-mpivavahana mamehy ny fivelaran-tsaina ho voafetran'ny baiboly ihany ny anjerimanontolo!
Hany ka setrin'ilay izy . Tapaka io fombafomba io eo @ sehatra ibehazako ny ankizy! Tsia tsy voatery hilanja baiboly izany!, tsy tokony ho maika halona
handinika io ny ankizy! .
Ho ahy Normalement tokony hisy fampianarana préliminaire mialoha ny fampahafantarana ny baibloly , ny fiangonana sy Atra. Misy toe-javatra tokony hazavazavaina "tsara @ ankizy aloha" satria sarotra raisina raha ny marina ny voasoratra ao anaty baiboly!

55. ikaretsaka
(
03/08/2009 18:44)
De miverina @ le nolazain"i Pissoa ary (izay odianareo tsy vakiana sy tsy dinihina) le izy raha izay ry ratoa
mamaly ilay hoe ka ny interprétation, na marina na diso, dia tsy maintsy hisy. Ary ny hevitra koa toa izay.
dia ity indrindra indrindra.. diniho tsara:--->io ny antony!
Ny fandalinana ny tenin'Andriamanitra amin'ny maha-Kristianina dia efa maro no voalaza ao ambony ao ny an'ny Katolika (ho an'izay mamaky, izay tsy mamaky moa mbola hanohy ny tsianjery eo ihany.). Ary tsy voafehy amin'ireo fotsiny, fa afaka manao izay araka izay tiany ny Katolika. Ankoatra ireo dia misy ireo mandalina lalina kokoa. Misy pretra, misy tsy pretra. Misy mianatra fiteny hafa mihitsy, mianatra tantara sy kolotsaina hafa, mba hahazoana bebe kokoa izay voasoratra. Ny Baiboly dia olona koa no nanoratra azy, sy nandrafitra azy. Hi hi, ho avy izao ny mpiteny hoe notononon'Andriamanitra, nefa Baiboly nalaina avy tamin'ny Katolika ihany tany am-boalohany
mamaly ilay hoe ka ny interprétation, na marina na diso, dia tsy maintsy hisy. Ary ny hevitra koa toa izay.
dia ity indrindra indrindra.. diniho tsara:--->io ny antony!
Matetika ny tsy Katolika miteny hoe tsy mila fahaizana be ny famakiana an'io, antsoy ny Fanahy Masina. Tena antsoy mihitsy ny Fanahy Masina, saingy aza lazaina hoe avy Aminy daholo izay hevitra tongatonga ao an-tsaina ao rehefa miantso Azy. Inona ohatra no mahatonga ny fivakisana lava amin'ny Fiangonana tsy Katolika amin'izao ? Samy milaza azy hoe "mpandinika" daholo, samy milaza azy hoe manana ny Fanahy Masina daholo ... nefa dia tsy fitovian-kevitra sy fizarazarana no hita. Izany ve no tena vokatry ny fandalinana io Tenin'Andriamanitra io ? Izany ve no vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ? Tsy haiko ... Sao tokony anontaniana ny Fanahy Masina.
56. rakaroka
(
03/08/2009 19:49)
'za mahatsapa fa olana GOAVANA mamatotra ny firenena ito "fandaniam-potoana MANDRIROTRA ny soratra araka ny saim-pantany avy ?...Dia hitondra mankaiza tokoa moa izany fa tsy mifampikarajia sy samby miseho ho mahay blabla ftsn!
57. simplex
(
03/08/2009 19:53)
Ratoa:Ny any ampiangonana aloha dia noho ny antony tsotra hoe sady tsy mahatakatra ny vidin'ny baiboly no tsy mahay mamaky teny ny ankamaroan'ny tantsaha malagasy e. Dia izay no antony nanaovana an'le hoe misy mamaky ery aloha ery mba hohenon'ireo izay tsy afaka mamaky. Sady makamo be koa le olona bedabe indray miaraka miteny ee. Be loatra le interference ka lasa tsy mi-concentre tsony ny pokona... Izany akory tsy manakana an'ireo izay manana baiboly mba hamaky ho an'ny tenany. Taty aoriana le izy, noho ny hakamoan'ny gasy sy ny fanadinoina, dia lasa tsy nitondra baiboly intsony na ireo manana aza. Jereo tsara ny vazah fa mitondra baiboly, na du moins bokina lamesa kely refa ande hiangona, katolika io resahiko io an.
na ao ampiangonana na any an-trano dia mazàna tsy mba mahita katôlika mandray Baiboly.
Ny FJ sy loterana, ny protestants sy ny sekta zany e, indray dia mbola vao haingana niforonana ka mbola mafana fo be... sady te hiavaka @ katolika koa ee... asa anefa, hevitro manokana fotsiny izay.
Ny hoe any an-trano indray araka ny efa nolazaiko iny hoe efa misy otran'ny karazana alimanaka litorjia misy ny teni'A/tra tsara vakiana isan'andro izay. Dia izay no vakiana raha tsy hoe misy occasion special nga. Ny ankamaroan'ny olona anefa tsy manana an'io brochure kely io, indrindra fa ireo tantsaha. Ce qui fait que lasa manahirana be le hoe hamaky baiboly. Aiza no atomboka sa hoe atao tsato-piso fotsiny satria tenin'A/tra io ka tsy maintsy tsara foana no voalaza ao?
Ratoa:ie raha hianatra hamaky teny ny tanjona :)
Samihafa mantsy ny asan'ny sofina sy ny maso, raha ny fianarana no jerena.
fa raha hoe ny hahazo bebe kokoa, mora kokoa raha misy mamaky aminao... eritrereto hoe adiny firy no lanianao rehefa mianatra @ tenanao irery enao, sy ny hoe misy olona mampianatra na hoe manampy anao hianatra ;-)
Ratoa:ah okay.
Mety mba liana te halala ny antony fotsine, sa ahoana?
za koa mba te hahalala hoe mamaky baiboly isan'andro ve izany ny protestanta? :P
Ratoa:araka ny voalazan'ny soratra masina, vakiana @ anaran'i jesosy manao hoe: tsy teny rehetra aloaky ny vavan'A/tra ihany no mahavelona ny olona fa ny mofo ihany koa 8) ;-)
izaho aloha mbola tsy mahatsiaro ny tenako ho lavorary ka.
Ratoa:dia aleo mibebaka izany ee. Za zao in-3 niteny ratsy androany :roll:
Rah voavela ny helontsika ka tafatsangan tamin'ny maty isika!
^:^
58. klitika
(
03/08/2009 20:23)
pissoa:
@Kitika : Dia tena donto voafitaka sy azo fitahina daholo ve izany izahay Katolika ireto ? :lol:
Ahahahhahaha, tsy donto akory fa izay no nampianarina antsika, dia izay no haintsika ka akory atao.
pissoa:
Samy milaza azy hoe "mpandinika" daholo, samy milaza azy hoe manana ny Fanahy Masina daholo ... nefa dia tsy fitovian-kevitra sy fizarazarana no hita. Izany ve no tena vokatry ny fandalinana io Tenin'Andriamanitra io ? Izany ve no vokatry ny Asan'ny Fanahy Masina ? Tsy haiko ... Sao tokony anontaniana ny Fanahy Masina. :)
Ka na ny voalaza ao amin'ny baiboly aza matetika mifanipaka koa, izay ilay hoe mila mba vakiana tanteraka ihany ny baiboly fa tsy hoe izay mahafinaritra ny saina sy ahitana tombontsoa fotsiny no anokafana ny baiboly. Izaho mantsy raha manaraka ny litorjia Katolika an-davanandro dia hitako ihany ilay famerimberenana isan-taona, ka toa lasa tsy tantara feno ny baiboly fa lasa sehatra fakana sombin-tantara fotsiny ihany. Hany ka manila ny finoan'ny olona.
Ny tena nahavarina ahy taty aoriana moa dia ny antony iantsona olona velona eto an-tany ao amin'ny finoana hoe :Monseigneur, Papa Ray Masina, MonPere. Izay anarana sy toerana samy noferan'ny Baiboly daholo na ny fanononana na ny fakana ny toerana. Eo aloha
59. pissoa
(
03/08/2009 22:02)
Ratoa:
ka ny interprétation, na marina na diso, dia tsy maintsy hisy. Ary ny hevitra koa toa izay.
Fa izany akory tsy midika fa tokony avela malalaka ny olona hanao ny hadisoana amin'ny interpretation araka izay tiany. Izay no heveriko fa mahatonga ny fiangonana booobaka be :)
Ratoa:
Mety manambara sy mampianatra ny manampahaizana fa mety hisidina ambony koa izy ka tsy takatry ny tsotra na izay be imagination.
Mahazo mamaky tokoa izy rehefa tsy azony. Toa efa imbetsaka ihany io no naverina hoe mahazo mamaky. Aoka fotsiny tsy hijanona amin'izay novakiany tany. Efa nazavaina aza mety tsy ho takany hoy ianao, maika fa izy fotsiny no manao izay saim-patany ao ?!
Ratoa:
Mety hanao mauvaise interprétation koa ny manam-pahaizana anodinanana ny finoan'ny maro.
Izay ohatra antony iray nahatonga ny "réformation".
Fa maninona no hanao an'izany izy ? Satria nanao pacte tamin'i Satana =))=))=))
Ny reforme dia toa samy manana ny tantarainy ny nijanona sy ny nihataka.
Tsy manam-pahaizana iray akory no ao amin'ny Fiangonana Katolika. Tsy manam-pahaizana roa fotsiny koa. Raha heverinareo indray moa hoe ireo olona be dia be manam-pahaizana ireo no miaraka manodikodina dia tsy mifaka aho. Asakasak'ireo sahy miapanga azy ireo amin'izany.
Tahaka ilay mpampiantra matematika na mampianatra zavatra hafa ao an-dakilasy ihany koa io. Manazava dia manazava izy anefa misy mpianatra tsy mahazo na dia izany aza. Anefa misy fotoana, i Kotokely zaza mitovy aminy no mahay manazava aminy kokoa ilay lesona efa nazavain-dramose na i madama. Dia mahay amin'izay izy.
Toa tsy misy misakana azy tsy hanazava aloha. Ary raha nankany amin'ny mpampianatra matematika hafa koa ilay mpianatra tsy nahazo anie mety nahazo bebe kokoa noho ny azony tamin'i Kotokely e ! Aza hadino koa fa i Kotokely mety hamitaka fa te hahazo notes milay kokoa noho ilay ranamana a ;)
Misy koa olona tia karokaroka. Raha tsy mahita maso izy hoe (ohatra) ity ny voatabia, ity tokoa no izy fa tena mitovy amin'nilay famelarana nataon'i ramose, tsy resy lahatra na tsy mahazo sary an-tsaina akory ny atao hoe voatabia.
Tahaka ny etsy ambony ihany. Tsy misy misakana azy tsy hijery voatabia. Mahazo mikitikitika voatabia mihitsy aza ! Tandremo fotsiny ny maso njola, fa raha tsy mbola mahafantatra voatabia izany akory ... mety kakky no hitany dia ozy hoe hay izao ilay voatabia :-D :-D :-D
Ratoa:
Tokony ampianarina amaky Baiboly izany ny olona. Ohatra omena lohateny izy: Ohatra: Ny fanavotana, ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sns. Dia atoro miaraka amin'io ny Boky, Toko, Andininy mamelabelatra izany
Dia eo ilay liana fahalalana no amakafaka sy anamarina ny eritreriny sy ampitaha ny henoniny sy ny novakiany.
Izay ra-olombelona.
Efa atao io :)
60. pissoa
(
03/08/2009 22:17)
klitika:
Ka na ny voalaza ao amin'ny baiboly aza matetika mifanipaka koa, izay ilay hoe mila mba vakiana tanteraka ihany ny baiboly fa tsy hoe izay mahafinaritra ny saina sy ahitana tombontsoa fotsiny no anokafana ny baiboly. Izaho mantsy raha manaraka ny litorjia Katolika an-davanandro dia hitako ihany ilay famerimberenana isan-taona, ka toa lasa tsy tantara feno ny baiboly fa lasa sehatra fakana sombin-tantara fotsiny ihany. Hany ka manila ny finoan'ny olona.
Fa vakiana manontolo isan-kerinandro angaha ny Baiboly any aminareo ? :-D :-D :-D
Raha tena manaraka ny vakiana ao amin'ny Katolika izany tokoa i Klitika dia mba anontaniako kely aza. Inona no fanombohan'ny taona litorjika ao amin'ny Katolika ? Inona avy ny vanim-potoana ao ?
Ny Katolika amin'ny ankapobeny dia "mino" zavatra betsaka sy hentitra kokoa noho ny tsy Katolika. Raha misy ny manila dia somary azoko antoka fa tsy ny Katolika.
klitika:
Ny tena nahavarina ahy taty aoriana moa dia ny antony iantsona olona velona eto an-tany ao amin'ny finoana hoe :Monseigneur, Papa Ray Masina, MonPere. Izay anarana sy toerana samy noferan'ny Baiboly daholo na ny fanononana na ny fakana ny toerana. Eo aloha.
Amin'ny fanajana teny Malagasy fotsiny aza, fa tsy misy hidiran'ny Kristianisma akory dia efa misy ny hoe "tompoko". Rehefa antsoiny ny ankizy dia hoe Ahoana tompoko. Tsy mety ve izany ? Tsy azo atao ve ny manaja olona, na dia tsy Andriamanitra aza izy ?