Fivavahana, finoana

soanja ( 10/06/2009 02:38)
Araka ny voalaza ao anaty baiboly, [b]Marka 16:17-18[/b] 17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; ... tohiny
sitlo ( 07/06/2009 04:05)
Arahabaina ny malagasy fa natsangana ho olo-masina androany ny frera Luis Rafiringa.... tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 06:42
niryna ( 04/06/2009 02:44)
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena [b] II Tim 1:7[/b] Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/06/2009 20:43
JOSIAH ( 31/05/2009 22:15)
Mba nanao ahoana woa ny niafaran les adeline zao e ,mba nankaiza i Sarobidy mba ilazao vao2 fa tena tsy maharaka e merci :�) ... tohiny
xxx ( 31/05/2009 21:42)
Mazotoa mamaky ary,mbola kely aho dia efa nanolotena ho an`i Jesosy tsaroako tsara 6taona nafana fo tokoa aho mamonjy ireny cellule ambavaka reny ary tena niraikitra be tato ampoko ny fitiavana an`Atr... tohiny
novalian'i niryna ny 24/06/2009 04:02
josehenintsoa ( 29/05/2009 11:08)
slt saika mba hangataka an le hiran'ny groupe HASIM-PIDERANA misy hoe:"ireny rehetra ireny anie....................;fa nijaly ianao noho ny amiko...... rah mba misy manana.Na alefanareo @ mail aza ts... tohiny
niryna ( 28/05/2009 05:28)
Ahoana no fieritreretany izany hoe Atra izany ? Mba misy afaka milaza ny dikan'ny Atheism sy Agnosticism ve ? Afaka miteny ve isika hoe misy Atra? fa amin'ny sasany dia hoe tsy misy izy,na andriama... tohiny
novalian'i niryna ny 19/06/2009 18:44
niryna ( 22/05/2009 04:19)
[b]Andeha, misaora an'i Jehovah**, ianareo rehetra mpanompon'i Jehovah, Izay mitoetra alina ao an-tranon'i Jehovah.[**Na: misaora an'i Jehovah amin'ny alina] Salamo 134:1[/b] Asain'Atra misaotra Azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2009 04:03
sohitika2008 ( 21/05/2009 11:28)
mifohaza hihady vomanga [img]http://www.foxnews.com/images/199708/0_21_041006_Cheeta.jpg[/img]... tohiny
Koditra ( 19/05/2009 21:59)
Samy nomena saina isika, saina afaka manao kajy, mandalina sy mamakafaka, mitahiry ny zavatra hitan’ny maso sy ren’ny sofina ary tsapan’ny vatana, arakaraka ny dingam-pianarana nolalovana sy/na ... tohiny
novalian'i Koditra ny 27/06/2009 08:07
ARICO ( 19/05/2009 08:00)
Somary mahagaaga ahy ka mba mila fanazavana amin'izay mahalala fa mety tsy ho ao an-tsaitsika angamba hoe nahoana no tsy maintsy mandohalika eo anoloan'ny pastera na mopera ny olona raisina ho mpandra... tohiny
novalian'i soanja ny 16/06/2009 14:03
xxx ( 17/05/2009 10:31)
jiosy ve i jesosy sa arabo sa emenite :?: :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 19:18
ARICO ( 14/05/2009 07:40)
Naharay message tamin'ireny olona ireny aho fa tsy haiko koa izay nahitany ny adiresy mail-ko ary dia nilaza ho voyante izy . Olona any an-dafy tsy hitako maso akory izany. Somary curieux ihany aho di... tohiny
novalian'i soanja ny 31/05/2009 18:38
niryna ( 13/05/2009 16:00)
Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm Pour : by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm AN... tohiny
novalian'i bor2lais ny 03/07/2009 12:55
niryna ( 12/05/2009 12:26)
Nanontany tena ity lehilahy iray fa misy hery roa ao anatiny,tezi-dava izy .Zavatra kely,tsy misy dikany dia mahatezitra azy.Dia hoy izy hoe misy hery roa ato amiko ato ka arakaraky ny hamahanako azy ... tohiny
novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:19
ARICO ( 11/05/2009 09:00)
Ny masoko no nahita ary resy lahatra aho tamin'ny Asabotsy teo fa be ny olona tonga teny Ambohijatovo no nihetsika devoly rehefa natao ny vavaka mahery vaika .Tena be ny olona novoafatotra ankehitriny... tohiny
tywa68 ( 10/05/2009 10:28)
Zany no hafatra ho antsika androany, ahoana no hatao mba hitoerana ao Aminy ? ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/05/2009 12:39
Rafahafahana ( 09/05/2009 05:08)
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny FPVM sy ny TGV. Mety hiaraka ve ny fivavahana sy ny politika?... tohiny
novalian'i nofinofy ny 24/05/2009 12:43
rakapy ( 06/05/2009 05:01)
Raha mihaino ny resaky ny ankamaroan'ny Malagasy ianao, raha mijery ny vahoaka rehefa tonga ny alahady ianao, raha mijery ny ankolafiny maro na eto an-toerana na any ampita dia hita fa toa Xana ny ... tohiny
JOSIAH ( 05/05/2009 18:59)
Izaho zay manoratra dia kristianina ,nanao zavatra maro t@ fiainako Atra.ireny anefa de tsy ho voatery arakizay nilaiko fa ao ny tsara ao koa ny ratsy satria mitaiza ny zanany Atra,aiko foana hatramiz... tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1596