Atheism ? Agnositicism ? Mba misy afaka manazava ve ?
1. niryna
(
28/05/2009 05:28)
Ahoana no fieritreretany izany hoe Atra izany ? Mba misy afaka milaza ny dikan'ny Atheism sy Agnosticism ve ?
Afaka miteny ve isika hoe misy Atra? fa amin'ny sasany dia hoe tsy misy izy,na andriamanitra maty ary tsy misy andriamanitra manavotra izany fa avoty amin'izao ny tenanao ngaha ?
Dia ahoana no ahalalana hoe tsara ity na ratsy?
Afaka mampiseho ve ny siansa fa misy Atra ?
Dia ity foana koa moa no fitenin'ny olona : Raha misy izany Atra izany ,maninona izy no nanao an'i satana ? ngaha ?
Ary ahoana indray ary ny hoe asan'i satana antsoina amin'ny anaran'ATra ?
(l0 niryna

novalian'i niryna ny 19/06/2009 18:44
2. ikaretsaka
(
28/05/2009 10:27)
Ny maha samihafa azy aloha:
Ny athee dia miainga @ misy ny fomba anamporofoany ny tsy misy
Raha te hanaporofo izy fa tsisy I niryna ohatra dia miainga @ zavatra fantany @ mampisy an'i niryna no hanazavany fa tsisy I niryna
Ny agnostics de na misy I niryna na tsisy de tsy olany fa considereny ho tsisy fotsiny...
De ovay hoe Atra @ zay le resaka niryna...
Ny sisa dia ho sarotra be aminao ary tsy hitondra ninoninona raha jerenao @ perspective hafa ivelan'ny efa maty paika ao aminao....satria tsy maintsy hampitaha le izy @ nenao foana enao fa manaova aloha "tabula rasa"

3. fijo
(
29/05/2009 22:25)
aiza le,za izao tsy mihainga amin'izany hoe fisian'nadriamanitra izany,fa amiko di atsotra tsy misy fotsiny izany.
5. xxx
(
30/05/2009 17:38)
Atheism ? Agnositicism ? Mba misy afaka manazava ve ?
Go to google then type those words and read what it says.
6. ikaretsaka
(
31/05/2009 10:53)
Ka @ google le izy ry xxx tsy afaka diabolisen'i niryna be sy tsy afaka mitanisa tsimpona izy sy tsy afaka mamely scientology de....
8. niryna
(
04/06/2009 02:07)
ikaretsaka:
Ny maha samihafa azy aloha:
Ny athee dia miainga @ misy ny fomba anamporofoany ny tsy misy
Raha te hanaporofo izy fa tsisy I niryna ohatra dia miainga @ zavatra fantany @ mampisy an'i niryna no hanazavany fa tsisy I niryna
Ny agnostics de na misy I niryna na tsisy de tsy olany fa considereny ho tsisy fotsiny...
De ovay hoe Atra @ zay le resaka niryna...
Ny sisa dia ho sarotra be aminao ary tsy hitondra ninoninona raha jerenao @ perspective hafa ivelan'ny efa maty paika ao aminao....satria tsy maintsy hampitaha le izy @ nenao foana enao fa manaova aloha "tabula rasa"
hay ve e ,misaotra anao
9. niryna
(
04/06/2009 02:09)
fijo:
aiza le,za izao tsy mihainga amin'izany hoe fisian'nadriamanitra izany,fa amiko di atsotra tsy misy fotsiny izany.
afaka manam-porofo ve i fijo fa tsy misy izy ?
Afaka manam-porofo mantsy aho fa misy izy !
:D
10. niryna
(
04/06/2009 02:12)
ikaretsaka:
Ka @ google le izy ry xxx tsy afaka diabolisen'i niryna be sy tsy afaka mitanisa tsimpona izy sy tsy afaka mamely scientology de....
:roll: =)) =)) =)) =))
11. niryna
(
04/06/2009 02:13)
Mirananirina:mirana a,mbola misy ankziy ho avy ihany eo ka dia ho fantatrao ny dikany
tsy misy haiko na 1 aza
:D
12. niryna
(
18/06/2009 20:57)
Ny atheism dia tsy mino ny fisian'Atra ,ny fiainana amin'izao tontolo izao(universe) sy ny zavatra mitranga(matter) izay no misy aminy.
na inona mitranga ka fahagagana dia fahagagana fotsiny fa tsy misy hoe hery lehibe avy amin'Atra izany (supernatural) ,ny fisiaan'ny devoly,ny fisian'Atra dia diso avokoa izany aminy ary tsy inoany .Ny baiboly dia lazaina fa body toy ny boky rehetra ihany,.Kristy raha misy izy,hoy ihany ireo dia tsy nanao fahagagana izany ary mazava ho azy fa tsy mino koa izy fa hoe Atra i kristy ary tsy nitsangana tamin'ny maty izany koa izy ary tsy amonjy ny rehetra izany koa izy. Io izany no mba itako mikasika ny hoe atheism
(l) nryna
13. niryna
(
19/06/2009 18:44)
Dia ny " Agnosticism " indray dia sady mino no tsy mino izy fa misy izany Atra izany,tsy tena fantany tsara izany .Sarotra ho andry zareo ny anaporofo hoe misy Izy na tsia ary dia teneniny fotisny hoe tena tsy fantatray aloha raha misy izany Atra izany na tsy misy e.Mba tsaratsara,ihany fa tsy toy ny hoe tsy misy izy" atheism".Dia mbola eo izany ry zareo fa tsy afaka mahita hoe misy ve Atra ,tsy misy ve izy fa dia mihenoheno eo e. Mety ivadika hino an'Atra tampoka kosa angamba ireo rehefa misy miracle kely mitranga ao aminy .Eritreritra ny ahy iny. MIno tsy mino tsinona kou