Tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery
1. niryna
(
04/06/2009 02:44)
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany resaka fanahy masina izany
Ie ,tsy nomen'Atra fanahy osa isika hono fa fanahy mahery sy fitiavana,izany hoe tsy tokony atahotra izany isika,tsy tokony ho kivy ? sa ahoana no fandraisanao izany ?
Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika?
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Kor 2:14
raha araka ny teny voalaza io izany dia tsy mahafantatra sy tsy mahalala izany fanahy masina izany izay tsy manana azy ? fa raha manana ny fanahy masina isika dia mahafantatra ny fanahin'Atra izay miaraka amintsika ary mandray izay teny izay nomeny koa ?
(l) niryna
ahoana izany ?

répondu par niryna le 10/06/2009 20:43
2. xxx
(
04/06/2009 07:36)
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
Dia iza izany no namorona an'i Satana izay tena mampifendrofendro anao io???
Moa va tsy ilay A/tra izay voalaza ao antin'ilay baiboly izy lolohavinao antapon'ny lohanao fa" A/tra no nanao ny zavatra rehetra na ny hita maso na ny tsy hita???" midika izany fa mbola izy ihany koa no namorona ny ratsy sy ny tsara!
3. ikaretsaka
(
04/06/2009 10:51)
Amiko dia ny Fanahy masina no azontsika... manana ny fomba fiasany sy fisehony io fa tsy hoe rehefa mahery (powerful towards your enemy) sy nahavita na nanampy anao t@ fanatontosana zavatra revirevinao ihany vao hoe "masina". Mety malefaka io.humble, "mahantra" amin'ny lafiny rehetra...(jereo ny hasambarana 8)...
Fa moa mahasakana Azy tsy ho masina ve izany?

4. bor2lais
(
04/06/2009 15:36)
niryna:
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
...
Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika?
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Kor 2:14
...
Misaotra an'i Niryna nanokatra ity lohateny ity (izay mifandraika amin'ny vanim-potoana Pentekosta vao nankalazain'ny Kristiana).
Araka ny hevitro sy ny fahitako azy dia mifandray amin'ilay fanoharana momba ny "voaloboka sy ny sampana" (lohateny natolotry Tywa ery ambanimbany ery) izy io.
Fanahy Masina : ilay ranon'aina mahavelona azon'izay mitoetra ao amin'ny Tompo sy itoeran'ny Tompo ("sève" mikoriana avy ao amin'ny foto-boaloboka mankao amin'ny sampana)
Voaloboka : Andriamanitra Ray no mpamboatra azy.
Fanamboarana (ilay voaloboka) : taratry ny fifandraisan'ny Ray sy ny Zanaka (foto-boaloboka)
Fifandraisan'ny Ray sy ny Zanaka : Fitiavana
Io Fitiavana io no ampitaiNY sy/na omen'Ilay fototra ny sampana izay mitoetra ao Aminy ka hamoa araka an'Andriamanitra. Voa ateraky ny sampana miray amin'ilay foto-boaloboka : tokony ahitana taratra io Fitiavana io.
Voalaza teo hoe :
"Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika?"
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=GALATIANA&toko=5&andininy=22-23&dika=
Hevitro sy fomba fahitako azy ihany io fa tsy voatery hitovy amin'ny fijerin'ny hafa. Ialako tsiny raha toa ka tsy mazava na mety HS koa aza !
5. tywa68
(
04/06/2009 17:06)
Mitovy hevitra @ i Bor2lais : zany hoe hita @ilay voany ny fototra niaingàna sy nikolokolo an'ilay voaloboka.
Amiko rhf tsy mahita an'lay tena mahafa-pò isika d tsy voatery hoe tsy nahay nivavaka, nangataka, fa mety efa zay koa ny voasoratra ho lalovanao. :wink:
Eo no mety maha-osa antsika satria sasatra foana ny mangataka nefa ilaina koa ilay mandray zay eo (mionona @misy zany e).

6. fahamarinana
(
04/06/2009 17:34)
:arrow: Misaotra anareo rehetra fa miha-mazava ihany koa na ho ahy aza !
tywa :eo indrindra tsika zao ! :wink: (l)

7. tywa68
(
04/06/2009 17:52)
Fahamarinana > feno fanantenàna isika fa tsy lavo na osa satria tsy manjary arak'ilay noeritreretina ilay zavatra andrasana ... :-*
8. ikaretsaka
(
05/06/2009 10:07)
tywa68:
Mitovy hevitra @ i Bor2lais : zany hoe hita @ilay voany ny fototra niaingàna sy nikolokolo an'ilay voaloboka.
Amiko rhf tsy mahita an'lay tena mahafa-pò isika d tsy voatery hoe tsy nahay nivavaka, nangataka, fa mety efa zay koa ny voasoratra ho lalovanao. :wink:
Eo no mety maha-osa antsika satria sasatra foana ny mangataka nefa ilaina koa ilay mandray zay eo (mionona @misy zany e).
Izay mantsy
9. cutie
(
05/06/2009 15:42)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 04-06-2009 04:44:15
Lohateny : Tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany resaka fanahy masina izany
Ie ,tsy nomen'Atra fanahy osa isika hono fa fanahy mahery sy fitiavana,izany hoe tsy tokony atahotra izany isika,tsy tokony ho kivy ? sa ahoana no fandraisanao izany ?
Tsy haiko ndray alou le we Masina fa raha io araka ny voasoratra io de we fanahy fotsiny le izy donc raha tsy ao anatintsika ny fahatoaniana sy ny filaminana tanteraka tsy mahatsapa an'io fanahy io ny oul iray.
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Kor 2:14
raha araka ny teny voalaza io izany dia tsy mahafantatra sy tsy mahalala izany fanahy masina izany izay tsy manana azy ? fa raha manana ny fanahy masina isika dia mahafantatra ny fanahin'Atra izay miaraka amintsika ary mandray izay teny izay nomeny koa ?
niryna
ahoana izany ?
tsy zay ndray ny fahazahoako azy, manana sy mahalala an'io daholo isika fa safidintsika no te hivily any @ lalan-kafa.
10. Mirananirina
(
06/06/2009 14:12)
Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika
taloha aho no mino an'io tanteraka fa tsy izao intsony
nahoana hoy aho no misy ny ratsy rehetra raha tena misy tokoa ny fanahy masina;tokony tsy avelany hanao ratsy ny olona dia tsy nno intsony aho
11. cutie
(
06/06/2009 22:09)
ka tsy maintsy misy ny ratsy sy ny tsara raha mbola eto an-tany koa , raha tsy we any paradisa nga, fa zany koa aza mbola tsy hay ny fahamarinany :-D
12. ikaretsaka
(
06/06/2009 22:32)
le principe mihitsy hoe mahery sy favy no atao hoe masina mihitsy no mivaralila koa..
tssy izany amiko ny hoe masina fa misy masina humble sy malefaka

13. cutie
(
06/06/2009 22:38)
in foana aza ty masina lazain'i Ika ty, azo atao masina daholo nge ze tinao atao masina e , ny saina ihany no mitondra an'io.
14. ikaretsaka
(
07/06/2009 00:09)
ka izay... fa tsy hoe rehefa osa sy malefaka akory de tsy masina fa ny mahery ihany no masina
15. ravakamalala
(
09/06/2009 09:18)
ka ilay izy koa mifangaro hatrany am boalohany kou.....
ilay fanahy resahina amin ny voalohany io "fanahy osa .....", fanahin olombelona no resahina eto, fa tsy ilay fanahy masina ao anaty trinité akory, zavatra samy hafa be!

16. soanja
(
10/06/2009 01:23)
niryna:
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
Raha resaka fanahy masina dia tsy dia mba maheno firy na tsy dia mba heno firy izany resaka fanahy masina izany
Ie ,tsy nomen'Atra fanahy osa isika hono fa fanahy mahery sy fitiavana,izany hoe tsy tokony atahotra izany isika,tsy tokony ho kivy ? sa ahoana no fandraisanao izany ?
Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika?
[b]
ahoana izany ?
Izay indrindra mantsy, ao anatintsika dia misy hazavana izay antsoina hoe Fanahy. Io no mpitantana sy mpanoro lalana ary mahery lalandava rehefa kolokoloina sy omen-danja.
Izay no ilazako hoe rehefa manana an'io ianao ka mahatsapa fa lehibe ny fisian'io Fanahy mahery io dia foana tanteraka eo anatrehanao i Satana. Tsy hisy ny tahotra fa ny fitiavana no manjaka eo anivon'ny finoana an'Andriamanitra!
17. bobone
(
10/06/2009 06:15)
Niryna! :Miasa @ fomba tsy takatry ny saina io Fanahy Masina io ho an'izay tena mametraka azy @ toerany ! tena hoe Jeso kristy no velona ao anatiny dia tena tsapa sy hita hoe manoro lalana izy io!
saonja: misaotra fa tena marina izany!
saonja: misaotra fa tena marina izany!
18. niryna
(
10/06/2009 20:09)
niryna:
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
dia mbola manamafy izany ihany ny Tompo ao amin'ny Romana 8
15 Fa tsy nandray fanahim-pahandevozana ho amin'ny tahotra indray hianareo, fa nandray ny fanahin'ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba Ray ô.
Ahoana no ahalalana fa ny fanahy masina no miaraka amintsika?
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany. I Kor 2:14
Raha araka ny voalaza eto izany dia misy olona miaraka ny fanahy masina satria ny fanahy masina no mitoetra ao anatiny ,manana an'i kristy izy ary misy kosa izany olona izay tsy manaiky an'i kristy ka dia tsy hisy fanahy masina ipetraka ao aminy ary na dia mamaky ny tenin'Atra aza izy dia toa fantany kanefa tsy fantany ? hmm !
23 Fa Izy nihodina ka niteny tamin'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana; fahatafintohinana amiko hianao, satria tsy misaina izay an' Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. Matio 16
1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao. I Jaona 4
dia ahoana no fomba izahana toetra ny fanahy izany ?
19. niryna
(
10/06/2009 20:13)
Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena II Tim 1:7
xxx:odryy ,mifendrofendro ahoana ry xx?
Dia iza izany no namorona an'i Satana izay tena mampifendrofendro anao io???
tsy matahotra an'i satana ny aty,efa voavidin'ny ran'i Jesosy ny kristiana rehetra izay mino Azy ka na inona mitranga amin'ny fiainana dia nataon'Atra ho ahatsara zavatra daholo izany.Tadidio fa Atra dia tsy manome zavatra tsy zakantsika,ary raha misy aza izany ,ny fanahy masina izay miaraka amin'ny kristiana no manampy azy ireo amin'ny fiainana.mino an'izany ve xxx?
Moa va tsy ilay A/tra izay voalaza ao antin'ilay baiboly izy lolohavinao antapon'ny lohanao fa" A/tra no nanao ny zavatra rehetra na ny hita maso na ny tsy hita???" midika izany fa mbola izy ihany koa no namorona ny ratsy sy ny tsara!
isika manao azy ho ratsy fa ny zavatra nataony rehetra dia tsara avokoa
:D
20. niryna
(
10/06/2009 20:16)
ikaretsaka:hay ve e,nisy niteny izany ve teo aloha e
Amiko dia ny Fanahy masina no azontsika... manana ny fomba fiasany sy fisehony io fa tsy hoe rehefa mahery (powerful towards your enemy) sy nahavita na nanampy anao t@ fanatontosana zavatra revirevinao ihany vao hoe "masina".
ikaretsaka:tsy njisy niteny masina na tsy masina kosa teto fa aza avadika ilay sujet e
Mety malefaka io.humble, "mahantra" amin'ny lafiny rehetra...(jereo ny hasambarana 8)...
Fa moa mahasakana Azy tsy ho masina ve izany?
:D ,vereno vaikiana ilay sujet aloha e