les adeline
1. JOSIAH
(
31/05/2009 22:15)
Mba nanao ahoana woa ny niafaran les adeline zao e ,mba nankaiza i Sarobidy mba ilazao vao2 fa tena tsy maharaka e merci :�)
novalian'i tahiana.dafy2015 ny 25/10/2017 10:29
2. Belle
(
01/06/2009 00:20)
Ny reko farany dia toa nisaraka rizalahy ary samy mandeha ho azy izao, ka tsy haiko!
4. niryna
(
04/06/2009 01:35)
Mirananirina:
fa iza izany e
jereo eto fa misy maromaro ato
http://www.afromix.org/html/musique/artistes/les-adeline/index.fr.html
6. hana
(
08/06/2009 12:06)
Miarahaba anao Josiah,
Izaho manana fifandraisana manokana @ les adeline ka izao no vaovao azoko omena anao :
1- I Sarobidy dia lasa nianatra pasitera, efa 2 na 3 taona lasa izay. Mipetraka any am-pianarany mihitsy izy ka mitsidika tsindraindray ny fianakaviany fotsiny. Izay no tsy ahitana azy ambony sehatra intsony. Mbola mamoron-kira ho an'ny tarika nefa izy, ary miara-manao répetition @ dry zareo tsindraindray.
2- I Bary's niala dia nanangana tarika hoe Bary's. Tsy any Madagasikara aho ka tsy fantatro na malaza izy na tsia.
3- I Rina sy Mamy Andria niara-niala taminy fa tsy fantatro hoe manao inona izao.
4- I Ranto sy i Jimmy no mbola ao amin'ny tarika @ izao fotoana izao.
Ankoatr'izay, ny anabavin'i Sarobidy faravavy : Fandresena Sarobidy (na koa hoe Fafah), no nandimby azy ao @ tarika, miampy an'i Ranto sy Jimmy, dia ankizy hafa : Nico, Lanja, Tex, Fifie, Johary ... Ireo no tadidiko fa tsy tsaroako raha misy hafa. Tsara feo be ohatra azy 6-lahy koa ireo sady mahay mihetsika. http://tononkira.serasera.org/media/tononkira/o/fafa2C20lanja2Ctex2C20nico2C20rajao1.jpg
Manao fitoriana Filazantsara ry zareo, manao enregistrements maromaro koa manomana ny vol. 10, misy koa aza ny fikasany ho aty am-pita fa toa voasembantsemban'ilay resaka politika teo.
Raha tena mila fanazavana fanampiny ianao dia antsoy ilay manager Rajaonarivo Justin (Razisy) ao @ 0331168022, na manorata mivantana @ i Jimmy auxidc.sic@auximad.mg (raha tsy hoe niova angaha ny adiresiny). Ilay adiresy @ vol.9 efa tsy izy intsony fa nifindra ao Antanimena ry zareo
Misy namana hafa mifandray amin-dry zareo koa fa tsara ampidirinao ary @ dinika artista sy hira ilay resaka dia mety hamaly anao any ireo.
Mahereza, ny voninahitra rehetra dia ho an'Andriamanitra
hana :-*

7. JOSIAH
(
09/06/2009 06:18)
Misaotra betsaka anao fa tena mazava be fantatro tsara daholo ireo olona voatonana anarana teo ireo,mahafinaritra raha mbola mitohy ny tarika deraina ny Tompo,fa ny tsy haiko fotsiny any MADA SA ATY AM-PITA sAROBIDY NO MIOFANA HO PASITERA???
8. hana
(
09/06/2009 11:25)
Miarahaba anao Josiah,
Any Madagasikara kah, any Analamahitsy ilay trano itoerany. Raha tsy hoe vao nandeha tato ho ato angaha no tsy haiko. De toutes façons, mivavaka ao Andraharo izy koa inoako fa fantatry ny chorale raha lasa izy na mbola ao.
hana

9. tahiana.dafy2015
(
25/10/2017 10:29)
Manao ahoana daholo, tena tsara mihitsy ny hiran-dry zareo ka. Ny mpikambana ao amin'ny Les Adelines tena fantatro daholo hatramin'ny tarehiny, 6 mirahalahy ry zareo no mpihira : Sarobidy Fiandrianana RAJAONARIVO, Mamy ANDRIA, Rina RAMBELO, Ranto RAHARINJATOVO, Tahina Jimmy RAKOTOZAFY, ary i Barry's Luc ANDRIANARIVELO. Fa ireny dia tena tiako be ankoatran'ny vehivavy amin'ny Pazzapa BG sy Kopi Kolé