Fivavahana, finoana
niryna
(
05/05/2009 16:41)
Zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara nalefako any ambadika any
[b]muslim4Jesus[/b]
Fizarana no ataoko eto an ary dia misaotra antsika rehetra nizara ny finoany teto.Tsara...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:17
SerzaKomanda
(
05/05/2009 14:12)
Avoay tany Odon fa ampinanako otrany pastera eo ko elisany
abdullah el mafialeb sy akbar arafat efa milanja basy sy koran hakaty @gaskara...
tohiny
novalian'i vonynive ny 29/09/2010 09:53
badboy
(
30/04/2009 20:45)
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra!
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamor...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/05/2009 23:13
fijo
(
30/04/2009 19:39)
Lettre ouverte à l’attention de Mgr Odon Razanakolona
30 avril 2009
COURRIEL’’ OUVERT A L’ATTENTION DE L’ARCHEVEQUE D’ANTANANARIVO, MGR ODON MARIE ARSENE RAZANAKOLONA
Très respectÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 19:57
SerzaKomanda
(
30/04/2009 14:05)
Ra tsy zany ny tary tsy niakatra five star ry pokina fa nitaingina golf niditra CARLTON
Efa komandan zao ra Charles fa tsy Serzan tsony...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/05/2009 18:50
niryna
(
29/04/2009 11:47)
[b]Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tà nany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.
21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'n...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2009 16:02
niryna
(
29/04/2009 11:47)
[b]Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tà nany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.
21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'n...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/05/2009 16:03
mmmhh
(
29/04/2009 07:32)
Mandinika ny korontana misy eto @ firenentsika ity zah de somary lasa ny saiko,
Matoa izao reetra izao mitranga dia efa voasoratra izany, ary efa voalazan'ny baiboly rahateo fa any am-parany hisy ko...
tohiny
novalian'i popotame ny 08/06/2009 12:32
pakopako
(
27/04/2009 19:06)
Salama daholo
Tena lasa ihany ny saiko @ io tantara ao @ Baiboly hoe: niteraka tami'ny mpanompo vaviny i Abraham d niteny taminy Atra fa tsy io ilay izy.Ny fanotaniana ato antsaiko dia ny hoe: azon'A...
tohiny
novalian'i pakopako ny 01/05/2009 19:23
xxx
(
27/04/2009 07:15)
manaona doly nareo!azfdy ra tsy mitonona anarana fa tiko hijanona ho confidentiel ny momba ahy!
tsy fantatro oe aiza ny dinika tokony asiko an'ty fa mba nataoko eto alou!
miala tsiny ihany koa aho h...
tohiny
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:28
niryna
(
25/04/2009 04:06)
Mahavariana sy mahatalanjona ny fitondran'Atra ny fiainantsika tsirairay,raha mbola tsy mahalala na tsy nahita izany fahasoana nomeny antsika izany hianao dia mivavaha ary mitadiava Azy,raha tena misy...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/05/2009 03:48
ndenn
(
23/04/2009 10:01)
47. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 23-04-2009 11:57:56
Lohateny : Re : Vadin\'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin' ny niforo...
tohiny
novalian'i deric ny 02/05/2009 06:30
niryna
(
21/04/2009 11:41)
Vakio ity raha mahasoa anareo,jereo ihany koa ny sary nalefanan'ny namana raha mbola tsy nahita hianareo.
Nisy resadresaka niseho tamin'iny herinandro iny.Olona iray malaza,manana fahaizana amam-pah...
tohiny
novalian'i rakapy ny 25/04/2009 20:28
Zafintaolo
(
21/04/2009 09:36)
[quote=coopsal]
"Raha ny momba ny Karma, marina fa ny olona dia mandray ny vokatry ny asany; fa ny mahasamy hafa ny fampianaran'i Kristy amin'ny fampianarana Hindou dia izao -- [b][color=blue]ny Kris...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 03/05/2009 20:25
niryna
(
21/04/2009 05:08)
Matetika dia mitranga ao amintsika izany fanontaniana izany ,manampy antsika ity izay mangetaheta izany fanontaniana izany.Tsy ho voatery olon-dehibe fa ny zaza koa
.
[b] Fa maninona Atra no nana...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/04/2009 03:28
bor2lais
(
17/04/2009 13:45)
Faly miarahaba antsika rehetra.
Misy fanontaniana mba tiako zaraina amintsika ity :
\"Tsy misy ve ny famelan-keloka raha tsy misy ny fiaiken-keloka ?\"
Izany hoe : \"ilaina ve ny fahatsiarova...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/05/2009 08:12
soanja
(
16/04/2009 19:33)
Mihamafotaka ny fihodin'ny zavamisy any Madagasikara. Betsaka ny zavatra mety hitranga ao anatin'ny 70 ora. Mino aho fa ny zava-drehetra no misy dia mitondra amin'ny mahasoa avokoa rehafa eo Andriaman...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2009 20:43
diamondra27
(
16/04/2009 13:16)
zany hono e , hitambatra indray zany ry zareo roa tonta
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5970:hitambatra-jesosy-mamonjy-sy-pantekotista&catid=38:articles-malagasy&I...
tohiny
novalian'i rakapy ny 16/04/2009 18:57
rasobakobako
(
15/04/2009 06:11)
Karazam-pinoana ve izy io, raha ny fahalalako azy dia ny mpanao kung fu no manao azy io, sa ahoana ? mba hazavao misimisy hoe ho an'izay mahalala....
tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2009 17:36
soanja
(
15/04/2009 04:22)
Indro omeko eto ny teny voasoratra momban'i Helo.
Anjarantsika ny hino na tsy hino satria tsy misy mahalala izay any ambadiky ny fahafatesana velively akory. Ny soratra kosa dia mitoetra ho vakian...
tohiny
novalian'i coopsal ny 28/04/2009 06:50
