miala any ny Kôran

1. SerzaKomanda ( 05/05/2009 14:12)
Avoay tany Odon fa ampinanako otrany pastera eo ko elisany
abdullah el mafialeb sy akbar arafat efa milanja basy sy koran hakaty @gaskara
novalian'i vonynive ny 29/09/2010 09:53
2. benkintana ( 05/05/2009 15:12)
BOUM BOUM de vita elah charlot tsy mila mitatata eo ty basim-borona ty,
3. SerzaKomanda ( 05/05/2009 15:16)
fa ela ve namany pasitera sa namany mopera e
4. xxx ( 05/05/2009 15:50)
Ataovy mafimafy kely fa henoko mihintsy ny tian'i Sezakomanda tenenina
5. niryna ( 05/05/2009 15:54)
SerzaKomanda:

Avoay tany Odon fa ampinanako otrany pastera eo ko elisany
abdullah el mafialeb sy akbar arafat efa milanja basy sy koran hakaty @gaskara

tsy azoko, inona no idiran'ny hoe miala any ny ....?

:D
6. xxx ( 06/05/2009 22:27)
Raha azoko tsara dia efa misy izao ny silamo manimba lohan´olona @ vola tambazany vola be ianao oh" hetohany ny fianaranao, ny tranonao , ny momba anao rehetra dia takalony mivadika musulmana ianao, ary rehefa mivadika ianao de miantoka tsara. oh ny ilay manao pacte @ diable, izany hoe miala any ry Ben laden sy ny troupeny hamotika an´ilay gasikara , lasa fiainan´ny hesbollah indray no hiainana @zay fotoana izay hiady an- trano ny Gasy ze tsy mety mivadika musulmana izany de vonona daholo izay no tian´ny fitondrana ankehitriny ho hatao.
7. aikon ( 09/05/2009 07:27)
salut toi
aokoa rehefa miresaka eto mba resaka misy porofo sy marimpototra no lazaina
fa tsy izay tianao ambara na izay takatra ny sainao de lazainao eto daholy .
fanontaniana
izaa moa ny olona mbaola hitanao fa niova silamo ka nahazo trano sy fiara na koa lasa filohan'ny firenena teto madagasikara
raha nisy izany dia ianao io mihintsy no lasa silamao voalohany na koa efa silamo daholy ny ankamaroahan'ny gasy .
aoka anao tsy hanosipotaka ny koran fa tsy kilalalo io akory mba hendry fa gasy
ary aoka ho fantatrao fa ny finoana sialamo dia tsy mbola nahitan'ny gasy loza tahaka ny nahitan'ny gasy loza tamin 'ny finoana hafa , raha mpamaky tanataran'io nosy malalantsika io ianao dia ho fantatrao fa nanao ahoana ny fomba nidiran'ny finoana izay heverinao fa finoanao io .
tsy ho lava resaka aho fa mba misaina
inona moa no idiran'ny ben laden amin'ny fiainan'ny gasy ee
ny gasy tsy arabo akory .
8. xxx ( 09/05/2009 23:17)
Aikon,Aikon,tsy maniratsira ny Koran araky ny eritreretin´ny sainkelinao akory aho fa nahita porofo sy efa notambazana aho matoa milaza, ary efa maro ny nijoro vavolombelona momban´izany, any afrika izany dia efa malaza tokoa raha mpanara- baovao ianao dia fantatrao izany, aiza moa ny ahitanao izay momban´izany fa ianao no efa nivadika Iraniana fa tsy Gasy intsony, ary izaho fa tsy miteniteny foana toa anao ndrematoa , eto @ity forum ity dia libre ny rehetra samy afaka milaza izay hitany sy fantany fa aza maniratsira olona ianao ,araka ny fahitako ny momba anao dia any IRAN ianao no mipetraka ka efa nahazo volon- tany, raha ny fiainana manjo ny gasy ankehitriny dia tsy de mapaharary ny fonao fa ny arabo tononina no mahalasa adala anao, ataoko fa be mpahalala ny fiainan´ny Iraniana tsy hilaza betsaka momban´izany aho fa tsy mila hanontaniana akory izany fa rehefa tsy faly ianao dia aza mamaly akory fa mandehana matory.
9. xxx ( 10/05/2009 20:56)
Marina ny tenin´i xxx fa be izao ny silamao manjono kristianina mba hiova finoana ary tena mampitamby mihintsy ny masoko no nahita mankanesa eny talatamaty fa eny misy kilasimandrin´ny silamo, kristianina nivadika silamo ary nilaza izy ireo fa tsy afaka manao demi- tour intsony fa mafy be ny lalana ny vavy tsy maintsy manao sarondoha manaja tanteraka ny lalàna, mamaky corant in- 7 isan´andro tsy sitra- po fa terena satria nanaiky ny condition napetrany, hitako t@ reportage koa fa any cameroun izao de be da be ny kristianina niova satria mafy ny fiainana manome vola be ny silamo.
10. Mirananirina ( 11/05/2009 12:45)
kilasimandrin´ny silamo, kristianina nivadika silamo ary nilaza izy ireo fa tsy afaka manao demi- tour intsony fa mafy be ny lalana ny vavy tsy maintsy manao sarondoha manaja tanteraka ny lalàna, mamaky corant in- 7 isan´andro tsy sitra- po fa terena satria nanaiky ny condition napetrany, hitako t@ reportage koa fa any cameroun izao de be da be ny kristianina niova satria mafy ny fiainana manome vola be ny silamo

Aza mamorona fa efa niova daholo izao.
Na zanak'ireo filoha ARABO ao ARABIE SAODITE aza tsy manao voaly tsony,manao pataloha jean
11. coopsal ( 12/05/2009 07:38)
"Ary tsy niteny izany ho azy izy, fa satria mpisoronabe tamin'izany taona izany izy, dia naminany fa Jesosy ho faty hamonjy ny firenena;" [Jaona 11:51]
==> Io mpisoronabe io dia nilaza izay saim-pantany ny amin'ny hanaovana sorona an'i Jesosy mba hamonjena ny firenena, nefa voasoratra fa tsy avy aminy izany fa faminaniana nomen' Andriamanitra.

Mety tsy ho mpino an'i Kristy akory i serzaKomanda eto! Fa mety mba ho mpisoronabe (izaho tsy mahafantatra an, nefa tsy manizingizina!) ka maminany izay efa hanjo ny (Kristiana) Malagasy.

Teto @ forum fivavahana sy finoana, ny 13 febroary dia nisy teny nalefa mikasika ny raharaham-pirenena (raha mbola nigrevy ny tgv), ary ireto fintiniko ilay voalaza tao :

3 - ZAVATRA TSY MAINTSY HITRANGA : fahasarotana ary mety hisy fatiolona mikararana
Tahaka izay nanirahan' Andriamanitra an'i Jona ho an'ny mponin'i Ninive, izao taratasy izao dia manambara fa rehefa nasehon' Andriamanitra amintsika ny fahadisoantsika, dia mitaona indrindra antsika Malagasy hitady an' Andriamanitra amin'ny fontsika manontolo :
a- Na dia jerena toa maivan-danja aza eo imason'ny mpanara-maso iraisam-pirenena sy olona maro hafa ny entin'Atoa. Andry Rajoelina, ary nihena ny vahoaka nanara-dia azy. Raha Andriamanitra koa no nahatonga izany dia ho tonga amin'ny zava-mahagaga ny fahateren' Atoa Ravalomanana Marc hiala ny fitondrana. Tsy ho amin'ny vahoaka analinkisa na arivo akory aza izany, fa telonjato isa dia ampy hahatanteraka izany ary tsy amin'ny herisetra sy korontana akory, fa araka ny lalàna.
b- Hitantanana ny firenena Atoa Andry Rajoelina. Tsy hisy hafa velively amin'Atoa. Marc Ravalomanana anefa ny lalany, saingy izy kosa tsy haharitra eo fa vetivety monja.
c- Aorian'Atoa. Andry Rajoelina dia olona avy any Avaratra no hitondra sy hanjakazaka eto, kanefa tsy haharitra ihany koa ireo.
d- Eto no misy ny fampisainana antsika Malagasy ary itaomana antsika tena hitady an' Andriamanitra amin'ny fo. Fa raha tsy izany dia hisy korontana hahafatesana olona maro dia maro, roa arivo anatin'ny indray andro voalohany ary mety ho tonga hatramin'ny 120000 ny isan'ireo maty mandrapitsahatry ny korontana.

==> Izay manan-tsofina hoenti-mihaino, aoka izy hihaino ary handinika.
12. Ratoa ( 16/05/2009 20:32)
mampalahelo

ny bokin'ny silamo, ny bokin'ny kristiana ary ny bokin'ny jiosy dia mifandray: samy mitory an'Andriamanitra tokana, tsy azo sary, be fitiavana sy be hindrafo.

Na Baiboly, na Kôran na Tôrah dia mitory fitiavana sy famindra-po fa ny olo-mbelona no manodikodina ny voalaza ao. Tsy mamporisika ny ady an-trano an @ firenena hafa.

Esy é ry havana.....
13. vonynive ( 29/09/2010 09:53)
hay ve e, tsy taitra fotsiny, avela ho avy izay ho avy! tsy fampitahorana akory ny koran ho anay kristianina, avelao ho avy hifanatrehana, vonona hiady izahay, "fa miady arapanahy an", ny Baiboly iainan'ny kristiana ange Fiatiavana e, tsy misy maharesy ny Fitiavana miitsy ! ny hery tsy mahaleo ny fanahy, raha tsy misy adversaire koa ange tsy hita izay mandresy e
tsy fanahy osa fa fanahy mahery no ato amintsika, manoatra noho ny mpandresy isika @ alalan'ilay tia antsika ! fa mila miaina tanteraka ny sitrapon'atra tsara anefa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518