Avy aiza no niavian'A/tra?
1. badboy
(
30/04/2009 20:45)
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra!
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamorona azy??????? :roll: :roll: :roll:
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamorona azy??????? :roll: :roll: :roll:
novalian'i soanja ny 15/05/2009 23:13
2. fijo
(
30/04/2009 21:12)
ao an tsaina.andriamanitra,dadabenoely ,devoly dia samy ao an tsaina no misy azy,fa tsy hoe tena izy.
4. xxx
(
30/04/2009 23:13)
Ary mbola velona tany ihany angaha ty badoboy,resaka akoho sy atody ndray no entin'ny lery avy any klé :-D :-D :-D :-D
5. tafondro
(
01/05/2009 00:11)
Arrétons les bobards paranoïques et affrontons l' univers comme il est!
7. badboy
(
01/05/2009 05:35)
Misaotra an'i fijo! Ka raha ao antsaina izy izany dia azo foanana mora satria ny saina no namorina dia ny saina koa no hanaborina???? Izay ve izany no tena izy???
Ireo izay tia hamaly dia afaka mamaly saingy iangaviana mba hitondra valin'ilay fanontaniana fa tsy hanao torakovitra tahak'io rehefa hanontaniana ny fiavian'Atra! 8) 8)
Ireo izay tia hamaly dia afaka mamaly saingy iangaviana mba hitondra valin'ilay fanontaniana fa tsy hanao torakovitra tahak'io rehefa hanontaniana ny fiavian'Atra! 8) 8)
8. rakapy
(
01/05/2009 06:02)
Ka ilay fanotanianao anie Rabadboy dia toa fanotaniana tsy ahitana valiny e!
Ny niavian'ny olombelona aza eto efa tsy hita izay ilazana azy fa samy milaza izay angano sy tantara fantany, koa vao maika ve hoe avy aiza no niavian'A/tra tsy ho vao maika ho loza.
Fa na izany na tsia dia tokony ho faritanao hoe @ fomba fijery inona no tianao hamaliana azy dia amin'izay mantsy mba mety hiiditra ireo mpahalala ny tantaran'ny finoany avy.

9. Mirananirina
(
01/05/2009 07:26)
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra!
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamorona azy???????
Mbola tsisy nahita na nandre aloha ,fa finoana fotsiny ihany e.
Io no mahatonga ny olombelona betsaka erantany tsy mino,gaga aho raha nandre vaovao indepa fa ny frantsay izay nitondra ny fivavahana tany amintsika ,kay 50% non croyant
10. piste
(
01/05/2009 07:37)
Tsy takatry ny cerveau-n'ialahy kely io izany ry Bdboy, fa zavatra hafa mahasoa @ fiainana dinihina.
Tadidio fotsiny fa raha zavatra nanam-piandohana na noforonina dia efa tsy Andriamanitra izay.
Tadidio fotsiny fa raha zavatra nanam-piandohana na noforonina dia efa tsy Andriamanitra izay.
11. badboy
(
01/05/2009 09:19)
Hoy ny dogmatika : tsy takatry ny saina izany fa inoana fotsiny dia ampy;
Hoy ny pragmatika : tsy ilaina ny fitadiavana ny niaviany fa ny finoana azy ho misy no toavina satria ahafahana manisy soridalana ny fiainana antany;
Hoy ny scientifika : izao tontolo izao dia vokatry ny fipoahana goavana (big-bang), ka tsy misy Atra fa ny fivoarana no no nahatonga ny zavaboahary rehetra;
Hoy ny tsy omba ny atsy tsy omba ny aroa : samia maka izay tandrify azy dia samy milamina @ izay;
Hoy ny fanatika : aza miteniteny foana fa blasfema izany fanontanianao izany ka ho sazian'Atra ianao @ izany, hivavaka ho anao izahay!!
.........
Dia hoy aho hoe : avy aiza no tena niavian'ilay Atra mampitambatra nefa koa mampizarazara ny olombelona erantany???
:roll: :roll: :roll: :roll:

12. tafondro
(
01/05/2009 09:44)
Ka na ilay theorie de big bang aza anie dia mbola toa tsy hifanekena ra Badboys é ! Ary raha izao indray aza no hametrahana ny fanontaniana tsy misy valiny : Ho vitan' ny teny sy ny soratra voaforina ve ny manazava ny anton' ny fisian' ny Galaxie aman- tapitr'isany sy izay mbola any ankoatrany any ? 8) 8)
13. tywa68
(
02/05/2009 17:02)
Mahita fanontaniana koa ry Badboy itony a : asa raha hahazo valiny mahafapò enao eto :-w Ny valiteny homeko aloha d tsy haiko hoe avy aiza ary tsy manakana ahy handray ny fitiavana sy fanantenàna napetrany zany :-* tsy tora-kovitra aho mamaly :wink:
14. ndenn
(
03/05/2009 17:19)
Natahotra inona i Tywa 68 t@ io resaka io ? efa misy anie ianao ka dia anjaranao ny mijery sy miatrika ny fiainana araka izay fihaviany eo é ! Mahareta sy mahadimbiasa ho solofon' ny dimby sy fara ary ,hifanateran' ny taranaka amam- para ny fandehan' ny tantara . :oops:
15. tywa68
(
03/05/2009 18:29)
Ndenn > Tsy matahotra aho fa mamerina an'ilay nosoratan'i Badboy etsy @ réponse-ny faha-6 :lol: ary enao ?
16. ndenn
(
03/05/2009 18:42)
Hery , tanjaka , faharanitana , fahasalamana , fahalalàna , fahatojoana , fitiavana , fahasambarana , fahatoniana , fivoarana , fahamasinana ,fahamarinana , fahaizana , fahamatorana , voninahitra ,fanjakana ,fahefana ,sy ny hafa , ankoatr' ireo mbola misy ? mizotra @ làlana nomen' ny anjara sy lahatra tandrifinao ianao dia feno ny fiainanao.
17. coopsal
(
04/05/2009 07:56)
badboy:
Raha ny teny no nisy voalohany nisian'izao tontolo izao, tokony ho teny koa izany no mampisy an'A/tra!
A/tra anefa no nampisy ny teny, ka avy aiza izany no niavian'Atra satria izy tsy afaka ny mamorona azy??????? :roll: :roll: :roll:
==>
1- Izy avy hatrany anontaniana, fa raha misy koa Izy dia hamaly anao. Kanefa maneke rehefa mamaly Izy.
2- Fahiny aho tsy nino fa nisy an'izany Jesoa Kristy izany. Fa indray Alakamisy alina aho nanontany hoe "raha misy marina ianao dia lazao amiko ny anton'izany fiainako rehetra izany", dia nahazo valin-teny aho hoe "Raha tsy izao tsy ho nitodika tamiko ianao".
3- "Izaho no fiandohana sy fiafarana" hoy Jesoa Kristy, izay tsy iza fa Jehovah Andriamanitra ihany.
18. coopsal
(
04/05/2009 07:59)
fijo:
ao an tsaina.andriamanitra,dadabenoely ,devoly dia samy ao an tsaina no misy azy,fa tsy hoe tena izy.
==> Izao no mampiseho fa tsy mbola nandre na nahita Azy ianao. Kanefa raha izay tsy hita sy tsy re rehetra no tsy tokony hinoana, na ny fisian'ny rivotra, ny molécules, ny microbes, ... sns dia ao an-tsaina avokoa. Ny électricité ohatra, tsy misy an'izany fa ao an-tsaina izany, noho izany azonao atao tsara mihitsy ny mandray fil électrique miboridana, branché, tsy mila manao boty, gans, ...sns
19. coopsal
(
04/05/2009 08:06)
tafondro:
Arrétons les bobards paranoïques et affrontons l' univers comme il est!
==> Ny tianao ambara ve dia hoe : "Ajanony any ny resaka Andriamanitra (bobards) fa ny fiainana, ny asa, ireo no réalités ?"
20. coopsal
(
04/05/2009 08:13)
badboy:
Misaotra an'i fijo! Ka raha ao antsaina izy izany dia azo foanana mora satria ny saina no namorina dia ny saina koa no hanaborina???? Izay ve izany no tena izy???
Ireo izay tia hamaly dia afaka mamaly saingy iangaviana mba hitondra valin'ilay fanontaniana fa tsy hanao torakovitra tahak'io rehefa hanontaniana ny fiavian'Atra! 8) 8)
==> Mangala ianao cerceau feno anakiray tsy misy banga (ohatra peratra boribory tsara), karohy ao raha hitanao ny fiandohan'io (sy ny fiafarany). Raha tsy hitanao dia azonao ekena izany fa tsy misy akory io peratra io fa ny sainao mamorona fotsiny.
Tsy fantatro ianao na manan-janaka na tsia, fa ny zanakao tsy naterakao izany, fa teo ho azy!
Raha velona izy ireo, velombelona ho azy noho ny heriny sy ny tanjany fa tsy ianao no mamelona azy.
Fahadalana ho an'ny zaza raha hihevitra fa tonga ho azy teto an-tany izy fa tsy nateraka, ary velona izy noho ny fiasan'ny sainy sy ny heriny fa tsy noho ireo ray amandreniny.