Fivavahana, finoana
soanja
(
12/03/2009 15:01)
Mahavarina ahy ity Boky iray ity ka. Tena matanjaka mihitsy ny heriny. Asa anefa fa dia mahavita raha tokoa ny olona tantaraina ao. Andriamanitra eto- aminy mpitantara- dia mamaly faty ny nahazo ny Za...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:43
ari.malala
(
12/03/2009 06:34)
I Jesoa dia niteny fa tonga hiantso ny mpanota hibebaka, nefa nahoana isika olombelona no mi decider hoe ity olona ity dia tsy mahazo mandray komonio na aongana tsy ho mpandray intsony? Tsy maka ny to...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/03/2009 16:46
niryna
(
11/03/2009 17:45)
[b]7 Ary mandehana faingana, ka lazao amin'ny mpianany fa efa nitsangana tamin'ny maty Izy; ary, indro, mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy; indro, efa nilaza taminareo Aho.
8...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/03/2009 04:01
coopsal
(
11/03/2009 07:54)
[quote=fahamarinana]
... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny
[...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 16/03/2009 17:37
rakaroka
(
11/03/2009 06:21)
[url]http://www.youtube.com/watch?v=JgfIsM5lMoo[/url]
Misokatra any aminareo ve ity?......
tohiny
novalian'i rakaroka ny 12/03/2009 22:07
fijo
(
10/03/2009 21:12)
tena efa mihevitra nytenany ho tsy eto an tany ve sa ahoana????
ny zavanisy dia ,nisy ankizy vavy kely 9 taona novetavetan'ny raikeliny ary bevohoka (kambana).nasain'ny reniny nesorina ireo zaza ireo...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:47
soanja
(
10/03/2009 16:46)
Ny hanihany dia isan'ny fomba hanalana tahotra sy hanalefahana ny fifandraisan'olona roa na maro hilanto sy homora. Hanihany tsy hanambaniana ny hafa anefa na hoe hanapotehana ny hafa na hanisy ratsy ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 11/03/2009 21:52
mion
(
10/03/2009 12:50)
Ity misy finoana hafa kely, secte zany e, mahaliana be ny namaky azy hatr@ farany , efa voavakiko hatram voalou ka hatram farany ary maha lasa saina tokoa. Saika hipetraka teto Mada izy ity fa asa t...
tohiny
novalian'i coopsal ny 11/03/2009 07:56
ari.malala
(
10/03/2009 06:55)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=5550
Ny fanontaniako dia tsotra, mbola mahazo mandray sakramenta ve io pretra io? Satria raha ny fampianarana azoko dia 6 i...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:49
soanja
(
07/03/2009 21:14)
Araka ny hevitrao inona no nahatonga anao teto an-tany? Teraka ianao satria nahoana? Efa nomanin'Andriamanitra ve ny fisianao? Raha nomaniNy dia satria nahoana? Nahoana no ianao no nateraka fa tsy i R...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/03/2009 04:45
niryna
(
07/03/2009 00:40)
Ny soratra masina dia manambara amintsika fa[b]"Raha adinina izahay anio tamin'ny asa tsara natao nanasitranana ilay lehilahy malemy dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny olona Israely rehetra fa [u...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/03/2009 21:48
niryna
(
06/03/2009 19:06)
Ity misy teny nomeko ny ankizy tao am-piangonana.
Amin'ny fahoriana rehetra -Mino an'Atra
Amin'ny fifaliana rehetra-Midera an'Atra
Amin'ny fijaliana rehetra - Matokisa an'Atra
Amin'ny olana re...
tohiny
novalian'i coopsal ny 09/03/2009 09:06
soanja
(
06/03/2009 05:18)
Na mbola tsy vita aza ilay resaka Etanizia dia aleo jerena indray ny hevintsika momba ity iraika lahy ity:[b]Ny fimailo[/b]. Ilaintsika ve io sa tsia???
Ekenao ve ny fanabeazana aizana tompoko?
O...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 21:31
Mirananirina
(
05/03/2009 14:04)
Nijery ilay film taminy NRJ12 omaly alina aho:Arche de Noé.
Tantara marina ao aminy baiboly io.Ireo manota sy manompo sampy rehetra dia novonoiny daholo.Aiza ny famelakeloka izany??????????Tsy misy....
tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2009 03:44
xxx
(
05/03/2009 00:41)
Fa inona marina no ilana an'io FFKM io ?
Toa fositra ho an'ny firenena indray le izy. ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 05/03/2009 06:49
fijo
(
03/03/2009 22:19)
raha niresaka momba ny niandohana tao amin'ny FR2 ny pretra iray"FRANCOIS EUVE"jezoita izy ary fizisianina ihany koa no pretra.dia izao no nolazainy.
raha profo no tadiavina hanamarinana ny niandohan...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 10/03/2009 14:50
Fanhaiky
(
03/03/2009 12:22)
Atao hoe famonoana ihany koa ny tiako hiresahana aminao:
1- Fanamelohana ho faty zaho aloha tsy d'accord @ ireny mihitsy n'inona n'inona heloka vitany satria tsy ny olombelona no tompon'ny aina fa mb...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2009 20:43
Fody
(
27/02/2009 12:52)
[center][b]Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy?[/b][/center]
Misaotra mialoha an'izay handray anjara.
Am-pitiavana be......
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:56
niryna
(
26/02/2009 16:45)
Nisy tanora mianadahy kely lasa nandeha any Filipina fa marary mafy ny dadabeany ary hoy izy dahy mantsy ahy hoe satria ny dadabenay tsy mba nino an'i kristy ka andeha ho any izahay hampahafantatra az...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2009 01:49
mion
(
26/02/2009 06:34)
Sao mba misy manana informations momba io secte io de raisina an-tanandroa
Asa ianareo raha nahatsikaritra io secte io fa tena mirongatra izy io tato ato et tanà ville.
ry zareo le mijoro eny an-...
tohiny
novalian'i Okok ny 21/09/2025 20:15
