importancen'izany hoe tia sy tian'olona ..
1. coopsal
(
11/03/2009 07:54)
fahamarinana:
... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny
==> Important tokoa izany tia sy tiavin'olona izany ... fa hoe tahaka ny ahoana ny degré d'importance ? Ny ahy no hotantaraiko.
Nifankatia tamin'olona aho (izy tena tiako be, ary izy tia ahy be). Tiako be izy au point que, na dia tsy sabatista aza aho dia vonona ny tsy hihinan-kisoa noho ny aminy (de plus izy nandeha tany lavitra tany). Izy tia ahy au point nindrana vola be t@ banky tany mba hikarakarana ny fandehanako tany. Presque isanandro na izaho taty na izy tany dia rotsa-dranomaso noho ny alahelo, niaritra torimaso mba hifampiresahana an-telefaonina ... sns e!
Saingy ny fitiavako azy niredareda tsy ampy nanoherako ny filàn'ny nofoko t@ vehivavy hafa. Ary ny fitiavany ahy niredareda tsy ampy nanekeny ahy tamin'ny lalana rehetra. Kanefa dia hirahiranay roa ny hoe : "si un jour, la vie t'arrache à Moi ... si tu meurs, que tu sois loin de moi ... moi, je mourrais aussi". Tsia, ny fitiavan'olombelona na dia lehibe tahaka ny inona aza tsy mahasakana fijangajangana sy fisarahana.
Nandritra izany tantara izany no nisy iray niditra teo amin'ny fiainako : KRISTY. Nahitako fa ny fitiavaNy irery no maharesy ny ratsy rehetra, ary ahavitana ny impossible. Maro ireo impossible tamiko no efa nataoko ary ataoko isanandro.
Mahafinaritra ny mahatsapa hoe : tia ahy ranona sy ranona. Saingy tsy amin'ny alalan'i ranona sy ranona no hidirako amin'ny fanjakàn'ny lanitra, fa amin'ny alalan'i KRISTY irery ihany, satria Izy no "vavahadin'ondry".
novalian'i fahamarinana ny 16/03/2009 17:37
2. fahamarinana
(
11/03/2009 08:42)
coopsal:
KRISTY. Nahitako fa ny fitiavaNy irery no maharesy ny ratsy rehetra, ary ahavitana ny impossible. Maro ireo impossible tamiko no efa nataoko ary ataoko isanandro.
:arrow: hatreo aloha dia ekeko !
coopsal:
Mahafinaritra ny mahatsapa hoe : tia ahy ranona sy ranona. Saingy tsy amin'ny alalan'i ranona sy ranona no hidirako amin'ny fanjakàn'ny lanitra, fa amin'ny alalan'i KRISTY irery ihany, satria Izy no "vavahadin'ondry".
:arrow: Tsy sanatria mifangaro ve ilay resaka eto ranadahy ? Hevero fa i ranona sy ranona tsy ho ataoko hilahatra amin'ny Kristy kosa .Izy hafa tanteraka ary tsy misy toa Azy (hevitro zay sao misy mitsaingoka eo ndray an! ).
Efa mazava be anie fa amin'ny alalany ihany no hidirako ary,efa naverintsika imbetsaka izay !Fa kosa tsy azoko ny ifampidiran'ny dinika nampidirin'ny soanja tary sy ny valiteniko fa tsy sanatria ireo no hitarika ahy any amin'ny fiainana mandrakizay dia hitovy classe amin'ny Kristy.Ndrao mifangaro lahy !
Hajaiko tanteraka ny hevitry ise fa tsy iombonako kosa aloha hatreto...
Taoko ilay Fitiavana no lehibe indrindra :fitiavana ny rar,ny namana,ny olon-tiana...ny mpiara-monina...
Fahotana ve izany mitia izany ankoatra ny fitiavana any Kristy ?
Amiko ilaina ny fitiavana amin'ny fomba isehony rehetra matoa natao hisy io fihetsem-po iray io,anjaran'ny tena no mamehy azy tsy hivoana,tsy ho ratsy,tsy hamitaka ihany koa !!.za tsy manana solutions koa satria isan'ny entin'ny fihetsem-po koa isan'andro vaky izao. :? (l)
3. ari.malala
(
11/03/2009 10:29)
Mahafinaritra ny mahatsapa hoe : tia ahy ranona sy ranona. Saingy tsy amin'ny alalan'i ranona sy ranona no hidirako amin'ny fanjakàn'ny lanitra, fa amin'ny alalan'i KRISTY irery ihany, satria Izy no "vavahadin'ondry".euh, fa nga moa raha mifankatia aman'olona de misy mihevitra fa hoe iny olona iny no hitondra ny tna hoany @ fiainana mandrakizay? tsy azoko :roll: sa lasa fahotana ny mitia olona hafa ankoatra an'i Jesoa? misy zavatra tsy azoko mintsy ao anatin'ilay tantara klou e!
4. Mirananirina
(
11/03/2009 12:17)
Ka tokony hanao masera izany e;amin'izay mifatotra amin'i Kristy irery.
5. soanja
(
11/03/2009 14:25)
coopsal:
fahamarinana:
... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny
==> Important tokoa izany tia sy tiavin'olona izany ... fa hoe tahaka ny ahoana ny degré d'importance ? Ny ahy no hotantaraiko.
Nifankatia tamin'olona aho (izy tena tiako be, ary izy tia ahy be). Tiako be izy au point que, na dia tsy sabatista aza aho dia vonona ny tsy hihinan-kisoa noho ny aminy (de plus izy nandeha tany lavitra tany). Izy tia ahy au point nindrana vola be t@ banky tany mba hikarakarana ny fandehanako tany. Presque isanandro na izaho taty na izy tany dia rotsa-dranomaso noho ny alahelo, niaritra torimaso mba hifampiresahana an-telefaonina ... sns e!
Saingy ny fitiavako azy niredareda tsy ampy nanoherako ny filàn'ny nofoko t@ vehivavy hafa. Ary ny fitiavany ahy niredareda tsy ampy nanekeny ahy tamin'ny lalana rehetra. Kanefa dia hirahiranay roa ny hoe : "si un jour, la vie t'arrache à Moi ... si tu meurs, que tu sois loin de moi ... moi, je mourrais aussi". Tsia, ny fitiavan'olombelona na dia lehibe tahaka ny inona aza tsy mahasakana fijangajangana sy fisarahana.
Nandritra izany tantara izany no nisy iray niditra teo amin'ny fiainako : KRISTY. Nahitako fa ny fitiavaNy irery no maharesy ny ratsy rehetra, ary ahavitana ny impossible. Maro ireo impossible tamiko no efa nataoko ary ataoko isanandro.
Mahafinaritra ny mahatsapa hoe : tia ahy ranona sy ranona. Saingy tsy amin'ny alalan'i ranona sy ranona no hidirako amin'ny fanjakàn'ny lanitra, fa amin'ny alalan'i KRISTY irery ihany, satria Izy no "vavahadin'ondry".
Tsy nifandray mihitsy aloha le tantara eto. I KRISTY ve zany no lasa vadinao sa mbaol vehivavy ihany??? Sa lasa tsy nanambady mihity!
Coopsal o, ny mahavita zavatra be dia tokoa isika olombelona indrindra rehefa miara-miasa amin'Andriamanitra/Kristy. Fa tsy natao akory hoe tsy hiaina. Miaina isika no sady manantanteraka ny fikasany/fitiavany ao anatin'iny fiainantsika iny.
Ny fitiavana amiko dia omena sady tsy ampisalasalana. Ny fifankatiavantsika rehetra eo amin'ny Kristy/Andriamanitra no takiany amintsika. Isika voalaza io dia olombelona sy ny zavaboary rehetra!
6. niryna
(
11/03/2009 17:09)
fahamarinana:
... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11.
Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny
coopsal:
==> Important tokoa izany tia sy tiavin'olona izany ... fa hoe tahaka ny ahoana ny degré d'importance ? Ny ahy no hotantaraiko.
coopsal:
Nifankatia tamin'olona aho (izy tena tiako be, ary izy tia ahy be). Tiako be izy au point que, na dia tsy sabatista aza aho dia vonona ny tsy hihinan-kisoa noho ny aminy (de plus izy nandeha tany lavitra tany)
dia ahoana ny tohiny ry coopsal ? :D dia mbola tsy mihinana henankisoa ve hianao hatramin'izao ? vazivazy ny ahy iny
satria mantsy ny tenin'Atra manambara fa
izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,
5 satria hamasinin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fivavahana izany. I Tim 4
Fa ny amin'ny fifankatiavan'ny mpirahalahy, dia tsy misy tokony hosoratako aminareo, satria ny tenanareo dia ampianarin'Andriamanitra hifankatia. I Tes 4 : 9
Mahafinaritra ny mahatsapa hoe : tia ahy ranona sy ranona. Saingy tsy amin'ny alalan'i ranona sy ranona no hidirako amin'ny fanjakàn'ny lanitra, fa amin'ny alalan'i KRISTY irery ihany, satria Izy no "vavahadin'ondry".
Eny marina izany fa avy amin'i kristy irery no hidirantsika amin'ny fanjakan'ny lanitra.
ny hevitro
Atra dia fitiavana ary tia antsika foana izy na dia mpanota aza isika ary tsy mba mandao na inona mitranga na inona . Ny olona kosa dia mety mandao anao,
Ny fantatro aloha dia tsy maintsy mitia ny tenako aloha aho voalohany
indrindra vao afaka mitia olona .Tsy maintsy mitia ny olona izay hitan'ny masoko koa aho vao sahy miteny hoe tia an'Atra .tsy maintsy mitia ny rahalahy sy rahavavy indrindra ireo ao amin'ny tompo koa vao afaka miteny hoe tia an'Atra .Tsy maintsy mitia ireo olona izay tsy mahalala an'Atra koa satria izy ireo aza mba mampalahelo ,tsy mahalala fa ao anatin'ny maizina ary ny fihetsiko ,ny fiteniko,ny fomba fifandraisako azy ireo dia efa fanazavana fa manana an'ilay Atra aho ary dia mampiseho izay jiro izany izay avy amin'ny alalan'ny fitiavana azy ireo aho. Tsy mora kanefa dia mivavaka mba omen'Atra fo vaovaoa,fo madio ahay hamela sy andray olona na inona finoana na inona ,mizara ny tenin'Atra azy ireo fa noho ny fahasoavan'ny tompo no naha toy izao ahy,noho ny herin'ilay Atra hinoko no nahafahako nizara ny tenin'Atra toa izao fa tsy ny heriko irery,ary dia mizara izany am-pitiavana koa aho satria Atra dia fitiavana .
...raha ny olona a ,mety mandao anao ....Jesoa sakaizanay ,Jesoa anay Ny olona mety mandao fa Atra tsy mba mandao antsika
izay no mba hevitro
farany L zava-dehibe ny tia olona sy tian'olona kanefa tadidio fa tsy ho voatery ho tia anao daholo ny olona ,saingy ny fialana ny fankahalana olona dia ny mivavaka ho azy,tsy ho voatery hinamana na atoky azy intsony aho saingy ny fivavahana ho azy dia manampy ahy eo amin'ny fiainako mba hadio ny foko fa tsy hanana fankahalana olona ary mba hanetry tena aho ka hifona amin'Atra mba anova ny foko ho tia azy koa
(l) niryna
7. mia
(
11/03/2009 19:50)
Sambatra kokoa ny tia mihoatra amin'ny tiana hono e!
hafa mihitsy anie izany hoe olona tianao ary tena tianao no miaraka aminao fa tsy hoe iarahanao ilay vady na sipanao satria hoe tia anao izy nefa mety tsy tena tianao akory
hafa mihitsy anie izany hoe olona tianao ary tena tianao no miaraka aminao fa tsy hoe iarahanao ilay vady na sipanao satria hoe tia anao izy nefa mety tsy tena tianao akory
8. ikaretsaka
(
11/03/2009 20:08)
On nous a toujours dit que pour être heureux et s'épanouir dans la vie,
il fallait aimer et être aimé. Mais, il est plus important d’aimer les autres que d’être aimé par eux.
Aimer nous garde libre et indépendant, alors que le fait d'attendre que les autres nous aiment nous place en situation de dépendance par rapport à eux, ce qui n’est pas bon pour notre équilibre affectif.
« Aimer est une nécessité. Etre aimé, être apprécié, n'est pas une nécessité.
C'est le vide que nous avons en nous qui nous fait craindre de perdre les personnes aimées. Mais ce vide ne se remplit qu'avec la réalité.
Et quand tu es dans la réalité, rien ni personne ne te manque.
Tu te sens libre et rempli de bonheur, comme les oiseaux. »
Libres enfin !,
9. coopsal
(
13/03/2009 11:04)
mia:
Sambatra kokoa ny tia mihoatra amin\'ny tiana hono e!
hafa mihitsy anie izany hoe olona tianao ary tena tianao no miaraka aminao fa tsy hoe iarahanao ilay vady na sipanao satria hoe tia anao izy nefa mety tsy tena tianao akory
==> Ny fiainako no notantaraiko fa nahitako fa ny olona tiako sy tia ahy (be tena be mihitsy) dia nampitombo fahasarotam-piaro sy alahelo tato anatiko sy tao aminy, kanefa tsy nahareseko ny filàko ara-nofo @ vehivavy hafa (tsy nilatsa-pitiavana tamin\'ireny aho, fa nanana filàna foana ary tsy nahatohitra).
Ankehitriny aho manambady olona izay tsy safidiko, kanefa nofidian\'ny Tompo ho ahy, ary haiko kokoa ny mitia azy araka ny fitiavan\'ny TOMPO, satria tsy ny fitiavako intsony izany. Haiko ny mahafoy ny aiko mba hamonjena azy, tsy noho izaho na fahaizako, fa KRISTY izay ato anatiko.
Tsy ny tia olona sy tian\'olona no lazaiko hoe ratsy, fa ny fahadisoantsika amin\'ny tena atao hoe fitiavana. Afangarontsika ny filàntsika ara-nofo, ny fientanam-po, ireo no lazaintsika fa fitiavana, fa KRISTY milaza mazava ny atao hoe fitiavana :
- Fitiavan\'ny tompo : Mamonjy azy (Mpiandry tia ny ondry, KRISTY tia ny sakaizaNy, Andriamanitra tia izao tontolo izao).
Izany no nitiavan\' Andriamanitra ny olona, nitiavan\'i KRISTY ny mpianaNy, ary ilazana fa mila hitiavan\'ny lahy ny vavy.
- Fitiavana ny tompo : fanekena azy, fankatoavana ny didiny.
I Petera indray mandeha raha nanontanian\'i Jesoa hoe \"moa tia ahy va ianao ?\", moa ve tsy fantatr\'i Jesoa tsara ny sentimentsn\'i Petera t@ Jesoa? Fa matoa naverimberiny ilay fanontaniana, dia ny hanitsiana an\'i Petera ny amin\'ny tena atao hoe fitiavana Azy : fahano ary ny ondriko, karakarao ny ondriko, andraso ny ondriko.
Naverimberin\'i Jesoa foana hoe \"raha tia ahy ianareo dia hitandrina ny didiko\". [Jaona 14].
Ilay vehivavy tia ahy tsy nanaiky ahy, au contraire, toa nanaiky ny hevitr\'olona rehetra izy fa izay nolazaiko taminy nolaviny aby. Kanefa izy dia hatramin\'izao raha anontaniana dia inoako fa hilaza fa tena tia ahy, ary ngamba tsy hisy olona tian\'olona tahaka ahy izay notiaviny.
Ny vady nomen\'i KRISTY ahy, na dia manana ny mokon-dohany aza, rehefa mihaino an\'i KRISTY izy dia tena volonté ary tanterahiny ny hoe \"manaiky\", ary tsy zavatra mora ny zavatra tsy maintsy ekeny, fa dia mahafoana ny maha izy azy mihitsy, izay rahateo ilay aina.
CONCLUSION : Tsy ny tia na tiana no ratsy, fa rehefa tsy ao amin\'i KRISTY dia ratsy ny zavatra rehetra, ary rehefa ao amin\'i KRISTY dia tsara.
10. fahamarinana
(
13/03/2009 11:41)
:arrow: tena variana be aho ranadahy coopsal amin'ilay voalazanao hoe amin'io cnclusion io fa dia samy manana ny heviny tokoa aloha ka dia ajanoko hatreo. :? (l)
11. ikaretsaka
(
13/03/2009 15:05)
Coops> tandremo fotsiny lasa fanatisme mitapoka egoisme ka manadino ny realite
12. ikaretsaka
(
13/03/2009 15:07)
Coops> tandremo fotsiny lasa fanatisme mitapoka egoisme ka manadino ny realite
13. cutie
(
13/03/2009 15:49)
Eny marina izany fa avy amin'i kristy irery no hidirantsika amin'ny fanjakan'ny lanitra.
ny hevitro
Atra dia fitiavana ary tia antsika foana izy na dia mpanota aza isika ary tsy mba mandao na inona mitranga na inona . Ny olona kosa dia mety mandao anao,
Ny fantatro aloha dia tsy maintsy mitia ny tenako aloha aho voalohany
indrindra vao afaka mitia olona .Tsy maintsy mitia ny olona izay hitan'ny masoko koa aho vao sahy miteny hoe tia an'Atra .tsy maintsy mitia ny rahalahy sy rahavavy indrindra ireo ao amin'ny tompo koa vao afaka miteny hoe tia an'Atra .Tsy maintsy mitia ireo olona izay tsy mahalala an'Atra koa satria izy ireo aza mba mampalahelo ,tsy mahalala fa ao anatin'ny maizina ary ny fihetsiko ,ny fiteniko,ny fomba fifandraisako azy ireo dia efa fanazavana fa manana an'ilay Atra aho ary dia mampiseho izay jiro izany izay avy amin'ny alalan'ny fitiavana azy ireo aho. Tsy mora kanefa dia mivavaka mba omen'Atra fo vaovaoa,fo madio ahay hamela sy andray olona na inona finoana na inona ,mizara ny tenin'Atra azy ireo fa noho ny fahasoavan'ny tompo no naha toy izao ahy,noho ny herin'ilay Atra hinoko no nahafahako nizara ny tenin'Atra toa izao fa tsy ny heriko irery,ary dia mizara izany am-pitiavana koa aho satria Atra dia fitiavana .
...raha ny olona a ,mety mandao anao ....Jesoa sakaizanay ,Jesoa anay Ny olona mety mandao fa Atra tsy mba mandao antsika
izay no mba hevitro
farany L zava-dehibe ny tia olona sy tian'olona kanefa tadidio fa tsy ho voatery ho tia anao daholo ny olona ,saingy ny fialana ny fankahalana olona dia ny mivavaka ho azy,tsy ho voatery hinamana na atoky azy intsony aho saingy ny fivavahana ho azy dia manampy ahy eo amin'ny fiainako mba hadio ny foko fa tsy hanana fankahalana olona ary mba hanetry tena aho ka hifona amin'Atra mba anova ny foko ho tia azy koa
niryna
namaste :)
14. cutie
(
13/03/2009 15:49)
C'est le vide que nous avons en nous qui nous fait craindre de perdre les personnes aimées. Mais ce vide ne se remplit qu'avec la réalité.
Et quand tu es dans la réalité, rien ni personne ne te manque.
Tu te sens libre et rempli de bonheur, comme les oiseaux. »
Libres enfin !,
:)
15. cutie
(
13/03/2009 15:51)
8. Mpandefa : coopsal [ Valio ] 13-03-2009 12:04:56
Lohateny : Re : importancen\'izany hoe tia sy tian\'olona ..
Hoy i mia:
Sambatra kokoa ny tia mihoatra amin'ny tiana hono e!
hafa mihitsy anie izany hoe olona tianao ary tena tianao no miaraka aminao fa tsy hoe iarahanao ilay vady na sipanao satria hoe tia anao izy nefa mety tsy tena tianao akory
==> Ny fiainako no notantaraiko fa nahitako fa ny olona tiako sy tia ahy (be tena be mihitsy) dia nampitombo fahasarotam-piaro sy alahelo tato anatiko sy tao aminy, kanefa tsy nahareseko ny filàko ara-nofo @ vehivavy hafa (tsy nilatsa-pitiavana tamin'ireny aho, fa nanana filàna foana ary tsy nahatohitra).
Ankehitriny aho manambady olona izay tsy safidiko, kanefa nofidian'ny Tompo ho ahy, ary haiko kokoa ny mitia azy araka ny fitiavan'ny TOMPO, satria tsy ny fitiavako intsony izany. Haiko ny mahafoy ny aiko mba hamonjena azy, tsy noho izaho na fahaizako, fa KRISTY izay ato anatiko.
Tsy ny tia olona sy tian'olona no lazaiko hoe ratsy, fa ny fahadisoantsika amin'ny tena atao hoe fitiavana. Afangarontsika ny filàntsika ara-nofo, ny fientanam-po, ireo no lazaintsika fa fitiavana, fa KRISTY milaza mazava ny atao hoe fitiavana :
- Fitiavan'ny tompo : Mamonjy azy (Mpiandry tia ny ondry, KRISTY tia ny sakaizaNy, Andriamanitra tia izao tontolo izao).
Izany no nitiavan' Andriamanitra ny olona, nitiavan'i KRISTY ny mpianaNy, ary ilazana fa mila hitiavan'ny lahy ny vavy.
- Fitiavana ny tompo : fanekena azy, fankatoavana ny didiny.
I Petera indray mandeha raha nanontanian'i Jesoa hoe "moa tia ahy va ianao ?", moa ve tsy fantatr'i Jesoa tsara ny sentimentsn'i Petera t@ Jesoa? Fa matoa naverimberiny ilay fanontaniana, dia ny hanitsiana an'i Petera ny amin'ny tena atao hoe fitiavana Azy : fahano ary ny ondriko, karakarao ny ondriko, andraso ny ondriko.
Naverimberin'i Jesoa foana hoe "raha tia ahy ianareo dia hitandrina ny didiko". [Jaona 14].
Ilay vehivavy tia ahy tsy nanaiky ahy, au contraire, toa nanaiky ny hevitr'olona rehetra izy fa izay nolazaiko taminy nolaviny aby. Kanefa izy dia hatramin'izao raha anontaniana dia inoako fa hilaza fa tena tia ahy, ary ngamba tsy hisy olona tian'olona tahaka ahy izay notiaviny.
Ny vady nomen'i KRISTY ahy, na dia manana ny mokon-dohany aza, rehefa mihaino an'i KRISTY izy dia tena volonté ary tanterahiny ny hoe "manaiky", ary tsy zavatra mora ny zavatra tsy maintsy ekeny, fa dia mahafoana ny maha izy azy mihitsy, izay rahateo ilay aina.
CONCLUSION : Tsy ny tia na tiana no ratsy, fa rehefa tsy ao amin'i KRISTY dia ratsy ny zavatra rehetra, ary rehefa ao amin'i KRISTY dia tsara.
Azoko tanteraka ny fandehany :)
16. coopsal
(
16/03/2009 14:56)
ikaretsaka:
Coops> tandremo fotsiny lasa fanatisme mitapoka egoisme ka manadino ny realite
==> Rehefa i KRISTY no henoiko dia tsy ho égoïsme mihitsy ny actes-ko fa au contraire aza taratr'izay maha izy an'i KRISTY : nahafoy ny aiNy hamonjy ny sakaizaNy.
Ny réalité -ko olombelona dia voafetra @izao tontolo sy ara-nofo izao, fa ny réalitén'i Jesoa dia réalité an' Andriamanitra, ka tsy misy hadino mihitsy satria Andriamanitra tsy manadino na inona na inona.
17. ikaretsaka
(
16/03/2009 16:02)

Le realite an'atra raha miresaka olombelona dia mi focus koa @realite mahasoa ny olona koa. Ary zanak Atra aby ny olona .Tadidio fa I jesoa dia naka nofo ary tonga olona koa..ary tsy ny hoe ho an'ny voatsonga ihany no antony nahatongavany fa ho an rehetra.
Misy soratra izay eo @ biraon'i P Pedro hoe "tsy nohon'ny maha kristianina ahy no hanampiako...fa nohon'ny maha ao @ i kristy antsika rehetra
18. fahamarinana
(
16/03/2009 16:45)
ika:
tsy nohon'ny maha kristianina ahy no hanampiako...fa nohon'ny maha ao @ i kristy antsika rehetra
:arrow: Mba tiako ilay voalaza ! :D (l)
19. ikaretsaka
(
16/03/2009 17:23)
Faha: teni'i st Vincent de Paul kay hono io no nogasian'i Pedro. Ny teny frantsay hono manao hoe
C'est pas parce que tu es catholique, mais parce que nous sommes catholiques
C'est pas parce que tu es catholique, mais parce que nous sommes catholiques
20. fahamarinana
(
16/03/2009 17:37)
:arrow: tsy ratsy kah,mahalaza zavatra betsaka tokoa ! misaotra e! :) (l)