Zaraiko ity ho antsika rehetra

1. niryna ( 06/03/2009 19:06)
Ity misy teny nomeko ny ankizy tao am-piangonana.

Amin'ny fahoriana rehetra -Mino an'Atra
Amin'ny fifaliana rehetra-Midera an'Atra
Amin'ny fijaliana rehetra - Matokisa an'Atra
Amin'ny olana rehetra - Miantsoa an'Atra
Amin'ny fahanginana rehetra-Manatona an'Atra
Amin'ny zavatra rehetra -Misaora -an'Atra

ka azonareo zaraina ny hafa koa raha tianareo izany
(l) niryna
novalian'i coopsal ny 09/03/2009 09:06
2. fahamarinana ( 06/03/2009 19:08)
:arrow: misaotra akia nyrina a ! :-* (l)
3. cutie ( 06/03/2009 20:13)
misaotra nizara :)
4. fijo ( 06/03/2009 21:07)
izaho anie hatramin'izao ka tsy mino an andriamanitra eeeee
5. cutie ( 06/03/2009 21:08)
:-D :-D :-D :-D :-D
tsy terena koa fijo ka
6. fijo ( 06/03/2009 21:15)
sao voarangotry ny saka ko
7. cutie ( 06/03/2009 21:17)
de aza mino aza :-D
8. fijo ( 06/03/2009 21:23)
ko ny sakako mandrangotra le tsy mpino ko
9. cutie ( 06/03/2009 21:25)
masiaka nga le saka :-D
10. fijo ( 06/03/2009 21:28)
masika kely ihany ka sady lava hoho
11. cutie ( 06/03/2009 21:29)
:-D :-D :-D :-D
soa ihany fa tsy manaikitra zany
12. fijo ( 06/03/2009 21:32)
an an tsy manaikitra ka,io rangorangotra keliny io no manahirana
13. cutie ( 06/03/2009 21:33)
tapaho ny hoho :-D
14. fijo ( 06/03/2009 21:34)
ka tsy ahy fa azy ko
15. cutie ( 06/03/2009 21:36)
ka le saka alou tsy hanapaka mitsy fa mampijaly zany :-D
16. fijo ( 06/03/2009 21:45)
eo le olana anie e
17. cutie ( 06/03/2009 21:49)
olana tsy azo vahana
18. fijo ( 06/03/2009 21:52)
azo aravina
19. cutie ( 06/03/2009 21:53)
atao ahona ny fanaovan 'azy
20. fijo ( 06/03/2009 21:54)
fonosina lamba ny tongokeliny iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2096