ny famakiana baiboly
1. fijo
(
03/03/2009 22:19)
raha niresaka momba ny niandohana tao amin'ny FR2 ny pretra iray"FRANCOIS EUVE"jezoita izy ary fizisianina ihany koa no pretra.dia izao no nolazainy.
raha profo no tadiavina hanamarinana ny niandohana,dia ny voalazan'i darwin no azo raisina indrindra satria io dia misy profo ary eken'ny ankamaroan'ny mpandinika.
ny zavatra tsy mety izay ataon'ny olona sasany hoy izy,dia ny mamaky ny baiboly hakana sy hanohanana hevitra siantifika"tsy boky siantifika ny baiboly ary tsy azo vakiana toa ny boky siantifika.
marina izany ary izany no mahatonga ny mpino sasany misavoritaka rah ahiresahan aity resaka niandohan aity

novalian'i ikaretsaka ny 10/03/2009 14:50
2. ikaretsaka
(
03/03/2009 22:30)
efa filazana zezoita hatr@ izay io ka
Livre d'inspiration ny baiboly fa tsy livre d'explication!

4. Mirananirina
(
04/03/2009 12:59)
Amiko olombelona toa antsika no nanoratra azy ireny,ka misy ny tsy azo arahina ara-bakiteny.
5. soanja
(
04/03/2009 13:23)
Ny baiboly dia boky mirakitra hevitra isain-karazany sy fahendrena isan-karazany. Manana ny hasiny ny baiboly saingy kosa tsy izay lazainy no fanaperana.
Tsy niforona tao anaty herinandro izao tontolo misy rehetra izao. Niainga tamin'ny fivoarana. Ny fiatombohany kosa dia ifandraisantsika amin'Andriamanitra dia ilay Fanahy tonga Nofo.

6. ikaretsaka
(
04/03/2009 14:15)
Fijo> sady jeren'ialahy tsara fa ny filahatry 'ere' ana evolution ange ka mitovy @ filahatry ny ao @ baiboly ihany e...
Hoe ny niforonan'ny univers no depart de ny olombelona no farany tsy misy hafa @ big bang ka hatrany @ homo sapiens nge le izy e
Raha nikorontana hoe ny olona alohan'ny biby de ie....
Izany no ilazako hoe naka inspiraka tao ihany ra darwin vo nanaporofo donc tsy mifanipaka io fa mifameno toy ny salaka sy ravim...aza

7. fijo
(
04/03/2009 21:11)
efa el ano arako le filaharan'ny "ere" sy ny fiforonana voalaza ao anaty baiboly ka,saingy ny baiboly moa manao sarinteny hoe "andro "iray sy roa,fa le ten aizy siekla maromaro.
tsara mihintsy ny fanazavan'io rangahy io,satria izy dia tsy le mitsipaka be ny siansa ireny,fa mihezaka mandresy lahatra ny mpino amin'ny fomba fijery ireo zavatra roa ireo.somary nanome tsiny andr'i bush aza izy amin'ilay fisainana manery be hoe ,nisy hoazy ny tontolo.avelao hozy ahalala ny ankizy mpianatra ,fa izy ihany no hitsara sy ahita ny marina

8. ikaretsaka
(
04/03/2009 21:57)
ka io le very am-pandikana e...
isika mila notion ana temps sy ere dia andro no nanaovan-drangahy nanoratra ny genesisy anazy

9. coopsal
(
05/03/2009 07:36)
Raha nahita olona mpino an'i KRISTY tamin'ireto nandefa hafatra aho dia mba namaly koa.
10. ikaretsaka
(
05/03/2009 12:55)
Kristy angaha nanda ny evolution hono ry coopsal?
Avereno faritana ny hoe kristianina aminao.... mino an'i kristy sa ny baiboly?

11. fijo
(
05/03/2009 20:39)
misy ny mpino no tsy manda koa ny fototra mirehana amin'ny evolution ka.ny tsy mazava amin'ny sasany ngamba dia ny fampifanojoan aizay voalazan'izy roa.ny siansa moa dia maneho izany amin'ny alalan'ny porofo,ny baiboly koa manamarina izany aminn'y fomba filozofika.
izay no nilazany hoe aza vakiana toa ny boky siantifika ny baiboly,fa azao tsara ny filozofia tiany hiaviana.
io fomba fandraisana ny baiboly io ngamba no mila asian ahezak abe,satria misyny diso ka manao dikateny fotsiny amin'y fandraisana azy.
ary ny mpino sy mpandinika baiboly maro dia mihaiky"isan'izany io ngahy euvé io"fa raha ny genesisy no alaina ambolony dia tsy misy zavatra hoazo ao.

13. fijo
(
05/03/2009 20:45)
hihih za tsy nijery ny maha zezoita azy,fa le heviny no noraisiko satria manakaiky ny hinoako
15. fijo
(
06/03/2009 21:30)
ny ahy aloha rehefa le tsy be ziriziry be ireny ,fa mamela ny hafa hino izay hinoany koa,ary indrindra manintsy ny fomba "tsy mety" eto ny fomba famakian abaiboly no resahiny,.dia ekeko daholo.tsy voatery hitovy finoana sy fisainana fa hafaka mifanaja say mifanazava tsara ny rehetra
16. ikaretsaka
(
06/03/2009 23:35)
izay no ilazako foana hoe rehefa tsy mitovy ny fisainana au moins arosoy ny argument fa aza terena ny olona...
17. coopsal
(
09/03/2009 12:01)
ikaretsaka:
Kristy angaha nanda ny evolution hono ry coopsal?
Avereno faritana ny hoe kristianina aminao.... mino an'i kristy sa ny baiboly?
==>
- Maro ny boky miresaka momba an'i Kristy. Ny Baiboly kosa dia (vavolombelona) manambara an'i KRISTY, tahaka ireo tena mino marina an'i KRISTY.
- KRISTY tsy nitanisa ny zavatra diso rehetra. Fa ny marina no nolazaiNy, Izy vavolombelon'ny fitiavan' Andriamanitra, sady Izy rahateo izany fitiavan' Andriamanitra izany. Andriamanitra dia fitiavana.
19. coopsal
(
10/03/2009 12:05)
Ikaretsaka >>>
Fanerena ny hafa : Na dia i KRISTY koa aza tsy mba nanery ny olona. Andriamanitra hatramin'ny voalohany tsy nanery ny olona fa nanome safidy malalaka. Fa ny olona ihany no nandray voka-dratsin'ny safidiny.
Izaho koa tsy mahazo manery olona hino, tahaka izay tsy nanerena ahy nino. Nandre ny feoNy aho dia nino, koa izaho mampita ny feoNy amin'ny hafa sao mba hisy ihany ny hino ka ho voavonjy.
Famaliana fanontaniana : Tena mamaly mazava ny fanontanianao ireo teny ireo. Saingy mety maizina aminao ngamba ? Raha architecte ianao, na dia mety manana ny avis-nao sy fahaizanao mikasika ny teknika fametahana fitaratra, na fomba fandrarahana rano, moa ve idiranao sy andanianao fotoana ny mikasika ireo zavatra hafa ireo ?
Ny Baiboly tsy manana but scientifique, na dia miresaka kely zavatra izay trandrahin'ny siansa aza.
KRISTY izay ambaran'ny Baiboly tsy tonga hanambara na marina ny siansa sy ny théories ny olombelona na tsia, fa tonga Izy hanambara an' Andriamanitra.

20. ikaretsaka
(
10/03/2009 14:44)
coopsal:
Raha nahita olona mpino an'i KRISTY tamin'ireto nandefa hafatra aho dia mba namaly koa.
[B]Mompera jesuite[/b] ilay olona niteny an'io voalohany no notaterin'i fijo... vakio tsara