Arovinao

1. rakaroka ( 11/03/2009 06:21)
http://www.youtube.com/watch?v=JgfIsM5lMoo
Misokatra any aminareo ve ity?...
novalian'i rakaroka ny 12/03/2009 22:07
2. fafa75 ( 11/03/2009 06:51)
Misokatra any aminareo ve ity?...
Misokatra fa dia misaotra fa ilaina mihitsy io vavaka io ankehitriny :( :-*
3. fahamarinana ( 11/03/2009 06:52)
:arrow: oui misokatra e !misaotra ! Mba tiako ilay hira ! Ireo sary mapa-ontsa ,eny na dia io ilay réalité... :? (l)
4. ni81 ( 11/03/2009 07:27)
Misokatra any aminareo ve ity?...
Misaotra fa zà koa mba tia an'io hiran'ny Antsan'ny faravohitra io mihitsy.
Mila famonjena tokoa! :cry:
5. Mirananirina ( 11/03/2009 12:19)
misaotra
6. soanja ( 11/03/2009 14:37)
Misaotra indrindra nizara.

Ny fahitako azy Rakoroka dia efa nomen'Andriamanitra antsika ny fitaovana rehetra ahafahantsika manatsara sy manandratra ny tanindrazantsika ary ny fiainantsika rehetra. Izy efa nanome. Aty amintsika, eo ampovoantsika tsirairay avy ny fahafahana manao izany. Mijery Andriamanitra izao ary mitazana Izy hoe efa nampiasaina ve ireo fitaovana ireo, izay tsy inona fa ny fo feno fitiavana tokony ho an'ny tenantsika, ho an'ny hafa ary ho amin'ny tontolo iriariavantsika rehetra. Amiko efa miaro Izy ary tsy hiova fa Ilay nanome hatramin'izay. Tokony hiantefa amin'ny tsiraidray ny hafatra Fiarovana.

Arovinao/Tiavo ny firenenao sy ny momba anao ary ampitiavana no hanantanterahana izany! (l) (l) (l) Miverina any anaty ny fanontaniana fa tsy mivelatra hiakatra any an-danitra! :-* :-* :-*
7. ikaretsaka ( 11/03/2009 20:10)
namaste soanja..mitovy hevitra
8. rakaroka ( 11/03/2009 22:47)
'ndriiiiiyyyyyyyyy :cry: :wink: :wink: :-* :-* :-* :-* dia ny mpiray tanindrazana tokoa ireto namaly :-* :-* :-*
Mirimiry ery aho amin'ny vahiny miresaka ny "fahavoazan'i Gasikara" ary h@ arabo-silamo ilay fanabokabokan'ny maaaro eto aza nahavatra nirary soa !
Hoy ny iray t@ reo " Que Dieu te benisse et ta Nation" rahateo tsy olona fantatro akory fa sendra nahalala ahy ho gasy fotsiny!
Ny vahiny tsy fantatra indray no mba miresaka mikasika an'i Gasikara hono
marina maaaafy fa isika samy isika " Leo " tsy te hiherika sns.... ADRAAAAY§
Malama vava isika matetika mampianatra "fitiavana" na vavaka sns, anefa ny misy raha ny marina dia tsy honohono fa ny mifanipaka @ lazaintsika ny
hahitan'ny olona antsika dia " fifandripahana sy tsy fahampiam-pitiavana aza!"

'za koa mino fa isika no tompon'Andraikitra ary Atra efa nanasoa ny tanintsika ( jereo ny beauté nomeny tsy tany an-kafa akory ) fa anjarantsika no mikoja, mikolo, inoana fa samy itondra ny anjara birikiny ny tsi1:1
indrindra moa fa ireo zanaka mieli-patrana any dilam-bato rehetra, mba hitondra voan-dalana izay norantoviny.

Ny clip dia clip ihany fa ny irariana dia mba hisy "ACT-UP" ho an'i Gasikara
9. soanja ( 12/03/2009 04:03)
Homba antsika mianakavy anie ny Tompo! :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
10. bobone ( 12/03/2009 08:10)
Rakaroko: misaotra akia zokinakay an! tsara be ilay hira ary tena tiako mihintsy!
dia tena mila izany ny firenentsika akia ! mila mibebaka ny Malagasy , mila madio fo! ka karakôry zoky! :wink: :-* :* :-*
11. rakaroka ( 12/03/2009 19:52)
Karakory Bobone .-* :-* :-*
Isika ´zao toa ny ladim-boatavo , ka na ry Soanja, Ika, any Zamerika, na
ny sasany avy atsy Italia , na Rakaroka eto Frantsa , i Bobone sns any Dago , samby Gasy avokoa !
Haiko tsara ny fotoan-tsarotra lalovan´ny firenena, saingy raha ifanankonana ny "manahirana", angamba hanamaivana ny tena ianjadian´izany any an- toerana. Ka ny olona any tsy hanifika izay rahalahy tafita aty ka hihevitra sanatria ho olon-kafa indrindra @ torohevitra mahasoa norantovina isan-karazany, ary ny aty koa tsy hanao fisaina
"hamela" sy hiraviravy tanana izay manjo satria mihevitra ho tsy manana
andraikitra sy efa mahavita tena !
Isika izao no tahaka ny mpirahalahy mianala...
12. ikaretsaka ( 12/03/2009 20:41)
soanja sy ny rehetra ....
http://www.youtube.com/watch?v=cwae6fL5AUo
tononkira kely (miala tsiny fa @ teny angalisy mahazaba ny zavatra rehetra notanisainareo)
13. rakaroka ( 12/03/2009 22:07)
"God...like you...like me"

Mazava @ fomba firesako hatrany fa isika no itarafan´ny olona ny
"inoantsika!"

Ny tiako marihana kely fotsiny dia niniako "notandrovina" ny "nibeazana" sy mbola itampikiran´ny gasy maro dia tsy inona fa ny fitampikirany sy
fametrahany ny "ahiahy" fiainana,sns @ Atra Zanahary SATRIA mila "..." itampikirana rizareo ao anatin´ny sarotra lalovany.
Angamba tsy tazana any ny "we like Him" fa mbola "ezaka" ny fanjariana izany ho azony heverina satria voafetran´ny fitaizana maro ny fomba fijery sy fihevitra sy izay "possible" koa aza, moa koa ao no miraviravy tanana, zary miolonolona noho ny "ego" sy ny fanaja-tena, sy zary tsy
"integre intsony!fa mianoka ny fahavitan-tena angamba!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0947