Ahoana moa ny fandehany?

1. ari.malala ( 10/03/2009 06:55)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=5550

Ny fanontaniako dia tsotra, mbola mahazo mandray sakramenta ve io pretra io? Satria raha ny fampianarana azoko dia 6 iany ny sakramenta azon'ny olona 1 raisina ka na izy izany mandray ny sakramentan'ny fandraharahàna na izy mandray ny sakramentan'ny mariazy.
répondu par fijo le 19/03/2009 20:49
2. mion ( 10/03/2009 12:58)
Nahoana mintsy moa izy no tsy afaka ny handray izany sakramenta izany, adidy ihany koa ny fameloman-kjanaka
3. Fody ( 10/03/2009 13:39)

Afaka manambady soa amn-tsara tokoa izy, ary afaka manao mariazy, saingy tsy maintsy miandry fotoana kely. Io fotoana io dia ny lalan'ny fiangonana no mamaritra azy fa tsy haiko loatra.

Mandritra izay fotoana iandrasana izay dia tsy mahazo manao lamesa intsony izy, ary tsy mahazo mandray koa. Efa betsaka ny cas ohatran'izany.

Am-pitiavana be.
4. ikaretsaka ( 10/03/2009 14:14)
Tsy afaka manao ny asa maha pretrta azy intsony aloha izy..dia misy authorization izay andrasany avy any @ papa (sy ny superieur gnrl...raha relijiozy izy no pretra) manafoana io. Dia avy eo mandeha ohatran'ny lahika tsotra ny lalany.
5. Mirananirina ( 10/03/2009 14:20)
Io ihany ny nampisy ny orthodoxe.Katolika te hanambady,dia nivadika.
tsy hitako aloha ny antony tsy hanambadian'ireo e.
6. ikaretsaka ( 10/03/2009 14:57)
I paoly sy I jesoa anontaniana sy resahina @ izay.
hoy manko rapaoly hoe tsy ny asan'atra intsony no ifantoan'ny saina fa ny hampirevy ny vady
de hoy koa rajesoa hoe izay manaraka azy hono dia ilaozany izay rehetra ananana (azafady fa no paraphraseko ...za moa tsy mitsimpona)
7. xxx ( 10/03/2009 17:31)
Tena marina io tenin'i Jesosy sy Paoly io fa tsy terena kosa ny ol tsy hanambady voasoratra koa izany hoe : vapetaky ny vy mahamay ny feon'ny fieritreretany de mandrara ny tsy hanambady . Tsa haiko aloha
8. ikaretsaka ( 10/03/2009 18:18)
na ary de tsofina rano na arokatra de tsofina rano.. fa tsy heo sady ary no arokatra
9. fijo ( 10/03/2009 22:32)
izay mihintsy,aleo mijoro amin'izay hevitra tena tiana hijoroana ,fa tsy heloka izany.ny zavatra toa izao,no manimba ny lazan'ny kongregasiona iraimanontolo.tsy kanto aho akory no milaza izany.
10. ari.malala ( 11/03/2009 05:26)
Izany hoe raha aravoko ny valim-panontanianareo dia sady afaka mandray ny sakramentan'ny mariazy ny olona 1 no afaka mandray ny sakramentan'ny fandraharahàna? fa refa manambady ftsn d ts mahazo manao ny raharahan'ny pretra intsony? :roll:
11. Fody ( 11/03/2009 15:09)




ari.malala. Ao amin'ny fiangonana katolika, ny sakramentan'ny ordre dia mitaky ny maha tokan-tena, mba hahafahana manantateraka ny adidy takian'izany fandraharahana masina izany.

Noho izany, ny pretra iray niala ka lasa nanambady dia tsy ho voafafa intsony ny maha pretra azy. Ny taratasin'ny Papa dia fanomezana alalana azy hanambady fotsiny, izany hoe ho afaka amin'ny maha celibat, fa tsy maha voafafa ny maha pretra azy kosa.

Amin'ny fotoana fahamehana ilaina pretra, raha ohatra ka tsy misy pretra eo an-toerana dia mbola afaka manantateraka ny adidy maha pretra azy izy.

Am-pitiavana be.
12. ikaretsaka ( 11/03/2009 15:47)
ny sakramenta dia marika ary tsy voafafa intsony

hanampiako ny nosoratan'i fody dia hoe izy nahazo ny sakramenta naha pretra azy.. fa kosa nony nahazo an'iny taratasy iny izy dia esorina eo @ diosezy sns maha pretra azy...
izany heo tsy manolotra lamesa sns intsony....

raha tsy heo ankamehana hoe absoute any @ dezaka be tsisy pretra na misy olona te hikonfesy na atao batemy na fanosorana ny marary...
fa raha mbola misy pretra tsy manambady ao dia ilay pretra tsy manambady no mitarika

efa nahita cas ohatran'io aho tany Anjozorobe tany ..mpiral izy mitsam dia samy nanao mopre dia avy eo niala nanambady ilay zokiny moa ilay zandriny nianatra tany ivelany..

ilay dadany diabetique: dia nony narary ampandriana lery dia ilay zokiny no mampikonfesy an'i lery sns... fa tonga le zandriny nony vita fianarana dia naka sisiny le zokiny fa le zandriny no nanao ny rehetra ara pinoana nandra-pahafatin'ilay dadany
13. ari.malala ( 12/03/2009 05:58)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: manahirana koa izy izany! fa azo tsofin-drano ve ny mariaziny raha atao hoe manao mariazy izy?
14. ikaretsaka ( 12/03/2009 15:24)
rehefa mahazo le "ex ordinatio" izy de en principe oui...
fa tsy mompera mitandrina fiangonana intsony izy ary tsy mahazo mandeha mikonfesy na ataony komonio voalohany intsony sns.... ny mpiangona... ary izy dia tsy mahazo manolotra lamesa intsony fa kosa afaka mi assister, sy mizara komonio efa voamasina ohatran'ny ataon'ny katesista raha misy komonio ao@ tabernakla ao
raha tsy cas extreme be...
marary any @ le tany lavitra mompera ireny ohatra ka izy no hanyavailable ao
15. piste ( 13/03/2009 00:34)
Alohan'ny hanaovany mariazy dia tsy maintsy réduit à l'état laïc izy. Izany hoe miverina ho laika ka tsy ao anatin'ny fianakaviam-be ny pretra intsony. Izany moa dia ny ao Vatican no manome an'izany. Fa t@ andron'ny Jn Paul II dia nohasarotina izy io, ary tena naharitra taona maro vao azo. Fa @ izao tsy fantatro.
Marihina anefa fa @ maha-Sakramenta azy dia tsy voakosika intsony ny maha-pretra azy. Ka arak'ireo efa voalaza ireo, en cas d'urgence et de nécessité no hahafahany manao lamesa na manao fandraharana amin'ny maha-pretra azy.

16. ari.malala ( 13/03/2009 06:11)
misy tenin'i Fody ary ambony ary hoe tsy mahazo mandray, mandrapahoviana kay?
17. Fody ( 13/03/2009 07:10)


ari.malala: Mandram-pahavitan'ny mariaziny.
18. ari.malala ( 16/03/2009 07:14)
Misaotra nanazava fa izay vao mazava tsara amiko ny fandeany :D
19. fijo ( 18/03/2009 21:52)
izany hoe mahazo manambady ihany izany ny pretra.satria tsy manala ny mah apretra azy ny fanambadiany.
20. ikaretsaka ( 19/03/2009 19:40)
ohatran'ny maha titre maha mpahay lalana ihany io na mpanao baolina sy spaoro, na dokotera ra fijo an ...

raha nanao fopla ialahy ka sanctionne ka tsy mahazo miakatra any @ lapan'ny fitsarana intsony... tsy mahasakana an'ialahy ho tsy mpahay lalana intsony iny.. ny maha mpisolo vava an'ialahy no foana

na hoe tsy mahazo milalao baolina intsony ialahy raha tratra nihinana daina na hoe tsy mahazo manao tour de france intsony fa ni dope... tsy manala ny titre maha cycliste an'ialahy izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3624