lasa fivavahana sandoka sisa
1. bazylou
(
15/03/2009 14:39)
ny fivavahan ao Madagasikara ao , kay ireto prezda sy gasy ireto dia mody miangona fotsiny fa hipokrity daholo !!!
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:41
2. soanja
(
15/03/2009 18:19)
isan-karazany no mety handraisan'ny olona ny fivavahana sy ny finoana. Ao no manao azy toy ny fitaovana hanorenana fitiavan-tena sy rehareha, ao mandray azy ho fiainana mihitsy ary ao ny mametraka izany ho isan'ny fahalalana sy fitomboana.
Tsy misy ny fivavahana sandoka fa ny fahafahan'ny tsirairay mampiasa izany finoana izany amin'ny hafa hanatsarana ny fiainana iombonana no zava-dehibe mila fantarin'ny rehetra nefa betsaka no tsy manana an'io fahalalana io.
Tsy misy ny fivavahana sandoka fa ny fahafahan'ny tsirairay mampiasa izany finoana izany amin'ny hafa hanatsarana ny fiainana iombonana no zava-dehibe mila fantarin'ny rehetra nefa betsaka no tsy manana an'io fahalalana io.
4. fijo
(
17/03/2009 21:01)
izya mihintsy.aza hadino ,fa tsy finoan drazantsik aio,fa nampidirina.ka noho izay izy nampidirina izay,dia samuy manana ny fomba handraisany azy ny tsirairay.
5. ikaretsaka
(
17/03/2009 21:59)
ny tena nampihomehy mampalahelo dia ilay vaovaon'ny bbc androany momba ity mpiandry ity indray
6. niryna
(
18/03/2009 02:04)
bazylou:
ny fivavahan ao Madagasikara ao , kay ireto prezda sy gasy ireto dia mody miangona fotsiny fa hipokrity daholo !!!
9 Ary Jesosy nanao ity fanoharana ity tamin'ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa:
10 Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan'ny tempoly hivavaka: ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory hetra.
11 Ilay Fariseo nitsangana ka nivavaka nitokana hoe: Andriamanitra ô, misaotra Anao aho fa tsy mba tahaka ny olona sasany, izay mpanao an-keriny, tsy marina, mpijangajanga, na tahaka io mpamory hetra io aza.
12 Mifady indroa isan-kerinandro aho, mandoa ny fahafolon-karena amin'izay azoko rehetra aho.
13 Fa ilay mpamory hetra kosa nijanona teny lavitra eny, sady tsy nety niandrandra ny lanitra akory, fa niteha-tratra ka nanao hoe: Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko mpanota.
14 Lazaiko aminareo: Izany lehilahy izany nidina tany an-tranony efa nohamarinina noho ny anankiray; fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay rehetra manetry tena no hasandratra. LIoka 18 : 9-14
7. Mirananirina
(
18/03/2009 09:59)
isika samy kristianina moa aza mifanenjika fa maika ny hafa????????????????????
Mihamaro ny tsy mino amin'izao,noho ireo ihany?
Mihamaro ny tsy mino amin'izao,noho ireo ihany?
8. fijo
(
18/03/2009 21:41)
ô ry ika an,tena "clown" anie letsy le tao ambohitsorohitra homaly e.tena tsy mahafaty ny adalana fa ireo tena tsy fampiseo masoandro
