Fivavahana, finoana
ikaretsaka
(
25/02/2009 15:04)
Alarobian'ny lavenona androany.
dia mirary ireo Kristianian manao karemy rehetra mba hahavita soa, @ fandinihintena, fivavahana, fifadian-kanina sns e..
[i]Ny fifadian-kanina no ain’ny fivavahana...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 26/02/2009 13:20
Fanhaiky
(
25/02/2009 07:53)
Raha amin'ny fijerinareo manokana raha sanatria ianao manana havana na atao hoe ianao mihitsy aza dia inona no ataonao?
Toa an'i ELUANA izao dia tsy nahatsiaro tena nandritra ny 20 taona izany hoe da...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2009 06:47
ari.malala
(
25/02/2009 07:34)
Misy zavatra manitikitika ahy hoa e! ahoana kay zany hoe maka teny ao @ baiboly d iny no atao reference iainana tontolo andro? (tsy miteny ny vakiteny atolotra isanandro aho fa iny efa haiko hoe misy ...
tohiny
novalian'i Nandra1 ny 19/03/2009 13:09
Mirananirina
(
24/02/2009 12:13)
Tsy nanaiky ny hanaovana batemy ilay zaza i mopera fa tsy manao katesizy hono ny zanak'ireo lehibe izay tsy mety hianatra katesizy..Eto France io
Dia efa tsy rariny intsony izy ty marina.Sakanana sy ...
tohiny
novalian'i deric ny 28/03/2009 08:11
Fanhaiky
(
24/02/2009 07:52)
Zavatra tsapako sy tsy tantiko dia ny fialana olana tsy handeha hivavaka isak'alahady
Raha aretina mba tsy dia maninona ihany fa ny an'ny sasany dia tena hafa mihitsy eh
Tsy fanana rakitra ohatra di...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 06/03/2009 20:13
niryna
(
22/02/2009 21:02)
Izaho ho rainy, ary izy ho zanako. Raha manao izay meloka izy, dia hanariko amin'ny tsorakazon'ny olona sy ny kapoky ny zanak'olombelona;
nefa ny famindram-poko tsy mba hiala aminy, tahaka ny nanesor...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 13:02
soanja
(
22/02/2009 19:30)
Inona no atao hoe Fahotana? Inona tokoa moa no heverintsika fa Fahotana?
Avy aiza no nipoiran'io ary nahoana io no manjaka eo amin'ny fisainan'ny olombelona ny fisiany? Misaotra ho an'izay handray a...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 14:02
xxx
(
21/02/2009 20:15)
fa ny fitadiavany no ravan'la ny fanananay nodoran'la niaraka tamin'ny mpiasa, dia hoe ho afaka ve ialahy fa kristianina...
tohiny
novalian'i coopsal ny 05/03/2009 14:10
klitika
(
20/02/2009 19:21)
Dia misy efa vita lasitra, ka raha vao tsy nivoaka tamin'io lasitra io ianao dia diso izay.
Ny hafa indray efa mandrakitra "Formule" raikitra araka izay lasitra nidirany ka rehefa tsy io na tsy mah...
tohiny
novalian'i coopsal ny 06/03/2009 14:47
sitlo
(
19/02/2009 13:59)
Efa nataoko tao amin'ny vavolombelona ity fa toa miankina amin'ny finoana loatra.
Izay kristianina dia iangaviana hihaino, na ny tsy kristianina moa aza eh. Tantaran'olona iray nifamaly tamin'ny de...
tohiny
novalian'i soanja ny 04/03/2009 16:38
xxx
(
18/02/2009 01:14)
Misy olona eto akaikiko, nilaza fa niteny taminy hono Atra fa tsy tokony hanohy ny asa ataony intsony izy fa hitory ny tenin'Atra am'zay.
Dia tena talanjona aho hoe, diso dozy ve razoky sa naninona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/02/2009 15:22
Noue
(
16/02/2009 13:58)
tsy oe resaka politika no tiako atao eto fa dia variana aho @ ity fampiasana an'Andriamanitra ity eee
zao manko no voalaza ee:
[b]Andry Rajoelina s'en remet a Dieu
Les mpiandry ( religieux ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 20/02/2009 17:47
bradley7
(
15/02/2009 21:39)
Aminao manokana, inona marina izany atao hoe Kristiana izany? toa milaza azy ho kristiana daholy ny olona... misy milaza fa ireny kristiana be, mpivavaka tsotra...etc. fa inona marina moa ny tena hoe...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 25/02/2009 22:51
Fody
(
14/02/2009 23:55)
Andriamanitra mpanasitrana!
Andriamanitra mpamaha olana!
Andriamanitra mpanao fahagagana!
Andriamanitra mahery tsy resin'iza na iza ka tena mahery izay manana azy.... sns......
Izay no re et...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 22:03
fijo
(
12/02/2009 20:11)
dia niarah anaheno indray ny zavatra nataon'i lebeno ,namerina ao anatin'ny fianakaviamben'ny kanto ireo pretra "integrista"efa nahoraka ny resaka vao mody nanintsy ny dia lebeno ka nilaza fa tsimaint...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 21:14
niryna
(
12/02/2009 06:30)
[b] Ary dia haseho ilay tena mpandika lalàna, izay holevonin'i Jesosy Tompo amin'ny fofonain'ny vavany ary hofoanany amin'ny fisehoan'ny fihaviany;[/b]
9[b][u] ny fihavin'ilehiny dia araka ny fià...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2009 20:56
soanja
(
11/02/2009 23:09)
Matio 4:1
1 Ary Jesosy dia nentin'ny Fanahy nankany an-efitra, mba halain'ny devoly fanahy.
Manohy ny resak'i Nyrina atsy ambadika aho momba an'io. [b]Fanahy inona[/b] izany no nitondra an'i J...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/02/2009 19:20
ndrin
(
10/02/2009 15:50)
Faly miarahaba antsika rehetrarehetra,
ndriana ny anarako, ary mitady valiny an'ireo fanontaniana ireo ny tenako, ka iangaviako , isaorana antan'androa izay mba manana hevitra na kely aza,marihana f...
tohiny
novalian'i mia ny 15/02/2009 15:49
niryna
(
10/02/2009 07:02)
[b]Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.Mpitoriteny 9:4 [/b]
Ny liona izany dia anisany biby faran'izy matanjaka indrindra raha ampanoh...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 10/02/2009 08:32
maeva74
(
09/02/2009 23:42)
Les paroles que vous allez lire sont vraies. Elles vont changer votre vie si vous les acceptez, parce qu'elles viennent directement du coeur du Père. Il vous aime. Il est le Père que vous avez dési...
tohiny
novalian'i maeva74 ny 12/03/2009 21:11
