Farany afaka niteraka ihany izy: ie, ie !
1. niryna
(
05/05/2009 16:41)
Zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara nalefako any ambadika any
muslim4Jesus
Fizarana no ataoko eto an ary dia misaotra antsika rehetra nizara ny finoany teto.Tsara ny mahalala ny finoan'ny hafa ary anjarantsika no mandray sy mamakafaka izay mety amin'ny fiainantsika ka nahitantsika fahasoavana ary mizara izany ho an'ny hafa .
ity indray misy olona iray nilaza fa silamo izy ary manana an'Atra izay antsoiny hoe Allah, nino an'Atra io izy ary io Atra izay ninoany io dia tsy nanao na inona na inona tamin'ny fiainany araka ny voalazany.ATra tsy velona,ao anatin'ny toerana iray (closet) na azo atao toerana fasiana akanjo ka rehefa mila azy dia mitady azy ao anaty closet.
http://www.youtube.com/watch?v=uprN9_3gahc&feature=related
Rehefa misy zavatra ilaiko dia miresaka aminy aho dia izay fa tsy nisy fifandraisana taminy.Dia izay fotsiny ihany :x Na dia notazaina tao anatin'ny fianakaviana izay misy fitiavana aza aho hoy ihany izy dia tsy misy fahasambarana na fifaliana na fiadanana tato anatiko.
Bevohoka in-droa aho hoy izy ary dia afa-jaza sady nandeha ra be aho.Tsy nisy fifaliana tato amiko,tsy misy fiadanana,ary te amono tena aho hoy izy.Indray andro aho dia nifanena tamin'ity kristiana iray ary izy io dia niteny tamiko fa mivavaha ary antsoy Atra.Dia nivavaka aho ary nangataka taminy mba ajanony ny ra izay tsy nijanona tato amiko ka nahatonga ahy ho hafa-jaza in-droa .
Teo no nanomboka ny fahagagana nasehony tamiko satria nitsahatra ilay ra nandeha tamin'izaho bevohoka ary rehefa tonga tany amin'ny dokotera aho dia nilaza izy fa tsy misy zavatra atahorana aminao bevohoka izao.
Niantso ilay namako kristiana aho ary nanontaniako azy ny finoany dia nanomboka teo aho no nampianariny fa kristy no hivavahany .Teo no nanomboka nino Azy aho ary dia nozaraiko ny vady aman-janako izany satria fantan'ny vadiko aho fa na inona nataony tamiko ,na taiza toerana nitondrany ahy na inona novidiany ahy dia tsy nisy nahitako fahasambarana sy fifaliana izany.Nolazaiko azy ny mikasika an'i kristy ary hendratra ihany izy aloha kanefa noho ny fitiavan'Atra sy noho ny etahetako nitady izany kristy izany dia nanomboka nanaraka an'i kristy avokoa ny fianakaviako rehetra .
Voninahitra anie ho an'Atra irery ihany
ny mpitantara
(l) niryna

novalian'i niryna ny 13/05/2009 15:17
2. niryna
(
13/05/2009 15:11)
niryna:
Zaraiko ity ho antsika rehetra izay tsy nanaraka ilay tantara nalefako any ambadika any
muslim4Jesus
http://www.youtube.com/watch?v=uprN9_3gahc&feature=related
taloha ary hatramin'izao dia enjehina sy tsy azo atao ny mamaky baiboly any chine,miafina sy misy mamono tokoa ireo olona izay tsy manaraka ny finoan-dry zareo ,ankehitriny koa anefa dia isaorana ny Tompo mahery fa efa misy ny kristiana ary efa manana fiangonana maha kristiana azy koa ireo sinoa.
3. niryna
(
13/05/2009 15:14)
http://www.youtube.com/watch?v=r5pt-OwegxQ
Io misy film manambara ny nahafantesan'i kristy
Prophecies of the Death or Jesus Christ(part 4)

4. niryna
(
13/05/2009 15:17)
Jews4Jesus
Tsy ny silamo na ny buddhist ihany fa na ny jiosy koa dia nisy nanaraka an'i kristy amin'izany.
http://www.jews4jesus.co.uk/