Nanehoan'A/tra ny voninahiny ny VAHAO NY OLOKO

21. ARICO ( 19/05/2009 07:44)
[quote=fyty]
Ela ny nivavahako fa tsy mbola nahita zavatra hoatran'ireny tamin'ny Asabotsy tao amin'ny 3 frères ireny aho fa dia tena variana aho mijery an'ireto olona sady mandoa no mitsipatsipaka dia bataina any ambadika any indray hivavahana , raha ny fanazavana nomen'ilay pasteur dia mivoaka manaraka ireny izany ny fanahy ratsy sy ny fatotry satana mahazo ny olona ary ny nahagaga dia saika vehivavy no ankamaroany , i xxx te hametrahan-tanana io tsara raha mandeha any hijerena izay ao anatiny ao sa ahoana ??? Lasa tokoa ny saiko mandinika anao ry xxx fa mijery ireo lohahevitra ato amin'ity sit ity aho dia gaga fa hidiranao daholo , ametrahanao olana de mamaly ihany koa ianao avy eo, ny tiako ambara dia zao : tsara le wé mivelatra amin'ny rehetra rehetra fa hita eo ihany ny tena toetran'ilay olona amin'ny farany hoe ity olona ity hoatran'izao ny tena caractère -ny .Misy mantsy ny olona tonga dia mifototra amin'ny loha-hevitra iray dia manodidina izay foana no ahitana azy Tsetsatsetsa iny fa nijery tao amin'ilay fiangonana za de gaga tokoa fa hatramin'izay hono dia ny tao ambany rihana no feno olona fa taorian'ilay teny Ambo/tovo dia lasa fois deux sa fois trois ny olona tao ary écran géant no nampiasaina Izaho aloha ry zareo dia tena maivamaivana mihitsy nivoaka tao satria rehefa tena MITADY NY TOMPO tokoa dia mahita azy . Dia hoy aho hoe iza amin'ireto olona ireto ary zao le Fyty . Tongava daholo ry reto fa mety mahafinaritra raha hoe ny MPISERASERA no hampihaonin'ny TOMPO any , sa ahoana?????
22. Samuel Green ( 29/03/2018 01:54)
Mila filaminana manokana / orinasa haingana ve ianao? Amin'ny 2% ny tahan'ny zanabola, ny vola latsaky ny 2,000.00 ka hatramin'ny 500.000.000.000 isa amin'ny vola amin'ny USD, EURO, POUNDS? Raha eny, Miangavy anao hahazoan-doka bebe kokoa amin'ny alàlan'ny mailaka etsy ambany i David Peterson.
Email: davidpetersonloanfirm1@outlook.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.331