Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity

1. xxx ( 31/05/2009 21:42)
Mazotoa mamaky ary,mbola kely aho dia efa nanolotena ho an`i Jesosy tsaroako tsara 6taona nafana fo tokoa aho mamonjy ireny cellule ambavaka reny ary tena niraikitra be tato ampoko ny fitiavana an`Atra tanora @zay ary aho de mbola vao maika nafana fo ary nivavaka aho hoee Atra atolotro feno hoanao ny fitiavako ny foko ny amiko raimanontolo,levony ny filako tiako ho tanteraka aminy fiainako ilay hoe izaya an`i KJ dia efa nanombo ny tenany sy ny nofony ary ny filany teo @azo fijaliana ,de tena tanteraka t@fiainako io tsy nety nitia olona ny foko tsy de taitra t@zvt ny tany zany aho na de toa mahafinaritra tahakaninona ary zany lava e fa zao,niova ny fiainako zao manambady aho zao tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO :wink:
novalian'i niryna ny 24/06/2009 04:02
2. cutie ( 31/05/2009 21:49)
:-D :-D :-D :-D :-D
saika tsy himehy ihany za fa tena mampime be koa le fanontaniana a :-D

Tsy novitainao hatramin'ny farany nge le zavatra nangatahinao t@ Atra e. Tsy le vavaka mitsy alou ny nahatonga an'zany e :-D
3. JOSIAH ( 31/05/2009 22:13)
Olombelona ihany kosa anie izy e ,izy ary mba mampalahelo mahereza akia an
4. ikaretsaka ( 31/05/2009 23:01)
cutie> shhhhhh aza mehezana kosa ny olona e :-D :-D fa mitovy hevitra aminao za...
ny vavaka ry zanako tolona fa tsy sento ary mpanampy Atra fa tsy mpanao maziii na genie de la lampe akory
5. tywa68 ( 01/06/2009 08:25)
xxx : marina mihitsy io hoe mihaino anao Atra tia anao.
Dia ny vadinao koa mahay mihaino anao raha resahinao...satria mifankatia nareo :wink: mandeh ho azy ny ambiny rhf mazava ny resaka :lol:
6. soanja ( 01/06/2009 09:02)
xxx:

Mazotoa mamaky ary,mbola kely aho dia efa nanolotena ho an`i Jesosy tsaroako tsara 6taona nafana fo tokoa aho mamonjy ireny cellule ambavaka reny ary tena niraikitra be tato ampoko ny fitiavana an`Atra tanora @zay ary aho de mbola vao maika nafana fo ary nivavaka aho hoee Atra atolotro feno hoanao ny fitiavako ny foko ny amiko raimanontolo,levony ny filako tiako ho tanteraka aminy fiainako ilay hoe izaya an`i KJ dia efa nanombo ny tenany sy ny nofony ary ny filany teo @azo fijaliana ,de tena tanteraka t@fiainako io tsy nety nitia olona ny foko tsy de taitra t@zvt ny tany zany aho na de toa mahafinaritra tahakaninona ary zany lava e fa zao,niova ny fiainako zao manambady aho zao tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO :wink:


Ka ny fitiavan'i Jesoa Kristy aloha tsy manala ny mahaolombelona antsika mihitsy fa raha ianao no nisafidy tsy hitia olona tamin'izany dia ny tenanao ihany no nahatonga izany fa tsy I Kristy velively. Matoa ianao izao nanambady dia satria noho ny fitiavany avokoa. Ny filan'ny nofo dia isan'ny fiainana avokoa izay nomen'Andriamanitra antsika. Tiany isika hisakafo, hilalao, hiasa, hanao firaisana ary indrindra hanam-potoana hanompo Azy. Anjarantsika kosa ny mandanjalanja hoe hatraiza ny fetra tsy hanimbana ilay tempolin'Andriamanitra.

Ny fahitako azy dia tsy misy idiran'Andriamanitra ny fahazahoanao fafinaretana na tsia fa dia ny sainao no mila mahay manavaka tsara hoe tsy salama ve aho ara-tsaina (psy) ka mila fanampiana any amin'ny dokotera mpikarakara an'io sa ny fifandraisanareo mivady ao no mila ezaka kokoa (serasera, kolokolo, hantahanta, fitsimbinana) mba ahafahany manome fahafinaretana anao.

Mahereza mitady ny filaminana amin'ny lafiny rehetra.


:-* :-*
7. rakapy ( 01/06/2009 09:04)
Ary sao dia mibahana be ao an-tsainao ary ilay fomba fisainana hoe ny firaisana ara-nofo dia maloto, fady,fahotana, tsy mendrika sns... hany ka tsy mahita fafiny ianao???

Isika olombelona dia an'isan'ireo karazam-biby vitsy izay manao firaisana tsy nohon'ny fampitombona taranaka fotsiny fa manao satria mitady fahafinaretana ihany koa.
8. evev ( 02/06/2009 07:39)
Salama,
Tsapako tokoa ny olana mahazo anao satria efa nandalovako izany, ny antony? ny vady dia avy amin'i Jehovah nefa enao nagataka taminy mba tsy hitia olona fa hanompo azy. Dikanizany misy tsy fitavana ao izany. Izany tsy fitiavana izany dia fanararaotan'ny satana satria enao olombelona no nangatka tamin'i Jehovah. Tsy hanome anao an'izany zavatra angatahinao izany anefa Jehovah fa ny satana no manararaotra. Noho izany, mahereza, mazotoa manompo an'Andriamanitra hatrany aza kivy misaotra sy midera azy, manandratra ny voninahiny ary mifona aminy isanandro isanandro amin'ny fahotatsika fa lehibe sy mahery Andriamanitra, tsy misy zavatra tsy vitany rehefa mifikitra aminy isika, angataho aminy mandrakariva ilay fitiavana tsy manampetra izay hananany mba hikasika anao isanandro ary manàna faharetana dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra fa amin'ny fotoana tsy ampoizinao no hamaliany aminao izany fitiavana.
Izaho miresaka aminao izao no mijoro vavolombelona fa 10 taona niarahako tamin'ny vadiko, 3taona teo angamba izay no nangatahako taminy io fitiavana hameno ny foko sy ny fanahiko io (marihako fa tsy nisy ady na korontana teo aminay mivady nandritra izany ka nahatonga ahy tsy te hiray aminy fa ny vatako mihitsy no tsy efa tsy tia hatramin'izay), ankehitriny dia voninahitra ho an'Andriamanitra fa tena mahazo fahafinaretana be aho izao rehefa miray amin'ny vadiko. Izay no hilazako hoe aza kivy fa mahereza hatrany fa mbola ho avy ilay fotoana hanehoan'Andriamanitra ny voninahiny aminao. Amen
9. Mirananirina ( 02/06/2009 11:36)
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO

lhl sa vhv ianao azafady,
samy mivavaka daholo anie ny olona rehetra e,fa tsy noho izany mihitsy ny antony,na koa mety mbola tanora ianao nanambady dia mbola tsy hitanao ny tsirony.tokony nanao mopera na masera ve????asa e
10. niryna ( 04/06/2009 02:04)
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO

lhl sa vhv ianao azafady,
Mirananirina:

samy mivavaka daholo anie ny olona rehetra e,fa tsy noho izany mihitsy ny antony,na koa mety mbola tanora ianao nanambady dia mbola tsy hitanao ny tsirony.tokony nanao mopera na masera ve????asa e



:D :D
Andao anie isika haka ohatra kely e,ny olona variana amin'ny filaloaovana dia matetika tsy mahay,raha tia milalao baolina ny ankizy dia variana amin'iny dia mety tsy mahay fianarana. Raha toa kosa ka asiana manao sport ny ankizy ka ampifandanjana izany fianarana sy sport izany dia tsy dia variana amin'ny vehivavy izy na misotro toaka na mifoka rongony ohatra.
Misy koa izao ataoko hoe dokotera mpitsabo ireny olona marary saina ireny dia toa lasa hafahafa izany ilay rangahy,asa noho izy olona marary saina foana no mifanena aminy ? tsy fantatro aloha e.
toa izany koa ny olona iray raha toa ka nanolontena an'Atra izy,dia ny fanompoana an'Atra no betsaka sy mibahana ao an-dohany.Mitombona ny hoe matahotra koa izy hoe aza mijangajanga ,aza manao izao,mila madio ny tena ,mila manaja ny tena koa,misy tahotra ao ,misy fanarahana ny didin'Atra ao,na dia ny teny hoe hajao ny ray sy ny reninao mba ho lava andro hiainana aza hianao dia tena manaja tokoa satria misy tahotra(fear the Lord,na hoe fanajana ilay tenin'Atra sy ny tahotra amin'ny lafiny hafa fa tsy hoe matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana akory a)
Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
Anjaranao no mizara ny hetahetanao amin'ny vadinao amin'ny mahavadinao azy,raha toa ka misy zavatra toa tsy mitovy ny eritreritrao dia mandehana any amin'ny dokotera ary lazao azy ny mahazo anao fa mety misy antony koa.
Isika tonga ety an-tany dia mihaina toy ny rehetra kanefa na izany aza dia mila manaja ny vatan-tsika isika,izany koa anefa tsy midika hoe kristiana dia tsy mba afaka mifaly toa ny olona,manana fifaliana isika fa hafa ny lalan'ilay fifaliana,misy lalana alehan'ny zanak'izao tontolo izao tsy tokony alehantsika.Fa nahoana? satria fantan'ny satana fa zanak'Atra isika ka raha mitsabatsabaka any amin'ny territoire-ny dia tonga dia vitany ny amingana antsika ary lahoana isika vao afaka ao anaty harato ao
,izay no mba azoko zaraina anao
(l) niryna
11. xxx ( 04/06/2009 07:28)
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra


Tsy mahay mitia izany ianao satria A/tra sy ny vadinao dia olona samihafa ary tsy azo ampitovina sy ampitahaina ny fitiavanao azy roa ireo fa samy manana ny toerany.

12. ari.malala ( 05/06/2009 06:18)
Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
franchement tena tsy azoko!!! fa raha ny vady ao antrano ve no anaovana firaisana dia fahotana?
13. ni81 ( 05/06/2009 07:21)
franchement tena tsy azoko!!! fa raha ny vady ao antrano ve no anaovana firaisana dia fahotana?
tsy tokony ho fahotana izany ny fanaovana firaisana @ vady ao an-trano satria Andriamanitra mihitsy aza no nitso-drano ny fanambadiana tany am-piandohana.
Fa ilay olona nanokatra ity dinika ity angamba tokony tsy nanambady fa nanao mopera na masera (tsy haiko na lahy izy mantsy na vavy) :roll:
14. ari.malala ( 05/06/2009 13:03)
ni81, zà d'accord tsara mintsy @ io hoe raha vady ao an-trano dia tsy tokon ho fahotana satria efa notsofin'Atra rano io, fa ilay tenin'i niryna mitnsy no tsy azoko ka! ilay hoe
Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
raha izany no izy dia tokony mifona sy mikonfesy daolo izany izay manambady rehetra ka mananjanaka satria tsy maintsy manao firaisana aranofo vao misy zaza ao anaty kibon'ny vehivavy, sa ve ahoana fa mila kely an'i niryna hanazava fa tena fanina sy very aho!
15. cutie ( 05/06/2009 15:35)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-06-2009 09:28:43
Lohateny : Re : Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity
Voalaza teo :
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra


Tsy mahay mitia izany ianao satria A/tra sy ny vadinao dia olona samihafa ary tsy azo ampitovina sy ampitahaina ny fitiavanao azy roa ireo fa samy manana ny toerany.

Sady tsy afaka ny hitia an'Atra mitsy enao raha ny oul eo akaikinao aza tsy hainao ny mitia azy. :lol:
16. ikaretsaka ( 05/06/2009 19:54)
ari.malala:

Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
franchement tena tsy azoko!!! fa raha ny vady ao antrano ve no anaovana firaisana dia fahotana?


za mba gaga...bokin'ny sekta inona toko fahafiry zany le...
17. ari.malala ( 08/06/2009 06:20)
Tsy mahay mitia izany ianao satria A/tra sy ny vadinao dia olona samihafa ary tsy azo ampitovina sy ampitahaina ny fitiavanao azy roa ireo fa samy manana ny toerany.
euh :roll: :roll: eto koa ah d very, Andriamanitra ve olona?
18. mmmhh ( 09/06/2009 07:14)
nyrina:
toa izany koa ny olona iray raha toa ka nanolontena an'Atra izy,dia ny fanompoana an'Atra no betsaka sy mibahana ao an-dohany.Mitombona ny hoe matahotra koa izy hoe aza mijangajanga ,aza manao izao,mila madio ny tena ,mila manaja ny tena koa,misy tahotra ao ,misy fanarahana ny didin'Atra ao,...

Dia ny olona nanompo an'Andriamanitra ve zany tsy mahay manavaka hoe firaisana tahaka ny ahoana no eken'Atra dia ny firaisana tahaka ny ahoana no fijangajangana ? Sa de lasa Donto ny sainy reefa manolo-tena ho an'Atra de tsy mahay manavaka an'zany?
19. ari.malala ( 10/06/2009 06:26)
Aiza mintsy niryna fa betsaka ny fanontaniana mila valiny ato o!
20. tywa68 ( 10/06/2009 07:35)
ari.malala > vakio tsara anie ny sujet e : iza no tena mihaino ? :-D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763